Tetezamita be filirony

Mahatoky tena ny fitondrana tetezamita ankehitriny sy ny mpomba azy, fa higorisogorisa mankany mankany amin’ny Répoblika hafaefatra, hono, i Madagasikara, satria hifidy izay ho filohan’izany
repobblika izany, izay efa roa taona mahery no nisiany. Feno dia feno ny fanantenana manoloana ireo tranga isan-karazany mitory fahavononana asehon’ireo rehetra mitovy hevitra .Marobe tokoa
mantsy ny tolo-kevitra ho amin’ny fanatanterahana ny fifidiananamadio sy mangaraharaha ary eken’ny rehetra. Tsy misy tomika ny fanomanana ny fifidianana iandraiketan’ilay komity nambara ho
mahaleotena. Ny tetik’asa goavana efa nandraisana « avansa » moa dia io iaraha-mahita io fa misononoka manaraka iny lalana iny. Izay rehetra mpanao vavabe sy mpanakiana ary tsy miray feo
amin’izany dia mipirina sy mamato-tena any amin’izay iafenany any. Raha mbola miseho ho beloha dia any am-ponja, very any koa fa tsy azo tsirihina izay lasa any, fa mila pitsopitsony sy
fanarahan-dalàna eto amin’ity tany ity. Fa tena vitsy an’isa sy tsy manana ny mpomba azy tokoa ve izany ireto milaza azy ho mitambatra ka namorona ny vaha-olana teo ambany fitarihan’ny FFKM eto
Madagasikara ity e ? Tsy manan-kevitra maharesy lahatra azo atolotra sy mba hodinihina ? Tsy misy progrma ? Tsy mba manana ny sori-dalana mba hotanterahina? Mandrebireby ny mpiray tanindrazana
fotsiny kosa raha tsy misy valiny ireo rehetra ireo e! Sa ny kianja nanaovana ilay dinika sy ny fifandresen-dahatra no tsy mety amin’izy ireo? Fa inona tokoa moa no sakana tsy hijerena ifotony ny
tena olana eto amintsika? Tsy azo hambara ho fotsy mangatsakatsaka daholo akory ny mpitondra teto ary tsy misy maha-samihafa ny mpitondra amin’izao fotoana sy ireo teo aloha izay nahongany.
Kapoka iray toa valiham-boka, ary anaty kitapo iray daholo satria mihevi-tena hatrany ho manana ny marina tsy maintsy itompoana sy ireherehana. Tsy gaga mihitsy ankehitriny ny mpanara-baovao raha
haminavina fa mbola ho lava ny ity tetezamita ity, sy ilay tetezamita mbola vao hatsangana. Tsy Repoblika fahaefatra izany no haterak’izao fakan-kevitra sy saritsarim-pifidianana hatao eto izao
fa fampijoroana tetezamita maharitra sy lavareny.

1 pensée sur “Tetezamita be filirony”

  1. LE FFKM DOIT RESTER EN DEHORES DE LA POLITIQUE AVEC FERMETE ET DOIT REFUSER TOUT COMPROMIS ,TOUTE COMPROMISSION POLITIQUE (transition de 18 mois , renvoi sine die des élections présidentielles , quadriumvirat sont des sujets politiques que le FFKM doit à tout prix éviter..)

    Le FFKM et ses membres ne doivent en aucune occasion et sous n’importe quel prétexte chercher à plaire les Malgaches en se préoccupant de politique !
    Nombreux sont ceux qui ont voulu une solution madécasso-malgache pour résoudre la crise à Madagascar..!

    Cette volonté part d’un louable patriotisme..,que certains politicards très proches de la gent coloniale et colonialiste et même embrigadés des activistes de la françafrique caressent dans le sens du poil et ces Malgaches naîfs approuvent « ces caresses  » qu’ils estiment que leur démarche madécasso-malgache est partagée et appréciée par tel ou tel..
    Ces gens « qui caressent  » les Malgaches qui demandent de mettre en place la recherche de solution malgache de cette crise constituent l’ossature sur laquelle la politique de la France à Madagascar s’appuie depuis RANAVALONA Ière qui a tué des innocents que des français ont dénoncé comme des des agents de « l’étranger « -les missionnaires anglais – qui ont l’intention de renverser la Reine à la Reine par l’intermédiaire de ces malgaches influents proches de la Reine.
    Résultats de cette intrigue française :
    — 49 malgaches protestants ont été « assassinés  » ..: c’étaient les martyrs
    –tous les étrangers (anglais et français ) ont été expulsés sauf jean laborde (Mantasoa )lambert(tananarive) et de la castelle (tamatave..
    C’est en constatant que ces trois français n’ont pas été expulsés que m’est venue l’idée de déduire que ce sont les français qui ont « invent »  » ce mensonge concernant des Malgaches ont eu l’intention de renverser la Reine alors que ces gens se sont cachés la nuit pour prier Dieu avec le ou les missionnaires..
    Ce scénario ,Nous le trouvons le long de Notre histoire politique et les protestants y sont mêlés parce qu’ils ont puisé dans le christianisme de Jésus l’énergie de la lutte contre les occupants..Jésus a lutté sans violence contre l’occupation romaine d’Israêl
    Mon propos consiste à faire comprendre les intrigues que certains politiques essaient pour instrumentaliser le FFKM ,car il y a un maillon faible ,acquis à la cause des auteurs du coup d’état : c’est odon ,que ême la communauté des évêques de Madagascar désavoue la déviance qu’a prise le FFKM ,qui ,poussé par quel politicien , qui a avoué il y a deux mois environ avoir participé au coup d’état..!
    Ces gens commer odon et ratsiraka qui montent sur les chevaux des Malgaches partisans de la solution madécasso-malgache ont constitué et constituent toujours les courroies de transmission de la france à fric..
    Ils véhiculent dans la réunion du FFKM
    — l’idée d’une nouvelle transition présidée par les quatre (zafy ,ratsiraka le Président Ravalomana et rajoelina ,c’est-à-dire trois auteurs du coup d’état coontre la victimme )..Ce sera un panier de crabe ,qui à la longue deviendra un explosif
    –la décision de renoyer sine die les élections présidentielles
    –la désignation d’une assemblée constituante .pour mettre en place une constitution.Il faut une assemblée élue pour pour composer une constitution
    –et la mise en place de la transition pour 18 mois..
    Ce sont ces gens-là qui ont été contre la feuille de route ,car cette feuille deroute bien achévée débouche sur la transition consensuelle et inclusive et emêche tout unilatéralisme et toute aventure…
    Avec la France du temps de sarkozy , ratsiraka et ses complices du coup d’état ont cherché à détricoter les accords de Maputo devenus la feuille de route..
    Surtout cette transition une fois mise en place organise et prépare lees élections transparentes , démocratiques ,ouvertes à tout(e) citoyen(ne) jouissant de ses droits civiques..
    Ratsiraka rejette l’intervention de l’étranger (la SADC auquel Madagascar est membre ,les Nations Unies..tc..etc..).Ratsiraka a-t-il oublié qu’il a été et est toujours de connivence avec les Français et a-t-il oublié ses mésalliances avec les Pays de l’Est et de Kadhafi ?
    Les Russes nous ont troqué des tas de ferrailles tanks , avions mig 17 contre du chrome , du café , du sucre , des peirres précieuses..etc..etc !
    A la tv ils poussent les Malgaches à poursuivre ces malfaiteurs qu ont appauvri les Malgaches.
    Mais bon sang ! Je ne svais pas que ratsiraka est suicidaire car il est le premier des malfaiteurs avides et cyniques qui ont fait un grand tort aux Malgaches..durant près de 20 ans de règne sans partage ,sans loi ni foi..
    Et parce que les Malgaches ont pris à deux mains , avec courage leur destin qu’ils ont choisi le Président RAVALOMANANA MARC pour et changer leur mode de vie e changert leur sort en travaillant..
    Ratsiraka n’ a été élu par les Malgaches.
    Il n’ a pas digéré cette défaite et l veut sa revanche à tout prix : il a été l’instigateur du coup d’état du 17 mars 2009 et actuellement qu’est-ce qu’il Nous réserve…? .

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *