Mpaminany fopla

Falifaly indray izao ianao fa tsy nisy nanitsoka tany an-trano tany intsony? Koa raha tsy olona be ranomaso toa anao daholo ny olona ka hiditra amin’izay fiainanao any. Tsy misy hanampy anao
intsony manomboka amin’ity anio ity fa atanjaho ny saina sy ny fitombenana, satria tsy maintsy hitotototo sy hikaroka izay ho hanina toy ny akoho indray ianao manomboka anio. Tsy maintsy hifika
ny mangidy sy handray ny valin’ny natao. Toy ny tain-delo an-tsena io ranona ka ny an’ny tena ihany no ananann-doza a! Inona indray izao no alahatra amin’ireo rehetra be saina namanao hatrizay?
Dieny anio dia efa omany ihany koa ny lainga afahana azy ireo sao hifandritahany eran’ny tanàna eo vao hiantso vonjy? Tsy misy hamonjy anao intsony mihitsy anie e!

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *