RAVELONANOSY MAMY TIANA : ARAHO NY TOROMARIKA POLITIKA HITARIHAN’NY FILOHA RAVALOMANANA ANTSIKA

IMG_0037

IMG_0037Araka izay efa nitondrantsika ity tolona ity hatramin’izay hoy ny Ct Ravelonanosy Mamy Tiana teny ami’ny Magro Behoririka dia  ny fahendrena. Misy ny fahendrena nitondran’ny ray amandreny ny filoha Ravalomanana Marc antsika. Nisy ny toromarika samihafa izay apetraka hoy izy ka rehefa izy no nitarika antsika ho any amin’ny làlana iray dia tsy mba hitondra antsika ho any an-kady. Noho izany hoy ity olomboantendry avy Ankazobe ity dia misy toromarika politika hitarihany antsika. Misy ny mety holazaina ary misy ny tsy azo lazaina ao anatin’izao fanohizana ny tolona izao. Noho izany rehefa miteny izy satria izy no lehiben’ny Ankolafy dia mino isika fa zavatra tiany ahatongavana ao. Mikasika ny diniky ny FFKM dia nambarany fa  aha miresaka FFKM isika dia miresaka fiangonana, ary rehefa miresaka  fiangonana dia mitodika amin’Andriamanitra. Ny hivavahantsika hoy Mamy Tiana dia ny hivahan’ny krizy ary izay no hitarihana ny saintsika sy iantsoana ihany koa ny mpikambana ao amin’ny FFKM hoe apetraka am-bavaka ny zavatra  rehetra.Namafisiny ihany koa fa tsymijanona ny tolona ho an’ny mpomba ny Ankolafy Ravalomanana raha tsy tonga eto I Dada, na inona na inona ateraky ny zavatra hafa.

18 pensées sur “RAVELONANOSY MAMY TIANA : ARAHO NY TOROMARIKA POLITIKA HITARIHAN’NY FILOHA RAVALOMANANA ANTSIKA”

  1. ravelonarivo dit :
    15 avril 2013 à 13 h 31 min
    J ‘insiste à signaler le manque de cohérence de la mouvance Ravalomanana,tous les membres de la délégation en afrique du sud savent que la candidature de Mme Ravalomanana peut poser de problémes pour différentes raisons ,une d’elle est l’accord entre ces m^mes personnes et Rajoelina pour les conditions de retour et de séjour de Mme Ravalomanana à Madagascar ,
    en 2 tout le monde sait en arriére pensée que Mme ravalomanana n’a pas residé physiquement à Madagascar pendant 4 ans ,…
    On sait bien La compétence et l’éfficacité des hommes de loi de cette mouvance (avocat et autre ) qui n’ont pas fait leurs preuves ,qui osent avancer la candidature de cette femme.
    J’espére qu ils osent assumer tous leurs responsabilités ,lorsque la France et Rajoelina vont s’opposer à cette candidature de la mouvance Ravalomanana.
    Ce que je ne croîs presque plus car eux tous ont crié le retour de Mr Ravalomanana avant les elections où on en est maintenant ????

  2. Parce que c’est la France aussi qui décide des élections. Non contente d’empêcher un malgache de rentrer à Madagascar elle déciderait aussi qui doit se présenter aux élections ?
    Non ils ne feront rien parce qu’ils signent leur arrêt de mort définitivement en agissant ainsi.
    Marc Ravalomanana a raison de nommer sa femme pour le remplacer. Seul un idiot ne le ferait pas. En nommant sa femme il se désigne lui même. Et c’est pour cette raison que nous allons tout faire pour qu’elle gagne.

  3. Maintenant que les membres de la mouvance RAVALOMANANA MARC qui ont fait le déplacement à Prétoria pour rencontrer le Président de la République RAVALOMANANA MARC
    ont à l’unanimité aaccepté et ont approuvé la candidature
    de la Première Dame RAVALOMANANA LALAO..
    Cette candidature doit Nous mobiliser et Nous oblige à prendre toutes nos dispositions générales de la Mouvance RAVALOMAANA MARC au niveau de toutes les instances ,dans les Faritra ,les districts , les fokontany , les Communes urbaines et rurales..
    Cette candidature impose de taire toute discussion..inutile..!
    Redoublons de vigilance et décuplons nos efforts et notre courage pour soutenir la candidature de Madame RAVALMANANA LALAO pour les présidentielles..
    Certains ont exprimé leur de présenter leurs candidatures à cette élection..
    Ces personnes sont démocrates et soucieuses de la victoire de la candidate de la Mouvance RAVALOMANANA LALAO ont su taire leur souhaitd’être candidats Bravo et merci pour elles !
    Serron ls coudes encre plus fot qu’avant cette désignation de la Premièe Dame comme candidate à la présidentielle!

  4. Marina avokoa izay nolazainareo rehetra fa avelao aloha hande amin’izao fa manjary mankarary an-doha – Miandry re isika tompoko amin’izay vokany eo é !

  5. CCI IVATO 10h00. Andry Rajoelina , président de la Transition, les chefs d’institutions, ainsi que les membres du gouvernement assistent à la rencontre préliminaire en vue de la réconciliation organisée par la Confédération des Eglises Chrétiennes de Madagascar au CCI Ivato. Les anciens présidents, Didier Ratsiraka et Albert Zafy sont également sur place.

    Ny tena mampalahelo woa dia izao é:Ny PREZIDA taloha dia tonga manatrika eny aminy CCI ivato daholo nefa i RAVALOMANANA ity mbola taraiky any AFRIKA atsimo hatraminizao mbola miandry ny valim-pifidianana, ary mbola tsy fantatra woe: ekena vé ny filatsahany i RAVALOMANANA lalao, ny tiako tenenina dia na i RATSIRAKA efa namono olona taminy 1991 ireny dia afaka miditra soamantsara eto MADAGASIKARA.Ny hitako tena voamafy eto zao dia i RAVALOMANANA izay nanaovany i RAJOELINA fanonganam-panjakàna sy ny rariny.

  6. Dia tokony hampahafantarina ihany koa ny vahoaka aty ivelany fa ny kandida tohan’ny firenena iray miseho mandala demokrasia @ alalan’ny frantsafrika dia olona tiavola nanimba ny firenena.Hidiro daholo ireo blog politika rehetra ireo hanazavana ny politika ratsy io fikambanana io.

  7. Je tiens à préciser ici, qu’on n’agit ou parle pas dans le même registre quand on dit « Lalao Ravalomanana » ou « Ravalomanana Lalao ». ce dernier est moins élégant, plus administratif et beaucoup moins musical. Il n’exprime pas forcément une sympathie. Lalao Ravalomanana, ou tout autre prénom qui passe avant le nom, est un signe de respect, de bonne considération et plus académque.
    Ainsi on ne dit pas Mitterand Francois, ou Obama Barack mais l’inverse. Donc, moi J’appelle Marc Ravalomanana et non l’inverse. De plus, la candidate de la mouvance ne je n’appelle pas « Ravalomanana Lalao », car cela veut dire que c’est son nom. Elle a un nom de jeune fille mais le nom d’honneur ou d’union qu’elle porte, c’est LALAO RAVALOMANANA, comme tout le monde l’appelle. Il suffit de lire les journaux ou les documents officiels pour s’en convaincre. Seul dans la justice, on utilise le Nom + prénom…

    Détail vous dites..? mais on entre déjà dans une période pré-éléctorale.

  8. LAZALAZAO,
    De gaga elah, hoy ny sasany !!
    Mbola ho avy ny Madama Ravalo, toy ny fanaon-dry zalahy mpanao gazety, izay ao anatin’ny movansa !

    Comment soutenir quelqu’un, que l’on ne respecte même pas ?

  9. Gazety Midi Madagascar
    ….
    « A entendre Marc Ravalomanana, « sa mouvance » ne fera pas la politique de la chaise vide. Mais entre la politique dsu siège vide et l’éligibilité de Lalao Ravalomanana, il y a un risque d’une longue traversée du désert.
    Dans ce cas, l’EXILE D’AFRIQUE DU SUD risquerait de connaître le sort de l' »Amiral Didier Ratsiraka » qui a été physiquement ET FINANCIÈREMENT par ses 9 ans d’exil » !

    RAJAOFERA Eugène

    Points sur les « i » !

    Io mpanao gazety io irery no tany Afrique du Sud, ary navelan’ny Filoha nanatrika fivoriana izay tsy tokony natrehany akory aza !

    Tsy tonga tany Afrique du Sud io olona io, raha tsy i Mamy Rakotoarivelo !
    Mandeha ny fanontaniana satria mandeha ny foa, fa maro ireo be konetaka nimenomenona fa mahazo tsikera avy amin’ny vahoaka, sy mpisera rehetra !

    Mpanohana ny movansa ve io olona io, sa nitsikilo fotsiny no nandehanany tany ?? Rahatoa ka amin’ny maha mpanao gazety ny tenany fotsiny no nandehanany tany, dia tsy tokony nanatrika fivoriana izay tsy azony natrehany akory !

    Matoa izy nasaina nijanona, dia fantatry ny Filoha fa mpanao gazetin’Ingahy Rakotoarivelo izy !

    Raha TENA mpanohana, dia tokony mba hanàja ny Filoha Ravalomanana ! Mbola tsy nahita an’io olona io ny tenako, nanoratra hoe l’EXILE DE NEUILLY ; ny EXILE D’AFRIQUE DU SUD NO HITAN’NY OLONA MATETIKA !

    Mba ampitao ny hafatra ry zareo ao amin’ny lafy8 !

    Nous sommes en train de changer de braquet et de stratégies, afin de soutenir à fond Madame Ravalomanana. Cela doit se faire en ordre de bataille rangé et non dans la pagaille !

    Et pour terminer, j’aimerais donner une petite idée à ce monsieur ! Puisque les finances du Président ont l’air de beaucoup l’intéresser. Pourquoi ne pas faire un article sur tout ce qu’il avait perdu depuis ce fameux mois de janvier 2009, de même que sur TOUS LES MANQUES À GAGNER ? Qui va indemniser le Groupe TIKO ?
    Il pourrait également faire une enquête, pour connaître l’identité de tous ceux qui ont fait main basse de manière illégale, sur tous les biens du Groupe TIKO ( Matériels, cheptel bovin,….) !

  10. « AFFAIBLI » (physiquement et financièrement) tsy voasoratra ! Miala tsiny !
    Fa…. Quel optimisme, à moins que….!!!!

  11. Aza gaga izany e! efa fantatra fa Filoha Marc Ravalomanana dia tsy Didier Ratsiraka , aza adino ny tantara e! ireny anie no atao angalana lesona e! I Ratsiraka dia tsy nisy nisakana azy tsy hody teto tao aorian’ny 2002 fa izy no tsy te hody satria natahotra ny fitsarambahoaka , i Ratsiraka dia an’isany nahatonga ny fanonganam-panjakana tamin’ny 2009 tamin’ilay horonantsary tao amin’ny TVplus sy VIVA, ka aiza no hitovizan’izany , Ny Filoha Marc Ravalomanana hatramin’izao mbola lanin’ny vahoaka ka ahoana no avela hody tsy maintsy asiana notam foana ka izay anie no mahamafy ny tolona e! miady mafy isika e ! ho an’ny Filoha sy ny malagasy te handroso

  12. une amie vietnamienne me disait, que: le Nom se place avant le(s) prénom(s)

    alors, vous parlez d’européanisation

  13. Tsy izay tian’ny Mpisera ataoa akory no TOKONY ho ataon’ny « Mpanao Politika », fa raha ny tena izy dia MIHEZAKA manaraka ny foto-kevitry ny « Mpitarika » no TOKONY ho atao .
    Ny hezaka ataony , araka ny fijeriko azy manokana dia ny ny FIRAISAN-KINA hanohana an’i Mme Ravalomanana « aloha  » izao no ataony.
    Ny « H

  14. diso manipulation azafady…..
    Ny « haine viscerale » mikaiska an’ANDRIAMATOA Mamy RAKOTOARIVELO TSY HEZAKA HANOVANA ny hevitry ny sasany akory, fa famporisihina ny HIRAY HINA.
    Raha te-hanohana an’i Mme RAVALOMANANA dia TSY MAINTSY(araka ny hevitro manokana) mandalo amin’ny Firaisan-kina. Izay hevitry ny sasany any tsy olana akory.

    Ary inona moa no mahadiso an’ANDRIAMATOA Mamy RAKOTOARIVELO raha toa ka Mpanao gazety …… fantany tsara no mba olona navelan’i Pdt Marc RAVALOMANANA hanatrika ???
    Tsy vao maika aza ve tsara izany ?
    Sa ve mpanao gazetin’i TGV no TOKONY ho nantsoina ??? Ary iza no namela azy hijanona ? i Dada sa ilay olona tsy laitra ??? Azafady fa mapme.

    Ary ity resaka ampitaina aloha dia azafady kely fa ny fomba mety dia ny ny mifanatri-tava, fa tsy fombako loatra ity mampita resaka ity.

    Misaotra an’i Vonifanja mijanona ho positive sy milamina hatrany ! 😉

  15. PRENOM-FANAMPIN’ARANA

    Il y a des us et coutumes qui ,à la longue s’imposent comme des usages habituels dans la vie..
    A Madagascar ,le prénom veut dire ,peresque littéralement , fanampin’arana..C’est-à-dire le complément du nom patronymique et qui souvent désigne le rang de naissance : toa ,raivo ,fara.., donc s’écrit après le nom patronymique du père géniteur.
    Il existe une pratique de ne pas attribuer aux filles le nom patronymique du père…

    En France , le prénom comme son orthographe l’indique , se place devant le nom patronymique du père , c ‘ est une obligation administrative.
    Respectons « ny fomba amam-panao malagasy ! », qui consacre la tradition patriarchale de
    la société malagasy…

  16. Amiko dia misy fahadisoana goavam-be ny nanekena an’io mpanao gazetin’I Midi io hanatrika sy hitatitra ny vaovao avy any AS (Afrique du Sud).Dia tsy mba nisy tonga saina ve ireo tao amin’ny movansy sy ny gtt mba ho mailo amin’izany ny Filoha Ravalomanana?SA ny fitarainan’ilay rangahy iry no tonga aloha???Na izany aza……!!!
    Na nahazo baiko azan ny tena hoe “aoka izay ny fanenjehana” ny olona sasany ato amin’ny movansy, dia tsy maintsy mba maneho ny hevitro ihany aho.
    Azoko tsara mihitsy ny hakivin’ny namana be dia be eo amin’ny mpiara-mitolona nefa izao vao tokony tsy hiravoravo tànana satria dia ny hoavin’ilay TANINDRAZANA sy ny Taranaka -Faramandimby no tsinjovina.
    Raha ny momba ny “finances’-an’ilay Exilé de Neuilly indray,dia manao sinema fotsiny ireo satria na hatrany amin’ny zafi-paladiany aza dia efa assurés tsy misy olana ny an’ireo: plus de 20 ans au pouvoir!!!.Mahazo felaka be mihitsy io mpanao gazety io ary mbola hitohy satria toa hoe tonga androany ny 2è patron-any.

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *