MILA MAILO MANDRAKARIVA ISIKA

IMG_0170

IMG_0170Nitohy tetsy amin’ny Magro Behoririka androany ny hetsiky ny vahoaka mpomba ny Ankolafy Ravalomanana. Toy ny mahazatra dia nisy hatrany ny lahateny nataon’ireo mpitarika tonga teny izay Ct roa no tao dia Manoela sy Feno. Nanambara Manoela fa aoka tsy hiverina intsony ny zavatra nanahirana ka tsy hitiavan’ny vahoaka ny filoha Ravalomanana Marc. Tsy i Dada hoy izy no tsy tian’ny vahoaka fa ireo teo akaikiny.Noho izany dia tsy mihemotra isika fa mitolona eto foana. Ramatoa Vicky nisolo tena ny mpivarotra dia nilaza fa tsy mampihemotra an’i Dada na hanao sonia ny fodiany Rajoelina na tsia fa ny fampihavanana no atao eto. Rehefa tsy tonga ny filoha Ravalomanana hoy izy dia ajanony io fampihaonana io.  Ny solontenan’ny Kmfb dia nanambara fa takianay hoy izy ny hampiharana ny fehinkevitry ny FFKM. Ny Ct Feno dia nilaza fa tsy mbola kivy isika fa raha herintaona fotsiny isika no ketraka dia mahavita zavatra ny mpanongam-panjakana. Amin’izao dia efa lafo vidy ny safira, ny harena rehetra hananatsika ka tadiavin’ny vahiny hanjakana ary potehina ny sosialy, ny fampihavanana. Mahalasa saina hoy izy ny Praiminisitra amin’ny fitantanana ny firenena fa aiza no hisy fitondrana ka ireo minisitra ho efa 30 no mitantana. Tadiavina
tsy hanara-dalàna isika.Zarany aza isika hoy izy tsy hanara-dalàna ka raha hisy saritsarim-pifidianana handeha eo dia ahoana. Alefa foana ny faty olona dia zatra izany ny Malagasy dia tsy taitra intsony. Noho izany dia tsara isika no mijoro mandrakariva. Momba ireo olona namadika nefa mitady hiverina dia nambaran’ny Ct Feno fa tao amin’ny
Cst dia betsaka no tsy nanaiky ny baikon’ny filohan’ny Cst tamin’ny fandaniana ny fandaharam-potoana ka ny niafarany dia totohondry. Ireny olona nanao izany dia ilay namadika antsika kanefa avy eo izy ireo misy mahazo lapa aty amintsika. Noho izany dia mila mailo isika.

7 pensées sur “MILA MAILO MANDRAKARIVA ISIKA”

  1. Efa tsivanona ireo oah!!izany mbola misy momba azy ihany eto .
    Iza anefa no NAMPIDITRA IZANY MPAMADIKA TSIVANONA IZANY TAO????
    musy antony koa ireo matoa miray PETSAPETSA, ka misy tsy voahodiny ianareo ao dia aleony maka iretsy
    MPAMADIKA MBA HANATANTERAHANY NY TSIKOMBA RATSY MIARAKA @ FOZA.
    IZANY IZANY FA MIARIARY NY MAHA FOZAORANA AZY, dia mboal AHIDITRA AO IHANY?????
    MBA MIANGAVY ANAO RY DADA MBA HANDRAY FEPETRA @’IRETO TARANAM-POZA MANDOTO RANO
    aty amintsika aty a!!MBA MIANGAVY FA ILAY MPITARIKA EFA TSY IZY INTSONY e!!!KOTOVELO FOZA DADA a!
    Misy antony matoa ny olona miteny eto @ zavatra tsy mety nefa toa vao maika atao fanainiana ilay izy sa IZANY
    MIHINTSY NO TENA LOHAM-POZA????atao inona ireto mpamadika no sady vao maika fahafaham-baraka no mba
    haseho ???dia avy eo ny ANKOLAFY DADA NO MAHAZO TSINY nefa ianareo FOZA VOADAKA tany no manao
    zavatra tsy mendrika ao????TSIVALAHARA RAHA IZAY JODASY TSY FAKA TARANAKA ISANY!!!!

  2. Resaka be izany .Ny Frantsay dia manafika mafy atrany @ OUA,Sadec …ary Atoa Ravalomanana dia hataony mila tsy hahita irika any intsony .Ka isika eto @ tanintsika no mbola mety hafaka Hiaro ny tanintsika .@ izao fotoana izao dia hitan ny Frantsay fa tsy maharo ny tombotsoan I Rajoelina dia io Dakany io ,Ka rehefa avy namafy ny maloto ny frantsay teto @ tany sy fanjakana i Rajoelina @ izao fotoana izao Dia laFRantsa mihintsy no Mamafy ny Malotony eto ,ary Ho sarotra hoan ny Malagasy no hiala @ io fafy maloto io raha tsy mitraotra izy.

  3. I Beriziky dia manao CINEMA no tsy mazava, tô tsy té hiérika Ra8 koa satria be fialonana ihany koa sady RACISTE tsy tia ambaniandro ( IL FAUT DIRE LA VERITE) no voavidin’ny frantsay fa mody fanina, hanefa efa manomboka hita mibaribary amin’ny fomba fihetsika fa tsy té ho ratsy eo anatrehan’ny mouvance Ra8 fotsiny…, i ZAFYindraydia manao CINEMA,tambazana fiara 4×4 dia io fa mamadika tanindrazana, mamorona hevitra hijanonan’i Rajoelina, dia mody hoe REFERENDUM, dia mihevitra ny malagasy tia tanindrazana ho fôkafôka mintsy???? sa efa voavidin’ny Frantay ihany koa?

  4. Mila mailo isika ary mila mahafantatra ny namanantsika.

    Mba tadidintsika ve itony?

    Le Premier ministre malgache, Jean-Omer Beriziky, a demandé le dégel des budgets européens à l’aide au développement. Mais Bruxelles attend toujours qu’une date soit enfin fixée pour les prochaines élections sur la Grande Île, en crise depuis 2009.

    Le Premier ministre malgache, Jean-Omer Beriziky, était en déplacement sur le Vieux continent du 2 au 6 juillet. Il a rencontré le commissaire européen au développement, Andris Piebalgs, à Bruxelles, puis le ministre français délégué au Développement, Pascal Canfin, à Paris.

    « Je pensais qu’après la mise en place des institutions de la transition – gouvernement, chambres parlementaires et commission électorale –, le moment était bien choisi pour demander un assouplissement de la position des bailleurs de fonds européens, qui conditionnent leur soutien à l’organisation des élections », a-t-il expliqué à Jeune Afrique. S’il n’a pu obtenir le dégel du budget du Fonds européen pour le développement accordé à Madagascar (FED, 577 millions d’euros), il est revenu à Antananarivo avec un soutien financier de 17 millions d’euros pour l’organisation du scrutin… et la promesse d’un report des montants inutilisés du FED après les élections.

    Aiza io vola io izao??

  5. Tsy fantatro na izaho no tsy mahay mamaky teny sy mamakafaka intsony, fa tsara mba dinihin’ny rehetra ihany ny zavatra voalazan’ilay ratsiraka, momban’ny « cas-n’i Ramatoa ravalomanana » ! Isika tsy hiditra amin’izay an’i domelina !

    Mino ve ianareo fa olona vonona amin’izany fihavanana izany io olona io ?

  6. Tsy maintsy eo foana izany ireto renikely raha vao misy ny fihaonana na
    SADC na UA na NU sns ka momba an’i Dago dia tsy maintsy misalovana foana ry ilay Maty????
    Raha mba hitondra zavatra tsara moa maninona fa saingy vao manika MANAMPY TROTRAKA ilay
    fahavoazana, moa efa ry zareo koa no tena anton’izao????
    ISIKA IHANY IO e!!!rehefa be kibo ny MPIVARO-TANINDRAZANA dia MIONONA! MIGILABINA TSARA,
    tsy afa-po izireo raha tsy izay, izay maty maty izay voaroba voaroba izay potika potika, ny taranany koa moa
    hilevina sy hiaina any Frantsa daholo ny dada be sy bėbė hatr@ zafin-doalika , zafim-paladia rehetra any.

  7. LACOMMUNAUTE INTERNATIONALE ET SA POSITION REELLE SUR LE PROBLEME MALGACHE
    Les beaux parleurs et bonnes consciences de la Communauté internationale (Union Africaine ,SADC..) se sont abondamment exprimés sur le triste futur des Malgaches selon les résultats péremptoires de la mission d’estimation de la situation politique à Madagascar par chissann ,sans y apporter une quelcnoque attention de discussion objective mais il a imposé un diktat ,en ignorant superbement le droi d’autodétermination des Malgaches ,que ceux – ci doivent exprimer par leur vote au suffrage universel pour choisir un ou un(e) candidat(e) pour relever le Pays sur le plan socio -économique et pour améliorer rapidement la situation des difficultés de la vie quotidienne des Makgaches.
    Et ces organismes de bonnes consciences ( UA , SADC..) exercent du chantage de non recnnaissance du résultat des élections présidentielles , si le retrait des candidatures ne respectant pas les dispositions de la CES malgache n’était paz effectué , alors que cette CES a validé ces trois candidatures
    Les USA ont été éloquents par leur silence..et ont bien la distinction entre des élections démocratiques ,indépendantes et libres et leurs évenuelles aides…
    Les USA éxigent que les élections se fassent librement et ne font aucun chantage des offres d’aides éventuelles qqu’ils apportent aux Malgaches après des élections reconnues démocratiques
    Cette atttude des USA rend cmpte de leur sérieux et de leur pragmatisme et de leur respect des autres Pays à s’autodétermineri..
    Les représentants de la Communauté internationale (l’UA et la SADC )pour résoudre la crise à Madagascar ont disposé de plus de quatre années poir trouver la porte de sortie de ette crise , n’ont pas réussi à cette mission et il nous semble que ce blocage vient d’un excès de juridism et de pointilismee non justifié pour maintenir 20 millions de Malgaches dans une situation de sous-vie intolérable à tout point de vue d’autant que la non application en tempsopportunT les accords de COONOU a prolongé inutilement le règne des putschistes à Madagascar , à moins que le pouvoir qu’ils ont usurpé serve des inérêts autres que ceux des Malgaches ?
    Alors veuillez nous donner la ou les raisons de la non application des accords de COTONOU ?
    Les USA vous laissent libres d’agir , de décider librement mais en suivant la voie démocratique lors délection..Ce qui me surprendce sont ces Pays d’Afrique encore pauvres comme Madagascar et qui , se voyant recevoir  » la responsablité  » par le groupement de Pays , derrière les décisions de cette nébuleuse Communauté internationale , de Nous faire la leçon du respect de telle décision sur de telle ou ou de tellenégocition mal analysée , mal réfléchie car repose sur l’avis de certaines personnalités ignorant les critères d’éstimation d’une situation politique , comme c’est le cas de la recherche de sortie de crise à Madagascar…
    Ces Pays de la médiation désignés par la Communauté internale ne doivent se cmporter et même temps procureurs et juges et ne doivent pas considérer les 20 mollions de Malgaches comme des délinquants à punir pour des fautes qu’ils n’ont pas commises…

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *