17 pensées sur “An-tsary, Neny tao Ambohidratsimo Talatamaty, 18 may 13”

  1. tena silaoka aho marin’an
    tonga nitsidika kely tety @ tanàna hono i Neny,
    notronin’i Naika sy Botozaza
    kay ilay bibilina nandalo mampaneno sirène ve … Efa dila vao nandre ny tena, Fara-faha-ratsiny, fa afaka nanenjika na dia mikopakopa-tanana teny an-dalana ê!

    Fa nahazo flyer nozaraina tany izà!

    Misaotra
    ary mankahery: Courage fa manohana ANAO ny aty rehetra aty!

  2. Any avarabaratra misy an’ilay mpivarotra sôsisy sy mofo gasy malaza angaha ny havana no mivovo sa andrefandrefana ? Ramatoa Naika toa tany avarabaratra no nanotrona !

  3. Izao no atahoran’ny CI. Raha vao milatsaka eo io ramatoa malaza eto MAdagasikara io dia tsy maintsy tafody koa ilay malaza iray tazonindrizareo any Afrika any.
    Raha vao tafaverina eo nefa ilay any Afrika any dia afaka mifaninana tanteraka amindrizareo i Madagasika ao anatin’ny 10 taona fotsiny.
    Aleo hivovo ny alika fa ny hazo avo halandrivotra. Efa fantantsika io.
    Mitohy ny tolona!
    http://www.gttsra.org

  4. Mofo gasy (ramanonaka) sy sôsisy : (asa na mbola matsiro tsara ny ron’akoho gasy – f’efa nirongatra be mantsy ny « de CHAIR ») milaza ve oe Ambodimita?

    Ambohidratrimo Talatamaty
    mizotra mahazo ny route-digue
    tonga ATY @ toerana ao anaty faritr’atsimondrano!

    Botozaza Rakotoarivelo Naika nanatrika azy t@ izany!

  5. Izy
    raha diso avereno, pasitera manorina ny gttsra

    Raha tolona
    ry Ratefinanahary mantsy gtt
    ankehitriny?

    lasan-dry Mémé

    fa ééé

  6. Sao dia resaka tsy mitovy : Mivovo ( fomba fiten’ny tary taloha ) = mipetraka (trano )

    Hay ve atsimon-drano izany ê ! Ny ahy indray noheveriko ilay ary avaratra !

  7. Izay ilay hoe mifanao atsimo sy avaratra (MDR)
    Dia mba tena mba mampilenda koa rė ‘zato ressaka Ramanonaka ‘ zato kah!!

    Ary raha ny tena marina dia toa izao tontolo izao mihintsy no matahotra an’izany RAVALOMANANA izany an
    Izany indrindra no tokony hirosoantsika zalah a!!NDAO E TOHANANA NY MAHERINTSIKA !misy raha ao matoa
    tena hatahorana mafy toy izao ry DADA.

  8. Miarahaba an’i Neny sy mpiaradia amin’ny rehetra!
    Mankahery an’i Neny, aza kivy na ketraka na dia betsaka tsy tambo isaina aza ny fahavalo; fa minoa fotsiny ihany hoy Dada izay.
    I Raloelina ihany no tokony hiala fa tsy ekena izany fanerena tatao amintsika izany. Izao zao i Rajoelina indroa nanitsaka làlana mikasika ny fifidianana sy tondrozotra, ka tokony ho disqualifié ary miala tsy ho Filohan’ny Tetezamita intsony koa.Izany mantsy no tokony didy navoakan’ny CES fa tsy hoe tokony ahemotra indray ny fififdinana. Mino aho hevitra avy amin-dRatsirahonana indray io. Izy foana mantsy no manamboatra ny decret sy loi na ordonnance mivoaka eny Ambohitsirohatra, fa aiza moa no ahaizan-dRajoelina an’izany. Avy eo mbola Izy ihany koa mitondra azy eny amin’ny HCC na CES, ary vitan’izay fa manery azy ireo hanaiky izay lazain’i Rajoelina.Poron’izany ny fanoganam-panjakana tamin’ny Mars2009, Fametrahana ny candidature n-dRajoelina teo.
    I Ratsirahonana no mpanongam-panjakana faharoa manaraka an’i Rajoelina, fangoloka sy fanetriben’ny Firenena ka tokony hiala ihany koa.
    Tsy misy mihemotra izany eto, fa tokony tsy hanaiky izany ny Primature, satria lasa mandika làlana mitovy amin-dRajoelina ihany koa, satria i Rajoelina dia Tsy Filoha intsony, ka ahoana no ahafahany manao Conseil de ministre intsony.Disqualifié izy, no sady tsy filoha intsony koa fa miverina ho olon-tsotra, fa manao sainjaza fotsiny androany hafa rahampitso hafa; enfant gâté loatra.
    Misaotra daholo e!

  9. Rajoelina no tompon’andraikitra ê !

    Omer beriziky en mauvaise posture ?

    http://www.madagascar-tribune.com/Omer-beriziky-en-mauvaise-posture,18787.html

    Certes, il est peut-être en train de passer un cap difficile et que les temps sont un peu plus durs qu’avant, néanmoins, il a la Feuille de route qui le protège et plus particulièrement, son art.31.

    N’avait-il pas dit d’ailleurs, la Feuille de route est mon seul et unique patron ?

    Mais une question s’impose !

    Ladite Feuille de route est-elle son patron, ou est-ce Monsieur Beriziky qui est un des patrons, responsables de la mise en application de la Feuille de route ?
    Qui est, ou sont finalement les responsables du non-respect de son application ?

    Mettons de côté le caractère illégal de la situation de domelina le putschiste, et parlons plutôt du cas de Madame Ravalomanana puisque paraît-il, c’est à cause de sa candidature qu’est né cet imbroglio !

    Monsieur Beriziky n’est-il pas capable d’expliquer à la Communauté internationale, que la Feuille de route avait été bafouée et non respectée DÈS sa signature PAR Monsieur Rajoelina, et que c’est ce dernier qui continue de s’asseoir sur les Lois et autres accords convenus ?
    Monsieur Beriziky est-il exempt de responsabilités en ce qui concerne :
    – Retour SANS CONDITIONS des exilés politiques
    – Libération des prisonniers dits politiques
    – Libéralisation des media et autres organes de presse (TV, Radio, Journaux)…, ????

    Monsieur Beriziky, vous ne devriez pas vous comporter comme la Communauté internationale ! Evitez de proposer des solutions idiotes, histoires de faire plaisir surtout à ceux qui ne les méritent pas !

    Osez dénoncer l’indéfendable, par exemple ces interdictions d’entrée de territoire et expulsion non justifiée de Madame Ravalomanana ainsi que de sa belle-fille ! Ayez un peu de dignité et respectez la Loi ; ce serait tout à votre honneur !

  10. Vazaha mody miady e!!iza no tena tompon’andraikitra??
    efa fantatra anie domelina fa donto e!!tsy musy hainy eo fa ny devoliny no
    mandrisika azy ho eo e!!anjaran’ny hendry sy mba olona nianatra no tokony hiady fa tsy hanaraka
    ny hagegen’iolna tsy misy fotony toy ery.
    Aiza ity « FR no mibaiko ahy? ».dia miara adaboka koa rehetra tsy mamokatra fa tsy faly miaraka
    miosom-potaka ao nefa ny firenena efa POTIKA, taomindry zalah matanjaka fotsiny ny harena .

  11. Mba hilazao vao2 masaka Zalah fa tena very ny akama a!
    misy inona marina e!!ny ahy aloha i Neny ihany sy ilay ffdianana fa ny sisa…..
    manome litika fotsiny.Mba hizarao vao2 tena izy moa fa tsy harako intsony ity.

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *