Hisokatra alohan’ny Propagandy

Tsy misy lalàna mandrara ny radio sy télé MBS tsy hisokatra! Tsy nanana olana ara-pitsarana ihany koa ireo haino aman-jery ireo, fa noho ny fandrobana nataon’ny foza tamin’ireo orinasan-tserasera
ireo no nahatonga ny tompony nampiato azy kely. Manana ny fahazoan-dalana ara-dalàna hanokatra ny radio sy télé ireto haino aman-jery ireto tamin’izany, ary tonga ny vanim-potoana hampiasain’ny
tompony azy, satria efa vonona avokoa ny fitaovana hampandehanana io haino aman-jery io. Mety ny eo anivon’ny minisetran’ny serasera no kanosa tsy hanokatra io, fa ny fepetra rehetra, dia manana
zo hanokatra ny orinasany ny tompony. Eo andalam-piketrehana ny fanokafana ireo MBS eran’ny faritra ny tompony amin’izao, ary raha vita tokoa izay, dia hanjaka tsara ny fifaninana amin’ny
fanehoan- kevitra, satria manjaka tokana anie ny famosahankevitra amin’izao e. Iza tsy lanin’ny vavonin-dry zalahy mantsy dia ireny nakatona ireny daholo. Ny azo antoka dia tsy maintsy hiverina
isan-tokantrano ity MBS ity, ka na ho sakananao anio aza izany, tsy maintsy hisokatra rahampitso. Efa ho dila anie ny fahefanareo e.

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *