Lalao Ravalomanana :“ Havaoziko isa maraina ny famindram-poko »

neneneneNitohy teny amin’ny Fjkm Andafiatsimo Ambatolampy ny fitrotroana amam-bavaka ny firenena sy ny fiankaviana Ravalomanana androany  izay niarahana tamin’ireo mpino Ktistiana sy ireo solontenan’ireo olom-boatendry toy ny  Minisitry ny  fiompiana Ihanta Andriamandranto, ny minisitry ny varotra Ramalason Olga ary ireo parlemantera avy tany Vakinakaratra . Nisy ihany koa ireo fanomezana izay nomen’ireo fiangonana an-dRamatoa Lalao Ravalomanana ho marika ny fankalazana ny fetin’ ny Reny. Nisy  ny fandraisam-pitenenana izay nataon’ity Reny ity tamin’izany  izay nanambarany fa  avy amin’ny alalan’I Jesoa kristy izayTompo sy mpamonjy izao tontolo izao no hanomezana fisaorana sy fankasitrahana  satria izy no nitantana ny diantsika sy ny fianantsika ka nampihaona antsika ato anaty tempolin’Andriamanitra toy izao. Nankasitraka an’ireo mpitandrina mivady ihany koa izy nanome izao toerana izao ka nahafahantsika nihaona ary tsapany fa Andriamanitra fitiavana  no tompony ary izany fitiavan’Andriamanitra izany dia mbola asehony ankehitriny. Faly aho ary tena faly mifanatri-tava aminareo hoy i Neny. Miarahaba antsika rehetra amin’ny fo feno fifaliana nahatratra izao Pantekosta izao. Nampatsiahy Ramatoa Lalao Ravalomanana  ny tenin’ny soratra masina izay nanambara hoe : « Ahazo hery ianareo amin’ny hilatsahan’ny fanahy masina aminareo”. Izany hery nomen’Andriamanitra ahy izany no entiko misaotra antsika mianakavy tamin’ny fitrotroana amam-bavaka ny fiainanay ka tafahoana toy izao . Na dia tsy eto aza I Dada hoy izy  dia nametraka  hafatra  hoe : mampamangy  hoy izy . Ho entintsika am-bavaka izy satria izany vavaka izany no manova zavatra .Raha mandinika sy mijery ny fiainam-pirenena ny tenako ho izy dia  nivavaka aho dia nahazo hery ka nanontany tena hoe: inona no ataoko ary ataoko ahoana ny hijery ny loza hanjo ny fireneko. Izany hery  izany dia tsaroko fa tsy ahy irery fa  ho antsika rehetra  ka mila harahin’ asa izany hery izany . Hoy ny tenin’ny soratra masina manambara hoe :« Finoana tsy arahin’asa dia maty ».Ka ny finoana arahin’asa hoy Ramatoa Lalao Ravalomanana dia ny fananganana ny rava  dia ny firenena vanona izany ary tsy adidiko izao samy irery izany fa adidiko izaho  sy ianao. Koa mijoro,  eto ny tenako hoy izy vonona ny hiara hiasa hanangana firenena vanona sy ny fiainam-pianakaviana ambany fahefan’Andriamanitra .Izaho izay mijoro dia efa nifidy ny teny filamatra hoe: « Ry olombelona  efa naseho anao izay tsara izay ilain-jehovah aminao dia izao ihany ny hanao ny marina ho tia famindram-po ary hanaraka an’Andriamanitrao amin’ny fanetreha tena  Mika 8/6 .Izany fanetrehan-tena izany hoy izy dia ilaina fanampian’ny fanahy masina. Ny  fanahin’  ny fahendrena  sy ny fahazavan-tsaina , fanahin’ ny fanoloran-tsaina sy faherezana, ny fanahin’ ny fahalalana sy fahatahorana an’i Jehovah, ny fanahin’ ny fahamarinana hantanteraka ny fahamasinana.Hery lehibe ho antsika izany hoy Ramatoa Lalao Ravalomanana satria mbola ao anaty fankalazana ny Pantekosta isika ka mahaiza mangataka ilay fanahy masina.Aza mahatoky tena isika fa hoy ny teny soratra masina hoe: « Hoento miakatra  ity firenena ity »fa ny tavan’i Jehovah hialoha làlana ka izy no hampandalo ny fahatsarana rehetra, ary hoy ihany koa ny Tompo hoe « Izaho Jehovah no ampinganao, izaho no valim-pitia lehibe ho anao.Midika izany hoy izy fa mila finoana arahin’asa isika mianakavy ary mila ny famindrampon’Andriamanitra ihany koa. Koa mba ahazoantsika  ny famindram-pony dia mahaiza manavao ny  fanoloran-tena isan’andro hoy ity  farany fa hoy ny soratra masina hoe: “ Havaoziko isa maraina ny famindram-poko »izany teny izany dia teny mahatoky  ary nampiany hoe: fiadanana no omeko anareo. Rehefa izy no mialoha làlana hoy Ramatoa Lalao Ravalomanana  dia izy no manantanteraka ny teniny  fa ny anjarantsika dia mankatoa sy manaiky ary miasa.  Rehefa nijery ny toe-draharaha eto amin’ny firenena aho hoy izy, rehefa tonga teto an-tanindrazana ka nanontany ny Tompo dia nahazo teny hoe: tiavo na dia ny fahavalonao tahaka ny tenanao, ary fifaliana ny ahy raha nahita ny teny ato anaty fandaharana hoe :« sambatra ny firenena manana an’i Jehovah Andriamaniny » ka raha tiantsika ny ho sambatra dia aoka ho hajaina i Jehovah ho Andriamanitra  ka izy no handamina ny làlana rehetra. Raha nandalo ny Pantekosta omaly  dia azoko tsara hoy izy ny tenin’ny soratra masina hoe : « Jehovah hanome hery ny olony , Jehovah  hitahy ny olony amin’ny fiadanana: salamo 29/21 ka ho tanteraka amintsika izany teny izany .

4 pensées sur “Lalao Ravalomanana :“ Havaoziko isa maraina ny famindram-poko »”

  1. Marina tokoa ny anao ry Ramatoa Ravalomanana.Satria raha mivavaka ianao nefa tsy manala fanadinanana akory dia tsy ho afaka mihintsy.
    Raha tiana handresy isika dia mila radio na TV antsika mihintsy aza.Tsara hanontaniana ireo radio rehetra raha misy mety miaraka amin’i Lalao Ravalomanana torak’izany koa ny TV.Raha tsy misy dia tsara hanontaniana ny hevitry ny vadiny any Afrika atsimo raha afaka mindrana any izy.I Nelson Mandela mihintsy no tsara hanontaniana amin’izany.

  2.  » NY FINOANA ,NY FANANTENANA ARY FITIAVANA ! »

    LA CANDIDATURE DE MADAME LALAO RAVALOMANANA RAKOTONIRAINY DOIT ETRE DEBARRASSEE DE TOUT SOUPçON DE NON RECEVABILITE !

    Ma démarche a pour but de démontrer la validité de cette candidautre , avec l’aide des recommandations énoncée par l’Union Africaine

    Les propos irréfléchis de chissano contenu dans son rapport de l’estimation de la situation politique à M.car a provoqué des réactions en chaîne : de la art de l’ambassadeur ramtane, de la ministre des affaires étranères de l’Union Européenne et ce 19 mai 2013 de celle du sg ,le président Diouf (OIF..)

    Ces réactions sans avoir été le fruit d’une analyse et de réfléxion profondes et objectives de la situation politique par de chaque organisation ne sont que la réitération des propos tendancieux et mensongiers de chissano qu ,i le lendemain de la présentation de son rapport à la Troika ,s’est déjugé et a reconnu que les Malgaches sont libres d’élire le ou la candidat(e)..

    Mais soit personne n’ a pris au sérieux ce retropédalage de chissano ,soit ces suivistes , ces perroquets qui n’ont fait que répérter ces propos de chissano – ont saisi cet ces exposé pour je ne sais pourquoi pour  » saboter  » les élections présidentielles du 24 juillet 2013 et je continue avec énergie de fustiger la légèreté de ces déclarations demandant haut et fortle retrait des trois candidatures jugées recevables par la CES , qui est supposée indépendante et libre lors des jugements qu’elle a à effectuer .position par rapport à cette demande de retrait des trois candidatures ne tiennent pas compte :

    — de la liberté et del’indépendance de jugement de la CES ,qui est une institution mise en place par la transition actuelle

    — des recommandations de l’Union africaine sur le respect de la déocratie et de la liberté pour labonne gouvernance des élections

    a-) de supprimer toute contrainte qui insulte la démocratie et la liberté , en l’occurence l’éxigence à chaque candidat d’avoir résidé au pays six mois avant la date de l’élection

    b-)des recommandations de l’UA qui est ainsi stipulé (extrait) inspirées des accords de COTONOU ) ..:

     » il convient de souligner ici que la doctrine de l’UA prohibe la participation de personnes ayant contribué ou bénéficié d’un changement anticonstitutionnel de Gouvernement aux élections organisées pour rétablir l’ordre constitutionnel ; la Charte sur la Démocratie, les élections et la gouvernance est explicite à cet égard.. »

    Ainsi ,faut-il dresser la liste exhaustve des candidats enregistrés et qui ont été jugés et dont leurs ‘ enregistrements ont été jugés recevable par la CES qui elle aussi n’ a pas tenu compte de la lettre et de l’esprit de ces accords de..COTONOU

    Oui ,parmi les candidats ayant participé de près ou de loin au coup d’état du 17 mars 2009

    Outre le candidat putschise rajoelina ,il en existe d’autres dont rastiraka ,qui a avoué ,par voix de presse d’il y a environ deux mois , sa participatin active et financière au coup d’état du 17 mars 2009..

    Appliquons rigoureusement ces accords de COTONOU approuvés par l’Union Africaine qui justifient le retrait immédiat en particulier des candidatures de rajoelina et de ratsiraka..et des candidatures des putschistes en général..

    Le retrait de ces candidatures rend crédibles les prochaines élections , atteste le sérieux et l’intransigeance des organisations et groupes de Pays (Nations Unies ,Union Africaine , Unio Européenne ,la SADC,OIF ) ,qui Nous ont aidés ,qui continuent à Nous aider pour la fin de cette crise afin que Nous puissions réussir notre retour à la légalité et à la constitutionnalité..

    Le retrait des candidatures des putschistes candidats favorise et accélère la pacification du Pays e l’apaisement chez tous les Malgaches qui ont été stressés et découragés par ces quatreannées de despotisme et de privation de tout( toutes les libetés , produits alimentaires.., éducation des élèves , servie de santé inexistant..).Ce retrait ne sera que JUSTICE RENDUE AUX 20 MILLIONS DE MALGACHES QUI ¨ONT VECU DUREMENT CES QUATRE ANNEES !

    Ce retrait constitue et comment un juste retour des choses pour le Président de la République RAVALOMANANA MARC ,grande victimre de ce coup d’état !

    –Vu les recommandatins de l’Union Africaine sur le respect de la démocratie , des libertés d’expression orale ,écrite , tv-radio ,liberté de choix lors d’élection et de se porter candidat(e) liberté qui doit caractériser les prchaines élections , toute contrainte sur les conditions oui ce respect prôné par l’Union Africaine rend crédible l’élection ,notre choix ,aussi faut-il supprimer toute contrainte (notamment cette éxigence de présence au Pays pendant six mois avant le scrutin ) réduit , rétrécit cette démocratie et ces libertés fondamentales ,

    –Constatant la recevabilité jugée par a CES de l’enregstrement de a candidature dee Madame LALAO RAVALOMANANA RAKOTONIRAINY

    Nous demandons que la candidature de Madame LALAO RAVALOMANANA reçoit la confirmation de la CES pour faire dissiper , pour faire taire tout amalgame et toute désinformation.

    QUE DIEU NOUS PROTEGE ET GUIDE NOS PAS !

  3. HEHY hiran’i Bessa sy Lola

    [Nefa tsy mba resin’ankaso
    Izay mijoro hisedra azy ireo
    Tsy mitoreo fa miran’endrika
    Oh oh hehy fa tsy mba ranomaso
    No ajorony ho toy ny TAMBOHO
    AVY AO IVOHO
    HO AN’NY MPANENJIKA]

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *