LALAO RAVALOMANANA : HITONDRA FITAHIANA HO AN’NY FIRENENA

MyDago.com-Jesosy Mamonjy - 02 Jona 13 (30)

MyDago.com-Jesosy Mamonjy - 02 Jona 13 (30)Niara niombom-bavaka tamin’ireo mpino marobe tetsy amin’ny fiangonana Jesosy Mamonjy Ankorondrano ny tapany marainan’ny  Alahady 02 Jona 2013,  Ramatoa Lalao Ravalomanana. Nanatrika izany ihany koa ireo ct sy cst vitsivitsy Ankolafy Ravalomanana. Nanomboka tamin’ny 9ora maraina  ary nifarana tamin’ny 12ora sy sasany ny fanompoam-pivavahana tapany maraina. Ny Pasitera Radafy Léon izay nitondra ny fanazavana  ny tenin’Andriamanitra dia nanazava ny herin’ny Fanahy Masina. Teboka  telo amin’ireo asa lehiben’ny Fanahy Masina no nazavainy tamin’izany. Ny herin’ny Fanahy Masina hoy izy dia afaka manao fanovana ny fiainan’ny olona izay ratsy ho amin’ny fahatsarana, sy  mahatonga antsika hiavaka amin’ny maro ary manampy antsika handray ireo zavatra rehetra nampanantenan’Andriamanitra. Maro be hoy Pasitera Radafy Léon ny olona milaza fa hitondra fanovana kanefa amin’ny herin’ny Satana. Ny miaraka amin’Andriamanitra ihany hoy izy no afaka manao fanovana fa tsy izay manao fifanarahana “pacte” amin’ny Satana.Ny hery hananan’ny fahavalo dia tsy hampaninona anao rehefa manana ny herin’ny Fanahy Masina ianao. Nitondra am-bavaka ireo mpanao politika ny Pasitera ary nilaza fa hitondra fitahiana ho an’ny firenena ny miaraka amin’ny herin’ny fanahy Masina. Misy tendrombohitra tian’Andriamanitra ravana ho lemaka eto amintsika. Taorian’ny fivavahana dia nilaza ny Pasitera Radafy Léon fa tonga noho ny fanasana azy Ramatoa Lalao Ravalomanana. Tsy misy tanjona hafa hoy izy fa hiaraka hivavaka amintsika mpino eto amin’ny fiangonana Jesosy Mamonjy. Nisy ny fijoroana vavolombelona nataony hoy Pasitera dia tonga eto Madagasikara izy noho ny vavakan’ny rehetra. Noho izany dia tonga mankasitraka ny fiangonana ny tenany. Vonona izahay hoy ny Pasitera Radafy Léon hitondra am-bavaka  hatrany. Mino aho fa ho santatry ny ho avy izao. Rehefa nifarana ny vavaka dia nandray tànana niarahaba  sy nisaotra ny Pasitera Radafy Léon Ramatoa Lalao Ravalomanana, ary tsy adinony ihany koa ny nandray tànana ireo mpino izay naneho ny hafaliany nahita an-dRamatoa Lalao Ravalomanana. Endrika faly sy mirana hatrany ary tamin’ny fihetsika no nanehoan’I Neny ny hafatra tian’ny hampitaina dia ny laharana faharoa ny kandidà Lalao Ravalomanana.

 

34 pensées sur “LALAO RAVALOMANANA : HITONDRA FITAHIANA HO AN’NY FIRENENA”

  1. Mafinaritra!!
    Mba lasa ho aho ny saiko e. Ny communauté internationale ity toa nanamafy indray fa tsy tapaka ny famatsiambolan ‘ny fifidiananana ary efa mionona amin’ny candidat rehetra ny dikan’izany.Ary rehefa mi financer izy , tsy maints hi-reconnaître fa resaka ny bobaka. Inona moa zany no mbola olana ho vahàna fa tsy azoko par rapport amin’ny cas de force majeur ndry zalahy ity. Hoe hivory rahampitso itady vahaolana. Vahaolana amin’ilay olana inona? Raha te hanao mismisy koka ry zareo dia fanerena ny rehetra hanao pacte de non agression post electorale no ataony fa ts mremettre en question election zay techniquement et financièrement tsisy problème.

    Ny tafika tokony manery ny fanekena ny fodian’ny rehetra, ny fisokafan’ny TV sy radio rehetra

    Ny CRM manao izay tena mampisy fifanarahampihavanana sy fiafaran’ny fifanejehana

    Ny CES avy eo tokony mi disquakifier zay candidat ts mety miala raha mbola hiziriziry

    Ankoatr’izay dia tetik’ambadika en faveur an i Rajoelina./.

  2. NY CI, indrindra ny UE tsy niteny an’izany hoe tsy hanome vola izany mihintsy !
    Raha azo atao teny gasy angamba ny zavatra voalazan-dry zareo dia hoe : Tsy hanampy izahay raha izao no mitohy » !
    Midika ve izany fa tsy hisy intsony ny fanampiana ? Ilay B.Atallah no nanofy araky ny filazan’ilay ranamana izay, na koa nanandrana namono lolo MBA TSY HIROTSAHAN’I RAMATOA RAVALOMANANA !!
    Namoaka feo moa avy eo ny CPS hoe : TSY HANAIKY VALIM-PIFIDIANANA IZAHAY RAHATOA KA OLONA NANONGAM-PANJAKÀNA, NA IREO NAMANY NANOHAN’AZY NO LANY EO !!

    MAZAVA BE IZANY !! ASAKASAKY RAMALAGASY RAHATOA KA MBOLA HISISIKA HO FIDIANA IHANY IRETO FOZA, SATRIA FANDANIAN’ANDRO SY VOLA FOTSINY !

    Anjaran’ny CES sy ireto hoe CENI-T no mieritreritra, fa amiko mihiditra amin’ny zavatra tsy tokony karakarainy ry zareo !
    24 Juillet ny fifidianana dia basy ! Tsy mila kabary firy intsony !

    Mba misy fanontaniana ho an’ny rehetra mba apetrako ireto !

    Mba omeo hoe ry zareo, fa izaho tsy nahita. Mba misy zavatra na iray nivaingana ary tsara ve nataon’ireto CSC sy FFM na CRM ireto ???
    Nihezaka nitady ihany aho fa tsy nahita ! Tsy dia hoe be fanenjehana be fotsiny, fa mba mandinika ihany aho hoe raha omena karama ireo, dia tena vola ariana avy eny ambaravarakely fotsiny na zarazaraim-potsiny !

  3. Forum TIM :
    « Re : La Ces, jamais deux sans trois ?
    Envoyé par : .. ( Adresse IP journalisée )
    Trêve de bavardages, l’élection du 24 juillet reste la seule certitude. Le rejet éventuel de la candidature de Lalao Ravalomanana est-il vraiment un problème ? Le mouvement a d’autres candidats de valeur et pourrait même recruter OB, pourquoi pas ?

    Ny olona manoratra zavatra tahak’izao no tena loza noho ny foza ! Mpamosavy malemy, tsy misy ati-doha !! Olona mpivarotra tanindrazana !

    « Trêve de bavardages » kanefa tena miteniteny foana !! Rehefa izany ihany, naninona no niandry efa-taona mahery vao hanao fifidianana ?

    AVERINA AMIN’NY REHETRA, NY TSY FANOMEZANA ALÀLANA AN’ANDRIAMATOA RAVALOMANANA NA RAMATOA VADINY HIROTSAKA HO FIDIANA, DIA NAMAN’NY FANOHANANA SY FANKASITRAHANA AN’IZAY ZAVA-NISEHO REHETRA ARY INDRINDRA NY FANONGANAM-PANJAKÀNA !!

    Raha nitolona ny tenako nandritry izay efa-taona mahery izay, dia no io antony eo ambony io !
    Betsaka ny zavatra tsara vita sy nataon’ny Filoha Ravalomanana, ary nisy ihany koa no azo kianina ! Tsy mahagaga anefa izany fanakianana natao taloha izany, satria tamin’ireo niara-dia taminy, tena nisy fositra, mpamitaka sy mpamahan-dalitra ; ary saiky efa hita daholo izy ireo izao ! Soa fa nihitatra ilay krizy, satria nipoitra tsikelikely avy anaty lavaka izy rehetra !

    Encore un autre mal, pour un bien !

  4. Misaotra ny avo hita misoritra eny aminy endrine NENY fa tsy mba olona kivy izy ary mirana lalandava! tomefy olona tokoa ny arabe anio maraina ary hita fa mamimbahoaka hop filoha io neny

  5. Mila tena miomana amin’izay ny vahoaka !
    Nalain’ny foza ny fikarakaràna an’ilay « conclave-n’i Beriziky » !!!

    D’après orange.mg donc, le fameux conclave sera organisé sous l’égide :
    – du CRM
    – du Ministre des Forces armées
    – du Ministre de l’intérieur
    – d’un certain « Comité militaire de défense nationale »
    et que cette « réunion de la dernière chance ou malchance » sera élargie aux signataires de la Feuille de route et de la mouvance Ratsiraka non signataire !

    Quid du CSC ? Quid du rôle de Mr Beriziky, et que font ces deux ministres là-dedans ?
    L’immixtion de ces ministres est contraire à l’esprit de la Feuille de route, laquelle exige une neutralité des membres du Gouvernement !

    Hiverina indray ny teny Antanimena !!! Ny CES ihany no tokony handray andraikitra, sy hanapa-kevitra, fa tokony hieritreritra tsara !!!

    Grosso modo, elle sera composée de 95 % de putschistes et 5 % de légalistes et semi-légalistes ! A coup sûr, ils vont tenter de retirer la candidature de Madame Ravalomanana !!!

    La victoire de Madame Ravalomanana étant quasi certaine, cette réunion ne sera qu’une vaste mascarade avec comme unique et principal objectif, l’élimination DES Ravalomanana. Les desiderata du peuple, son droit à choisir librement ses dirigeants sont vraiment les derniers des soucis de ces politiciens véreux !

  6. Karazana fahadisoana amiko ny tsy nanaovan’i Neny sy ireo vehivavy niara-dia taminy Sarondoha tao am-piangonana raha izay ny fomba ao. Mila mijery izay karazana kolontsaina izay ireo manodidina an’i Neny satria mety hiteraka fanafintohinana izay zava-bitika izay

  7. ny CES irery dia tokony hahavah ny olana raha tena manara dalàana izy

    1 – Esorina tsy ho candidat Rajoelina satra tsy nametra pialàna
    2 – Tsy misy Antony anemorana ny fifidianana satria tsy misy korontana eto Madagasikara
    3 – Raha tsy hanao izany ny CES dia tomponandraikitra feno amin’ny tsy fanajàana ny tondrozotra, noho izany dia tokony ho ravàna

  8. Faly mahita anao ato indray ry jentilisa,
    Mety ho marina ilay voalazanao, fa ny hafalian’ny olona rehetra angamba aloha no tokony jerena ê ! Mihinam-bary aza moa misy latsaka ; ary ry zareo avy ao amin’ilay fiangonana nandray no tokony mba nanome toromarika sy nampatsiahy ny fombafomba. Mety efa nisy ihany koa ny fifanarahana !
    Mino aho fa efa mba fantany ny fomba amam-panao rehetra, rahatr’izay mba miaraka amin’ny katôlika indray izy !

    sarotra,
    Ekena à 100 %, ary ampiana hoe : « Pour le rétablissement de l’Etat de droit, les auteurs de changement anticonstitutionnel de régime, ne doivent pas occuper de postes à responsabilités dans les Institutions de leur Etat » !
    Ny CI international no nilaza an’io fa tsy izaho !

  9. Mbola hafa ihany kosa aloha ny culte Pentecôtiste. Manaja tsara ny ao anaty Baiboly : ny vehivavy misaron_doha, ary mangina.

  10. Io no efa nahiako sao hanaovana dokam-barotra ilay fiangonana izao,
    araka io voalazan’i manara-penitra io ambony io .
    Za tsy manankiana an! fa manahy fotsiny aho sao SANATRIA?????

    Efa tany @ Katolika i Neny Kintana a!!tara be elah!!!izay lalovany dia mamerovero eeeeeee
    Misaotra Neny a!!!

    Manome litika be ahy ilay resaka Beriziky!!tena iny mihintsy no vao maika nandetika lalina ny firenena toy izao
    raha mba narahany ilay FR lazaina fa io no mibaiko azy dia TSY HO TONGA T@’IZAO NY FIRENENA.
    Za faly raha mba tonga aminy ny taolam-be tsy mitapaka ankehitriny MBA AHATSAROVANY AZY TSARA FA
    MAHARARY NY MAHAZO NY VAHOAKA TOKONY MBA HIANDIDINY NEFA TSY NORAISINY NY ANDRAIKINY,
    dia inona no VOKANY???????raha mba nadray ny andraikiny i BERIZIKY DIA TSY HO TOY IZAO ISIKA.

  11. Tsy dia ny katôlika ihany anie no tiako noresahina ranavalona ! Ny tiako ho lazaina raha tianao dia ny hoe : Batista, pentekôtista, advantista, loteriana, anglikàna, ary….ho any amin’ny silamo, sy ny bodista sy « aindoista » koa ve ?

    Tsy i Beriziky irery hoy aho no tompon’andraikitra ! Be ireo faly nahazo « titra sy vola », ary manantena mafy ary maniry ny hitohizan’ny toe-draharaha !
    Tsy hisaraka hono ry zareo raha tsy misy hevitra tapaka ! Ny dikan’izany dia ho ataon-dry zareo izay ampitarazoka an’io fihaonana io, dia mandeha ny fotoana, dia tonga ihany ny 26 juin, dia ho tonga ihany koa ny….14 juillet !
    Dia tsy maintsy mihemotra izany ilay fifidianana, dia mitombo ihany ny volan-dry atallah sy ry andriamihanta !

  12. Mitohy ny adalàna manarapenitra !!

    orange.mg
    8h00 : CONCLAVE : les candidats ne sont pas invités au conclave qui se déroulera au CCI Ivato, mis à part Dolin Rasolosoa qui représente le Conseil Supérieur de la Transition, et Andry Rajoelina Président de la Transition. Mis à part les organisateurs, le conclave réunira les Chefs d’Institutions et les acteurs politiques, notamment, les parties prenantes à la feuille de route.

    CONCLAVE ou Réunion des Cons et caves ? En regardant de près, cette réunion ressemblerait plutôt à un « Conseil des ministres » élargi sauf que les ministres-candidats démissionnaires, de même que les autres candidats comme Vital ont été pris pour des gogols !

    La seule présence de Dolin et de Baoby des Nandra est déjà une première entorse à la Loi, puisque ces deux-là ne représentent désormais qu’eux-mêmes, la CES ne s’étant pas encore prononcée sur le retrait de candidature de Dolin, l’autre putschiste !

    Le domelina ne doit pas être juge et partie, et que Mr Beriziky même ne le reconnait plus comme Président. C’est à la CES de démontrer que ses membres sont prêts à défendre de manière intelligente la Loi devant la CI et plus particulièrement le peuple malgache.

    Il est clair maintenant que c’est la tenue même de l’élection qui est en jeu. La CI n’avait-elle pas déjà annoncé qu’elle ne reconnaitra jamais un résultat d’élection avec un putschiste comme vainqueur ? Rajoelina et consorts ne seront jamais élus, ni reconnus si d’aventure ils arrivaient à trafiquer les résultats ; l’eau d’Ambohitsirohitra est trop bonne, et ils sont encore en ce moment la bouche tellement sèche ( au propre comme au figuré ), qu’ils ne voient pas du tout pourquoi ils devraient s’en priver !

    Principal cible aussi à travers la candidature de Madame Lalao ravalomanana, la mouvance Ravalomanana avec Mamy Rakotoarivelo à sa tête, ne devrait pas participer à cette réunion, qui n’est qu’un vulgaire piège à cons !

  13. L’UA ne reconnait plus Andry Rajoelina et aurait refusé l’initiative du Japon d’inviter ce dernier au Tchad.Le Dr Nkosazana Dlamini-Zuma est une femme qui sait ce qu’elle veut.Une alliée qui sait répondre l’hypocrisie hexagonale par une hypocrisie australe.
    Marary kibo ny mpanjakan’ny mpiantsaravelatsia.

  14. IMAHAKA,très étonné par la démarche des putschistes d’aller s’enfermer dans un autoclave (ont-ils besoin de se blanchir ?) secoue vivement IKOTOFETSY et lui dit: » Mais ces gars du pouvoir usurpé sont devenus fous Ils ont s’enfermer dans un autoclave § après tout…ce sera un bon débarras ! »
    IKOTOFETSY explique à IMAHAKA l’expéditin des putschistes….
    Conclave ? Une coquetterie de langage ,pas innocente ,car cette utilisation pédante d’un mot non adéquat pour entretenir un quelconque secret rnant la vie politique ou pour sortir du chapeau ou d’une casquette ou d’un képi le « pigeon » ,la surprise ou la bévue , entre des putchistes
    Conclave ,un mot un peu fat cache la légèreté et la vanité de ceux qui vont discuter , car il existe des espaces instutionnels pour discuter publiquement des solutions aux problèmes qui dépassent les putschistes,,,!
    Conclave ou non conclave ,les problèmes demeurent et les solutions ne seront pas trouvées même en conclave ou dans une cabine téléphonique…!
    L’utilisation de mot savant ne signifie pas que ceux qui usent du mot conclave ont du bon sens ou un petit plomb dans leurs cervelles ,
    Pourquoi compliquer quand on peut faire simple ?
    Et huis clos ? Non c’est un terme juridique,,,Et alors ? Ce mot peut-être leur fait peur , car dans le cas où des putschistes ,pleins d’imagination et bourrées de mauvaises consciences , n’ont pas la conscience tranquille , partiper à un huit clos est sressant car ils voient déjà des enquêtes , des mises en examen…etc,etc !
    Par contre ,s’enfermer en dans un autoclave (version IMAHAKA)ou en conclave est sympathique et personne ne pense à mal car les cardinaux du monde entier viennent de se réunir en conclave pour élire le pape !
    Vous savez que ces gens qui se réunissent en conclave mais pas à huis clos ,ne volent qu’en jet privé , ont construt de belles et grandes maisons et ne roulent qu’abord de voitures-prototypes ?
    Leur devise c’est paraître ,faire du m’as-tu vuisme ?
    Mais quel que soit le masque qu’ils mettent ou e subterfuge qu’l utilise , Nous dénonçons et controns leur objectif qui est d’empêcher la candidature de
    Madame RAVALOMANANA RAKOTONIRAINY LALAO..
    au scrutin présidentiel !

    ,,,

  15. ce raotoarison « a rapprté des propos  » qui explique une des raisons de ce conclave : ils -ies cons enclavés- vont donner les raisons de maintenir le calebdrier électoral aux dates prévues !
    Mais ce n’a pas -été-t-il ce même rabotoarison qui s’est attribué le droit de donner l’ordre à la CES dd’ajouner sine die le scrutin présidentiel ?
    Mais c’est le même ,qui quelques heures après , a donné un contre ordre de maintenir les datese du calendrier électoral telles qu’elles sont !
    Ce changement d’avis brusque de rabotoarison est le résultat d’un ordre qu’il a reçu , mais de qui ?
    C’est un désaveu de son attitude à se prendre comme chef de je ne sais quoi..Le crn dont il est président ne génère pas un quelconque droit à commander !

  16. Nisy fotoana, nandeha be ny resaka fa hoe Ingahy isany Mamy Rakotoarivelo sy Pierrot Botozaza dia samy nihevitra ny hirotsaka ho fidiana ; lasa indray ny eritreritra amin’izao fotoana hoe mbola misy hifandraisana tamin’izany faniriana hirotsaka izany ve no nahatonga azy roalahy ireo hanatrika an’ity fihaonana tsy alehany ity ??
    Marihina fa ny CI dia tsy nanery an’iza na iza hanao an’io fivoriana io, anefa dia re fa nataon-dry zalahy indray izay nandresen-dahatra ny Filoha Ravalomanana fa hoe TOKONY MANATRIKA ANY RY ZAREO !!!
    Amin’izao fotoana moa izany dia tsy mahazo mivoaka ary notapahina ny fifandraisan’ny rehetra amin’ny any ivelany !

    Diso fiheverana be mihintsy ireo lazaina fa solotenan’ny Movansa Ravalomanana ireo, satria na inona na inona tapaka ao, dia efa naman’ny nandray anjara ry zareo ! Fantatra mazava fa FANIRIAM-POZA NO HO LANIANA AO !!

    Ny fanaovan-tsoania an’ilay tondrozotra fôpla indray ity no toa averina !

    Tsy mety fay sa dia fanahy iniana, satria tamin’ny erinandro lasa dia efa nampoizin’ny maro izao fihetsika tsy mazava izao ???

  17. C’est sûr qu’ils vont prendre des décisions, soi-disant votées par la majorité des participants, mais des décisions qui vont aller contre l’intérêt du peuple !

  18. Kintana! raha misy ny tompon’andraikitra voalohany hoy ianao dia IZA ARY????
    Hadinoko fa ny MPANAO KISONIA TSY LAVIKO!!!tokony mba hatr@ voalohany ianao dia
    mba efa nidrikina fa tsy nanaiky lembenana , mba ampiasaina iny RAVITSOFINA BE SY LOHA BE INY, izao efa tara,
    ka tsy maintsy izy indray no tsy maintsy hifoterany @ farany, toy ny marina mitavozavoza hono tsy mahaleo ny lainga
    tsara lahatra.
    Tsy tokony ho BERIZIKY ve no nanangona ireo rehetra ambany fahefany ireo hiara-hanohitra ilay donto ohatra????
    Afaka manara-raotra ny hafa fa izy ihanyno nanana ny toerana tokony afaka NANOHITRA NY TSY RARINY RAHA TENA
    NISY TEO AMINY ILAY FINIAVANA NA TSY MORA AZA IZANY, ny vahoaka rahateo mbola eo hanohana azy raha
    ilaina izany, fa saingy indrisy fa VOKY IZY DIA NIESONA ka izao nandrora nitsilany, any aminy ihany no miverina .

  19. Oay !! Tena misy adino !
    Tsy te-hifanena amin’i Beriziky i Baoby DN, dia ny tale-n’ny kabinetrany no nalefa hisolotena azy ! Manandanja sy manam-pahefàna be noho ireo ministra kandidà izany ilay Rija !
    Ny tena marina dia tsy tokony hisy gardadikaoro, any ka matahotra i BDN sao dia ho kendain’ny sasany ao ! Izy koa moa io, dia mbola manao tsara resaka amin’i Simao aty ivelany, ary efa misy « mpitsikilo » nampetrany hanome vaovao miandalana !!

    Ny tompon’andraikitra anie efa fantatra fa ilay tsy mahefa ny JOB-ny iny ê ! Ilay tsy sahy nandon-databatra raha nohitsakitsahin’ny sasany foana ilay tondrozotra, izay nolazaina fa patrôany !
    Resak’adala io, hoy aho ! Resak’adala fa hanana fiatraikiny, izay hangidy amin’ny vahoaka indray !!

  20. Tsy hoe nadeha fa izay mihintsy no tetika hoe: handresy lahatra an’i dada aloha
    hanaiky handray anjara @’ilay fifidianana, kinanjo dada tonga dia nitongilana tany @’Neny,
    dia ireo miakapokapoka ireo ry zareo , mitady ny hirika rehetra hidirany ao hamadiana an’i dada asa fampiriny indray??
    tsy vao voalohany ry zareo ireo no mania lava , misolelaka @’ foza fa saingy dada koa efa MAILO.
    Mbola musy 4 koa ny zanak’i dada eo hisolo azy raha sanatria fa tsy izay mpitatirakena rehetra izao no hanao inona eo.

  21. Dolin sy Tabera hono tsy navela nanatrika ! Iza izany no nisolotena an-dry zareo ireo, rahatoa ka ilay Rija no nisolotena an’i BDN, mpanondrana BDR ?

    Mampiomehy ilay hoe nesorina teny an-tanan’ny rehetra na finday na aordinatera pôrtabla, kanefa ny mpamatsy sakafo misy espiô mpanao tatitra ! MDR !!

  22. http://www.tim-madagascar.org/forum/read.php?1,787285

    « Si par malheur, on doit prendre une mesure draconienne, on n’hésitera pas »..dixit Sylvain Rabotoarison (CRM) !

    UNE ELECTION NEUTRE ET CREDIBLE, AINSI QUE LA RECONCILIATION NATIONALE DOIVENT-ELLES PASSER PAR DES MENACES DE CE GENRE ??????

    Fa naterak’olona sa alika io zalahy io, no dia miteniteny fahatany tahak’izao ???? Raha misy olona voalohany tsy nanao na nandray ny andraikiny atramin’ny nanaovana sonia an’ilay tondrozotra dia io olona io !!

    Inona no maha filohan’ny CRM an’io olona, manana toetram-botombazaha io ? Satria hoe misy « boto » koa ny anarany ? Fa mba olona avy aiza, ary tahaky ny ahoana koa no mba niteraka sy nitaiza an’io olona io ??

    A mettre parmi ceux qui doivent être en tête de liste, le jour J !!!

  23. Io Rabotoarison sy ilay Péri mihintsy no tena fanetriben’ny Firenena koa !

    Ny iray asa na tena boton’iza, fa ny iray moa amin’ny maha filohan’ny CSC azy, dia nanao izay tsy hahatanteraka an’ilay tondrozotra !

    Tel le Péri, la Feuille de route a péri..ou est en train de périr d’une mort lente et certaine !!

    Il y a deux mois encore, le 4 avril 2013 plus exactement, sur Tananews :

    Une évolution satisfaisante selon Péri « Ramanandraibe ( lapsus de Tananews ) ».
    « Apaisement, Institutions et élections, tout est parfait à Madagascar selon le CSC…. » !

    Quelle perspicacité en matière de diagnostic !!!! Dokotera hono izy amin’io, fa asa na dokotera momban’inona na inona ?

    Le marabout de F. Samoura est largement plus calé !

  24. NY TSIKOVOKA FOANA NO TOMPON’NY RANO NA INONA NA INONA TABABATA ATAON’NY SAHONA !
    Mihamaro ny fambara mitory fa ho vita tsy ho ela ny tetezamita mitongilana sy namboamboarina nafahan’ireo mpanongam-panjakana nanao ny asa maloto tao anatin’ny maizina sy tsy manaja ny làlana sy ny zon’olombelona !
    Amin’izao fotoana izo dia tsy misy manam-pahefana eo amin’ny Tany sy ny Fanjakana
    ( vancance du pouvoir).
    Miaro ny rambony izay ho tapahina ireo naka an-keriny ny Fitondrana ,koa manafina sy mikarakara ireo harena halara..
    Ity conclave dia vonjy aina tandrametaka ,satria ilay sazy mihantona eo ambon’ny lohan’ireo tsy valahara 109 dia efa vonona ho hampiarina ary ny accords de COTONOU dia hahagaga raha tsy hampiarina amin’ireo mpanongam-panjakana nametra candidatures hiatrika ny fifidianana izay ho filohan’ny Fiferenena !
    Iny henontsika ny resaka nataon’ny Ambasdera allemand mikaika ny lainga momba ny fanampina avy amin’ny Européens ,izay tsy mihevitra na kely aza hanapaka ny fanampiana ara-bola entina manantanteraka ny fifdianana !
    Ny frantsay izay ao anatin’ny Union Européenne dia tsy ho sahy miavaka aminy UE , izay manome tànana azy eo amin’ny raharaha toka-tranon’ny Européens !
    Ny Union africaine dia mbola mitady ny fomba hialàna amin’ny voka-dratsin’ny poizina nomen’i chissano azy ireo.
    Hisy antony inona eo amin’ny valin’ny fifidianana izay ho Filohan’ny Firenena eto Madagasikara moa ny « didi-jadona  » ho raisin’ny UA..
    Ny SADC dia sadaikatra ary mitady ny làlana diplaomatika hanantanterahana ny feuille de route intégrale ,izay tsy voafefin’ny ndrikina manakana ny filatsahan’ireo candidats telo notondroin’i chissano fa tsy mendrika ny hilatsaka ho fidiana ho filoha-pirenena !
    Ny eto Madagasikara dia jereo ireto mpanongam-panjakana izay toa ny akoho nahita sy mijery antsy : tsy hainy izay hanaovana azy !
    Matoatoa sisa no miraodiraody eny Ambohitsirohitra , no manaloka eny Anosikely , no hanao izany conclave izany toa ny kisoa miambozina voahangy , toa ny amboadia mitafy hodi-janak’ondry ! Conclave angaha hitondra saina sy fahendrena indrindra moa raha lona dondrona sy be dohika no hivory hitady izay heverin’izy ireo fa hahavonjy ny toerana tsy foiny
    Dia iza hono no hanaiky hitelina izay rediredy ho tapahan’izy ireo..!
    Hanana hery sy hevitra hanakanana ny fananganana ny fitondrana tetezamita ifanarahana ve ireto amboa very remby sy bory rambo ireto !
    Dia hampiseho hery ahoana ity rabotoarison hanala ireo candidatures telo notondroin’i chissano ! Ny rapport feno lainga nataon’i chissano ve no iankihinana sy ho raisina ho vatan’ny heloka hitsarana reto candidat ireto..? Mba nianatra làlana taiza hono ireto miseko ho officier de police judiciaire ? Maika moa fa ranomasina koa izao aza ranotay dia manonja !Sa mihevitra ianareo fa manana basy dia lasa manan-tsaina sy mahery toa ireo mpanendaka eny an-dalam-berireto jiolahy be galona !Mba misaina fa aza ny dia tombotsonareo ( toerana , vola halatra..vehivavy mora ,voninahitra tsy endrehana anareo )no arovana ,satria tombotsoa fasika ,ka ny riaka dia maharava azy !
    Ny loza nianjady tamin’i lahiniriko ( izay voalohany nifanandrina tamin’ny filoha RAVALOMANANA MARC fony izy nanodikodina ny sain’ireo solombavabahoaka ) dia famptandremana anareo rehetra avy amin’ny Vahoaka tsy manaiky intsony ny fizahozahoana sy ny fieboeboana ,nefa ny volan’ny Malagasy no entina mibontsina sy mievitrevitra !

    MIJOROA ISIKA ,MISAHIA ARY MIRAISA HINA , SAINA SY HERYISIKA MALAGASY !
     » ARY HAMPANGINO HOY JEHOVAH NY TAHOTRA SY AHIAHINAREO FA IZAHO MIASA SY MIADY ARY MIALOHA ANAREO ! « 

  25. Mila mitandrina ihany fa, fa ilay Simao tsy mety miverina any aminy io, dia maika mihintsy ary hiazakazaka hanao tatitra, na zavatra tsy eken’ny vahoaka aza no avoakan’ireo mpanao conclave vorika ireo !

    Ny désinformations rehetra nisy foana, toy ny hoe handray anjara ny movansa Ratsiraka, dia avy eo anefa tsy hita tabilao hono. Moa ve fa tsy nitovy tamin’ny fanaovan-tsonia an’ilay FDR ihany ny tranga ankehitriny ?

    Hilaza izy fa izay avoakan’io conclave io no sitraky ny vahoaka malagasy, sy…ny mpanao pôlitika rehetra ary ny mpitondra sy ny miaramila !
    Izay no andrasany atramin’izao ora izao !

  26. Ny marina izay didy nivoaka dia didy. Ary ny CES ihany no afaka manao izany. Ny CES tsy mananjo hanalaa candidat efa nekeny tsy ho anaty lisitra satria ahoe tsy ahazo reconnaissance ny election na ahazo.. donc tetipaika sy faux pb no kotrehin’ny sasany amin’io conclave io. ka raha tsy anala ny candidature-ny i Lalao, ny tafika no hanao azy?

  27. Eo indrindra isika izao ry Taniko.
    Koa dia samia mivatsy hery ka samy hitondra ny anjara birikiny (propre et figuré)amin’ny fanohanana an’i Ramatoa Lalao Ravalomanana.
    Na inona hidona na inona hitranga dia tsy maintsy tafitantsika ny tolona.
    Ho tahian’i ZANAHARY!!!

  28. 2002bis se profile à l’horizon et certain ne sont toutjours pas au fait qu’ils ne sont plus aimé par les malgaches. Alors que les radios et les TV ne sont pas ouvertes pour la mouvance Ra8, Lalao Ra8 fait un carton plein à chaque deplacement.
    Les carottes sont cuites pour Andry Rajoelina et Co quoi qu’ils en pensent et quoi qu’ils préparent comme coup foireux.
    Le communiqué des officiers dernièrement est un signe que même au sein de l’armée cette situation est intenable. C’est vrai qu’ils ont tué la dernière fois mais leur malheur est que MAdagascar est un île donc tôt ou tard on se rencontrera un jour. Il vaut peut être mieux savoir vivre avec son voisin non?
    Tsinjovy ihany ny vodiandro merika fa ny firantay tsy hamanjy izay gasikely novidiny vola teo rehefa mivadika ny tantara ary ny tantara dia mivadibadika foana.

  29. TARATASY MISOKATRA
    -ho an’ireo miaramila sy zandary nanongam-panjakana ary mbola miseko sy miebo ary mibontsina manitsakitsaka ny hasina sy ny zon’ny Malagasy !
    Fa tena mihevitra anareo ho iza moa ianareo no dia mizahozaho toa izao..ary mibaiko ny zotry ny fiainan’ny Malagasy..
    Fantatro tsara ianareo mihevitra ny tenanareo ho zavatra…
    Vous n’avez pas découvert l’eau chaude , autrement cela se saurait !Alors baissez le tn et restez au m^me niveau que les Malgaches qui sont partisans de la non-violence..§ Mais devant les cas de force majeure ,nécessité fait loi, , décuple les forces et personne ne sait où cette énergie qui explose s’arrête !
    Ny volan’ny Vahoaka no anakaramana anareo ary mbola io vola io sy vidin’ny hala-botry ataonareo ( volamena ,mercure , aomby rongony , hazo kanto..sns..sns no ataonareo am-paosy hanamboaranreo trano be , ividiananareo automobiles..
    Dia heverinareo fa dondrona ve ny Malagasy..Ny karama maha miaramila anaeo ve dia manome fahefa-mividy (pouvoir d’achat) avo be ka hafahanareo miatrika ny vidin’ireo trano b maro sy automobiles maro ampiasainareo ?
    Sa ianareo mihevitra hizakazaka eto amin’ny Firenena sy hanitsaka ny ara-dàlana , ny rariny sy ny hitsiny izay fototry ny fiaraha-a mlrindra sy mitandro ny fifanajana sy mandala ny fahafahana eo amin’ny lafim-piainana rehetra..
    Dia mihevitra koa ve ianareo fa ireo taranakareo tsy hahafantatra fa halatra sy hery setra no nolovain’izy ireo ary ny Malagasy izay miady ho amin’ny famerenana ny fanajana ny làlana sy ny lalam-panorenana ary ny fampiarana amin’ny heriny rehetra ny Fitsarana ireo tsy valahara nanao heloka bevava tamin’ny Malagasy sy nanimba ary nandroba ny Firenena..
    Ny fatahorana izany ve no manosika anareo no hanaovanareo izao sakana tsy mitombona izao
    mba tsy hisy izany fivoarana sy fanarenana ny simba rehetra ?
    Mafy ve ianareo satria manana fiadiana sy arovan’ny frantsay izay manandevo anareo , ary tianareo no andevozony satria tsy ao aminareo intsony ny fahamendrehana sy ny fanajana ny
    mahaolona anareo dia ny fanahy , izay mampiavaka ny olombelona Malagasy amin’ny amboa izay mazana ankafiazin’ny frantsay noho ireo andevonyny ma?
    ratsiraka izay nioko ary lohan’iny fanonganam-panjakana iny dia vaky lay nandositra satria tsy nahatohatra ,tsy nahaleo ny hey mangina sy ny herin’ny fanahy matanjaka ao amin’ny Malagasy tsy vaky volo !
    Hoy JEHOVAH amin’ny MALAGASY :
    « AMPANGINO NY TAHOTRA SY NY AHIAHINAREO FA IZAHO MIALOHA ANAREO ANY MIASA SY MIADY HO ANAREO ! »

    Dr CELESTIN Robin
    Paris

  30. Amiko aloha dia tsy maninona na tsy manao sari-doha aza I Lalao Ravalomanana satria izy tsy Jesosy Mamonjy fa tonga hapanajana izy nanatrika ny fiombonam-bavaka nataon’ny Jesosy Mamonjy, ary ny Mpanasa koa dia efa mahalala izany. Tsy hoe hasain’ny musulman izy indray andro any dia hanao koa fitafy musulman , tsy izany ilay izy , fa ianao tonga hapanajana manatrika ny vavaka nanasany anao dia efa voninahitra tsara ary tena tsara omenao azy mpanasa. Aza adino ry malagasy havana fa io fahasamihafana misy eto amintsika malagasy io rehefa tsy voa fehintsika ho lasa fitaovana entina mandroso dia io no entin’ny olona handravana antsika, aza adino fa samihafa isika izay no maha firenena demokratika antsika samy manana ny safidiny fa raha mitovy daholo isika dia jadona izay ny firenena, ka ho an’ny firenena demokratika dia ny fanajana ny fahasamihafana ao ambanin’ny lalana no tena soa toavina.

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *