RAVELONANOSY MAMY TIANA : OLON’NY FAMPANDROSOANA NY FILOHA RAVALOMANANA MARC

IMG_8908

IMG_8908Mivory ny CPS hoy ny Ct Ravelonanosy Mamy Tiana androany teny  amin’ny Magro behoririka, ary dia miandry izay fehinkevitra hivoaka ao isika. Misy olona adaladala eto amin’ny firenena hoy izy hoe hangataka amin’ny CPS ny famelantsazy. Tsotra ny antsika hoy Mamy Tiana raha ohatra ianareo tsy mahay politika dia mankanesa aty aminay. Ireny olona milaza fa hampihatra ny tondrozotra ireny  hoy izy dia ireny mihitsy no tsy mampiahatra azy.Noho izany dia tsara saziana ireny. Manantena isika hoy ity olomboantendry ity fa ny CPS dia hanatanteraka ny tondrozotra. Ilay fifampitokisana hoy izy dia tokony hipetraka  na vitsy na maro isika. Ry zalahy any ankilany dia efa 3 na 5 no efa hilatsaka ka efa mizarazara. Noho izany hoy Mamy Tiana dia misaotra ny Ankolafy Ravalomanana fa mbola tsy nisy nilaza fa hilatsaka. Mino isika hoy izy fa samy hanaraka fitsipika avokoa. Mino ihany isika fa tonga eto ny filoha Ravalomanana Marc vao hisy kandida. Ilay sambon’ny mpanongam-panjakana hoy ity olomboantendry ity dia efa hidiran’ny rano. Hangatahantsika amin’ny CPS ny hoe ny olona mafy loha eto amin’ny firenena dia avelao hijanona ny sazy fa izay manaraka ny ara-dalàna, mamoaka ny gadra politika, mamoha ny radio, izay no mendrika ho halana ny saziny. Mila mitandrina isika hoy Mamy Tiana satria ry zareo mitetika ny handrava antsika. tsotra ny antsika hoy na ny resaka kandida na ny fanaovana politika dia manana paikady izany filoha Ravalomanana Marc izany ary tsy tsangan’olona no ilaintsika fa olona manana politika hampandroso ny  firenena. Adidintsika hoy izy ny manentana ny rehetra any amin’ny fokontany sy ny manodidina any satria ny lalàna eto amin’ny firenena dia milaza fa mody tsy misy fepetra i Dada ary izay no asahiantsika mlaza hoe olon’ny fampandrosoana ny filoha Ravalomanana Marc. Momba ny FFKM dia nambarany fa mamporisika azy ireo isika hanana finoana amin’ny fampihavanana. Raha ilay dingana nifanarahana hoy Mamy Tiana no narahana dia tokony hizotra izany fampihavanana izany. Nanafatra ny vahoaka ihany koa ny tenany hoe aza taitaitra amin’izay milaza ho kandida isika.

 

19 pensées sur “RAVELONANOSY MAMY TIANA : OLON’NY FAMPANDROSOANA NY FILOHA RAVALOMANANA MARC”

  1. Fa tsy mety ve raha tsy mamala-kira foana e???
    Ny foza Mamitiana no mihemotra ( biby mitorona) fa tsy nzanak’i
    dada a!
    Efa MAZAVA NY TENIN’ i DADA TOMPOKO ô!!fa hoe: » TSY MANENDRY OLONA HO FIDINA IZY RAHA TSY
    TONGA sns » koa iza indray no hisaorana fa tsy mbola nisy NILAZA FA HILATSAKA ny ao @ ankolafy Ravalomanana???
    Ary mbola nanamafy koa i Dada fa  » MANDEHA @ TENANY IRERY IZAY MILATSAKA ANY RAHA TSY MBOLA TONGA IZY »
    koa ataoko fa tsy misy hatahorana eo na hisy hilatsaka aza rehefa mbola tsy tonga i dada fa azy sy ny FOZA ANY IZAY MBOLA
    HILINGITRA HILATSAKA ANY.TSY ATAO MAMPIASA LOHA IZANY !!!!Izay sy maharitra ny mena miraviravy dia avelao any
    fa tsy hitako izay hisaorana na hiasana loha @’izay te hanaraka iny lalana iny, tokony aza hiseho haingana IREO JODASY
    FARANY FA MAIKA HO AFA-PARASY NY VAHOAKA MALAGASY.DIA HILAMINA NY TANY SY NY FANJAKANA.

  2. Dia mbola hasesika ihany , mbola terena ihany ny olona
    fa tena tsy ianareo ao mihintsy no very asa sy maty ary naratra dia io
    mbola TERENA atao AMBOLETRA FA NY FFKM izay miaraka @ ilay olona NAHAVANONA IZAO
    FAHAVOAZANA IZAO NO MBOLA LELAFINA FA HAMPIAVANA???MBA ASAIVO MISY FANAZAVANA
    REHEFA TSY HIFONA ARY E!!!SAROTRA BE ILAY FANETRE-TENA REHEFA TONGA @ TOERANA
    AVO TOY ITONY AN???ATAOKO FA NATAO HO An’i MPANOMPON’ ANDRIAMANITRA TSARA IZANY
    FANETRE-TENA IZANY dia ny FIFONANA. HITA MASO ARY NIVAINGANA ANIE ILAY ASA KO NAHOANA
    NO MODY IDIANA FANINA FOTSINY e???SA EFA HADINO???FA NY RRATRA TAVELA KOSA TSY
    HADINO MANDRAKIZAY TOMPOKO ô!!!!!!farafaha-ratsiny asio fanazavana dia hionona izahay raha mba
    HISY BAINGA HIVADIKA INDRAY.

  3. pour l’honneur,

    POUR la liberté d’expression,

    Pour le retoue de la respectabilité de nation,

    Pour la patrie

    Pour LA Justice ,

    pour le respect des valeurs ancestrales ,

    Pour le respect des valeurs universelles .

    Pour l’indépendance ,

    A BAS RAJOELINA – AMBANY RAJOELINA – A BAS RAJOELINA -RAJOELINA AMBANY.

  4. Ary tô ôtran’ny mahita ny sarin’i sareraka izahay???? lasanareo angah izy? ha!ha!ha!

  5. Ho ento ho anareo ambongadiny fa tsy misy hilaivanay izay FAKOFAKON-DRAHA
    toy izay sareraka. Ny mpamadika efa ao aza mbola ho SIVANINA koa ny eo tsy afaka
    ka mbola HASESIKA KOA??mahasoava anareo mianakavy any daholo ny foza orana rehetra fa ny aty @nay
    aza no HO ALEFA ANY FA HALALAO NY TRANO ! FA TSY NY ANY MIHINTSY NO ANDEHA AKATY AMINAY??
    MBA SANATRIAVO !!!!!ny aty no mandeha makany e!!fa tsy ny any no handoto rano aty! izay ilay fandehany.

  6. oay zany vahoakan-dranavalona ao amin’i magro!!! 22 millions zany no isan’ireo zao??? mdr!

  7. marina ka tsy izany va: ireo no solontenaNAY, mahatonga 22Millions mifidy izay olona safidin’ny filoha hitondra ny teniny POUR LE DEVELOPPEMENT, relève de l’ECONOMIE, GasyTiaTanindrazana, fa tsy peupleS malgacheS mpamarotra amin’ny Firantay sy ny forongon’ny people alika rehetra izao!

    Take my word for it: we will prove it… unless the elections are postponed!!

    pour la simple incontournable raison: dada8 is not back to homeland yet!!!

    ___

    de mbola gaga aho, fa ao @ radiom-pirenena mbola mandefa PUB
    hahafahan-dry zalahy manondrana vehivavy ho viravirain-dry zalahy ARABO

    maheno ihany koa fa anisan’ny PeupleS no mana-seseka ny saucage amin’ny nofon’alika hamidy ho an’ny MalGacheS

  8. http://www.midi-madagasikara.mg/politique/mouvance-ravalomanana-appel-au-grand-rassemblement

    Mouvance Ravalomanana : Appel au grand rassemblement le lun, 08/04/2013

    En réponse aux scissions et à l’hémorragie qui affaiblissent la mouvance Rajoelina, celle de l’ancien président serre les rangs. Les dirigeants de cette mouvance ont chanté à Ambatondrazaka la chanson du Groupe Mahaleo qui dit : « Raha mila fanampiana ianao, raha misy tsy mety ny atao, tsarovy aky e, fa any ho any misy namanao tena tia… »

    Alors que les militants du TGV s’entredéchiraient à Andranomena pour l’élection de leur candidat aux présidentielles du 24 juillet 2013, la mouvance Ravalomanana a fait un succès populaire à Ambatondrazaka. C’était vendredi et samedi derniers. Le vice-premier ministre Botozaza Pierrot était sur place dès vendredi à la tête d’une délégation composée notamment de parlementaires, suite à l’invitation spéciale de l’association « Zanak’Alaotra Miray » ou ZAMI. Cette délégation a été accueillie par une marée humaine, un carnaval long de plus d’un kilomètre, à l’entrée de la ville d’Ambatondrazaka. La deuxième délégation, conduite par le président du CT, non moins chef de délégation de la mouvance Ravalomanana, Mamy Rakotoarivelo, était arrivée le petit matin du samedi. Une véritable offensive de charme.

    Sensibilisation. Samedi, les dirigeants de la mouvance Ravalomanana ont fait face au « Vahoaka » au stand central d’Ambatondrazaka. Stand qui a affiché plein pendant le rendez-vous.
    A cette occasion, le président du Congrès Mamy Rakotoarivelo a réitéré la position de la mouvance vis-à-vis des futures élections :

    « Nous sommes prêts à participer et gagner si on applique intégralement la feuille de route. Si nous avons de candidat aux présidentielles, il n’y aura pas de deuxième tour. »

    Le secrétaire général du TIM a sensibilisé les militants du parti fondé par Marc Ravalomanana à se préparer aux élections à tous les niveaux.

    Mamy Rakotoarivelo a dénoncé l’impossibilité pour l’opposition d’avoir accès aux médias publics (RNM et TVM) et le fait que des détenus politiques dont 42 militaires et un civil continuent de croupir en prison.

    Pour sa part, le vice-premier ministre Botozaza Pierrot a lancé un appel au grand rassemblement de tous ceux qui sont contre les prédateurs de nos richesses et de nos droits. « N’ayez pas peur. Conjuguons nos forces pour vaincre nos ennemis. Toute chose a sa fin.», a-t-il martelé

  9. http://www.midi-madagasikara.mg/politique/mouvance-ravalomanana-candidat-unique-face-aux-poulains-de-rajoelina
    Mouvance Ravalomanana : Candidat unique face aux « poulains » de Rajoelina
    le mar, 09/04/2013 –
    Marc Ravalomanana a déclaré samedi dernier à Ambatondrazaka que sa mouvance n’a pas peur du candidat du parti TGV.
    Quelques jours seulement après l’élection d’Edgard Razafindravahy comme candidat du TGV aux présidentielles, élection qui a aggravé les scissions au sein de la mouvance Rajoelina, les dirigeants de la mouvance Ravalomanana ont chanté à Ambatondrazaka la chanson du Groupe Mahaleo qui dit : « Raha mila fanampiana ianao, raha misy tsy mety ny atao, tsarovy aky e, fa any ho any misy namanao tena tia… ». En fait, c’était un appel lancé à l’endroit des frustrés du choix du parti TGV à rejoindre le camp de l’ancien président. En tout cas, après l’annonce de la candidature du PDS d’Antananarivo, les regards sont tous actuellement braqués sur la mouvance Ravalomanana qui peaufine sa stratégie pour mieux affronter les élections. Qui sera l’homme (ou la femme) que Marc Ravalomanana alignera face à ces « poulains » de la mouvance Rajoelina

  10. http://www.midi-madagasikara.mg/politique/recensement-les-ravalomanana-dans-la-liste-electorale
    Recensement : Les Ravalomanana dans la liste électorale
    Soumis par admin le sam, 30/03/2013 – 11:30

    On a appris hier que les membres de la famille de l’exilé d’Afrique du Sud sont bel et bien inscrits dans la liste électorale pour le compte du Fokontany de Faravohitra, dans le IIIe Arrondissement de la Capitale. Si Lalao Ravalomanana est donc bel et bien inscrite dans la liste électorale, rien ne peut l’empêcher de se porter candidat aux futures présidentielles. Le critère de six mois de résidence sur le territoire national exigé par la loi sur l’élection du Premier Président de la Quatrième République n’a plus sa raison d’être pour l’ancienne première Dame car son cas est désormais tout à fait différent de celui de son mari qui ne peut pas jusqu’à présent rentrer suivant l’article 20 de la feuille de route.

  11. Ranavalona, misaotra anao ranabavy nampatsiahy io tenin’ny filoha io: »tsy manendry olona ho fidina izy raha tsy tonga an-tanindrazana ».Ka ny tokony imasoana dia ny fahatongavan’ny filoha Ravalomanana.

  12. Ny tokony ho fantatr’isika koa dia:

    – Ny CI dia tsy miala amin’ny tondrozotra( Efa nilaza izany tamintsika izy ireo)
    – Misy koreana fantatray fa ny SEM BKM dia tsy tia manao « intervention militaire izany »
    – Noho izany isika vahoaka ihany no tokony hanakatso ny « système administratif »:midina an-dalam-be
    – Ny Banky iraisan-pirenena dia mbola manantena ny hiverenan’ny ara-dalàna.
    – Ataovy misimisy ny tsindry atao amin’ny « bureau de liaison SADC »

  13. Ratsimilaho,
    Dia misaotra anao koa mampatsiahy etoana, fa ny antony VOALOHANY INDRINDRA nanaovana sonia an’ilay tondrozotra, izay hita fa fôpla atramin’izao dia, ny hiverenan’ny Filoha Ravalomanana any an-tanindrazana ; manarak’izany, dia ny mba hiverenan’i Madagasikara ho anisan’ny Firenena tan-dalàna sy milamina, Firenena sambatra ary mandroso !
    Izany rehetra izany no nitoloman-tsika atramin’izay !

    Rehefa tsy hanao an’izany ianareo REHETRA izay nomena toky sy andraikitra (na movansa iza na iza), dia mbola hifankahita isika hoy ny sasany !

    TANINDRAZANA HIOMBONANA IO, NA AVY AIZA NA AIZA FIAVIANAO RAMALAGASY !!! IZAHAY TSY HANAIKY NY HANAMPOTEHANAREO IO TANINDRAZANAY IO, NOHO NY FITIAVAN-TENANAREO DISO TAFAHOATRA !!!

    Ho an’nizay rehetra mbola hitoeran’izany fieritreretana izany, io voasoratra eo ambony io, na Filohan’ny HCC, na T, CT na CST, tes…!!

    Misy mihevitra fa manana toetran’alika ny malagasy, ka tsipàzana taolana dia miady sy mifandrombaka tsy misy tahak’izany !! Asakasak’izay mieritreritra ny tenany ho toy ny alika ! Olona very fanahy !!!

    Fampitandremana koa ho an’ireo izay mihevitra fa rehefa tsy tanteraka, satria angamba nihiniana tsy ho tanteraka ny plan A, dia tsy hisy ihany koa ny tohiny !

  14. Tsisy fisaorana e!ary Bema tsy hita mihintsy an!!
    Aoka moa e!!aoka nama a!!marina izany Kintana a!!
     » Tanindrazana hiombonana io  » tsy maintsy ihany oah eeeeee hisy ny farany!!!
    avelao hitapitapy eo daholo ihany e! Tsisy afa-bela eo eeeeeeeee

  15. TETIKA RATSY IO ANDEHA HO ANY ATSIMO IO,
    io izany no tapaka tao @ Congrės-n’ny TGV NATREHAN’i KOTOVELO
    RAY OLONA a!!andeha handresy lahatra an’i dada fa izy no hilatsaka , tena mbô kôzy raha tsy
    hisy GIDRAKA BE ETO. HIALAO KOTOVELO DADA FA EFA FENO RANOM-POZA EFA KOTSA,
    MANJARY MANARATSY NY TOLONTSIKA DADA eeeeeeeee EFA FOZA NOHO NY FOZA INY
    DADA a!!!malahelo izahay ny aminao indrindra fa HIVAROTRA ANAO MAMY RAKOTOARIVELO
    dada a!!MAILO RY DADA MALALA fa MANDADY KOTOVELO ! MANDADY NY SEZANAO!!!!!!!
    Fa inona no tsy hanereny ny FOZA HAMPODY ANAO NEFA EFA VITA SONIANY ARY IREO AO
    DIA MIFAMPISOLELAKA TSARA afaka mifampiresaka tsara , fa MANINONA NO IZY NO HO ANY
    INDRAY KOA RAHA TSY TETIKA MAIZANA VAO NORAISINY TAO @ CONGRĖSIN’i FOZANY
    TAO IO?????????????LASA TSENAM-BAROTRY KOTOVELO DADA RAY OLONA aaaaaaaa!
    MBA MIANGAVY ANAO IZAHAY RY DADA TSY HANDRAY IZAY HIRA-POZA HO AVY ANY AMINAO
    IZANY FA IANAO MODY NO ENDRASAN’i MARO.MITALAO DADA RAHA AZO HATAO ehhh!MBA
    MANDRAISA IANAO FE-PETRA FA MIJALY NY VAHOAKANAO .TSY MISY HANTENAINA @ Mamy
    RAKOTOARIVELO intsony .

  16. Misy mitondra anie ny ANKOLAFY RAVALOMANANA MARC FA TSY ANTOKO PETATOKO NOFOROPORONONA TAMIN’NY HALA SAFAY NA ANKADASITRA..FA TENA MIORINA EO AMONY VATOLAMPY..
    IO MPITONDRA IO TSY MPITONDRA VONJIMAIKA NO NOSAMBORINA HITANTANANA NY ANKOLAFY MANDRITRY NY FOTOANA FOHY..IO MPITONDRA IO DIA HAJAINA , TOAVINA , ITOKOSANA ARY TO-TENY..TSY MANAONAO FOANA..
    IO MPITONDRA IO NY FILOHAN’NY FIRENENA RAVALOMANANA MARC..IZAY MANA?A NY SORI-DALANA SY FITSIPI-PITONDRANA..AO ANATIN NY ANDRAIKINY NY MANOME BAIKO ,NY MANIRAKA NY SOLONTENANY-DELEGUE GENERAL-ATOA RAKOTOARIVELO MAMY..
    NA IZA TSY FALY NA IZA SOSOTRA DIA I RAKOTOARIVELO MAMY NO SOLONTENAN’NY FILOHA RAVALOMANANA MARC RAHA NY ANKOLAFY NO TENENINA..
    NY FILOHA RAVALOMANANA MARC NO NIANTSO IREO MPITARKA NY ANKOLAFY RAVALOMANANA MARC SY MPIKAMBANA HIHAONA AMINY ANY AFRIQUE DU SUD MANOMBOKA NY ASABOTSY IZAO..!
    ranavalona ve no mibaiko sy manolon-tsaina ny Filoha RAVALOMANANA MARC ,ka manakana azy tsy hiantso ireo mpiara-miasa aminy hihaona aminy ?
    Aleo mangina fa efa tena mivaha ity ranavalona ity..
    Moa mihevitra ity olna ity fa ny Déllégué Général-n’ny Ankolafy RAVALOMANANAMARC dia itonanatona hanatrika io kongresy io raha tsy nahazo fanasana avy amin’ny mpikarakara izany kongresy izany ,ary raha koa tsy nahazo alalana avy amin’ny Filohan’ny Firenena RAVALOMANANA MARC ?
    Ny mpitaty ra kena no mahita fa tsy mety ny manatrika ny kongresin’ny fat..Ny politique-n’ny Filohan’ny Firenena RAVALOMANANA MARC dia mamaly am-panajana ny fanasana voaray !Fahalalam-pomba izany…ary fahendrena !!
    Mba misaina ary hoy ny Malagasy hoe : » Avadiho im-pito ny lela vao miteny ! ».
    Eo amin’ny fotoana mila fitandremana ny Firenena amin’izao andro manaraka izao..
    —Tonga eto ny SADC ijery ny  » niveau de crédibilitté »-ny CENIT ( ara-technique ,raa ifanaraka amin’ny démocratie sy ny fahafahana ary ny « transparence  » sy ny fahavonon’ireo mpanao politiques handray anjara amin’ny fifidianana ,hitsapa ny filamina sy ny fitoniana eto Madagascar…
    Ny dikan’izany dia efa maika ny SADC handroso ny fifidianana nefa tsapany koa fa mitarazoka ny fanatontosana ny tondrozotra na misy ezaka kely aza.
    — ny fihaonan’ny Ankolafy RAVALOMANANA MARC izay tadiavin’ny filoha miaraka amin’ny mpitondra ny Ankolafy sy olona vitsivitsy diahatao mba handihina zavatra maro mikasika ny fianan’ny Firenena ankehitriny sy ho avy ary koa mba hihomanana ny Ankolafy ho vonona ho amin’izany ,sy amin’ny fiverenana ny Filohan’ny Firenena RAVALOMANANA MARC eto ANTANINDRAZANA..
    Tandremo ny teny tsiambina !
    Izany no politique AVO LENTA SY TSY MANAVAKA..!

  17. Hoan’ilay atao hoe DCR.
    Mahatalanjona ny soratrao satria toa miseho ho mpanohana ny Filoha Ravalomanana ianao, anefa rehefa tena dinihana tsara dia olona tsy mazava saina tsara.
    Omeo eto ny porofo fa ny Filoha Ravalomanana no miantso ny ankolafy Ravalomanana hiaraka hivory aminy a@ asabotsy izao? Raha ny porofo re sy hita mivaingana mantsy dia ny Filoha Ravalomanana mihitsy no efa niditra mivantana tao @ magro sy ny faritra sasany eran’i Madagasikara nilaza fa tsy ilaina ny mankany Afika Atsimo fa rehefa tonga eto Madagasikara ny tenany vao hanolotra izay ho candidat ny Filoha Ravalomanana.
    Rehefa tsy afaka manome ny porofo ianao dia akombony io vavanao io fa lasa mamofona foza be !!!!
    Toa olona mpampandry adrisa fotsiny.

  18. Ny olona mahafantatra an’io DCR io, dia mahafantatra ny momba an’azy ! Tsy atao mahagaga ê !
    Raha ny olona tena mitolona no lazaina fa mpitaty rà-kena, ny azy asa na rà-n’inona no tatazana !

    Ny fiverenany any an-tanindrazana no valin-kasa, nangatahan’ny Filoha atramin’izay ! Tsy vitan’ireo izay nihiditra système izany, dia izao hanao be midina any atsimo any ry zareo ! Toa hoe miisa 16 ry zareo no ho any ! Tsy navela andeha ireo tena mpiaro ny Filoha, toa an’i Manoela ohatra !

    Hanao inona any ? Hanao an’izay andresen-dahatra ny Filoha indray ? Misy olona fantatr’io DCR io ho any, kanefa io olona io anisan’ireo olona tsy dia mazava saina nandritr’izay efa-taona izay ! Noho izany, dia tsy mahagaga hoy aho, rahatoa ka lasa mivaralila ny zavatra avoakany !

    Ireny dia toy ny lazain’ny sasany hoe, divay pikety ka lasa vinaigitra rehefa mia-antitra !

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *