Tonga omaly Ravalo…

Henonareo ve ny vaovao ? Fa misy inona hono… Tonga androany maraina tamin’ny 5 ora anie hono Ravalo e. Omaly io androany io. Dia vetivety foana dia niparitaka ny feo, fa tonga hono i dada, ary
nisy avy hatrany no namono gisa hatao laoka fa fety be hono izany io andro omaly io. Nisy mihitsy aza no nikasa hamono omby, saingy mbola naka toky tsara. Rehefa nozohiana tamin’ny olona akaiky
andRavalo io resaka omaly io, dia tsy nitombina, satria na izy ireo aza hono tsy mahalala ny fisian’izay resaka hoe ho avy izay i Dada. Rehefa nohalalinina, dia ny mety hanatrehan’ingahy Ravalo
ilay dinika ho fampihavanam- pirenena eny amin’ny CCI Ivato izay nifarana omaly no anton’io resaka nandeha sy niely tetsy sy teroa io. Azo heverina fa efa tsindrian-daona tokoa ny rehetra
amin’izay fahatongavan- dRavalo eto an-tanindrazana izay, satria leon’ity fitondrana tetezamita ity ny rehetra. Be no latsa-dranomaso rehefa nandre fa tsy mitombina indray io resaka io ny hariva,
ary ireo efa namono gisa aza, dia nanao hoe maty aho gisako, satria hanaovako fety amin’ny fahatongavany io hena matavy io, nefa hay izy tsy mbola tonga akory. Ny valala misy, ny mpilaza koa
mahay, ary io resaka omaly io, dia tonga amin’ilay fiteny hoe ny hitsikitsika tsy mandihy foana fa ao raha. Efa mandindona tokoa ilay andro malaza, fa tena ho fety be tokoa angamba amin’izay e.
Ny sabotsy teo, dia tonga teny amin’ny Magro ramatoa Lalao Ravalomanana, ary hafaliana tokoa ny an’ireo zanaky dada tonga maro be teny tamin’izao fidinany an-kianja izao. Tsy maintsy mandresy
isika hoy Lalao Ravalomanana tamin’io fotoana io.

13 pensées sur “Tonga omaly Ravalo…”

  1. Tena manapa-tsinay ny filazanareo azy ry basy vava a! Hahaha! Tena tsy nihomehy ohatr’izany aho marina.
    Eny e! Tongava aingana ianao ry Dada

  2. ……..ho tanteraka tsy hisy sampona tokoa anie izany!!!
    Aza dia mahatoky saka fa trondro ny laoka an!!!mahatoky anao izahay ry dada
    fa tsy hanaiky hitaingina iny Fiaramanidina MAFIA iny ianao fa hiaraka @ olona rehetra
    mba ho tsenain’ny vahoakanao fa aza mety FITAPITAHANA LAVA TOY IZAO , mampalahelo
    anie dada ny fitapitaka lava mahazo anao e!!TENA MALAHELO IZAHAY.

  3. kely sisa e! efa rava ny tsenan’drajoely; ka lasa nanaonao foana. hilatsaka ho fidina hono ilay zaza tsy vory saina. Tena tsy menatra.

  4. fa nahoana kosa no de manaratsy an i rajoelina nareo.fa nga moa nisy fandrosoana tahaka ny azy e,ravalombotaka ve?jamais

  5. tsik gasy oa tena mbola maro no maivantsaina.d mino ve nareo fa ireo olona roa ireo d hanome anareo raha tsy nareo no mtad? tongav sain oa!

  6. aiza de manelitsao laotra fa sao de manapaka lalandra an ireo marary fo nareo e! sady betsaka no voan ny AVC

  7. adinohy izany dada deba zafy rajoelina dit zandrikely . olona efa nitondra ireo koa na tsara naratsy nataony de izy ireo iany tokony ahatsapa tena @izany .Matoa isoka niditra t@ny fifidianana dia ny amadika pejy eto @ny firenena .voafidy ny prsdt ny député voatsangana ny gvrnmt miaraka @ i pm zay mitarika an izany . ataovy ny fiavanapirenena .andea isika malagasy iaraka iasa @ireo olona vaofidimbahoaka iaraka iasa @izy ireo andresy ny fahantrana izay mahatonga ny tsy fandriapahalemana . aoka izay ny nostalgie @ idada deba zafy rajoelina ;IO noho mahavoa atsika malagasy dia ny manina ny lasa foana . jereo anié ny olona aty ivelany é! rahefa tsy mitondra intsony ilay taloa de tsy mivaky loa @izany intsony ny vahoaka ,fa izay mitondra eo indray noho avela itondra : koa rahefa tsy mahafatrapo ny asany rahefa tonga ny fifidianana dia esorinao ao @ny fandatsahambato

  8. dernette,
    mandatsa ny mpanohana ny ara-dalàna ve ianao?
    Tsy dia tena izaahy loatra no asianao fa i Madagasikara sy ny hoaviny.
    Ekena fa nandresy ianareo efa hatr@ 1895.
    Raha izaho manokana dia miteny hoe ento any ny anareo dia ataovy araka izay tianareo ao.
    Tsy miara-miasa amin’ny mpangalatra aho ary tsy hiara-hiasa amin’ny mpambotry, mpamadika ary mpanimba firenena.
    Farany,aza mamahan-dalitra olona na aza mandainga fa vao omaly ny omaly ny taty ivelany no manina an’i sarkozy ary manipinipy sady ny fiverenany…

  9. ny famiavanampirenena tsisy aotra izao ataony ny PRSDT vaovao izao . mbola tsisy filoapirenena voafidy nanorina gvrnmt iraisan ny rehetra izao . Ozy angamba ianao hoe ary ny tetezamita koa niraisany rehetra ? eny satria voaterin ny tondrozotra .fa ity tena gvrnmt aradalana manambatra ny malagasy rehetra .ary tokony amafisina @ny fifamelana samy malagsy dia ny fampihavanampirenena izay tokony atao voalohany indrindra

  10. demette/denise

    le terme « fampivanampirenena » est il un terme nouveau que tu découvres?
    soufflé par radio viva ou par le petit père Zano ramamba qui essaie de se refaire une virginité ???

    petite graine de « putsista » , tu n’arrêtes pas de faire le clown avec des termes dont tu ignores le sens depuis 2009 !

    un tel terme devient un gros mot dans ta bouche ou ton clavier….

    va surveiller tes coupes de bois de rose !

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *