Lalao Ravalomanana : Tsy ataony ambanin-javatra mihitsy ny fiangonana

110513

110513Nanome voninahitra ny fankalazana ny faha-15 taonan’ny synodam-paritany Iarivo Avaradrano Lalao Ravalomanana  omaly Sabotsy . Niara-dia taminy ny  vadin’ny filohan’ny FJKM Rasendrahasina Zoe. Amin’ny maha-vadin’ny filoha mpanampy azy dia manana andraikitra lehibe ao anatin’ny Fiangonan’i Jesoa Kristy eto Madagasikara Ravalomanana Lalao. Ny fitandremana Jerosalema Vaovao Belanitra Ilafy no nandray ity fivoriam-be voalohany sady ivon’ny fankalazana ho an’ny synodam-parintany Iarivo Avaradrano ity. Nankasitrahin’ny mpampiantrano ny fahafoizan-tenan’ny vadin’ny filoha sy ny vadin’ny filoha mpanampy ao amin’ny FJKM niombona tamin’izao fotoam-bavaka lehibe izao. Araka nambaran’ny prezida synodaly dia 45 tamin’ny 120 tafo no efa nahefa  ny anjara adidiny amin’ny fazahoana ilay fiara tsy mataho-dalana, tsangam-baton’ny fankalazana ny faha-15 taonan’ny synodam-parintany. Hatreto aloha dia maherin’ny 32 tapitrisa Ariary ny vola voaangona ary mbola mitohy ny ezaka mandrapaha-tongan’ny 14 novambra datin’ny fivoriam-be faharoa sady hanolorana ny tsangam-bato.

110513-3 110513-2

9 pensées sur “Lalao Ravalomanana : Tsy ataony ambanin-javatra mihitsy ny fiangonana”

  1. Fa tsy foana akory ny fikelezanareo aina.Fitaovana mahomby no sady azo antoka Andriamanitra; Tsy mbola misy maty antoka izay rehetra miantso ny anarany

  2. Tsy fitaovaona izany Andriamanitra.Izy no nahary izao rehetra izao. Ka noho izany tsy fitaovana velively Izy. Misy diso kely izany fiteny izany.
    Toky sy antoka Izy ary Mpamonjy tsy mahafohy izay miantso ny Anarany sady manao ny Sitrapony.
    Masina ny tanindrazana.
    http://www.gttsra.org

  3. Tsara izany rahafa mahay manaja an’Andriamanitra. Ny zava-dehibe dia ny fanajana, na olona, na kolotsaina , na finoan’olona samihafa… Ny mba tiako ho lazaina eto dia tsara ny fivavahana fa ny ilaintsika izao dia ny mammetrka olona any @ bireom-pifidianana manerana ny nosy, mifidy olona hanara-maso ny CES sy n:y CENIT, , mametraka ny rafitra ahafahana manantateraka ny fampielazan-kevitra, fa mbola maro @ Malagasy no tsy mahalala ny hoe Lalao Rakotonirainy, . Maika dia maika ihany koa ny femtrahana ireo rafitra entina hifidy sy entina miaro ny mpifaninantsika. Tsy sarotra @ fahavalo ny hamingana ny mpifaniantsika, ilay Ny Rado izao efa ho samborina sahady, . Hoy i Dada t@ sabotsy teo hoe « hamoronana antsanga tsy aman’orana » mba hanakanana ny antsika. ka mba fiangaviana ny ahy. Tsy mino mihitsy aho hoe tsy mahalala an’A/tra ny Malagasy, nefa toy izany ihany aloha nho asesika, efa resy lahatra ny maro fa mba hadao @ izay hiasa e. Ny sasayn efa mangalatra fiangana manao fampielezan-kevitra sahady, ny sasany dia mitady ny hamingana antsika. Aoka hiatrika asa @ izay.
    ireo fitsidihana fiangonana ataon’ny Lalao Ravalomanana ireo anie ka ilaina na dia mba ahitan’ny olona azy fotsiny. izy akory tsy hoe nanao tori-teny, tahakan’ny sasany eto, fa MANAJA ka tonga manohina. Raha ny @ lafiny fiangonana dia tsara doa tsara ny ataon’i Lalao Ravalomanana. Asa raha ho afaka tonga any ambanivolo any izy fa maro koa ny fiangonanana any @ ireny toerana any ambany ravi-kazo ireny.
    Tadidio fa isika tsy manana Radio na televisiona hanamparitaha ny hevitsika. Ka dia aza diso ady atao.

  4. Marina ny an’i Lazalazao. Aoka samy hanao izay azontsika hatao isika amin’ny fahavononana.
    Ny Radio sy ny Télé hatreto mbola tsy azontsika hidirana. Ny fanehana mamangy ny fiangonana kosa tsy misy ny maharatsy an’izany. Nefa averiko, ny fanarahana an’Andriamanitra dia ny fanaovana ny sitrapony. Tsy sitrapon’Andrimanitra mihitsy izao loza manjo ny firenena izao. Tsy afaka ny manavotra antsika nefe izy raha tsy manao ny sitrapony amin’ny fomba rehetra isika. Ny fanaovana ny sitrapny voalohany indrindra dia ny fanaovana ny marina sy mahitsy. Raha vao manao ny marina sy mahitsy isika dia ho reraka foana eo ny fahavalo. Izay no mahatonga ny teny hoe: ny marina tsy mba maty.

  5. NOUS AVONS DEMASQUE LE TRAFIC DE MEDIAMENSONGES ET DE DESINFORMATIONS ENTRE LA TROIKA / LA SADC ET LES COMPLICES RECRUTES PAR CHISSANO MAIS CONSEILLES PAR LA FRANCE A FRIC !

    Oui , chissano ,faux ami ,à double jeu ( intrigues avec des émissaires français qui cherchent à détricoter la feuille de route ou à casser les relations de M.car avec la SADC) a vendu ,malgré lui , la mêche qui a dû lui servir « de faire exploser la forteresse du Président de la République RAVALOMANANA MARC -la SADC – qui l’héberge , le protège contre la gent coloniale et colonialiste qui entretient des malgaches anti-nationaux attachés à des noeuds coulants : ils doivent obéir et exécuter sans réfléchir aux ordes donnés pour réaliser l’objectif que cette françafrique poursuit après ses anciens qui ont annexé Madagascar il y a plus de 100 ans avec la connivence de la mission catholique français investie du rôle-contre-réforme oblige- de détruire qui destruction des acquis des protestants avec les missions anglaise , norvégienne..!
    Nous constatons la survivance de l’esprit de la contre (réforme qui anime et inspire les dignitaires des instances catholiques malgaches qui sont embrigadées//encadrées dogmatiquement par le vatican..OUi , en tant que chrétien d’obédience protestante je n’accepte pas d’être privé d’ une partie de ma liberté d’homme pour obéir à un homme ,surtout dans le domaine de ma foi en Jésus Christ..
    Et ce refus fondamental d’atteinte aux libertés constitue mon credo pour mes relations avec les hommes et les femmes et dans le cadre de ce que je peux rendre comme service à mon Pays et aux Malgaches.. PAS DE LIBERTE POINT DE SALUT PAS DE LIBERATION !
    Cette éxigence de liberté pour tout Homme et pourl’édification crédible de tout l’Homme est essentielle pour l’éditication ,pour la construction fiable de la sociétédu vivre ensemble -fiaraha-monina et de l’homme et de la femme pour leur éducation à servir les autres , pour gérer la cité où ils vivent
    Mon propos essaie de produire des explications ,selon mon analyse et ma culutre , sur la proximité/ promiscuité de l’Histoire de Madagascar et de la vie des Protestants d’hier, d’aujourd’hui et de demain et des générations qui suivent..!
    Je parle de cela maintenant parce le tableau noir exosé à l’écar d’Antanimena le 17 mars 2009 m’a été vécu comme une blessure portant atteinte à la souverainté de mon Pays par des français assisté solennellement par l’évêque d’antananarivo et comme une attaque frontle contre les Protestants illustrée par la maltritance du Pasteur RASENDRAHASINA LALA par des éléments militaires sous le regard enchanté de cet évêque d’antana..
    Ce tableau noir du 17 mars 2009 a été le remake de l’annexion de Madgascar par le corps expéditionnaire français dcommandé par duchêne et flanquée de la mission catholique française chargée du sale et impossible boulot d ‘éradiquer le protestantisme et de ses pratiquants !
    Méfions- Nous et doublons de vigilance car les rajoelina , ratsiraka et l’encore évêque d’antananarivo ,indéfectibles agents de la france à fric qui s’évertuent à faire aboutir la politique de division des Malgaches par encore la réligion et par l’argent qu’ils distribuent sans compter dans les couches populaires et rurales !
    chissano j. a pu faire / assurer ce trafic de médiamensonges et de désinformations au détriment de ceux qui luttent avec le Président RAVALOMANANA MARC pour le reour de la légalité et de la constitutionnalité à l’état malgache ..Ce trafic de désinformations assuré par chissano et son service de médiation sert à persuader la SADC que la Mouvance RAVLOMANANA MARC ne respecte pas les dispositions de la feuille de route..et autres balivernes..
    Mais ce dernier communiqué de chissano au sommet de la TROIKA a été contrarié fortement par le dépôt hors delai de la candidature de rajoelina qui a mis à jour le flagrant dysfonctionnement de la CES et de la complicité du président de cette CES qui a été mise en place de façon unilatéralpar le pouvoir de facto et que la SADC n’ a pas « exhorté  » les putschistes à détruire cette CES unilatérale et  » à réécrire  » une autre plus consensuelle !
    Et suivons objectivement et attentivement les faits et gestes de ratsiraka , rajoelina ,odon ,qui veulent instrumentaliser le FFKM au profit de la politique de la gent colonile et colonialiste qui est très mpatiente d’en découdre et de faire échouer NENY aux élections présidentielles !

  6. Tsotra ny tiako ho lazaina

    Marina ny an’i Lazalazao sy Izy

    Fanompoana an ‘Andriamanitra no lalàna tsara indrindra amintsika olombelona, very raha tsy misy Azy.
    anefa izao : ho Filohampirenena no tanjona ho an’i Mme Ravalomanana fa tsy hanao pasitera.

    Mora dia mora no miafona ambadikiny Fiangonana. OLona madio akanjo sy mihaja daholo sady  » acquis à la cause « .
    Ny hilain ‘ Andriamnaitra dia tahaka ry Abrahama, Josoa, Gideona, Davida, Solomona sy ireo ehetra natsoiny dia olona sady matahotra Azy, miaraka Aminy, anefa MIASA KOA. Niosina, nitarika ady, nitarika vahoaka marobe, isan’karazany

    Maninona raha dia efa maka « contact amin ‘ireo vahoaka mijaly, mahantra eny ambanin’ny tanana, nandalovany cyclone, ireto mpivarotra marobe manenika ny arabe, ny vahoaka naona … tsy vaotanisa intsony. Na hoe tsy hanao propagande aza, fa mandalo, na dia mikopakopa tanana fotsiny aza ( sao dia henjehiny sasany eo indray), mba ho hitan ‘olona fa eny, mijery azy.

    Sosokk’hevitra ihany aloha io

  7. Tsapa fa ireo candidat izay mihevitra handany vola be amin’ny fampielezan-kevitra dia ho foana sy ho ringana avokoa satria matoky ny volany – fa apetraka amin’Andriamanitra ihany ny fandehan-javatra rehetra tahaka ny fivavahana izay ataon-dRamatoa Lalao Ravalomanana eraky ny fiangonana, satria fantany fa Andriamanitra no Lohan-daharana hanatanteraka ny zava-drehetra eto an-tany. ary izay ihany no làlana tokony aleha. « Ny Fitokiana an’Andriamanitra »

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *