FLASH INFO !!

La CES a validé la candidature de Mme Lalao Ravalomanana à la présidentielle.

M. Didier Ratsiraka aussi est autorisé à se présenter.

Il en est de même pour Rajoelina qui a déposé en catimini sa candidature auprès de la CES.
La CES a validé la candidature de Mme Lalao Ravalomanana à la présidentielle.

M. Didier Ratsiraka aussi est autorisé à se présenter.

Il en est de même pour Rajoelina qui a déposé en catimini sa candidature auprès de la CES.

21 pensées sur “FLASH INFO !!”

  1. RAJOELINA Andry Nirina est l’abcés de Madagascar ,il mérite le traitement pour tout abcés .

    (je vous invite tout un chacun à voir et appliquer le traitement à cet abcés ) voir sur le net …ou autres dictionnaires.

  2. PRIERE DE DIFFUSER

    « ……..Sur les dossiers de candidature
    Considérant que depuis le 6 jusqu’au 28 avril 2013 à dix-sept heures, date et heure d’expiration de dépôt de candidature prescrites par le décret n°2013-154 susvisé, quarante-neuf candidats, dont les noms suivent, ont déposé leurs dossiers par ordre d’arrivée, au greffe de la Cour, à savoir :
    1. Hajo Herivelona ANDRIANAINARIVELO
    2. LAHINIRIKO Jean
    3. RATSIRAKA Iarovana Roland
    4. RABEHARISON Roland Dieu Donné dit VAHÖMBEY
    5. RAJAONARIVELO Pierrot Jocelyn
    6. -JEAN-LOUIS Robinson Richard
    7. RABEHARISOA Saraha épouse GEORGET
    8. RAKOTO Jean Pierre
    9. RABETSAROANA Willy Sylvain
    10. RABEMANANANTSOA Brigitte Ihantanirina
    11. RAZAFIMANAZATO Julien
    12. RAZAFIARISON Laza
    13. VITAL Albert Camille
    14. MONJA Roindefo Zafitsimivalo
    15. RANDRIAMAMPIONONA Joseph Martin
    16. -RAFALIMANANA Ny Rado
    17. -RAKOTOARIJAONA Avotra Antsiva Avoko
    18. -RAVALOMANANA née RAKOTONIRAINY Lalao Harivelo
    19. -KOLO Christophe Laurent Roger
    20. -RAJEMISON RAKOTOMAHARO
    21. JULES ETIENNE Rolland
    22. V ONINAHITSY Jean Eugène
    23. RAVALISAONA Clément Zafisolo
    24. RAMAMONJY Harivola Sabine
    25. TEHINDRAZANARIVELO Djacoba Alain
    26. RAJAONARY Patrick Ratsimba
    27. LEZAVA Fleury Rabarison
    28. RATSIRAKA Didier Ignace
    29. RAKOTOMALALA Marcel Fleury
    30. DOFO Mickaël Bréchard
    31. RANDRIAMANANTSOA Tabera
    32. NOELSON WILLIAM
    33. RAKOTOMAHANINA Andrianiaina Franklin James
    34. RATRIMOARIVONY Guy
    35. SAVARON Malala
    36. RAKOTOFIRINGA Richard Razafy
    37. FAHARO RATSIMBALSON
    38. NARISON Stéphan
    39. RASOLOVOAHANGY Roseline Emma
    40. RAKOTO ANDRIANIRINA Fetison
    41. RATREMA William
    42. RASOLOSOA Dolin Rina Josephson
    43. MBOHOAZY ZEFANIA Tsimagneky
    44. RAHARIMANANA Venance Patrick
    45. RAKOTOARITSIFA Haina Hasimbola
    46. TINASOA Freddy
    47. RADAVIDSON ANDRIAMPARANY Benjamin
    48. ANTONY Ndakana
    49. RAZAFINDRAVAHY Edgard Marie Noë
    50. Andry Nirina RAJOELINA ; …….>……….??????????????????

  3. Le mystère du dépôt de dossier.

    Andry Rajoelina a été le 50e candidat à avoir déposé son dossier alors que Edgard Razafindravahy a soumis le sien à 2 minutes de l’heure de clôture de la réception de dossiers au niveau de la CES. Le communiqué de la CES précise d’ailleurs que « 49 dossiers ont été déposés du 6 au 28 avril 2013 à dix-sept heures, date et heure d’expiration de dépôt de candidature ».

    Une source fiable a confié que le dossier de Andry Rajoelina a été déposé hier 02 mai 2013, avec comme excuse du retard, son absence pour une mission à l’étranger. Rappelons que le Président de la Transition a pris le départ pour le Vatican le vendredi 26 avril dernier dans la matinée.

  4. Izao baordelina manarapenitra be izao ve ry lery no nandraisana an’ilay 2 millions d’euros ???
    Nozaraina tamin’iza avy ???
    Tsy taitra fa indray andro any mbola ho tonga ny « questionnements » rehetra !

    Art.5 (HCC -liste des candidats retenus)
    En conséquence, la liste des candidats à l’élection présidentielle DU PREMIER PRESIDENT DE LA QUATRIÈME REPUBLIQUE DU 24 JUILLET 2013 EST ARRÊTEE COMME SUIT, SELON L’ORDRE D’ARRIVEE ET D’ENREGISTREMENT DES CANDIDATURES AU GREFFE DE LA COUR ELECTORALE SPECIALE.

    – Fa iza no nanaiky an’izany Repoblika faha-efatra izany atramin’izao ?
    – Ny alahady tamin’ny firy ora alina ilay domelina no nametraka ny dosie-ny, ary maninona ny vahoaka no tsy nahafantatra an’izany raha tsy androany zoma ???
    Atramin’ny alatsinainy ny gazety sy ny haino aman-jery rehetra anefa, dia io resaka fifidianana sy ireo mpifanindrana rehetra, izay nametraka ny dosie-ny avy no natao resaka be !

    Vongan-tay mihintsy ve ny vahoaka aminareo CES sy HCC, ary mpanao gazety ireo ???

    – VAO FAMETRAHANA DOSIE FOTSINY ARY FANDINIHINA AN’IZAY HOE AFAKA MIROTSAKA NA TSIA, DIA EFA IZAO NO ATAONAREO, KA DIA HO AZO ANTOKO VE IZAY VALIM-PIFIDIANANA HO AVOAKANAREO AMIN’NY VOLANA JOLAY ?

    La liste des candidats retenus est-elle le résultat de consignes divers reçus par les membres de cette CES ? En tout cas, il faut savoir distinguer consigne et con signe !!

    Une chose est sure, et je persiste et signe ! Maudits soient les putschistes et ceux qui les ont soutenus de près ou de loin, directement ou pas, de même que ceux qui continuent sciemment à le faire, et ce au détriment de l’avenir de tout un peuple !

    PATRIOTES MALGACHES, INDIGNEZ-VOUS

  5. MARC,
    Mba lasa eritreritra koa ny tena ! Tsy hitako io voasoratrao io, fa dia izao izany hoy aho, no atao hoe fanjakàna manarapenitra ê !

  6. Nankaiza daholo ny mpiaro ny ara-dalàna rehetra ato ? Manatena aho fa eny Behoririka daholo ireo izay tsy hita !

  7. MIARAMILA

    RAISO NY FITONDRANA
    BLOQUER-HO DAHOLO NY DEVISE DIENY IZAO
    EFA BETSAKA NY FOZA MITADY HITSAOKA
    SOA DIA GOTRY I MADAGASIKARA E

  8. HO ANAREO GTT NA IZA NA AVY AIZA :
    Envoyé par: Manetre-tena (Adresse IP journalisée)
    Date: ven. 3 mai 2013 13:04:28

    Ho anareo GTT indrindra indrindra no tiako hiantefan’ity resaka ity :

    Maika ery ianareo hiatrika fifidianana, hanome kandida hi-valider an’i Andry Rajoelina ho filohan’ny Repoblika (satria izay no ho valin’io fifidianana hosoka sy halatra io) ; dia hadinonareo ny lokaloka sy fototra nijoroanareo : HAMERINA NY ARA-DALANA MARC RAVALOMANANA !

    Raha nifantoka tamin’io ny hetsika sy ny fomba fiasanareo hatramin’izay dia tsy ho toy izao ny zava-mitranga.

    Omeko rariny ny GTT international an’i Patricia Lehmann izay milaza fa ny fiverenan’ny filoha Ravalomanana IHANY no zava-dehibe tokony hifantohan’ny sain’ny tsirairay.
    Ianareo GTT IDF tarihan’i HELIAN sy BAKOLY no tena rangory fototr’izao zavamisy ankehitriny izao ary tsy hatafaverina na oviana na oviana an’ny Filoha Ravalomanana noho ny fomba ratsinareo amin’ny fisabakàna lalandava etsy sy eroa.
    Hilaza angamba ianareo fa tsy ianareo no mitondra an’i GTT IDF io fa i Louis. Aza mamitaka olona tahaka izao fa iza no tsy mahalala fa tsangan’olona ihany i LOUIS ao anatin’ny fikambanana io ? Iza no tsy mahalala fa ianareo 2 ireo no tena mamitaka olona ao amin’izay tianareo atao rehetra ary ny anaran’ny Filoha Ravalomanana lava no entinareo hamitahana hatramin’izay ?

    Mba misaina manomboka izao ary aza manao loham-poza, minia manapin-tsofina sy maso ka hamafa ity hafatra ity indray : MBA MIHAIKY AMIN’NY FAHADISOANA E !

  9. http://www.rfi.fr/afrique/20130503-presidentielle-madagascar-andry-rajoelina-ravalomanana-candidat

    « En ce qui concerne la candidature de M. Andry Nirina Rajoelina », la Cour justifie son choix par son souci de principe de la liberté de tout citoyen de se porter candidat à toutes les élections, afin de permettre à tout un chacun de choisir librement celui ou celle qui dirigera leur destinée, pour instaurer un climat d’apaisement permettant de tenir des élections justes, crédibles et acceptées par tous ».

    Climat d’apaisement, élections justes, crédibles et acceptées par tous dites-vous ?

    Messieurs-dames de la CES (si dames il y a), pour foutre la merde et provoquer une guerre civile dans le pays, vous ne pouvez pas faire mieux !!! Vous avez surement et préalablement assuré vos arrières (ou derrières), mais un jour vous allez devoir assumer les conséquences de votre ignoble décision !!!

    Chapeau bas !

  10. Que sont tous ces trucs:

    Une Cour Électorale Spéciale sera chargée … et de la proclamation des résultats définitifs des élections présidentielles et législatives.??

    Le fonctionnement, la composition et la compétence de ladite Cour seront fixés par une loi adoptée par le Parlement de Transition.????

    Les membres du Parlement de la Transition NE SONT PAS DES ELUS mais des personnalités désignées.????????

    Fa aiza ny CI manoloana ilay ni..ni..
    Mamporisika azy hirotsaka ve i Tanzanie iteoran’ny présidence de la sadc
    Mila couper-na dieny izao io, sinon d’après 1er paragraphe « CES proclamation des résultats »: jiolahimboto mpamarotra tanindrazana va aisément gagner les éléctions!!!

  11. Tsy hisy fifidianana izany eo ry HoAiza â ! Na hisy an’izany aza eo, dia ny antsika no handresy !
    Dido fantatr’IREO VENDRANA REHETRA IREO IZANY, dia izao sisa no fialàna bala ! Haroso indray ny rotaka sy ny sisa, dia ho lazaina fa ny Mpiaro ny ara-dalàna no nahatonga izao !

    Tsy ilay vendrana manambady atao hoe Mialy no tena tompon’andraikitra an’izao, fa ry zareo MPAHAY LALÀNA !

    Inona ny antony ????

    Mangataka andr’Ingahy isany Ranjeva, H. Rakotomanana,… sy ireo rehetra izay mbola mahatsiaro fa tanindrazana hiombonana io lalaovin’ny sasany io, MBA HITSANGANA FA TSY HANAO KARIPETRA HAMAFAN’NY SASANY TONGOTRA LAVA IZAO !!!

    Tia tanindrazana sy manana traikefa marina va ianareo ? Amin’izao fotoana izao no hilàn’ny VAHOAKA MALAGASY NY FAHAIZANAREO !
    Ampisehoy amin’ny vahoaka malagasy fa tsy herim-po very maina na haitraitra, na hebohebo no nandefasan’ny ray aman-dreninareo anareo hianatra, fa mba ho reharehan’i Madagasikara, ny fianakaviana sy ny taranaka ary fara aman-dimby !
    Mba arovy izany anaranareo izany, fa aza atao toa ny an’ireto CES sy HCC ireto !

    Izany Rajaonarivony Jean-Michel izany dia efa maty hasina ny anarany !

  12. aiza daholo ry ar_dalana a? tsy efa tonga ve ny fotoana e,iza no afaka hino io HCC sy CES io aza variana fa raha tsy miandany ireo de zara raha ahazo 5% radomelina
    Koa eto aho de manainga jiaby ny aradalana sy ireo mpitari-tolona jiaby
    ALAO HERY NAMA…..

  13. Tezitra mafy atramin’i Tonton Sôla, tonton be vôla hono ê ! Efa mba niezaka ery i lery sy ilay Vital ho an’ny foza, nandany vola be niantso vaiavy kely hitsinjaka sy ampiseho nono sy sokatry, fa dia he he ! Ny mpijery ihany no faly nahita ny tsy fahita !

    Mba hoatrinona ny volan’ny BDR sy volamena, Ambatovy,sns…. napetraka, hikarakaràna an’izao partozy manarapenitra izao ô ?

    Mba miangavy anao Ramatoa Lalao Ravalomanana hiataka kely fotsiny, dia avelao kely aloha ireo hanao izay tiany atao eo ! Avelao kely aloha hifandramatra ao !

  14. Sao de sinema vao vita rafitra nataon’ny Mpanjanaka depuis ny nanendrena an’i LalaoRavalomanana ho candidate-ny Movansy Ravalomanana izao zavatra miseho izao.
    Ka aoka izay ra-MALAGASY ny fitarainana amin’ny CI,SADEC…..ets…..fa sahia mifampitarika hanenjika an’I Bitro sy ireo tsy valahara rehetra manohina azy.Mila potehina tsy misy indra-fo ireo.
    Marina ihany ny fahitan’ny namana sasany fa “Fanonganam-panjakana faharoa” ity ataon’I bitro ity, ary ny mahatsikaiky ,satria dia tena hita vendra-tay mihitsy lery (ialan-tsiny ny fomba hitenenana azy), dia amin’ny endriky ny “ala-bato “ izay eritreretiny karakarainy no anantanterahiny izany!!!!!!(Tsy olana aminy ny manao “boto-faorsa” ny mampiditra ny anarany ao anaty lisitry candidats dia avy eo , ireto membres ao @’ny CES dia manao manipulation de chiffres hoe 50 izao ny candidats nefa t@ alahady dia hoe 49 no isany!!!!!!!!)Santionan’ny ala-bato ho atao izao e!
    Mba tonga saina ve ireo CES ireo fa tena “OTA sy FADY”” no ataon-dry zareo?????Sa olona efa maty eritreritra daholo ireo?
    Mitohy ary hihamafy ny Tolona.

  15. sakoin’ny iraisampirenena izao, fifidianana a fifidianana ka ny mpanongampanjakana aza nataon’ny CES mahazo milatsaka. tsikombakomaba maharikoriko,hifoha amin’ny torimasony ve ny gasy sa de mbola hiaritra eto foana

  16. Antso avo antsika rehetra tsy misy ankanavaka na an-tsaha na an-tanàna.Hita mihitsy izao woe iza no tena mpanakorontana sy mampiady ny samy malagasy .Taiza no mbola nisy anizany woe :tafiditra ao anatiny ny lisitra ny ho fidiana koa i Rajoelina Andry Nirina, aminizay natao an-tsokosoko.Satria vé nilatsaka ho fidiana koa Ravalomanana lalao dia nilatsaka ho fidiana an-tsokosoko koa i Rajoelina.Raha amiko manokana dia tsy mety izany satria hita indray ilay toe-jaza, tsy maotina hampisòny Rajoelina izay mitarika korontana eto aminy firenena, hita mihitsy fa manao lohana tanalahy , hita mihitsy fa mampalahelo nefa moa iza no tiany ka anjarany aminizay no mitaty ny feom-bahoaka.Ela ary ampy angaha izay

  17. aza mitady ny aradalana na GTT international na GTT IDf na ID inona fa tsotra te na tianao ny hodiani DADA eto MIRAISA HINA ATAO IZAY AHALANY An i NENY HO FILOHAZ dde vita kabaro aza be resaka sy mifanenjika e
    GONDAHY ATY MORAMANGA

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *