Lalao Ravalomanana tao amin’ny FJKM KAMAFA Antsirabe : « Mampanantena fandresena ny Tompo »

DSC00050

DSC00050

Tonga niara-nivavaka tamin’ny mpino Kristianina tao amin’ny FJKM Katedraly Mahafaly Fahazavana Antsirabe (KA.MA.FA) Ramatoa Lalao Ravalomanana Rakotonirainy  niaraka tamin’ny fianakaviany tamin’ity Alahady 28 Aprily 2013 ity.

Vory lanina ny mpianakavin’ny finoana niaraka tamin’ny vadin’ny filoha lefitry ny FJKM.Andian-tsoratra masina maromaro no nitondran’ny mpitandrina ny torinteniny . « Mampanantena fandresena ny Tompo  », « Kanefa amin’izany rehetra izany, dia mihoatra ny mpandresy isika amin’ny alalan’Ilay Tia antsika » nalaina tao amin’ny Romana 8 : 37,  no nangalan’ny mpitandrina RASELIHARILAHATRA Gearges Audin ny hafatra . N’inona n’inona ady atrehina ka apetraka amin’ny Tompo dia hivaha ny olana rehetra hoy izy;  » Jehovah hiady ho anareo  ary ianareo kosa hangina ».

Notrotroina am-bavaka teto ihany koa ny fianakaviana Ravalomanana tamin’ity anio ity. Nandritra ny 52 volana sy herinandro no nivavaka farany teto izy ireo araka ny nambaran’ny mpitandrina ary dia fiarahabana sy fitrotroana am-bavaka no nentiny hoan’ny fianakaviana .Marihina fa ity fiangonana FJKM KAMAFA ity dia ny filoha Ravalomanana no isan’ny nanorina azy ity.

Taorian’ny fotoam-pivavahana dia nitsidika ny TIKO Farm Andranomanelatra Ramatoa Lalao Ravalomanana.Mbola nahitana ireo ombivavy be ronono miisa 200 eo ho eo tao izay hita fa mahia dia mahia tokoa.Feno alahelo ny fon-dRamatoa Lalao Ravalomanana nahita ny fahasimban’ny foto-drafitrasa tamin’ity fitsidihina ifotony ny orinasa ity.

14 pensées sur “Lalao Ravalomanana tao amin’ny FJKM KAMAFA Antsirabe : « Mampanantena fandresena ny Tompo »”

  1. La candidature de Ratsiraka(Deba) est elle ?
    – Une stratégie pour faire gagner Lalao Ravalomanana (répartir les voix des TGVistes)
    – Une tactique pour mettre fin à la règne du DJ (il reprendrait sa place)
    – La recherche d’une sortie plus honorable en politique ( pour avoir la conscience tranquille)
    – Une illusion cognitive( Il se croit toujours dans le coup)
    – Une combinaison des deux ou trois ou quatre précédentes propositions

    Par contre, E.Razafindravahy courtise Zafy Albert ( à surveiller)

  2. Dr CELESTIN Robin dit :

    29/04/2013 à 00:30

    Revoir les résultats obtenus par les candidats à l’issue du premier tour aux élections présidentielles du 16 décembre 2001 et suivre les démarches de ratsiraka auprès de la franàfrique dirigée par bongo omar ,qui a réuni se « collaborateurs » à dakar deux fois pour trouver la réponseà l’appel au secours de ratsiraka ,qui a perdu l’élrction dèsle premier tour et se souvenir de la partition du pays déclarée par le président sorti par les urnes..
    Tout ceci pour vous dire que c’est ratsiraka qui a voulu reprendre le pouvoir ,qui est l’ instigateur du coup d’état de mrs2009, d’ailleurs il l’avoué il y a un mois qu’il a participé au coup d’état avec participation financière avec un brin de fierté de celui qui a fait un exploit.car autrement dit ,il lui ratsiaraka ,a contribué à la chute du Président de la République RAVALOMANANA MARC..!
    Alors pourquoi ne se présente-t-il pas à ces prochaines élections ?…
    Qu’importe la vive et vivace mémoire des mauvais jours qu’ont les Malgaches…!
    Peu me chaut , a-t-il l’habitude de dire !

    [

  3. Lalao RAVALOMANANA. Est visiblement proche du peuple. Ses images dans une usine détruite et avec les paysans en disent long plus que nos discours.
    En revanche, je vois d’un mauvais œil la candidature de Ratsiraka. Comme ça la HAT dira que le rejet de la candidature de Lalao RAVALOMANANA a la même raison que celle de Ratsiraka. voyez le CES est objectif…

  4. éviter les erreurs de strategie:

    il y a des photos de Mme Ravalomnanana plus présentables plus haut que la photo plein de retouche dite officielle.

    sinon il faudrait plusieurs photos officielles.

  5. Lazalazao>>> tena manana izay vision-nao izay koa aho! toa mikokitra zavatra avo lenta ilay izy, fa Radidy ho président izany tsy azo eritreretina intsony, na lalana omban’ny tongony aza mbola manahirana ny hametrahana azy isaka izay hamindra, ka aza mety veriverena isika, wait and see!

  6. Ity no tena marina ka vakio kely azafady

    OPINION : dans une déclaration en date de ce jour, Ambroise Ravonison, leader de la mouvance légaliste, fait savoir que sans évolution favorable, il ne donnerait aucune consigne de vote aux légalistes répartis dans toute l’île. Ambroise Ravonison estime entre autres que la feuille de route n’est pas appliquée et respectée dans son intégralité, l’apaisement populaire et politique n’est pas effectif et le programme de chaque candidat n’est pas encore connu. Date : 29/04/13

  7. Tiako be Neny mitafy lamba!!!mankasitraka Neny a!!
    Tokony miverina mitafy lamba daholo ny viavy Gasy rehetra,
    sady ilay volon’i Neny miaraka be @’ilay lamba.
    Tena ketraka mihintsy angah i Neny ka naka aina kely aloha???aza kivy Neny fa ianao no herinay a!!
    ianao no fitaratra, honeran’Andriamanitra avo 100 heny anie ireny Neny a!!
    Homba antsika Andriamanitra!

  8. aleo eto no valiako fa i Deba dia efa tetika efa saika hataony taloha io
    fa ho hatsipiny any @ Sophie ny Baolina, dia i Sophie no FILOHAN’ I GASY e!!
    Mazotoa homana daholo tompoko ô!!!izao no tian’ny sasny koh!! tohizo daholo ihany ny HAGEGENA ,TIA-KELY
    tsy mahalala afa tsy anio ihany, MAHONENA!!!!!

  9. Asa na efa vita izay ilay hoe fanambaràna ho ataon’ireo mpamadika rehetra ! Mangataka sy mitalaho, milaza hoe « ndao indray hiaraka » !

    FA ANGAHA KILALAO NY FIAINAM-PIRENENA ???

    Raha manaiky ny fangatahan’ireo dia izay no vita ny amin’ny Kandidàn-tsika !

    Satria tanalahy ny foko, mahay miova loko !
    Satria tanalahy ny ANTOKO, mahay miova loko ?????

  10. mbola tetik maizin’i kotovelo miaraka @ foza ihany io e!
    vao misandratra kely indray ny tolona dia jenjemana an’izany indray
    sady izy tsy nalatsak’i dada io koa vao maika MBOLA HO AIZA , vao sava ranon’ ando daholo izany fa aza misy
    mimenomenona. Efa tsara pasoka daholo ny daomy miaraka @ FOZA.
    MITADY OLONA VAOVAO MAMY. R hiara-hipetsapetsa aminy ao @ FOZA DIA IZAY NO HILANY IREO MPAMADIKA
    IREO FA NY AO EFA SAROTRA FA EFA MAHASIRIKA NY TETI-DRATSINY MIARAKA @ FOZA.
    HO TERENA INDRAY NY VAHOAKA HANKATOA IREO NEFA I KOTOVELO NO MILA IREO MPAMAIKA IREO HO
    ATAO FITAOVANA.
    IZAY MANAIKY An’IREO DIA MIARA-MIALA AMINY ANY, TSY METY KOSA ! ireo anie izao no ho hanitsahan’i kotovelo
    izay miseho ho be mokony tsy manaraka azy sy ny FOZA ao e!toa andr’i Manoela ohatra, TSIVALAHARA!!!TSY METY eeee

  11. Na dada na neny na zoky na zandry no ho tinendrin’Andriamanitra hitondra ny Nosy eo dia izao no tsarovy: Raha ny Tompo no nanendry dia tsy faly zay ny devoly fa raha ny devoly kosa no manendry dia miomana fa hiharatsy ny fiainana satria Faharatsiana sy Fijaliana ary Fizahan-toetra mahamay no mialoha ny fiavian’ny Zanak’Olona!

  12. Tsy ni…ni ve ity manoratra eto???
    MAHONENA!!!!fa i Fano ihany ve no tena milay hihi ????
    Mba omeo ary ilay anarana hifidiananany anao e!!!!hihihiiii
    Tė hijabaka eo koh! tė hiditra pataloha tery eo koh!!!eo vao mamala-kira eo izato izy.
    Dada efa tsy ao kah!!sao mba voasolonao ny toerany ohatra???dadanay indray dia
     » tenin-dehilahy » fa tsy sarin-diky toa an’i domelina no miteny.
    Tsy hitanareo indray iny Daka tsy hita maso iny an!!
    Dada tsy nilatsaka fa…..NENY, domelina tsy nitana ny teniny , maty aho vola be!!!!
    DIA IO IANAO MIAKAPOKAPOKA IO!!!!MAHEREZÀ Rafano !!!!

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *