6 pensées sur “An-tsary ny dian’i Neny ny faran’ny herinandro teo”

  1. …..hatr@’olona any anaty Taxi-be tompoko anao ô no manome tanana an’i Neny!!!!!
    Tena mbola tsy nahita ohatra ity aho ray olona!!!Tonga ho azy @’izay ilay TSIKY!!!
    Misaotra an’ilay Andriananahary fa lehibe izy .
    MIFOAZA RY MALAGASY FA TONGA ILAY ORA a!!!!!
    MAHEREZA !MANDRAISA ANJARA @’IZAY TANDRIFINY AVY HO HANAVOTANA
    NY FIRENENA MIARAKA @ NENY RAY OLONA a!!!fotoanany izao e!!!NDAO eeeee

  2. Inona no mba kabary hataon’ilay iraikalahy io eo hono??

    Tsy inareo ireo irery no mitomany fa na izaho manoratra izao aza , tena feno ilay fo ry zareo fa
    aoka kosa mba ho ranomasom-pifaliana sy FANANTENANA an!!!Homba antsika Andriamantra!

  3. Neny = ForceTranquille

    I am touched
    YOU are overwhelming (lovelike feeling)

    In the otherside
    in my memory comes up
    all crual blood-chasing of TIKO’s employees
    stealing burning this big factory T I K O HIGH QUALITY made in Madagascar by GASY
    which propels the MALAGASY ECONOMY

    Jalousy when you cach those TGV Andry Rajoelina & his anti-economic followers,
    typically and speedy french tramway, mainly financed up to now by same developped country FRANCE

    One day, in memory of our lost ones,
    a monument has to be arisen
    THERE in Antsirabe
    THEY DESERVE that
    similar case to what happened back in 1947 in Moramanga

    For the country
    for Madagascar
    for the battle engaged
    longlasting FIGHT AGAINST all forms of COLONIAL JOUG

    ____

    May God bless you, lady Mrs Lalao Ravalomanana
    and all of us

  4. Tony ho mailto isika fa hataon’i Rajoelina izay tsy ahantanteraka ny fifidianana filoham-pirenena @ 24 jolay ary io datin’ny 23 aogositra io,ka dia tsy maintsy hihemotra satria tsy hanaiky an’io ny fianakaviambe iraisam-pirenena, hiakatra ny valala, ary manala bac ny mpianatra. Tsy hihetsika kosa ilay fifidianana solo-bavambahoaka @ septambra dia tanteraka ny fanirian’i Rajoelina.. Avy eo tsy misy fifidianana azo atao intsony satria,ho avy ny orana. Dia tsy hisy fifidianana filoham-pirenena @ ity taona ity.. Raha mijoroa anefa ny CES sy ny CENI-T ka hampian’ny vahoaka dia i Lalao Ravalomanana no,handresy ka,ny hanakanana an’izany noataon’ny frantsay sy ny Fozaorana.

  5. Ny tolona tsy mora e! izany no ilaina antsika mianakavy hifanome tanana hamerina indray ilay tany tan-dalana ary vavaka no tena zava-dehibe , manome hery io fa tsy tokony atao ambaninjavatra , rehefa mivavaka dia manana finoana ary omen’Andriamanitra hery sy saina ary fahendrena, ka aza misy kivy izany

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *