Aza mieriteritra fifidianana depiote fa izay hampanandaniana an’i Neny atao

IMG_0123

IMG_0123Hita ho maizimaizina ny tany hoy ny Ct Feno androany teny amin’ny Magro Behoririka fa tsy fantatra intsony izay iseho rahampitso. Ny kandidàntsika hoy izy dia nahafeno fepetra ka nanaonao foana Rajoelina. Ny solontenan’i Zanak’i Dada avy eny andrefan’Iarivo dia nanambara fa mahararay i Madagasikara ka raha izao no mitohy dia iray volana dia horakotry ny valala isika. Potiky ny foza sy ny valala hoy izy ny firenena.Efa hatramin’ny taona 2009 ny tenako hoy izy no niteny fa tsy misy mpanongampanjakana hanaiky ny hisian’ny filaminana eto. Aza mieriteritra fifidianana depiote izany isika hoy izy fa izay hampanandaniana an’i Neny atao. Asehoy foana ilay fahavitriana eto amin’ny kianja. Ny Ct Ignace dia namaly ny voalazan’ny vondrona eoropeana. Ny fanapahakevitry ny CES hoy izy dia  mametraka mazava fa ireo kandidà voalazany no izy. Ny lalàm-pifidianana ihany koa dia milaza fa tsy azo atao ny manala ny mahakandidà. Izahay hoy izy no mifidy fa tsy ianareo, ary misy ny lalàna eto aminay ka tsyianareo no handika izany.  Ny Ct Manoela dia nanambara fa efa io ny kandidàntsika Neny Lalao Ravalomanana fa izay ataony any ielany any tsy raharaharantsika. Ilay fetra nametraka ny kandidà Rajoelina hoy izy no tsy mety fa avelao izy hilatsaka fa tsy maninona. Momba ny biletà tokana dia nambarany fa aza mamitam-bahoaka ianareo Ceni-T  fa tadiavinareo atao A3 ny biletà dia ahazo laharana eny ambony Rajoelina. Avelao hoy Manoela hijanona amin’ny 1,20m ny biletà tokana.

10 pensées sur “Aza mieriteritra fifidianana depiote fa izay hampanandaniana an’i Neny atao”

  1. Izay mihitsy rehefa arahina amin’ny atony ny foza dia matahotra e! Tsy fantany fa ny mpanohana an’i Neny dia mpanara-dalàna. Na ovainy asombadidaka mankaiza io lalàna io dia izay manara-dalàna ihany no mandresy eo.
    Rehefa tsy zatra manara-dalàna dia izao no alehany misambadidaka. Nefa dia efa navela nanao izay nataony teo.
    Averina ihany izay manara-dalàna foana no nandresy tamin’ny tantara.
    Mitohy ny tolona

  2. mahagaga mihitsy anie e ny Union euroeean uUE no tena mytabataba fa tsy manaradalana isika kanefa de io ilay ramatoa iny catherine iza moa mitady hanao izay amandika lalana antsika jereo ao aminny lalana momba ny fifidianana filoha art 09 angamba izy izay tsy afaka manala ny kandidature nny ny kadida efa declare officiel ny fanaahakevitra 01 nataonny CES de manamafy anio de io ramatoa solotenannu EU io zany manera antsika andika lalana indray sa tsy fantany io mbola frantsy foana e zatra mijabaka
    GONA

  3. RAJOELINA Andry s’est convenu avec la communauté internationale de ne pas se présenter la présidentielle.
    RAJOELINA Andry à deposer sa candidature 5 jours aprés la clôture de depôt.

    RAVALOMANANA LALAO n’est pas liée à aucune close morale ou écrite avec la communauté à ne pas se présenter à la présidentielle.

    La CES est un cours de la justice Malagache ,que la France est entrain de contester ses decisions.

    Bien le cours de Rajoelina qui a jugé l’affaire du 7 fevrier 2009 n’est pas contesté ni critiqué par la France des povcons bien que le temoin essentiel de cette tuerie est sur la territoire française ( la reunion).

    La france des povcons veut limiter le choix des Malgaches qu’elle croît qu ils sont des bamboins , cf : discours de Sarkozy à Dakar .
    Le reste L’UE ne fait que validé la décisison de la SADEC lobbé par la france .

  4. Izao fotsiny e! Rehefa manara-dalàna isika dia arovan’ny lalàna na inona mitranga eo na inona. Ny marina hatreto tsy mbola matimaty fahatany. Mivoaka eo foana ny fahamarinana ary tsy ny fandriaka ankavia sy ankavanana no hanova an’izany.
    Efa milaza tsara ny lalàna fa tsy mahazo mirotsaka ho fidina ny mpanongampanjakana ka inona no naton’i Andry ? Io bandy kely io dia ho ratsy fiafara fa miseho milay. Raha iny no misy manjo azy eo handihizan’ny olona.

  5. Chaque chose à son temps..
    Actuellement jusqu’au 24 juillet ,occpons -Nous , préoccupons-Nous de lélection présidentielle pour que cette élection qui va voir la victoire des Malgachzs qui choisiront NENY RAVALOMANANA LALAO.., soit crédible …!
    Pour que cette crédibilité ne soit pas entachée par des candidatures interdites par les accords de COTONOU non appliqués..

     » NOUS DEVONS DEMANDONS DE LIRE ET D’APPLIQUER LES ACCORDS DE CTONOU contre ratsiraka et rajoelina qui ont ont commis
    activement au coup d’état du 17 MARS 2009
    POURQUOI NOUS NE DEMANDONS PAS L’APPLICATION DES ACCORDS DE COTONU ?
    Certes le verdict de la CES est définitif et doit être appliqué tel quel.,même si rajoelina n’ a pas respecté le délai pour l’enregistrement..
    la SADC et ses instances et la CES ainsi que l’Union Africaine et son CPS ne peuvent pas ignorer l’existence des accords de COTONOU, qui refuse à tout individu , qui a commis un coup d’état de près ou de loin..
    rajoelina et ratsiraka ont participé activement au coup d’état du 17 mars 2009 donc ces deux candidats enresgistrés officiellement pour les élections présidentielles du24 juillet 2013 sont concernés par ces accords de COTONOU..
    L’acceptation de leurs candidatures constituent une faute grave et et une insulte à notre dignité et à notre souveraineté et ces deux candidats criminels nous narguent et nous font un bras d’honneur et nous tirent la langue !
    Il est de notre devoir et de nos responsblités de réclamer de dire et d’appliquer ces accords de COTONOU ici et maintenant et Madagascar a signé ces accords ! « 

  6. Raha fehezina @ teny tokana ny trangan-javatra misy eto Madagasikara dia izao: » TAHOTRA » sy  »FIFORETANA » no mitoetra sy monina ary manjaka ao @ Mpanao toton’omby bory eo @ fitondrana. Raha teo manko Ravalomanana Marc dia  » HOROHORO » mihitsy no nonina tao amin-dry zareo ireo. Raha momba ny Fifidianana Depiote indray amiko dia tsy tokony tsinontsinoavina satria isan’ny Fototra mampijoro Fanjakana sy Fitondrana ary fahefana mahefa eto @tsika io. Raha manana fanantenana ihany isika fa handresy I Neny inona moa no sakana tsy hanamboarantsika ny seza hitoerany sy ny trano honenany? Isan’izany ny Depiote sy ny Ben’ny Tanana ary Sefo Fokontany! Andao tonga aorina hatrany ifotony ny Fahefan’I Neny e:!

  7. Les candidatures de domelina et de Ratsiraka ont été déposées sciemment, afin torpiller ou saboter celle de Madame Ravalomanana !

    Scenarii hitranga :
    1) Tsy maintsy atao ny fifidianana amin’ny volana jolay, raha tsy izany dia very daholo ny vola rehetra tokony ho azo, ary tsy hisy fankatovana ihany koa ! Chantage manarapenitra !
    2) Hiala tsy ho candidat amin’ny fifidianana ho filoham-pirenena i Ratsiraka sy domelina, FA ho teren’ny CI hiala koa i Ramatoa Ravalomanana !
    Ny tena tanjona tadiavin-dry zareo, dia potehana  » politiquement sy économiquement » ny fianakaviana Ravalomanana !

    Aza adino koa ny fanamby nataon’ilay Fatma : Tsy hilamina ny toe-draharaha na amin’ny faran’ny volana desambra aza, satria diso fantany loatra fa tsy misy ara-dalàna ny solutions rehetra noraisina sy niekena hatrany amboalohany !!

    Ny mpitari-tolona koa amin’izany tsy dia « manarapenitra loatra daholo » !

    Fehiny : Tsy hisy fifidianana, fa mbola mijanona eo amin’ny toerany daholo IZY MIANAKAVY ! Ny vahoaka ho mosarena !

  8. K’izay mihintsy ilay tetika ry zareo a!!io voalazan’i Kintana io!!!
    Gena gena ihany e!!!voavidy mora !!
    MIFEZAKA MAFY MIHINTSY NY ALIKA e!!!!atao daholo ity rehetra ity fa TSY MAMPIONTSONA
    an’i Fianakaviana RAVALOMANANA mihintsy.
    AROSOY INDRAY TOJO e!!!avelao hitapitapy eo!!!

  9. – 26 janvier 2009 : Horohoro sy famoteham-panànana – > Tsy fanajàna Lalàna
    – 17, 18 mars 2009 : Coup d’Etat -> Tsy fanajàna Lalàna
    – Accords de Maputo, Addis-Abeba, sns…- > Tsy manàja Lalàna sy ny Accord de Cotonou
    – Feuille de route nosoniavina septambra 2011 : Mbola tsy najaina !
    – HCC, tsy manaja Lalàna
    – CES, tsy manaja Lalàna
    – CENI-T, mitanila
    – FFM, mitanila
    – FFKM, tsy nandray andraikitra, ary raha miseho mandray dia ataon’ny sasany fitaovana
    – ONU, UE, UA, COI, SADC,.., tsy mahavita manohitra an’ilay firenena tsy ho tononina !
    – Vahoaka malagasy -> Rehefa tsy miafina sy mamitsaka ao ambany fandriana, dia miara-mifaly amin’ny mpanongana ! Vitsy no tena mitolona ; ary eo ireo mpitolona izay tsy mahita akory fa taritin’ny sasany ho any amin’ny lalana tsy tokony handehanana !

    Misy antony io hoe  » Aza mieritreritra fifidianana depiote… » io, satria tsy tena TOLONA NO NATREHANA SY NATAON’NY SASANY HATR’IZAY KA ATRAMIN’IZAO, FA TOA « FITSONJOVANA VODI-ANDRO MERIKA » HO AN’NY TENANY FOTSINY RAHATRIZAY !

    ATRAMIN’IZAO MBOLA TSY HITA ILAY FIRAISAN-KINA NANGATAHAN’NY FILOHA RAVALOMANANA !

    Fanontaniana : Hitolona marina,fa inona no hanomboan’azy ??

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *