LALAO RAVALOMANANA tao Analavory : Ho tohizantsika ny làlana nataon’i Dada

Lalao Ravalomanana à Analavory 21 juin 2013-1

Vahoaka maro be hatrany no tonga mitsena an-dRamatoa Lalao Ravalomanana amin’ izay toerana handalovany. Rehefa avy nitsidika tao Tsiroanomandidy izy ny hariva teo dia nandalo tao Analavory. Faly dia faly ireo vahoaka nahita an’I Neny ary samy te hahita tava sy  handray tànana azy avokoa. Nisy mihitsy ny lampihazo lehibe natsangan’ny vahoaka tao an-toerana ho fandraisana azy. Nanambara Ramatoa Lalao Ravalomanana raha nandray fitenenana fa tohizantsika ny làlana nataon’I dada teo aloha. Hiara hiasasy hifanohana isika hoy izy amin’ny hisian’ny fandriampahalemana. Ataoko laharam-pahamehana hoy izy ny fandriampahalemana satria mijaly ny vahoaka. Madagasikara iray ary Madagasikara mandroso hoy izy.

 

 

12 pensées sur “LALAO RAVALOMANANA tao Analavory : Ho tohizantsika ny làlana nataon’i Dada”

  1. Mitrakà ry Malagasy voageja fa efa io ilay hanandratra antsika indray,
    io Neny e!
    Izao aza tsa mbola musy fanomanana akory fa atao tampotampoka daholo,nefa dia tena TOMEFY,
    fa ny tena manohina ahy dia ilay TSIKY feno FANANTENANA INDRAY , tena mahavelom-bolo ,izay hita @
    endriky ny tsirairay hatr@ ANKIZY .
    MAFA TOKOA izany KAMBOTY RAY SY RENY NANDRITRA IZAY FOTOANA NOSOPARAN’ NY tsy mataho-
    tody izay.
    HAFA IHANY NY OLON’ ANDRIAMANITRA e!!HITA TARATRA AVY HATRANY.

  2. Ny soa atao ilevenambola ry zareo fa aza kivy e! Be ny nieritreritra fa hadinon’ny malagasy ireo soa rehetra nataon’i Marc Ravalomanana. Hay « manipulation » no nahatonga ny sasany verivery saina.
    Mijinja ireo voa nafafy izao i Lalao. Aoka ho mendrika ny fanohanana isika rehetra ho fanavotana ny firenena.

    Mitohy ny tolona

  3. Tsy azoko koa fa » Lalao » ahoana ???sao dia mba…??
    Mitovy taona angaha ianareo sa niara-nilalao ?nefa n izany aza
    ataoko fa mendrika ny ho hajaina ny olona toy an’i Neny.
    Ohatry ny hafa2 be ihany an!!mankarary maso be ilay izy, amiko aloha an!!

  4. Asehon’ny Malagasy isan-tànana tsidihan’INENY ny hafaliana ary indrindra ny finoany sy ny fanantenana lehibe ny fiovana aingana hateraky ny fifidianana izay hirian’izy ireo fa tsy azo hatao ny miraviravt tànana amin’ny fanantanterahana ny faniran’izy ireo.., ary tian’izy ireo hambara fa ny kilaolao ataon’ireo mpanongam-panjakana te -hifikitra eo amin’ny famiravirana ny Firenena dia tsy hahazo rariny na kely aza amin’ny kiry sy ny fanoheran’ny Malagasy izao toe-javatra mitohy mamotika ny fianam-pirenena izao !
    Hery ho Antsika rehetra ny fahatsapana ny fahavonon’ny Vahoaka ary koa indrindra ny
    herin’ANDRIAMANITRA momba Antsika ombieny ombieny !

  5. Madame Ravalomanana Rakotonirainy Lalao, ex-Première dame et future Présidente de la République malgache,
    Le peuple vous soutient, tenez bon !

  6. http://www.tananews.com/asides/beatrice-atallah-nous-avons-le-choix/

    Béatrice Atallah : « Nous avons le choix »
    21/06/2013

    « Nous avons le choix », lance Béatrice Atallah pour mettre les candidats à la présidentielle face à leurs responsabilités. Soit nous organisons des élections selon les recommandations de la Communauté internationale, soit nous les organisons nous-mêmes et supportons les conséquences de notre décision.

    Je ne sais pas si cette info de Tananews est vraie …?
    Mais Des Elections sans la Communauté Internationale
    équivaudrait à un plebiscite pour Rajoelina
    qui aurait une grande Liberté de truquer les Urnes
    De plus L’Etat n’a pas les Moyens
    Donc pas question …

  7. http://www.midi-madagasikara.mg/

    A l’approche de la réunion du GIC-M : Des diplomates reçoivent des menaces par SMS
    le ven, 21/06/2013

    La situation empire à l’approche de la réunion du Groupe International de Contact sur Madagascar qui aura lieu mercredi prochain

    à Addis Abeba. Cette réunion décidera des sanctions qui seraient infligées à Madagascar au cas où Andry Rajoelina, Lalao Ravalomanana

    et Didier Ratsiraka refuseraient de retirer leurs candidatures.

    GIC-M divisé. La réunion du GIC-M à Addis Abeba serait présidée par le Commissaire à la Paix et à la Sécurité de l’Union africaine,

    Ramtane Lamamra. Cinq pays membres permanents du GIC-M participeront à la réunion dont la Russie, la Chine, l’Angleterre,

    les Etats-Unis et la France. Ces cinq pays semblent ne pas être unanimes sur la nécessité de sanctionner Madagascar.

    L’ambassadeur de Chine à Madagascar a déjà exprimé ses points de vue en affirmant que les sanctions ne sont pas

    des mesures adéquates.

    Quant aux Etats-Unis, ils n’insistent pas sur les sanctions. Pour eux, il n’y a pas d’élections parfaites.

    Les Etats-Unis exigent tout simplement que tous les Malgaches puissent voter, que les candidats

    ont l’égalité de chance et que le résultat de l’élection soit accepté par tous et la communauté internationale.

    Par contre, la France reste intransigeante. D’ailleurs, elle a déjà sanctionné les trois candidats qu’elle juge « illégitimes ».

  8. On voit bien que La Communauté Internationale est divisée …
    il n’y a que La France pour s’opposer à des Elections Libres
    et La Seule à s’opposer ouvertement à l’Esprit de la Feuille de Route
    Et Rien que La Feuille de Route …

  9. Laissez se déroler les élections ,sans nous préoccuper des sanctions que prendront certains Pays qui ne sont ^pas susceptibles de Nous aider fiancièrement et techniquement Leur chantage est ignoble..
    Etant données l’importance de nos richesses il serait inquiétant et préoccupant ,si les Pays riches et en pleine croissance comme ceux de la BRIC ne viennent pas négocier multiples contrats avec Nous
    IL FAUT ORGANISER DES ELECTIONS LIBRES , DEMOCRATIQUES ET CREDIBLES..!

  10. Izany tokoa ny antony iray lehibe hanohanako ny mpifaninana Lalao Ravalomanana satria izy dia hanohy ny asan’i Dada. Tsy ho vitan’irery anefa izany fa mila antsika rehetra mifanampy. hanao izay hampadresy azy, sy hanao ny asa fampandrosoana. @ izao fotoana izao ohatra dia zavatra telo lehibe no tsy maintsy hatrehina dia:
    Voalohany, ny fanoherenana @ fomba rehetra ny mpanogam-pajakana mpanaraka an’i Rajoelina sy ireo miara-misaosy aminy ao @ io tetezamita sandoka io.
    Manaraka izany dia ny ady @ frantsay. ka izay afaka manao serasera dia aoka tsy hisalasala fa lalana iray tokony handehana io satria ny frantsay dia tsy mahalala akory ny ataon’ny mpitondra azy ny @ ataony eto Madagasikara.
    Ary farany ny fanaovana fifidiana malalaka sy ekekn’ny rehetra. Ka ny fandresen’i Lalao Ravalomanana no tanjona @ izany.

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *