MAHABO, AMBATOLAHY,MANAMBY, MIANDRIVAZO : MANDRESY i NENY, MANDRESY ISIKA

Lalao Ravalomanana à  MAHABO le 28-06-2013-18

Lalao Ravalomanana à  MAHABO le 28-06-2013-18Mitohy hatrany ny fitetezam-paritra ataon-dRamatoa Lalao Ravalomanana. Niala maraina tao Morondava ny delegasiona notarihany omaly Zoma 28 Jona 2013 ary nihazo an’I Mahabo. Nisy ny hetsika notanterahan’ny vahoaka tany an-toerana ka vahoaka marobe no nitsena azy tamin’izany izay nahatratra 3km ny halavan’ny filaharana. Rehefa avy eo dia nitsidika ny FJKM Peniela Orimbato Mahabo Ramatoa Lalao Ravalomanana. Nisy ny fitrotroana am-bavaka nataon’ny mpitandrina Raharimamonjy Selizafy Alfred ho an’I Neny ary nivavaka ho an’I Dada mba hiverina eto an-tanindrazana. Rehefa avy eo dia nizotra nankany amin’ny kaominina Ambatolahy indray ny dian’izy ireo. Vahoaka marobe hatrany no nitsena an’I Neny sy ireo mpiradia taminy. Niavaka ny tao amin’io faritra io nisy rano voanjanahary izay antsoina hoe “Fanamby” tao Manamby. Nisotro tamin’io rano io ary nisasa Ramatao Lalao Ravalomanana. Nampanantena ny tenany fa hanamboatra io rano voajanahary. Nividy mangahazo sy tantely ihany koa izay vokatry ny tany I Neny. Nihazo avy hatrany ny kianjan’ny Miandrivazo Betsiriry ny delagasiona rehefa avy eo. Nisy hatrany ny lahateny nataon-dRamatoa Lalao Ravalomanana tamin’ireo toerana nalehany ireo. Tena faly aho hoy izy mahita anareo vahoaka. Nitondra ny hafatra avy amin’ny filoha Ravalomanana ihany koa izy teto : « mivavaha ka aza mitsahatra fa ny vavaka manova zavatra » hoy izy. Tafaray ny tia sy ny manina koa aoka isika hiara-hiasa ho amin’ny fahombiazana hoy i Neny. Rehefa nitety faritra maro aho dia nahatsiaro sy nahita fa miaina anaty tsy fandriam-pahalemana ny vahoaka, tsapako ny fahoriana mianjady aminareo, ny tsy fahampiana ara-tsakafo, ny tsy fahafahana mitsabo ny zanaka. Amin’ny maha reny ahy dia  tsapako ny olana eo amin’ny renim-pianakaviana amin’ny tsy fahafahana mampianatra ny zanaka, tonga eto aho hiasa hiaraka amintsika hitondra fampandrosoana hoan’ny faritra Hanangana firenena vanona isika hoy izy.Vonona aho hanome fiainam-baovao, izany fahavononana izany anefa dia mila fifankatiavana, mila fifamelana ary mila fahaizana miara-miasa.Vonona hitarika izany amin’ny tsara  I Neny. Tiava ny namanao tahaka ny tenanao. Fantatro hoy izy fa mijaly ianareo , mila fampandrosoana izany dia amin’ny alalan’ny fanahy masina. Inty aho hitarika ny vahoaka Malagasy hoy I Neny hitodika amin’Andriamanitra. Namafisiny fa tsy manilika ny zanany I Neny, ary rehefa mandresy I Neny hoy izy dia mandresy isika.

21 pensées sur “MAHABO, AMBATOLAHY,MANAMBY, MIANDRIVAZO : MANDRESY i NENY, MANDRESY ISIKA”

  1. Tena tsara dia tsara tokoa izao ary tokony hitohy sy hihamafy. Izao no manome toky antsika fa nadresy i neny ary afaka hody malalka ny filoha Marc Ravalomanana.

    Aza hadinoana anefa fa ny frantsay sy Rajoelina dia mikasa ny hanakana ny fifidianana @ fomba rehetra. etsy an-daniny ary mety hisambotra an’i neny etsy ankilany ka tsy tokona intsoy ny lafin’ady hatrehana izao fa mila mandrsy ireo frantsaya @ diplomasia sy i rajoelina @ fididianana an-dalambe sy ny tsy fandraisana anjra @ izay zavatra rehetra karakarain’ny FAT.

  2. draidraidray !!!!!!! harary fo indray ny sasany marina!!!! aleo fa mivavaka ho anareo @ fo madio izahay e!!!

  3. Mivoaka daholo ny tsiambaratelo satria efa miakatra ny tsindry ka manao izay saim-pantany daholo kanefa matanjaka ihany ny feon’ny fieritreretana na eo anivon’ny tafika aza.Mankasitraka ny miaramila manohana ny ara-dalàna rehetra.

    Mba vakio hoe itony:

    Le processus électoral étant dans l’impasse, certains espèrent une intervention de l’armée. Mais rien ne va plus entre les officiers supérieurs et la troupe…

    Bougera ? Bougera pas ? Alors que les candidatures d’Andry Rajoelina, de Lalao Ravalomanana et de Didier Ratsiraka paralysent le processus électoral, tous les regards se tournent vers l’armée. « Ce ne serait pas la première fois qu’elle sortirait des casernes pour mettre fin à un blocage politique », note un candidat à la présidentielle qui se dit favorable à cette issue.

    Il n’est pas le seul. Quelques-uns des 41 concurrents au scrutin le souhaitent, et il se dit, dans le quartier des ambassadeurs, que la communauté internationale ne s’en offusquerait pas bien longtemps, à condition que les hommes en treillis s’engagent à organiser des élections au plus vite. « Nous sommes très sollicités pour prendre le pouvoir », confie un colonel.

    Première étoile

    Selon des sources concordantes, certains des plus hauts gradés de l’armée et de la gendarmerie avaient envisagé, début juin, d’instaurer un directoire militaire pour un temps limité, dans l’optique d’une présidentielle excluant les trois candidats controversés. Ils se sont heurtés à un mur : des colonels et des sous-officiers, qui refusent de voir ceux qu’ils traitent de « vendus » prendre le contrôle du pays. Depuis, « l’armée est paralysée », souligne Alain Ramaroson, qui préside la commission défense et sécurité au Congrès supérieur de la transition (CST). « Si les officiers s’emparent du pouvoir, ils savent que, le lendemain, les sous-officiers contre-attaquent », indique un gradé de la gendarmerie.

    « L’armée est comme les Églises et la presse : elle est traversée de multiples dissensions », constate un conseiller du Premier ministre. Il y a ceux qui soutiennent Rajoelina, parmi lesquels beaucoup de généraux fraîchement promus. En moins de quatre ans, près de 50 colonels ont obtenu leur première étoile. Les officiers supérieurs sont en surnombre et, surtout, un fossé les sépare du reste de la troupe, source d’une rancoeur tenace.

    Beaucoup de sous-officiers, notamment, désespèrent de leur sort. Surnommés CST (colonels sans travail), ils sont des dizaines à ne pas avoir d’affectation et sont surveillés comme le lait sur le feu. Nul n’a oublié qu’en 2009 c’est grâce à une mutinerie de sous-officiers que Rajoelina a pris le pouvoir.

    Lire l’article sur Jeuneafrique.com : Présidentielle malgache : brouhaha de bottes | Jeuneafrique.com – le premier site d’information et d’actualité sur l’Afrique
    Follow us: @jeune_afrique on Twitter | jeuneafrique1 on Facebook

  4. TSY MISY COMMUNIQUE OFFICIEL NAVOAKAN NY GIC SATRIA TSY MITOVY HEVITRA NY FIRENENA TAO RAHA NY HAINO .

    KO TANDREMEO NY AN NY MOUVANCE NO HATAOVY TONGA LAVITRA @ NY HO HAFITSOKY NY FRANTSAY SY RI CHISSANO EMISSAIRANY .

    koa aza miandry lava fa dia henjato.

  5. POINT DE VUE DE POUTINE
    (traductionGoogle)

    ` »NO NATION HAS A RIGHT TO DECIDE FOR ANOTHER ON ‘WHO SHOULD BE BROUGHT TO POWER AND WHO SHOULD BE OUSTED »

    Tsy misy firenena manan-jo (nomen-Janahary ?!) handidy sy hanapaka amin’ny toeran’ny firenen-kafa ny amin’ny hoe IZA no tokony ho eo amin’ny fahefana mitondra azy sy ny hoe IZA no tokony horoahiny.

    « Putin on Syria: No state can decide another’s government », [Russia Today, June 20, 2012[rt.com]]

    Cameron’s statement [that Putin explicitly “does not want Assad remaining in charge in Syria.” ]was REFUTED by Russian Foreign Minister Sergey LAVROV as “not corresponding to reality.”

    During his speech, Putin CLEARLY STATED that NO NATION HAS A RIGHT TO DECIDE FOR ANOTHER ON ‘WHO SHOULD BE BROUIGHT TO POWER AND WHO SHOULD BE OUSTED’
    Reiterating Russia’s firm position on Syria, Putin said that « it is important that after a regime change, if it happens, and it must happen only by constitutional means, peace comes to the country and bloodshed stops. »

    Zahao koa :« Pourquoi Poutine soutient la Syrie de Bachar al-Assad ? », vendredi, 28 juin,[french.irib.ir]

    « Déjà en juin 2012, à l’occasion du G20, le président russe Vladimir Poutine Poutine affirmait qu’ « en Syrie CE N’EST PAS AUX ÉTRANGERS DE DÉCIDER QUI GOUVERNE  » » et défendait la politique russe de non-intervention en Syrie.

    « Nous pensons que PERSONNE N’A LE DROIT DE DÉCIDER POUR D’AUTRES PAYS QUI DEVRAIT ÊTRE AU POUVOIR OU PAS « , avait déclaré V.V. Poutine au cours d’une conférence de presse à l’issue du sommet du G20.

    « Ce n’est pas changer de régime qui est important, mais qu’après un changement de régime, qui doit être constitutionnel, un terme soit mis à la violence et que la paix s’installe dans le pays », avait-il ajouté. »

  6. Les grands Pays puissants et riches , comme les USA , la Chine éxigent la tenue d’élections crédibles et démocratiques lors desquelles les Malgaches s’expriment librement et élisent le candidat ou la candidat librement qu’ils jugent capable et méritant d’être Président de la République.

    Pas éloigné de ces deux puissances , le BRIC (Brésil , Russie , Inde , Afrique du Sud) sont pour l’autodétermination du Peuple Malgache qui n’ a pas d’ordre à recevoir de qui que ce soit !

    L’Union Européenne semble hésiter à prendre position : suivre kl’autoritarisme de l’UA et de la SADC ,qui outrepassent leurs prérogatives d’arbitrage et s’acharnent pour le retrait des trois candidatures incriminées sur la base du dernier rapport de chissano
    Je fais remarquer que ces Pays riches n’ont jamais user du chantage ,c’est-à-dire pas de troc entre leurs aides financières et le choix des Malgaches

    IL NE FAUDRAIT PAS QUE LA SADC DEVIENNE LE PROBLEME QUI DE RESOUDRE LA CRISE MALGACHE !

  7. MITORAJOFO izao hita @ sary izao

    na i antsonjombe
    nataon’i Andry ho priorité
    nandaniana vola be
    ry 3V
    ny shefony i DJ

    TSY MAHATORAKA an’itony ê: olon-tsotra tsy tapazana vola na zava-maneno manaitaitra miPOAPOAKA tsisy rendrarendra tsy mila mahadomelina nitaizàna an’i Rajoelina

    Ny fahoriana mahazaka maniraka:
    http://mydago.com/2013/06/mahabo-ambatolahy-fanamby-miandrivazo-mandresy-i-neny-mandresy-isika/lalao-ravalomanana-a-mahabo-le-28-06-2013-13/

  8. Inty misy oronam-peo iray izay manazavany atao hoe FRANCAFRIQUE tena mazava be mihitsy ny filazan’i Francois-Xavier Verchave azy ka miangavy antsika rehetra mba hihaino izany. Any @ farany dia milaza i F-X Verchave fa io fanampiana ara-bola atao’i CI ho @ fifidianana eto Madagasika io mihitsy no hitondra loza ho antsika. Satria io no ahafahany mametraka ny olony. Raha mahavita fifidiaana tsy misy azy ireo isika dia ho lesona lehibe hoan’i Afrika iray manotolo ary mety hiteraka hevitra any afrika any izany ka hitsangana tsy hiankina intsony ny tany afrikanina.
    Hoy izy mamarana ny teniny hoe : Nous devons soutenir le peuple Malgache.

    http://www.youtube.com/watch?v=_07Uf3zBp3M

  9. Misaotra Lazalazao amin’ny zavatra toy itony ary tehirizo tsara.Ho porofo mivaingana ary hoy tohin’ny resakao dia ny volan’ny Andramena (BDR) dia ampy hanaovana fifidianana.
    Mila mamorina komity ary isika isam-biraom-pifidianana araky ny efa nolazaiko mba hanara-maso ny fifidianana sy ny fitaterana izany.

  10. Misaotra amin’io oronam-peo ,izay manamafy ny zava -misy sy ny tranga eto Amintsika !
    Ataoko fa mazava Amintsika izao ny Antony mampitarazoka ny hala-olana..Satria mbola maro ireo mpanelanelana no jamba ny vola ,ka manao fanahy iniana mampitarazoka ny asa nankinina taminy.
    Ohatra ny fikafika ataon’i chissano:mitovy daholo ny tatitra nentiny teo amin’ny troika…Fa ny farany nataony dia nanaitra ny mpivory fa sady feno lainga sy désinformations ( ny mpivory sasany anie ka manana imasoho ivoha eo M.sikara e)..Dia vaky batsilana ny solokin’ i chissano sy ny frantsay..
    Ary jereo fa vetivety tao aorian ‘ny tatitra iny dia
    -niteny ny USA ,nanaraka azy Chine
    -ary ny frantsay dia namoka didy manakana ny fidiran-dratsiraka , -drajoelina sy Neny any Frantsa (Ratsiraka sy rajoelina anie toa frantsay e, ary izany angamba ny Antony nakan-drajoelina mpisolovava ?)
    -vaky barara ny tsy fitovian-keviry ireo Firenena ao amin’ny Communauté internationale : ireo Firenena matanjaka sy manan-karena dia midrikina ary tsy manaiky ny didi-jadona mikasika ireo candidature telo ( izay any sisa fialana bala itan’ny SADC ,mba ilazana fa tena manao tsara ny asany izy ka tsy maintsy henitra)..
    Dia mbola mizirizry ireto matanjaka ary tsy manaikuy raha tsy hatao ny fifidianana ,tsy misy candidatures ahilika ,ary tsy hahemotra ny daten’ny 24 juillet !
    Misy bras de fer ao :
    -ny matanjaka leon’ny  » palabres tsy misy farany(USAn Chine , Japon ,Allemagne sy ny BRIC(Brésil , Russie, Inde , Afrique du Sud..) etsy an-daniny
    -ny CPS/UA ,ny Troika / SADC etsy an-kilany
    Tsy fantatra intsony miaraka amin’iza ny Union Européenne sy Frantsa..
    Hitondra na hilaza inona i Chissano izay ikiakiazana fa ho avy eto M.sikara ny 9 juillet izao.
    Ny fambara tsara ho Antsika diaa ny fivoahan’ny gadra politiques , ny fanokafana ireo radio sy tv nidina ,ary ny fodian’ny Président de la République RAVALOMANANA MARC..
    Ankoatrin’ireo dia fanodikodinana ny tena fototry ny tolona !
    Tsy misy famarana na mizana azo ampiasaina mba handanjalanjana ny tena marina eo amin’ny asa nankinina tamin’ny SADC raha tsy tanteraka ny andininy faha 16 faha 17 ,faha 18 ,faha 19 , faha 20..
    Ratsy tanteraka mazava tsara ary tsy misy fepetra ireo dia fandrembirebena ny sain’ny Malagasy ny sisa, fampandriana adrisa fotsiny !

  11. raha mety dia omeo asio prospectus-n’i Neny anakiray @ site dia mba aelinay ataonay propangande ho imprimer-nay sy ny tsirairay avy, entinay any ambanivohitra rehetra any dia halaza i Neny. Na ny diaspora manerana an’izao tontolo izao aza afaka hi-imprimer azy dia mba aelinay ho an’ny malagasy rehefa misy fihetsiketsehina iny eh. Misaotra tompoko

  12. Sambatra ianao Ratsimilaho mahazo ny resaka, fa izaho ity toa very an-javony !
    Tena very aho fa tsy misy azoko ny resaka !Cameraman ? Retouche ? Maquette ?

  13. Izaho koa mba naman’I Njara satria tena tsy hitako ilay zavatra resahana , fa izaho koa tena misoatra an’i Njara amin’ilay sary WAke up mada , raha maro ny tanora no voataona toy ireny dia mahafinaritra , atao tena raitra a! tsy asiana zava-mahadomelina fa tena mandeha amin’ny fo, io koa mantsy no fomba iray nampidirin-dRatsiraka teto Antananarivo  » ny revy  » , tsy omena asa ny tanora, tsy afaka miditra eny ankatso , tsy misy fialamboly tena matotra , dia ny vokany lasa midorika, dia faly Ratsiraka fa lasa tanora very no nisy teto Antananarivo tsy nisy intsony ilay Arivolahy vonina hijoro sy hiady ho an’ny Tanindrazana, izany indray mantsy no haverina izao , famonoina ankolaka ny Mponina eto Tana

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *