Hiditra amin’ny dingana famaranana

Lasa izao fa tsy resin’ny vavan’ny mpananty rankena ny FFKM! Hiditra tsy ho ela amin’ny dingan’ny famaranana ny mpitondra fivavahana, ka hampihatra izay notapahan’ny mpizaika teny amin’ny CCI
Ivato farany teo. Ny fampiharana ireo fehin-kevitra izay lany teny no hidirana amin’izao tohiny izao, ka tsy maintsy hampodiana eto ny filoha Ravalomanana izay hampihavanany miaraka amin’ireo
telo lahy efa eto an-toerana, dia ny amiraly Ratsiraka sy Zafy Albert, ary Rajoelina. Vita io, vao azo antoka fa tena hiravona ny olana eto, ary hitsanga-menatra eo anatrehan’izao tontolo izao ny
SADC sy ny Frantsay, satria vitan’ny Malagasy ny nampihavana ny mpiray tanindrazana aminy. Isan’ny fitakiana napetraky ny mpizaika mananika ny 1500 ny hanemorana fotoana fohy ny
datim-pifidianana, ary ravana avy hatrany ny governemanta ka hisy tetezamita faran’izay fohy handamina sy hikarakara ny fifidianana. Apetraka ihany koa ny lalam-panorenana hisafidianan’ny
vahoaka, ary tsy azo kitihan’izay filoha lany eo io lalam-panorenana io. Ireo raha fehezina fohy ny tsy maintsy hatrehana raha ho toavina ihany ity hevitra tapaky ny FFKM ity. Sa misy olona tsy
te hihavana amin’ingahy Ravalo, satria mahina ny ratsy natao, ka fefena mafy izy io tsy hiditra eto? Dia mbola hitohy ny krizy raha izay no tanjon’ny sasany, satria tsy hilamina ny tany raha tsy
eto ity filoha nahongana ity.

Lasa izao fa tsy resin’ny vavan’ny mpananty rankena ny FFKM! Hiditra tsy ho ela amin’ny dingan’ny famaranana ny mpitondra fivavahana, ka hampihatra izay notapahan’ny mpizaika teny amin’ny CCI
Ivato farany teo. Ny fampiharana ireo fehin-kevitra izay lany teny no hidirana amin’izao tohiny izao, ka tsy maintsy hampodiana eto ny filoha Ravalomanana izay hampihavanany miaraka amin’ireo
telo lahy efa eto an-toerana, dia ny amiraly Ratsiraka sy Zafy Albert, ary Rajoelina. Vita io, vao azo antoka fa tena hiravona ny olana eto, ary hitsanga-menatra eo anatrehan’izao tontolo izao ny
SADC sy ny Frantsay, satria vitan’ny Malagasy ny nampihavana ny mpiray tanindrazana aminy. Isan’ny fitakiana napetraky ny mpizaika mananika ny 1500 ny hanemorana fotoana fohy ny
datim-pifidianana, ary ravana avy hatrany ny governemanta ka hisy tetezamita faran’izay fohy handamina sy hikarakara ny fifidianana. Apetraka ihany koa ny lalam-panorenana hisafidianan’ny
vahoaka, ary tsy azo kitihan’izay filoha lany eo io lalam-panorenana io. Ireo raha fehezina fohy ny tsy maintsy hatrehana raha ho toavina ihany ity hevitra tapaky ny FFKM ity. Sa misy olona tsy
te hihavana amin’ingahy Ravalo, satria mahina ny ratsy natao, ka fefena mafy izy io tsy hiditra eto? Dia mbola hitohy ny krizy raha izay no tanjon’ny sasany, satria tsy hilamina ny tany raha tsy
eto ity filoha nahongana ity.

9 pensées sur “Hiditra amin’ny dingana famaranana”

  1. Ity lalam-panorenana ho hatsangana ity no tsy atokisako satria be mpitady seza loatra ao Madagasikara ka ahiako ho atao aniliana an-Ra8 tanteraka !!! Iza ny ao anatin’ilay assemblée constituante handrafitra an’io lalam-panorenana io ?? Ratsirahonana sy ny bandin-drajoelina ve ??? Au secours !!!!

  2. Fa iza no tsy te hihavana amin’ny Marc Ravalomanana eto amin’ity Madagasikara ity e? Sarotra be angaha no manondro azireo ?
    Maninona no tsy anontaniana mivantana ireo olona ireo dia vita ny resaka.
    Ny tantsaha, ny mpiasa madinika, ny mpitondra taxi brousse, ny mpivarotra sns… dia miandry ny fiverenan’i Marc Ravalomanana avokoa…
    http://www.gttsra.org

  3. – TELO…FIOMANANA

    – ROA MAKA BAHANA…

    – IRAY…MIARA MIFIDY DAHOLO AN ‘I NENY NY 24 JLAY 2013 !

    RY MALAGASY MPIRAY TANINDRAZANA ARY MPIRAY LOVA !

    TOMPOKO ,

    TSY HANAIKY INTSONY ISIKA NY HANOHIZAN’NY FRANTSA SY NY VOLANY HANITSAKA NY ZO MAHAOLOMBELONA ANTSIKA..
    EO AMIN’IZAO TOLONA ATAONTSIKA IZAO , IZAY ANDRAIKITRA NAPETRAK ‘IREO RAYAMANDRENY (DADABE ,NENIBE ,ZOKY REHETRA )NIATRIKA SY NANOHITRA NY FANJANAHANA NNY TANY SY NY FANJAKANA SY NY FANOSIHOSENA NY ZO MAHA OLOMBELONA AZY IREO SY NY ARY INDRINDRA NY ADY MZFY NATAON’IZY IREO HAHAZOANY NY FAHALEOVAN-TENA TENA IZY .
    NY TANTARAN’NY FIRENTSIKA DIA TOA MIFARITRA AIN4NY FANOHERANA NY ZAKAZAKA NAMPIARAN’NY FRANTSAY MBA HANAIKENTSIKA NY FITONDRANY..
    TIAKO NY NAMEHY NY SEHO-JAVATRA TETO AMIN’NY FIRENENA SY NY VASATR’IZANY TEO AMIN’NY FIAINAN’NY MALAGASY ,KOA MBA INDRA MIJERY NO HAMAKIANA IZANY EO AMIN’IZAO FOTOAN-TAROTRA HIFIDIANANTSIKA IZAY MALAGASY MENDRIKA , MAHAY NY ZAVATRA HILAIN’NY MALAGASY ARY INDRINDRA TSY AZO TAMBAZANA VOLA !
    IO VOLA IO NO POIZINA NOMEN’NY FRANTSAY IREO NIVAROTRA NY FIRENENTSIKA SY NY HARENA AO AN-KIBON’NY TANINTSIKA..
    HAFAO TSINY FA LAVA NY RESAKO !
    27 FEVRIER 1897 – 29 MARS 1947
    Ny tsiaro mitondra Antsika iatrika io fotoana maizin’ny Tantaran’ny Firenena :100 000 olona novoin’ny frantsay nandritry ny fifanondonan’ny Malagasy sy ny frantsay noho ny fiantsihana, noman’ny frantsay tao aorian’ny fialan’ny général de gaulle tsy ho Président du Conseil ny 26 janvier 1946..Io général io no nanagana ny Union française .
    Ny lalam-panorenana vaovao io dia namela ny fifidianana députés telo amin’ny anaran’ny Madagasikara…
    Fantantsika izy telo lahy voafidy dia Dr RASETA ,RAVOAHANGY , RABEMANJARA Jacques..
    Tsy nahafaly ny colons teto Madagasikara izany !
    Koa nony niala tamin’ny maha (Président du vonseil azy dia nibitaka ireto colons ary nifanaraka tamin’ireo mpanohitra ny politique-n’i de gaulle izyreo..Nanomana tetika
    entina hanakorontanana ny Malagasy izay nanantena fahafahana tamin’io lalam-panorenanan’ny Union française io .Tsy naharitra izany fanantenana izany..
    Ny colons diia namorona fikambanana
    koa ho an’ireo Malagasy tsy Merina ny 06 août 1948 , izay nomeny ny anarana hoe padesm ( parti des désrhités de madagascar )..
    ny zvatra no kendrna dia hasolo ireo Meina miasa ao amin’ny Fankan ireo lna avy ao amin’ny padesm..
    Iarahantsika mahalala ny tohin’ny Tantara ary mola mithohy ankehitriny izany.
    100000 ny Malagasy novonin’ny frantsay izay nirongo fiadiana..
    Io vono lona i dia tokony ho toriana eo amin’nyrribonaly Irasam-pirenena satria tena « génocide « tafiditra ao anatin’ny crime contre l’humanité
    Aoka tsyho adinontsika koa fa io 29 mars 1947 io dia mifanojo tmin’ny faha dimam-polo taonan’ny andro niondranan’ny Mpanjaka RANAVALONAMANJAKA FAHA III nandeha sesintany tany ALGER..ny 27 FEVRIER 1897, andro faran’ny FANJAKAN’ NY MPANJAKA TETO MADAGASIKARA..
    Tsy andro na fotoam-pahatsiarovana izany fotoan -tsarotra ho any Malagasy fotsiny izany fa koa tokony araraontintsika foana mandalina sy amakafana ny nety sy ny tsy nety vitan’ireo fitondrana nifanesy teto amin’ny Firenena nandrirty ny 116 taona izay !
    Inona no vokatra azon’ny Malagasy teo amin’ny fiainany ? Inona no tsy maintsy hiezahana
    mba tomombana sy finaritra ny Malagasy ?
    Tsy ampy ary tsy ilaina ny mitoreo fa tsy maintsy miady sy mivonona ary miatrika sy miaritra ny mafy izay hosahanintsika sy hiezahantska hatao sy ho tanterahina eo amin’ny sahan’ny fampianarana , ny ahasalamana , ny tazvatra ( mécanique , ..artisanat ..) eo amin’ny fizahana (recherche) ,eo amin’ny informatie , électronique , génétique , agriculture biologique , eo amin’n’ny fiompiana (fanarsarana ny taranaka -croisement – médecine vétérinaire)..sns,sbns..
    Noraisiko ity fotoana ity mba hanairana Antsika ,mba hanehoanaAmintsika fa maro ireo ezaka miandry Antsika ary satria ananantsiky fahendrena sy ny fahaizana , hananasika ny finoana sy ny kiry ary hannatsika ny fanantenanadia hahazo hery sy hanana fahavonona Isika handresy ny ratsy ,izay vokisan’ireo mpanjanaka nandritry izao taon-jato mahery izay ny fianarana nomen’ny Tolona Antsika..ary ny  » fito-taona
    nitondran’ny Filohan’ny Firenena RAVALOMANA MARC niaraka tamin’ny MALAGASY NIRAY HINA TAMINY dia tombo-kase manaporofo ny kaitrefantsika
    Ampy izay ny mitoreo…Fotoana izao ijerintsika izay soa sy tsara ho ANTSIKA SY NY TARANARAKA ANTSIKA !KOA
    Raiso ny ampinga , hiantsorohy ny angady..reseo ny akamohana ary sikino ny fahazotoana !
    NY TOMPO IZAY NANAFAKA ANTSKA TAMIN’ NY FANOMEZAN’NY ZANANY HISOLO ANTSIKA
    AMIN’NY FANADIOVANA NY HELONTSIKA ANIE HOMBA NTSIKA LALANDAVA !
    TOHINY
    29 MARS 1947 – 26 JUIN 1960
    Niverina teo amin’ny fitondrana de gaulle ary lasa Président du Conseil indray..Ary dia nanapa-kevitra izy nanao fitsapana ny hevi-bahoaka tamin’ireo firenena afirikanina sy malagasy..Izao no fanontaniana  » manaiky hiaraka amin’ny frantsa ve sa tsia ianareo ! Izay manaiky izany mahazo ny fahaleovantenany malalaka « .
    ny Firenena iray no nanda io tolotra nataon’i de gaulle io.Ary dia nisaraka tamin’ny frantsa iny GUINEE CONAKRY..
     » Nomena Antsika ny fahaleovantena lamokana atody ny 26 juin 1960 miaraka amin’ireo maika ivelanizany fahaleovantena izany :
    –ny filamatry ny Firenena : tanindrazana fandrosoana fahafahana
    –ny hiram-irenena :Ny Tanindrazanay Malala ô !
    –ny sainam-pirenena :fotsy mena maitso..
    -ny Tafika..
    …Ny 27 juin 1960 ,ny ampitso, dia nosoniavina ny fifanampiana malasy – frantsay (accord de coopération franco-malgache )..
    Io ny tady mazaka namatoran’ny frantsay ny Malagasy Io no vidin’ilay fahaleovantena lamokana atody., izany hoe raha manome 100 ariary ny frantsay dia onerantsika 300 ariary ohatra izany…Dia aza gaga Isika na atramn’izao aza dia mihevitra ny frantsay fa manam-pahefana eto Madagasikara izy satria mbola hanany trosa Isika !
    Ny banky eto Madagasikara dia banky an’ny frantsay daholo..Ary nikasa hanangana banque d’investissement iaraka tamin’ny Allemagne ny Filoha RAVALOMANANA MARC dia mety anisan’ny anton’ny coup d’état nampanaovina an-drajoelina izany..
    …Tsy vitan’io accord de coopération io ny fatotra fa nisy ny françafrique izay de gaulle no namorona azy io ary dia nankininy tamin’i Jacque Foccard io herim-panjahana io..
    26 JUIN 1960 – 16 DECEMBRE 2001
    Nanjaka tokoa ny frantsay satria nandeha ho azy ny tetika nampiasainy..
    Nefa moa ,na tady mazaka aza , raha enjanina foana dia miha malemy dia taka :
    –13 MAI i 1972-tsy fantatra intsony na Isika Malagasy no nihetsika nanohitra io fitondrana nobaikon’ny frantsay tamin’ny alalan’ny accord de coopération ,na ny frantsay no nanosika olona vovidiny nitarika ny korontana..Na teo aza ny mpanolo-tsaina ny Président Tsiaranana ,izay avy narary(avc) ,dia tsy niantso ny frantsay izy nanampy azy ( feno miaramila frantsay teto Madagasikara tamin’izany ) fa mbola nisy kiry nanentana azy nanome ny fahEfana feno an’i GENERAL RAMANANTSOA GABRIEL ,izay nanangana Gouvernement Militaire.
    Tao aorian’ny fitsapana ny hevi-bahoaka ,izay nanontaniana raha mankasitra ny fahefana feno nomena ny GENERAL..ny GENERAL no nampanao io référendum io ,izay novaliAn’ny Vahoka tamin’ny ENY..
    Ny GENERAL RAMANANTSOA dia nanome toky an’ny Malagasy fa haveriny amin’ny sivily ny Fitondrana aloha ny dimy taona !
    …decembre 1974 DIA ISY FIHETSIKETSAHANA TAO ANATIN4NY gOUVE mIL..dIA TSAPA FA TSIMANDRAVA NO NANDREHITRA NY AFO SATRIA NITORY NY dIRECTEUR general6n4ny gouvernement izAY TSY IZA FA NY COLONEL RABETAFIKA ! ARY NAMPISEHO KOA ITY ZANDARY FA mety ny fandeha ny fitondrana..
    Ratsiraka koa nanao fihetsika tsy dia mifanaraka amin’ny firaisan-kina tokony nisy teo amin’ny Fitondrana
    Nananao fivoriana niaraka tamin’ireo manamboninahitra telo ny Général RAMANANTSOA GABRIEL..
    Naroson’ny fitondrana iarahany amin’i tsimandrava sy Ratsiraka..Tsy nanaiky izany i Ratsiraka fa tsy te iaraka amin’i tsimandrava ary tsimandrava tsy nanaiky ny iaraha niasa tamin-dratsiraka..
    Amin’ny fandihiko dia teo no niditra ny tetiky ny frantsay..Omena ny olony ny Fitondrana..
    …05 FEVRIER 1975 dia « nametra-pialana  » ny GENERAL RAMANTSOA GABRIEL ary nafindrany tamin’i tsimandrava ny fahefana feno..!
    Iza no nanosika an’i tsimandrava nanao  » ny coup d’état ny 05 février vao maraina ?
    …11 FEVRIER 1975 : nisy namono teo Ambohijatovo i tsimandrava tamin’ny valo ora alina eoeo..
    RAHA FANTATRA IO OLONA NA FIKAMBANANA NANOSIKA AZY HANA NY COUP D’ETA DIA IO OLONA IO NA NY FIKAMBANANA NO NAMONO AN’I TSIMANDRAVA…!
    ….16 DECEMBRE 2001 :NOFIDIAN’NY MALAGASY HO FILOHAN’NY FIRENENA ATOA RAVALOMANANA MARC..
    IARAHANTSIKA MAHALALA NY TOHINY..IZAY LAFATRA TOKOA..DIA NISY NY MPISOMPATRA , TSY MAHATANTY NY FANDROSOANA VITAN’NY MALAGASY..
    17 MARS 2009 : NOMEN’NY FILOHAN’NY FiRENENA AN’NY GENERAUX TELO NY FITONDRANA NY FIRENENA ,NEFA IRETO DIA NANAO NY HETSIK’I JODASY ,DIA « NIVAROTRA  » NY FILOHA N’ NY FIRENENA RAVALMANANA MARC TAMIN’IREO OLON-DRATSY NOSOLON-DRAJOELINA TENA TENY AMIN’NY ECAR -ANTANIMENA.
    FANONTANIANA MITOVY : IZA NO NAMPANAO NY COUP D’ETAT AN-DRAJOELINA TAMIN’NY 17 MARS 2009..
    AMIKO DIA OLONA IRAY SY FIKAMBANAN’OLON-DRATSY IZAY BAIKON’NY MPANJANAKA IREO OLONA NANONGANA NY GENERAL RAMANANTSOA GABRIEL IZAY NIVONONA HAMERINA NY FITONDRANA AMIN’NY SIVILY.., ARY NIKENDRY NY FANALANA NY FILOHA RAVALOMANANA MARC ,MBA TSY HAMELANA AZY HANANTANTERAKA SOA AMAN-TSARA NY FAMPANDROSOANA NY MALAGASY EO AMIN’NY LAFIM-PIAINANA REHETRA MAHA OLOMBELONA
    TSY MIFANARAKA AMIN’NY KAJIN’NY FRANçAFRIQUE IZANY..
    NIDITRA HO MEMBREN’NY SADC MADAGASIKARA SATRIA NOHEVERIN’NY FILOHA RAVALOMANANA MARC FA RAHA MIVERINA NY TETI-DRATSY NATAON-DRATSIRAKA TAO AORIAN’NY FANAMBARANA FA TSY LANY IZY , DIA TSARA MAKA FIAROVANA :
    NIDITRA NY SADC MIARO NY FIANDRIANAM-PIRENENTSIKA.
    ARY IZANY SADC IZANY NO NANANKINAN’NY COMMUNAUTE INTERNATIONALE HANAMPY AN ‘NY MADAGASIKARA HIVERINA AO ANATIN’NY FIKAMBANAM-BE NY TANY TAN-DALANA..TAMIN’NY 09 AOUT 2009…, IZAY NOHAMAFISINA TAMIN’NY FANASONIAVANA NY TRAITE DE GABORONE TAMIN’NY 17 NOVEMBRE 2001 , IZAY MITAKY NY FANANTANTERAHANA NY TONDRO ZOTRA ARY NY FAMETRAHANA NY TETEZAMITA VAOVAO ,MBA HAFAHANA MIROSO HO AMIN’NY FIFIDIANANA ..
    TAFIDITRY NY FRANCE A FRIC NY MANDAN’NY SADC NOHO NY ASAN-BOTON’I CHISSANO IZY NIALOKALOKA TAO AORIAN’NY IRAKA NANKININA TAMINY DIA NY MEDIATION MITADY NY MARIMARITRA IRAISANA..KANJO NITONGILANA NY LELA MIZANA KA NY MPANJANAKA MAMPIASA AN-DRAJOELINA NO NAMPIANY ARY NY SADC NO NOFAHANINY LALITRA..!SOA FA TRATRA NY ATSANGA TSY AMAN’ORANA TANTARAINY SY NAMBARANY TAMIN’NY SADC ISAKY NY AVY NANAO NY » IRAKA-MISSION « TATY MADAGASIKARA IZY…
    MARO IZY IREO NO NAMPIASAIN’NY FRANCE A FRIC NANODIKODINA SY NAMPIKATSO IZAY FIFANARAHANA MIKASIKA NY VAHA OLANA..ARY NANAKANA NY FODIAN’NY FILOHA RAVALOMANANA MRC SY NY VADINY ARY INDRINDRA NY NAMORONA IREO ANTON’NY SAKANA NY FANDRAISAN’NY FILOHA RAVALOMANANA MARC ANJARA AMIN’NY FIFIDIANANA IZAY HO FILOHAN’NY FIRENENA.
    KANJO..TSY MISY MAHALALA NY FITONDRAN’ANDRIAMANITRA IZAY NANOLOTRA ANTSIKA AN’I NENY HO CANDIDATE HISOLO NY FILOHA..
    MIANGAVY ANAREO IZAY MAMAKY ZAO FILAZAKO IZAO MBA HANDINIKA TSARA NY LALANA NITANTAN’ANDRIAMANITRA AN’I NENY KA NAHATONGA AZY HO CANDIDATE-TSIKA…
    NAHAKENDA IREO MPIFOFO IZANY KA NAHATONGA AZY IREO NANOSIKA AN’I CHISSANO NANAO IZAY AZONY NATAO MBA HANAKANANA KOA AN’I NENY TSY HAHAZO HILATSAKA HO FIDIANA !
    HOY NY TOMPO :
    « MANGINA IANAREO FA IZAHO ANDRIAMANITRAREO NO MIADY HO ANAREO ! »
    ANDRIAMANITRA ANIE HOMBA SY HIARO ANTSIKA LALANDAVA..

  4. Tiako ny Malagasy mitovy amiko ary Tiako ny Tanindrazako. Na dia ariana sy atao sesintany aza ireny dia Gasy toa ahy foana. Izay tsy miady olom-boto fa izay tofo mpamosavy. Izay tsy miteny sy mamboraka ny ao am-pony,mitady aretina fa izay tsy manana saina hihavana koa dia manangana sabatra lava lela eo an-dohany. Boribory ny tany ary kodiaran-tsarety ny fiainana.

  5. Le Malgache où l’art de construire par le toit! Il a oublié que Dieu lui même avait construit la terre avant d’y faire pousser bcp de choses. Le malgache lui construit le fruit avant de chercher l’arbre qui le portera et le produira…

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *