RANDRIANARISOA GUY RIVO : tsy maintsy mandresy isika

IMG_0064

IMG_0064Aza mieritreritra intsony ianareo hoy ny mpitondra tenin’ny filoha Ravalomananana Marc teny amin’ny Magro Behoririka manomboka izao fa roso ny Dia. Miova ny fomba fijery hoy izy , tsy mitsikera intsony , fa fandresena no tanjona. Raha matoky ahy ianareo hoy izy dia matoky an’ireo mpitarika ary matoky an’I dada sy neny. Aza matahotra an’izany hoe vehivavy ny anareo. Raha any ivelany hoy Guy Rivo dia “patri” fa aty amintsika dia firenena ka Neny no fototeniny. Avadiho ny baolina manomboka izao, fa aleo ny lehilahy hanao baolina eny Mahamasina fa ny vehivavy hiasa ho an’ny tanindrazana. Matokia ianareo hoy izy fa vita fihodianana voalohany ny filoham-pirenena ary antsika ny solombavam-bahoaka, ny Praiminisitra. Efa mazava ny antsika hoy izy fa mbola maty amin’ny 24 Jolay ka tsy maintsy mandresy isika.

26 pensées sur “RANDRIANARISOA GUY RIVO : tsy maintsy mandresy isika”

  1. « Raha matoky ahy ianareo hoy izy dia matoky an’ireo mpitarika  »
    Tsy hampitovy angaredona vélively aho. Ianao mbola tsy n’irai tsikombakomba t@ Foza izy Telo efa tao.
    Mpitarika ve ? Ny fanapahan-keviny izao dia ny hamafa ny anaran’ny RAVALOMANANA mandritra ny fampielazan-kevitra. Sarotra ny hanaiky izany.

  2. Miala tsiny fa ilay machine fanoratana mihitsy no manova ilay soratra

    « Raha matoky ahy ianareo hoy izy dia matoky an’ireo mpitarika »
    Tsy hampitovy anareo vélively aho. Ianao mbola tsy niaraka nitsikombakomba t@ foza izy Telo efa tao.
    Mpitarika ve ? Ny fanapahan-keviny izao dia ny hamafa ny anaran’ny RAVALOMANANA mandritra ny fampielazan-kevitra. Sarotra ny hanaiky izany. Nefa tsy maintsy hiaràka ihany isika. Fa izahay kosa tsy hanadino ireo mpitarika,be fikafika ireto.

  3. Za koa mitovy am lazalazao,tsy hampitovy anao am ireo mpitarika,fa mba tokony mailo be am zay aloha na dia hoe manambatra hery aza ny teny midina avy am PRM,isika tsy hanilika andry zareo tsy nahavita azy ireo,fa isika koa tsy hanankina ny campagne aminy kosa e!

  4. Depuis la déclaration par la Mouvance RAVALOMANANA MARC et les sympathisent de la Politique générale appliquée et réussie pour le développement du Pays de la candidature de Madame RAVALOMANANANA RAKOTONIRAINY LALAOARIVELO ,Ous avons constaté et avons entendu ici et là les motifs invoqués pouvant invalider cette candidature..
    Ces dires et ces insuniations trahissent à quel point l’affolement , les inquiétudes des putschistes sont énormes et qu’ils ne peuvent plus maîtriser cette débandade qui est est monnaie courante chaque jour qui voit une candidature des putchistes .
    Est-ce vraiement une décompisyion ou une autre novelle façon de brouiller les cartes : présenter le maximum de candidats le premier tour pour provoquer un ballotage qui serait défavorable pour la candidate de la Mouvance ,car les nombreux candidats battus au premier tour ,céderaient leurs voix au seul candidat putsciste qui a pu passé ce premier tour..Et leur cacul prévoirait que le total de ces voix dépasserait les voix exprimées favorables à Madame RAVALOMANANARAKOTOARIVELO LALAO..

    En plus de ce cette recherche de ballotage , il existe les l’utilisation des arguments pseudo-juridiques qui empênt l’enregistrement de la candidature..
    cette utilisation des arguments nn licites pour faire invalider cette candidature rentre dans le comportement anticonstitutionnel et illégal de ce rajoelina et de son association de malfaiteurs que l’Ambassade des USA a dénoncé ce 22 avril 2013..Voici lénoncé de cette dénonciation :

    « 22 Avril 2013*9h00->Assassinat arbitraire ou extrajudiciaire, , arrestation ou détentiton arbitraire, refus d’un procès public, atteinte à la liberté d’expression et de la presse ainsi qu’à la liberté d’Association etc… sont des exemples cités par l’Ambassade Américaine sur l’entrave aux droits humains à Madagascar en 2012.. ».

    Est-ce que Nous devons faire confiance , à l’ndépendance , à la liberté de juger seln leur intime convictionà l’honnêteté de ces magistrats qui désormais fonction de HCC notament pour surveiller le déroulement des élections ,qui d’après Nous , commencent dès l’enregistremet des candidatures ?
    Les putschistes savent bien de façon consciente que si la candidature
    de Madame RAVALOMANANA RAKOTOARIVELO LALAOARIVELO est enregistréee sans problème ,
    son élection ne dépend que du choix des Malgaches lors du suffrage universel..

  5. Efa tena kentrina ny malagasy raha mbola putschiste no lany eo ê !
    La candidature des putschistes passe encore, mais celle de Ranjeva me déçoit énormément ! On voit à quel point la notion de patriotisme est loin d’être acquise, même chez les avara-pi !

    Tsy dia miady r’Ingahy ity resaka manao baolina eny Mahamasina, ary vehivavy hiasa ho an’ny tanindrazana ity ê !! Tsy misy fomba hafa entina hilazàna izay tena andrasana amin’ny lehilahy angaha ? Miala tsiny indrindra !

    Raha mba misy mahazo an’io resaka io, dia mba azavao kely aza fady indrindra !

  6. Miala tsiny @ nareo izahay ,fa izahay dia tsy maintsy mieritreritra .haoana moa no tsy maintsy hatoky anareo .
    tsy maintsy tonga I Atoa RAVALOMANANA @ IZAO HOE @ itsy ,aiza izao ? dia tsy maintsy hatoky anao ve izahay???? ?

  7. Dr CELESTIN Robin dit :

    22 avril 2013 à 19 h 30 min

    Depuis la déclaration par la Mouvance RAVALOMANANA MARC et les sympathisent de la Politique générale appliquée et réussie pour le développement du Pays de la candidature de Madame RAVALOMANANANA RAKOTONIRAINY LALAOARIVELO ,Nous avons constaté et avons entendu ici et là les motifs invoqués pouvant invalider cette candidature..
    Ces dires et ces insuniations trahissent à quel point est grand l’affolement ,et certainement pertubantes les inquiétudes des putschistes : ils ne peuvent plus maîtriser cette débandade qui est monnaie courante chaque jour qui voit une candidature soit disant dissidente des putschistes .
    Est-ce vraiement une décomposyion ou une autre novelle façon de brouiller les cartes et de tromper les Malgaches : présenter le maximum de candidats le premier tour pour provoquer un ballotage qui serait défavorable pour la candidate de la Mouvance
    RAVALOMANANA MARC et éviter ainsi la victore à l’issue du 1er tour de scrutin de Madama RAVALOMANANA RAKOTONIRAINY LALAO,car les nombreux candidats battus au premier tour céderaient leurs voix au seul candidat putsciste maintenu pour le 02ème tour qui a pu passé ce premier tour..Et leur cacul prévoirait que le total de ces voix dépasserait les voix favorables exprimées frables à Madame RAVALOMANANARAKOTOARIVELO LALAO..

    En plus de ce cette recherche de ballotage , il existe l’utilisation des arguments pseudo-juridiques qui empêchentnt l’enregistrement de la candidature..
    cette utilisation des arguments non licites pour faire invalider cette candidature rentre dans le comportement caractérisque anticonstitutionnel et illégal ,sans foi ni loi de rajoelina et de son association de malfaiteurs que l’Ambassade des USA a dénoncé ce 22 avril 2013..Voici lénoncé de cette dénonciation :

    « 22 Avril 2013*9h00->Assassinat arbitraire ou extrajudiciaire, , arrestation ou détentiton arbitraire, refus d’un procès public, atteinte à la liberté d’expression et de la presse ainsi qu’à la liberté d’Association etc… sont des exemples cités par l’Ambassade Américaine sur l’entrave aux droits humains à Madagascar en 2012.. ».

    Est-ce que Nous devons faire confiance , à l’indépendance , à la liberté de juger seln leur intime convictionà l’honnêteté de ces magistrats qui désormais fonction de HCC notament pour surveiller le déroulement des élections ,qui d’après Nous , commencent dès l’enregistremet des candidatures ?
    Les putschistes savent bien de façon consciente que si la candidature
    de Madame RAVALOMANANA RAKOTOARIVELO LALAOARIVELO est enregistréee sans problème ,
    son élection ne dépend que du choix des Malgaches lors du suffrage universel..

  8. KM>Niezaka ny mba hahafantatra izay tiany holazaina ny tena fa toa tsy tafa mihitsy.Mhahavariana ihany hoe efa firy taona nanaovana pôlitika dia mbola tsy mahay mandahan-teny ara-dalàna eny imasom-bahoaka!!!
    Sa ny mpanao tatitra no tsy mahavoa?

  9. Efa mitaraina mihintsy ilay machine ry Lazalazao a ! hihiii

    Heveriko f’izaho ihany no FANINA????
    EFA MAZAVA FA TSY AZO HATOKISANA NY LOHAN’NY MPITARIKA mihintsy aza,DIA AVY KOA
    RANAMANA NIROBOKA NANDETI-TENA, NY ANTONY????TSY HAY e!!!MISY RAHA AO eeeee
    MIKARARANA NY KITAPO LATSAKA @’izao koa tsy atao mahagaga ny zavamisy » aza misy any izany ».
    TERENA FOTSINY ILAY OLONA @’io an!!TSY RARINY e!!!@’izay indray efa hita eo ny fandehan-javatra
    fa tsy msy mandeha @’zay laoniny ary tsy sasatra ny MANIPY HIDITR’AKONDRO NY SASANY KOA MBOLA
    SAHY MITENY IHANY RY ZAREO ARY MANIZINGIZINA ??HAFAHAFA ZALAH!!!TSY MAZAVA e!!!

  10. Teneno mafy ireto mpamosavy malemy ireto andriamatoa Guy Rivo ahh, ny andryzareo tsy manan-katao afatsy ny manenjika sy ny mandemy manao izay hankahalan’ ny zanak’ i dada ireo zokiny mpitarika ireo indrindra i Mamy Rakotoarivelo, nefa izany lehilahy izany no hita fa miasa mafy sady tanan-kavanan’i dada ao aorian’ny vady aman-janany; fa ny an’ireo (reo ambony ireo izy ireo) ny fijeriko azy dia fialonana tsotra izao, fa mety ho nitetika ny toeranao angamba ireo dia ianao no natokisan’ i Dada dia tezitra ireo ka mandripaka ny ato anatiny toa izao, soa fa tsy handairan’izany ny zanak’i dada fa raha tsy izany angamba efa nizarazara niparitaka tsy nisy intsony izany Magro sy zanak’i dada izany, ka ny fozaorana no faly voalohany. SOA FA VITSY KELY IREO. Sady mampalahelo ireo no mampiahiahy eee, manome vahana manao izay handihizan’ ny fozaorana nefa mba milaza ho zanak’ i dada ihany.

  11. Aza dia miteniteny foana , mba dinio ny zavatra avoakan’ny vava,
    INONA NO ASA VITAn’i KOTOVELO HATR@’IZAO ANKOATRA NY FAMPIDIRANA KIZO
    NY FIRENENA AZAFADY e????
    -SONIA VITA FA DOMELINA NO FILOHA DIA INONA NO VOKANY TOMPOKO Ô????TANISAO KELY
    raha sy hiteny afa tsy ireo FATY FATY ERAK’i MADA sy ny HARENA LAFO VARO-BOBA sns tsy voatanisa.
    – AIZA NY FAMPIHARANA NY FR???
    -AIZA DADA??
    -RADIO ! TV?
    -GADRA ??? AIZA??
    IZAY NILAIn’i DAMELINA ANEFA TANTERANY DAHOLO ARY VITANY SONIA HATR@ « FAHAFAHAn’i » MADA
    NOSOLOINA  » FITIAVANA  » fa tsy hilainy ilay FAHAFAHANA.
    DIA MBA LAZAO ARY IZA NO TOKONY HIADY IO ANARANA TIM IO @ VAKITAMPONA???hitan’i rehetra tsara
    fa MIFANOROKOROKA TSARA IZY SY Raharinaivo an
    Dia mboal io koa ny anaran’i Neny hitadiavana hirika mihintsy ny HANENA NY VATOn’i NENY HO AN’i VAKITAMPONA
    SA HO AN’IZA?????MBOLA TSISY HETSIKA NA FANOHERANA FA , terena fotsiny ny rehetra hanaiky hoe:  » isika
    mandefitra foana e » , NEFA IZY NO MAHAZO TOMBON-TSOA ANY DIA TERENA NY REHETRA HANAIKY ! DIA IO
    KOA I GUY RIVO TERENA KOA HIARA-HIOSI-POTAKA AMINY FA TSY HAY BE IHANY NA MISY INONA KOA ????

  12. Dia mboal averiko ihany fa RAHA TENA MANANA NY MARINA TSY MISY
    TERITERY IANAO DIA AZA MANOVANOVA ANARANA.Mandehana mahitsy ho hita
    tsara fa izay no tena izy e!aza misafelifelika.
    Ity raharaha ity tsy azo atao teri-vaimanta fa efa POTIKA NY FIRENENA ARY MILA FANARENANA FA TSY VAO
    MAIKA HANDETIKA AZY NO HILAINA.

  13. Araky ny santionan’ny asa nataonao fony mbola teto i dada
    dia ianao no safidiko

    Fanarenana goavana no miandry antsika,
    fa rehefa tsy mahay mifanaraka ireo lehilahy sy ny sisa ireo,
    dia aleo apetraka amin’ny vehivavy ny andraikitra masina ho an’ny tanindrazana!

    Tandremonareo fa ny Voninahitra sy Vola no naharendrina ny firenena toa izao, de nigoka sy niloka ry ZAREO, nivaro-b.dy no ASA navelany ho an’ny tanora!!!

    Atsaharo tompokolahy isany ny fiarahana mipetsapetsa na amin’ny iray amin’ny antoko TGV – HAT fa loto sy lamokan’atody no atoraky ny olona eny an-tava, raha vao tsinjony oe « iny indray » hono

  14. Ireo be tay am-bava sy tsy manan-ko lazaina afa-tsy ny fanaratsiana , fa fanenjehana ireo Mpitondra ao amin’ny Ankolafy RAVALOMANANA MARC..Raha mba tsikera mitondra fanasoavana moa tsy dia maninona fa tsikera mandemy sy manatsatso no hain’izy ireo..
    Ny fisainan’ny olona toa itony no manome hery ary mamporisika ireo mpanongam-panjakana izay miala aina amin’izao fotoana izao..
    Saika tsy iteny intsony momba ireo olona , izay tsy mitsahatra ary miezaka aza izay tsy hahombiazan’ny Tolona ataon’ny Malagasy
    —tena miaraka amin’ny Filoha RAVALOMANANA MARC eo amin’ny Paolitika ankapobeany nampiariny nandritry ny FITO TAONA ary sy mbola aroson ‘ny Ankolafy RAVALOMANANA MARC
    —sy manohana marina ny candidature-n’i Madame RAVALOMANANA RAKOTONIRAINY LALAO ho amin’ny fifidianana izay ho Filohan’ny Firenena..
    Tsy kilalolao izany fifidianana na resaky ny tsy manan-kalahatra sy mitango fotsiny !lalitra ,ka tsy tokony hmena lanjany ary tsy hilaina hasiana setriny..!

  15. Ny Tena Andry tsy Domelina,
    Misy marina sy azo eritreretina ny voalazanao, tadidio anefa fa ao anatan’ireo anarana ambositra ireo dia misy olona tsy hampizinao mihi » aleo hiaraka fa ilay miady an-trano mety tsy handresena @ fifidianana. »
    Ny tsy fiarahana mantsy dia mety miteraka faharesena eo @ fifidianana.Noho izany dia tsy resahiko ireo tsy hifanakena teo aloha. Hoy mantsy ianao hoe vitsy kely ireo. Jereo anefa fa raha hitsena an’i Dada na i Neny die be ny olona fa raha mankao @ MAGRO dia tsy dia betsaka, noho izany betsaka kokoa izany ilay ety ivelany.. hajanoko ny @ iny fa mba ity kosa ny fasnotaniako:
    Ekekenao ve ny hamafàna ny anaran’i RAVALOMANANA mandritra ny fifidiana ?

  16. Fanitsiana (lavareny)

    Ny Tena Andry tsy Domelina,

    Misy marina sy azo eritreretina ny voalazanao, tadidio anefa fa aorinan’ireo anarana ambositra ireo dia misy olona tsy hampizinao mihitsy. Aleo hiaraka ihany fa ilay miady an-trano mety tsy handresena @ fifidianana.
    Ny tsy fiarahana mantsy dia mety miteraka faharesena eo @ fifidianana.Noho izany dia tsy resahiko ireo tsy hifanakena teo aloha. Hoy mantsy ianao hoe vitsy kely ireo. Jereo anefa fa raha hitsena an’i Dada na i Neny dia be dia be, ny olona, fa raha hankao @ MAGRO dia tsy dia betsaka, noho izany betsaka kokoa izany ilay ety ivelany.. hajanoko ny @ iny fa mba ity kosa ny fanotaniako:
    Ekekenao ve ny hamafàna ny anaran’i RAVALOMANANA mandritra ny fifidianana ?

  17. Ianao ry DCR no tena miteniteny foana fa aza be kiredy eo â !
    Mba asa, taiza ny diplaomanao no azonao na taiza ? Mety olona mba nianatra ianao fony tanora fa amin’izao fotoana izao efa tsy azo hitokisana intsony, fa ny zavatra soratanao aza tsy voafehinao intsony !!

    « …Et leur calcul prévoirait que le total de ces voix dépasserait les voix favorables exprimée FRABLES à Madame RAVALOMANANARAKOTOARIVELO LALAO… » !! Iza io olona resahanao io ?

    Asa na tafiditra ao anatin’ilay hoe « reo ambony ireo izy ireo » ny tenako na tsia, fa ny ahy aloha dia izao ihany ê : Qui « aime bien » châtie bien !!
    Raha mbola mihevitra ny tenany ho mpitarika tena tia tanindrazana, dia tokony manaiky tsikera rehefa hitan’ny olona fa misy zavatra tsy miady ataony !

    Misy anaran’olona voatonona ato, ary olona nahasy niteny hoe : » Inona no mbola hijanonana ao (TIM & Movansa Ravalomanana), fa ho tratra farany ao ?? Tokony hahatadidy ny teny izay navoakan’ny vavany io olona io !

    http://www.tim-madagascar.org/forum/read.php?1,780985

  18. GTTb, efa henoko tamin’na horonam-peo io voalazan’Ingahy Guy Rivo io !
    Misy maladresse ilay expression, satria ny fandraisako azy LASA toa hoe : Mandehana ianareo lehilahy manao daomy sy misotro bebeksa, fa avelao ny vehivavy tia tanindrazana hiasa !!
    Na koa……saritsarin-teny milaza hoe : Tsy ireo nanao baolina( cf fair play ) teny Mahamasina intsony izao no favoris, fa i Neny amin’izay izao no hitantana ny « lalao » ; koa mba mieritrereta ianareo : Na ianareo mbola hilalao baolina na hitolona sy hanotrona an’i Neny !

    Izay angamba..???

  19. Asa tokoa!!!
    Fiangaviana an’ireo mpandray fitenenana no ataoko eto mba ho tsotra sy hazava ny zavatra mivaoka ny vavany, nefa dia hafa ny fandraisan’ny sasany azy eto.Sa ilay pseudo mihitsy no tsy levon’izy ireo?
    Tiako anefa ny mampahafantatra azy ireo fa ho sarotra hoazy ireo ny hanao vali-boraingina raha tiana ny hiara hiady @’ny saribakolin’ny mpanjanahan-tany.
    Tsy ny fitiavana na fitadiavan-tseza na ranondranony any ho any ny hitenenanay eto, fa ny FITIAVAN-TANINDRAZANA.Aoka hazava hoan’ireo beloha 2 eo ambony ireo izany.

  20. Ao nelisany ry Gtt-Paris sy ny sasany to an’i Gttb sy le KM.
    Tizo any ny blabla lisany !

    Envoyé par: Rotsaky (Adresse IP journalisée)
    Date: lun. 22 avril 2013 22:33:33

    Tokony hatsapa tena fa foza noho ny foza ireo milaza azy ho mpitolona nefa maniratsira ny fanapahan-kevitry ny filoha Marc Ravalomanana ary koa manentana hatrany ny « diviser pour regner ».

  21. Samia mihaino ny tenin’ny filoha Ravalomanana isika.
    NENY izao no hofidiana fa avelao any ny sasany izay nampikrizy antsika.

    NENY — NENY — NENY — NENY

  22. sao lahy variana mifanasa vangy eo ianareo fa ny sasany anie efa ho tapitra voatetiny ny atsasaky Madagascar e! PDS aza afaka mitokana zavabita ku! i Hajo tsy lazaina intsony fa isan’andro mahatety tanana roa! ianareo variana ao @ MAGRO sy miantso mpaanao gazety. mAZOTO E

  23. Dr CELESTIN Robin dit :

    23 avril 2013 à 4 h 56 min

    Ireo be tay am-bava sy tsy manan-ko lazaina afa-tsy ny fanaratsiana , fa fanenjehana ireo Mpitondra ao amin’ny Ankolafy RAVALOMANANA MARC..Raha mba tsikera mitondra fanasoavana moa tsy dia maninona fa tsikera mandemy sy manatsatso no hain’izy ireo..
    Ny fisainan’ny olona toa itony no manome hery ary mamporisika ireo mpanongam-panjakana izay miala aina amin’izao fotoana izao..
    Saika tsy iteny intsony momba ireo olona , izay tsy mitsahatra ary miezaka aza izay tsy hahombiazan’ny Tolona ataon’ny Malagasy
    —tena miaraka amin’ny Filoha RAVALOMANANA MARC eo amin’ny Paolitika ankapobeany nampiariny nandritry ny FITO TAONA ary sy mbola aroson ‘ny Ankolafy RAVALOMANANA MARC
    —sy manohana marina ny candidature-n’i Madame RAVALOMANANA RAKOTONIRAINY LALAO ho amin’ny fifidianana izay ho Filohan’ny Firenena..
    Tsy kilalolao izany fifidianana na resaky ny tsy manan-kalahatra sy mitango fotsiny !lalitra ,ka tsy tokony homena lanjany ary tsy hilaina hasiana setriny..!

  24. @ranavalona,
    Olona maranitra ianao. Marina. Tsy ianao irery no tsy mahazo ny tetitetin’ny sasany.
    io DCR ve dia hisy mpanaraka e!!! Tsy mitsahatra miteniteny foana, manompa ny hendry hoe mbe taim-bava, nefa ny tenany no tsy mitombona na teny vahiny (hafahafa) na teny malagasy.
    Marina ny filazan’ny sasany hoe: « ny qualité ny mpanohana n’i ravalomanana no mitovy @ tsy fahaizana politikany: ambany dia ambany ». Mora fetsifetsena. Izany ve dia mbola azo antoka. Mba mieritrereta lahy, fa tsy kilalao ity resaka ity.
    i rajoelina dia tsy mitsahatra mahazo rehetra tiany. Etsy ankilany, i ravalomanana tsy nahavoha na kely aza. IZA ARY NO « CRÉDIBLE »? VALIO R’I DCR BTB (be taim-bava) a!

  25. Samy manana ny rano nandroany ry dà a!!hihiii
    Avelao izy ho eo fa ny zanak’i dada mahazaka demokrasia.
    misy koa nomen’Atra maso ahita sy sofina handrė fa tsy hanao boloky toa io raika lahy lazainao io.
    efa maro ny kiana nahazo azy teto fa tsy haiko aiza ny AZY NO MIHAINO???Radoko io an!!!
    Dia izany no izy fa mbà endry fa bedin’i Bavy a!!jereo ny tenanao dia raiso ny tolona tolominao fa
    aza manao Ramasa-bomanga.MIJOROA @ FOTO-KEVITRA IRAY FA LEHILAHY, ny tanjona dia
    iray dia ny « hanavotra ny tanindrazana « fa avelao any aloha ny DISADISA SAMIHAFA.

  26. Tsy izao hataon’i lehiben’ny Mpitarika izao no ahazahoana ilay fandresena
    koa aoka ny tsirairay no handinika, raha rariny izao aloha???????aiza ilay fandraisana
    andraikitra.

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *