ANKOLAFY RAVALOMANANA : Hajao ny lalàna velona

ankolafy ra8

ankolafy ra8Anisan’ny nanana solontena nandray anjara amin’ny dinika mihidy an-trano eny Ivato  ny movansy Ravalomanana izay nahitana ny Praiministra lefitra misahana ny toe-karena sy ny Indostria Botozaza Pierrot, ny minisitry ny fiompiana Ihanta Randriamandranto, ny minisitry ny fambolena Ravatomanga Roland. Nambaran-dRamatoa  Ihanta Randriamandranto fa izahay aloha hoy izy  dia manantena amin’ity herinandro ity na anio na rahampitso, ny  fampiharana ny « légalité » fampiharana ny lalàna misy. Izay no andrasanay hoy izy ary tsy misy afa-tsy izay. Zavatra notakianay hatramin’izay  dia hampiharo ny tondrozotra. Ny  zava-dehibe dia hoe ahoana no ahafahana mandeha any amin’ny fifidianana. Enga anie hoy izy ka amin’ity indray mitoraka ity dia ny Malagasy no hampihatra ny lalàna.Mbola ao anatin’ny diniky etsy amin’ny CCI Ivato moa ireo mpanao konklavy hatramin’izao hanoratanay izao ary handrasana izay ho tohiny…

4 pensées sur “ANKOLAFY RAVALOMANANA : Hajao ny lalàna velona”

  1. TARATASY MISOKATRA
    -ho an’ireo miaramila sy zandary nanongam-panjakana ary mbola miseko sy miebo ary mibontsina manitsakitsaka ny hasina sy ny zon’ny Malagasy !
    Fa tena mihevitra anareo ho iza moa ianareo no dia mizahozaho toa izao..ary mibaiko ny zotry ny fiainan’ny Malagasy..
    Fantatro tsara ianareo mihevitra ny tenanareo ho zavatra…
    Vous n’avez pas découvert l’eau chaude , autrement cela se saurait !Alors baissez le tn et restez au m^me niveau que les Malgaches qui sont partisans de la non-violence..§ Mais devant les cas de force majeure ,nécessité fait loi, , décuple les forces et personne ne sait où cette énergie qui explose s’arrête !
    Ny volan’ny Vahoaka no anakaramana anareo ary mbola io vola io sy vidin’ny hala-botry ataonareo ( volamena ,mercure , aomby rongony , hazo kanto..sns..sns no ataonareo am-paosy hanamboaranreo trano be , ividiananareo automobiles..
    Dia heverinareo fa dondrona ve ny Malagasy..Ny karama maha miaramila anaeo ve dia manome fahefa-mividy (pouvoir d’achat) avo be ka hafahanareo miatrika ny vidin’ireo trano b maro sy automobiles maro ampiasainareo ?
    Sa ianareo mihevitra hizakazaka eto amin’ny Firenena sy hanitsaka ny ara-dàlana , ny rariny sy ny hitsiny izay fototry ny fiaraha-a mlrindra sy mitandro ny fifanajana sy mandala ny fahafahana eo amin’ny lafim-piainana rehetra..
    Dia mihevitra koa ve ianareo fa ireo taranakareo tsy hahafantatra fa halatra sy hery setra no nolovain’izy ireo ary ny Malagasy izay miady ho amin’ny famerenana ny fanajana ny làlana sy ny lalam-panorenana ary ny fampiarana amin’ny heriny rehetra ny Fitsarana ireo tsy valahara nanao heloka bevava tamin’ny Malagasy sy nanimba ary nandroba ny Firenena..
    Ny fatahorana izany ve no manosika anareo no hanaovanareo izao sakana tsy mitombona izao
    mba tsy hisy izany fivoarana sy fanarenana ny simba rehetra ?
    Mafy ve ianareo satria manana fiadiana sy arovan’ny frantsay izay manandevo anareo , ary tianareo no andevozony satria tsy ao aminareo intsony ny fahamendrehana sy ny fanajana ny ahaolona anareo dia ny fanahy , izay mampiavaka ny olombelona Malagasy amin’ny amboa izay mazana ankafiazin’ny frantsay noho ireo andevonyny ma?
    ratsiraka izay nioko ary lohan’iny fanonganam-panjakana iny dia vaky lay nandositra satria tsy nahatohatra ,tsy nahaleo ny hey mangina sy ny herin’ny fanahy matanjaka ao amin’ny Malagasy tsy vaky volo !
    Hoy JEHOVAH amin’ny MALAGASY :
    « AMPANGINO NY TAHOTRA SY NY AHIAHINAREO FA IZAHO MIALOHA ANAREO ANY MIASA SY MIADY HO ANAREO ! »

    Dr CELESTIN Robin
    Paris

  2. Misaotra anao ry DCR amin’ity taratasy misokatra ity.
    Mety mba Hampisokatra ny sain’ireto faikamboto (=ireo miaramila sy zandary mpanongam-panjakana) ny zavatra voasoratrao????
    Izaho aloha tsy mino, anefa dia tsara ihany ny hamerimberenana ny toy izao satria ireto BOTO(ARISON)-MBAZAHA ireto dia mihevitra ny tenany tsy ho azon’aloka mandrapahafatiny fa izy indray no avo-vava!!!Efa zatra mpamadika ireny hatramin’izay.

  3. VACANCE DU POUVOIR NE VEUT PAS DIRE PRISE D’INITIATIVE OUVERTE AUX PETITS CONS !

    En cette période d’incertitude ,les commissions bidon prétendant reconcilier les Malgacches de je ne sis ourquoi (crn, ffm etcs’attribuent le droit d’interpeler la CES d’ajourner dans un premier temps et de la maintenir dans un deuxième temps la date du scrutin présidentiel ,au nom de quelle fonction et de quel droit ?
    Voilà une des raisons de conflits patents :la crn n’a aucun droit à s’adjuger le rôle de s’occuper des élzlection ,encore moins de s’ingérer dans les prérogatives de la CES,qui n’ a pas le droit de se déjuger !
    Nous voulons ,après ces quatre années de voyourisme , de sans foi ni loi , respecter l’état de droit , le droit et la droiture des comportements des hommes et des femmes , même et surtout que nous sommes en pleine vacance du pouvor !
    Personne n’ a le droit de profiter de cette vacance pour s’ériger en petit potentat pour dicter telle ou telle directive à suivre..
    Je persiste et signe à dire haut et fort que seule l’Assemblée Natinale élue peut désgner ou élire les membres d’une mission de reconciliation , si cela eest nécessaire..au développement du Pays et à l’amélioration du niveau de vie des Malgaches…..!
    N’est MENDELA qui veut !Personne n’ a le droit de faire èpouser par les Malgaches le triste sort qu’ont vécu les Africains du Sud !La reconciliation a été utile au pays où l’apartheid a sévi et où plusieurs catégories de citoyens ont été traités différemment :blancs ,gris métis ,noirs…
    IL A FALLU ARASER , METTRE AU MEME NIVEAU POUR TOUS LES DROITS ET LES DEVOIRS..
    Arrêtez de culpabiliser les Malgaches ,qui n’ont pas partcipé à aucun activisme des auteurs du coup d’état , qui au contraire ,ont été les victimes innocentes de ces putschistes qui se croient être  » des tsy maty manota « !
    /es élections présidentielles et législative constituent des occasions démcratiques données aux Malgaches de prendre la parole , et d’xprimer leur verdict..qui n’est ni discutable , niéfutable,ni monnayble ,,!
    Les résultats de ces élections représentent des actes de reconciliation : la majorité qui s’en dégage ne cherche pas une quelconque vengeance mais s’efforce à faire fonctionner l’Etat par le respect de la Loi , de l’état de droit , par le respect et par l’acceptation de La justice indépendante ( ce qui sera une tâche rude ,étant donné les défaillances morales et éthiques commises par ceux-là qui se réclament d’être juges , magistrats , prcureurs et autres agents de service de la Fustice ! ).
    Les Malgaches , après ces élections , reconstruisons leur cadre de vivre ensemble , reprendre l » fiaraha-monina tony sy milamina ary mirindra sy voadidina fahafahana  » impunité ,non !)

  4. Mila arahi-maso ihany itony sao dia i Sarah Georget no voatonina matetika hoe miaro ny vehivavy rehefa ao amin’ny fivoriana .Béatrice sy Fatma mantsy be resaka tamin’ io farany io teto.

    16h50 – CNFM: le Conseil national des femmes de Madagascar invite les candidats à l’élection présidentielle à un atelier d’information sur l’égalité des hommes et des femmes à l’hôtel Carlton demain. Il s’agit d’informer les candidats sur les principaux défis en matière d’égalité entre les hommes et les femmes à Madagascar et de leur offrir des outils qui pourraient contribuer à l’intégration de l’approche genre dans leurs programmes électoraux. Cet atelier est organisé en partenariat avec la CENIT, le Projet d’Appui au Cycle Electoral à Madagascar du PNUD.

    Date : 03/06/13

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *