Mpaminany fopla

Vintana kely fotsiny sisa no andrasana dia hisonenika anaty fahasambarana tanteraka ianao ry Belohakely fa aza dia mamoifo amin’ity toaka sy rongony ity intsony. Atsaharo ihanny koa ny
fimenomenonana tsy misy dikany fa atrakao ny loha. Efa miketrika ny ho avinao amin’ny endriny mahafinaritra ny mpandahatra ny fiainana fa aza marary sy marofirofy intsony. Andramo henoina indray
mandeha indray ilay hiran’i Boussa sy Tôm iny dia hisava ny alahelonao rahavako. Ohatran’ialahy ihany izaho: Tena hiaina anaty trano milay be amin’izay, hanana sipa manjabe, dia tsy harary
intsony ny fahasalaman’ny paosy, dia hisy garde du corps marobe hiaro sy hanindrahindra…Dia hihogahoga amin’izay ny iray tanàna araka ny fikaozin’I Toungue azy hoe: Mahery koa iny bandy iny.
Ireny mpi-dance mpinantsanantsana ny “lol” ireny dia hikombona ny vavany fa aza matahotra, ary minoa fotsiny ihany fa i Marc no nilaza izany.

2 pensées sur “Mpaminany fopla”

  1. Wow Marya, I think those are all super important boggler qualities but I just wanted to add that if you aspire to be a highly successful boggler and are missing a few qualities, don’t be discouraged. These are all habits you can work on and be successful with. LizLiz recently posted..

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *