23 pensées sur “1 er tour dia vita !”

  1. Sy ny silamo sy ny sisa !
    Amin’ny manaraka, dia mba tsena toy ny faonaonay indray ê ! Mamangy sy mankahery ireo mpivarotr’anana sy mpamboly, ireo izay mbola tsy kivy no ny asan-dahalo any ambanivohitra, ary koa ny zava-dratsy nateraky ny andiam-balala !

  2. Nanohy sy niezaka mba hanampy ny resak’i mijoro aho, fa toa nanjavona ilay izy, any ka lasa hafahafa ilay post !

  3. Sao dia maimaika lotra ialah??tena teo ve nefa tsy teo indray???
    Dia gaga ialah???fa nankaiza kosa ary e???jereo tsara aloha kah???
    nefa tsy dia azo hatao loatra koa ny maka « l » an!!
    raiso aloha ny vahiny dia avy eo dinihina izany.

  4. hoy ny soratra eo @ flyer:
    – Hamerina ny fifampitokisana eo @ mpitondra sy ny vahoaka

    Ary ity dia sora-dehibe mihintsy:
    – HO AN’ANDRIAMANITRA SY NY FIRENENA

    « Sy ny silamo sy ny sisa! »
    i Zafilahy tsy mihina-kisoa izany (sa adventiste, sa secte, etc… izy)
    (pardon dès l’avance à Stanislas pour mon franc-parler
    de remonter cette histoire qui s’est passée
    quand vous étiez détenu en bagne vous et Koto)

    Ny ataon-dr’Apokalypsy MAIHOL moa iry tsy izany ve no lazaina oe sans HYPOCRISIE ampahibemaso hahaha sady sshhhhhh…

    Dia hoy ny eritreritra mety mandalo ao an-tsain’ny tsirairay hoe: nde hisaina hoe firy avy izany ny % ny ankolafim-pivavahana isany misy ao anaty mouvance, azo itarina anaty olona magroiste sns?

    c’est une éventualité
    qui peut ne pas traverser aucunement l’esprit de certains de nous qui sommes ici

    cependant une réalité qui est tombée du CIEL comme ça
    lorsque la discussion entamée entre collègues de bureau
    a montré d’un cran
    chacun défendant ses idéologies convictions (religieuses ou pas)

  5. monter d’un cran: miakatra ny mari-pàna

    « In God We Trust » tany mandroso sy matanjaka CONSTITUTIONS FORTES tsy voahozongozina,
    Etat de Droit: azoko izaho sy ianao ianteherana MITOVY ZO EO AMBANY LALANA
    DEMOCRATIE an

    f’isik’ê : manapaka ny cordon ombilical au détriment de France mbola ady IOMBONANA goavana

    _____

    Eo daholo ihan zany ==> Mba mety manana ny raki-peo mahakasika ity ve i Solo RAZAFY?

    [HMF : les candidats à la présidentielle sont invités à un culte
    17/05/2013 à 15:05 10 commentaires

    Fotoam-bavaka lehibe anasana ireo kandida rehetra ao Antsahamanitra.

    « Izay mamerina ny maro ho amin’ny fahamarinana dia tahaka ny Kintana mandrakizay doria » ( Daniela 12:3b)

    Ny Hetsiky ny Mpitondra Fivavahana dia manasa antsika am-pitiavana hiara-hiombom-bavaka ny sabotsy 18 Mai amin’ny 10 ora sasany ao Antsahamanitra. Mahatsapa izahay fa tsy mbola fotoana hieverana fitsaharana amin’ny fitolomana am-bavaka ho an’ny Tanindrazana izao koa zava-dehibe ny fiombonam-pontsika hanatanteraka izany.
    Tongava maro ary ho ento ny namana
    Ny Fahamarinana Manandratra ny Firenena]

  6. ranavalona,
    Tena teo ilay izy fa nanjavona ê ! Tokony ho laharana faharoa aho tato amin’ity sujet ity, dia lasa voalohany ! MDR !!

    Hiriako mba ho tahak’izany aloha i Ramatoa Ravalomanana ê !
    Laharana faharoa ao anaty biletà, fa lasa voalohany raha valim-pifidianana !

    HoAiza,

    Efa nentiko teto na tao amin’ny Topmada tsy tadidiko intsony ity, tamin’ny 2009 !
    Olona tsy dia na tsy mankasitraka ny ataon’ny fanjakàna frantsay no nanoratr’azy !
    Mba diniho ny fahitàn’ny olona an’ny prezidà, amin’ity resaka Fivavahana ity !

    Ampitovian’ny sasany amin’ilay mpamonany nilaza fa ho lany filohan’ny nosy amin’ity 2013 ity !

    http://www.anti-fr2-cdsl-air-over-blog.com/article-29353304.html

  7. « Izay mamerina ny maro ho amin’ny fahamarinana dia « ho tahaka an’i Kintana manadrakizay doria » ! (Daniela 12:3b)
    Hay ve ê ?

  8. Tena adinon ny zava-dehibe !
    Miarahaba anareo tratry ny Pantekôty daholo ê ! Fiarahabàna manokana ho an’izy mivady, ary mankahery azireo hatrany !

  9. misy indro kely:
    izay lien avoakan’i km eto dia tapaka tsy tafa!

    mandeha direct ery @ ligne d’adresse vao mety?

    ____

    Mavesa-danja no sady misy jery todika ny sedra nandalovan’ny HMF,
    voasoritsoritra anaty lahateny
    nandritra io fiombonam-bavaka io!
    _____

    Dia mamerina io firariantsoa miantefa any @ Filoha Mivady.

    Ny Fanahy Masina anie hanilo ny dia!

  10. Dia faly miarahaba ny rehetra koa ,
    ny Fanahy Masina anie hilatsaka @ tsirairay mba ahay handà tena sy mba
    ahalala onona ary aharitra ny mena miraviravy indrindra ireo tompon’andraikitra
    tsirairay avy ao @ fitondrana ao.

    Izay vao tsaroako Kintana fa tena teo tokoa ilay izy a!efa nisy tokoa teo alohanao teo.
    Heveriko fa hoe tahaka an’i  » Kintanamanandrambo » kay hoe  » tahaka an’i Kintana manadrakizay doria » hihihi
    vazivazy fa maika loatra ialah manoratra.

  11. OK HoAiza !
    Eny ê ! Tsy manadrakizay doria, fa mandrakizay !
    I HoAiza anie no nilaza an’io, izaho anefa tsy mahafantatra an’ity Daniela ! Toa ministra hafahafa izay no fantatro hoe Daniela no anarany ! MDR !!

    Fa inona ranavalona no mbola zavatra tsy azonao amin’izao fanambaniana ny vahoaka malagasy izao â ?
    Rahatoa ka azon’ny mpitondra frantsay natao departemanta fa tsy teritoara akory i Madagasikara, dia efa nataony hatry ny ela ; ary tsy hiera amin’iza na izy ry zareo !
    Ny vahoaka frantsay no tsy hanaiky !

  12. Tokony ho maro dia maro ny ho tsidihana satria isika hatr@ izao aloha dia mbola tsy manana aino aman-jery ka misahirana kokoa eo @ fifandraisana. Izany hoe adidy lehibe ny fanamafisana ny fiandraisana ka izay afakamanao dia manao ny tandrify azy.
    Manara’izany dia mila hamafisinyihany koa ny fiarovana an’i Neny fa efa miomana hanao fitaka isan-karazany ny frantsay. Ka rehefa tsy mandeha retrait de candidature sy ny tsindrin’ny vondrona iraisam-pirenena dia hamoro atsanga tsy aman’aonrana aho izy hoe nisy zavatra nitra tary ka tsy maintsy samborina ny tompon’andraikitra, na koa dia ny famonoana mivantana izao. Vitan’ny frantsay izany . jereo ry Khaddafi sy Gbagbo, ary ny mahazo ny Presidentan’i Tchad, Deby, sy Mali, ATT dia henjehina ohatr’i Ravalomanana.
    Ny tena fahavalontsika dia i « lafrantsa anti-Ravalomanana » . Mbola ho resahina eto io. Fa izay aloha ny anarany. io lafrantsa antiravalomanana io dia ao anatin’ilay antsoina hoe frantsafrika.

  13. copier coller tary @ tnn io ê!

    izahay koa aza moa feno diso spelling indrai2

    latashy miandry rehefa: mamaky ireo liens (2) roa nalefanareo eo ambony ireo

  14. Io teny farany voasoratr’i Lazalazao io no tena loza be satria ny mpanao biriky no ao aoriana an’io.Miseho azy ho mpivavaka ireo nefa tsy tia ny namany fa mangalatra ny fananany sasany amin’ny alalan’ny hambo ratsy petraka.

  15. Marina daholo ny lazainao;Fomba ahoana moa no hiadiva tsika @La Frantsa?Ry Lazalzao ?Matahotra ary mampiri koditra mihintsy;.Ao ilay Andriamanitra izay mahery noho ny zava drehetra anefa

  16. Hidiran’ny mpandrebireby MyDago !

    Ny fahavalon-tsika dia tsy any ivelany ihany hoy aho. Famoahana vaovao tahak’itony amiko dia naman’ny fanampiana fahavalo !

    Mba diniho anie ny zavatra mba avoakan’ny orange.mg ê ! Ary mino aho fa tsy vazaha no nanoratra an’ireto izy !
    Ohatra iray fotsiny, mahakasika an’ilay fanambaràna nataon’i A. Diouf SG-n’ny francophonie !

    orange.mg 19/05/13 à 9h00
    OIF : Le Secrétaire général de l’Organisation International de la Francophonie (OIF), Abdou Diouf, s’est dit profondément inquiet pour Madagascar. Selon un commmuniqué émis par l’OIF, Abdou Diouf « appuie la demande de la Troïka de l’Organe de la Commisssion de développement de l’Afrique australe (SADC) exprimée le 10 mai dernier, pour un retrait des candidatures de Andry Rajoelina, de l’ex-président Didier Ratsirake, et de Mme Lalao Ravalomanana ».

    Ny hariva

    orange.mg
    19/05/13 à 16h00

    FEUILLE DE ROUTE : « Abdou Diouf, Secrétaire général de l’Organisation Internationale de la Francophonie (OIF), réitère la disponibilité de la Francophonie, pour accompagner la mise en oeuvre de la Feuille de route, notamment pour la tenue d’élections libres, fiables et transparentes et pour un retour à l’ordre constitutionnel durable ».

    Fanontaniana !
    Maninona no nozarain’ILAY MPANAO GAZETY ILAY COMMUNIQUE, kanefa Communiqué iray ihany ??
    Nateliny sa nataony aiza ilay fanambaràna TENA METY AMIN’NY VAHOAKA ? Ilay milaza fa manohana ny CPS-n’ny Union Africaine koa izy (Abdou Diouf), raha nilaza ny UA fa tsy mila potsista (tsy i domelina irery ihany) mandray anjara amin’ny fifidianana ny UA, ary indrindra HAMPIHATRA NY ACCORD DE COTONOU izay milaza mazava fa TSY TOKONY HANDRAY ANJARA AMIN’NY FAMERENANA NY ATAO HOE DEMÔKRASIA SY NY ARA-DALÀNA, ARY KOA FIKARAKARÀNA FIFIDIANANA NY POTSISTA !

    Fomba fiasa tahak’izao koa, no azo atao hoe « Famitaham’bahoaka manarapenitra » !
    Manao copier-coller sy tsy misy analizy, kanefa dia tsy menatra akory mbola mahavita manaisotra an’izay zava-dehibe voalazan’ny olona !

    Tssss !!! Tena mpanao gazety vongany !

  17. Izaho koa nahatsikaritra an’io ry KM fa oranjy anie an’ny vozongo.Tarika i Total ,Bolloré,Areva sns ireny.Tsy maintsy arendrarendra manara-penitra ireny mba hampitombo ny PIB sao tratran’ny Anglisy sy ny Italiana.Raha alana amin’ny ekonomia vozongo ny vola azony amin’ny harena azon’ireo orin’asa amin’ny halatra ao Afrika ireo dia manontany aho hoe:aiza ho aiza ny laharan-dry zareo?

  18. an an
    Tsiory Denise dahol

    misaotra hatrany mampahafantatra ny move ATTACK (unending) tsy misy farany
    amin’izay mba hisy asosoka hanamafy orina ny vaovao marina sy MITOMBINA @ namana tsy manana fahafahana mi-surf

    ohatra iray
    ilay betoko (efa tsy norm) ary
    mahavita mampiditra ny Film Andry Zareo Veta
    any @ boîte aux lettres
    donky: manana accès Mora ao anatin’ilay site Manarapenitra ny FOZA MAIMBO isany

  19. Raha mbola orange sy ny manarakaraka azy aoka tsy hisy mahagaga fa fitsetsefana tsotra izao ireo. Maty ireo raha vao mahaleo tena tanteraka ny firenena. Io fahaleovantena io nefa dia azo tsy amin’ny ady raha vao manao fifidianana eo fa azo amin’ny demokrasia.
    Izay demokrasia izay no tsy tantin’ireo mpanjanaka ireo satria tsy mila milanja basy isika dia maharesy.
    Mody nataony tsy manjary ilay taratasy fifidianana mba hahatonga ny mason’ny olona hikorontana saingy ny ankitsapaka nametraka ny anaran’i Lalao eo amin’ny laharana faharoa izy laharana tonga dia mahazo raha vao atondro na ireo tsy nianatra aza.
    Mivaralila noho izany ny bebasy. Raha vao asiana ady amin’ny basy mantsy dia mandresy izy.
    Izay no anton’izao fanakorontanana havia sy havanana izao hitadiavana ady hampiasana basy.
    Isika kosa dia io fifidianana io no tokony takiantsika satria eo ny herintsika no hioitra satria efa tsy manana basy ihany isika. Aoka hivoy ny fifidianana hatrany isika satria tsy manana basy eny antanana afa-tsy izay hatreto.
    Mitohy ny tolona!

    http://www.gttsra.org

  20. Fa izao aloha, tsy dia mety loatra izao fihetsika ataon´ny Movansy ravalomanana miaraka amin´i neny izao,

    Toa lasa fandrangitana ity hoe. 1er Tour dia Vita ity. Mbola anatin´ny ady mafy isika izao hoe, ho hisy ihany ve ny fifidianana ary indrindra ilay hoe, Ho tavela ho kandidaty ihany ve i Neny fa efa tena mitady irika n´aiaz n´aiza mihitsy ny frantsya, mba tsy hisintonan´i Neny ny maha- kandidaty azy.

    tokony ilamindamina ihany aloha ,na mivoaka aza ,mba avela ilay hoe. 1er Tour dia vita fa toa mamoha sy miantso fahavalo hamingana.

  21. Tsy mantsy mitaky ny fifidianana isika fa tsy misy matoritory eo. Ireo mpitondra amin’izao dia tsy mitady fifidianana mihitsy izay no antony itakioana an’io fifidianana io

  22. First tour?
    She’s far away to be perfect but she can do this job perfectly!
    I’m with you mum, and I promess to help you as I can, I promess to never let ou down cause I know what you’re abble to do for our homeland.
    Nobody could realize how strong is your hope for this country, I understand mum.
    You’re amazing with dad and we all trust in both of you.
    We all hope that he will come back home as soon as possible.
    I pray for you <3
    God bless you.

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *