Tena any amin’i dada marina ny lakile

Tsy tafa mihitsy ny baolina e. Efa Penalty in-jato sy arivo tsy misy mpiandry tsatokazo, nefa tsy mety maha-tafiditra baolina ihany ny foza. Nofitahina foana ny vahoaka, fa tsy mety tafavoaka
amin’izao krizy izao, ary vao mainka aza milentika any anaty haizi-mikitroka. Nihevitra hoe hivadika ny pejy, kanjo vao mainka nitondra any amin’ny tantara ratsy. Nosakanana faran’izay henjana i
dada nefa tafody indray ny vady aman-janany, ka lasa namahan- dalitra vahoaka indray ny sasany ka nanao kolikoly avo lenta mba ahafahany ho kandida indray, na dia tsy tao anaty lisitra aza.
Rehefa zohiana, dia hay misy olona manao fiainanjaza maroroka eto, ary izay no tsy maha-tafavoaka ny krizy eto aminsika. Tsy afabela amin’io tsy fahaizany io ity zaza maroroka ity, ka izay vao
mahatsapa, fa tena any amin’i dada marina ny lakilen’ny fahombiazana. Raha tsy tonga izany ity filoha naongana ity, tsy hisy filaminana ho vanona eto, ary tsy ho tazana eto ihany koa izany
fampandrosoana izany. Moa mba sahy hiaiky ny tsy fahombiazany ve ity fitondrana niainga tamin’ny fanonganam-panjakana ity, sa mbola hihambo ho rahalahin’i Jesosy ihany ho tompon’ny marina? Ny
heloka hibabohana anie mody rariny ry zandry, ka mba mahatsapà tena, fa be loatra ny tsy fahaizana mitondra ny tany sy ny fanjakana vitanao e.

3 pensées sur “Tena any amin’i dada marina ny lakile”

  1. Any aminy ny fanalahidy ka tokony hanohana azy sy izay tendreny hatramin’ny fariny isika izay tia ny ara-dalàna.Manome toromarika mivantana amin’ny vahoaka izy na hoe aza ireo olona ao amin’ny movansy.Anjarantsika no manome toky azy fa tsy mamadika azy isika ary tsy misongona azy koa.

  2. TSY EFA FITAKA BE VAVA VE IZAO ZAVA-MISEHO IZAO e????
    Aiza izay mba fijoroana fa efa tena MANJAKAZAKA anie ny frantsay sy ity fako kely
    tsy musy valėra e! mba nusy ve NIETSIKA, fa vao maika atao amboletra ilay fifidianana fa avela izy koa
    mbola hanome ny VALIM-PIFIDIANANA dia izy indray no hidingina fa IZY NO TIAN’NY VAHOAKA????
    ny sisa dia tsy haiko inona aminy ?dia hoe: 300 sisa olona homba n’i dada ???MAHONENA!!!!
    FARAFAH’ ALIKA MATINY DIA NAHAZO NILATSAKA KOA I DADA satria efa tsy musy fetrany ilay filatsahana.
    TSY HAY BE IHANY IZY ITY e!!!AMIKO DIA TSY TOKONY mihintsy aloha io fifidianana io.

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *