Nandamoaka ny konklavy

fis

fisTamin’ny 01 ora maraina no nivoaka ny efitrano ny mpanao konklavy, 92 no isan’izy ireo.Tsy nisy setroka fotsy nivoaka akory teto fa hatsiaka mamirifiry no niaretan’ny rehetra niandry ity fivoriana ity. Azo ambara fa nandamoaka ny dinika. Nanambara ny filohan’ny Filankevitry ny Fampihavanana Malagasy, Rabotoarison Sylvain fa tsy nanaiky nanao sonia ny Ankolafy telo, Ingahy Rajoelina kosa nametraka fepetra toy ny mahazatra azy. Tsy fanapahan-kevitra akory no natao tao araka ny nambarany ihany fa hatolotra ny CES ilay fehinkevitra nivoaka tao ary ho terena ity farany hamoaka ny fanapahan-kevitra ao anatin’ny roa andro. Ny fehinkevitra izay tsy nampahafantarina ny vahoaka Malagasy akory fa natao didin’ny be sandry fotsiny ihany. Tsy misy zavatra azo antenaina tamin’ity konklavy ity, ny hita tety ivelany sy tao anatiny dia nanjaka ny herisetra ara-moralin’ireo mpizaika. Andiana mpitandro filaminana manao saron-tava mitam-basy no nampitahotra tao amin’ny CCI  Ivato kanefa Remenabila miriorio eran’ny tanàna tsy mety tratra an-taonany maro izay.

26 pensées sur “Nandamoaka ny konklavy”

  1. Fa angaha tsy i Ramenabila no nitarika ny fivoriana ka no hoe tsy tratra izy ? Aza mba mihevitra ny olona ho vendrana. I Ramenabila dia tao, izay no antony nisian’ireny olona misaron-tava ireny sao dia hitandramenabila ka ataon’i lery hazalambo eo.
    Aoka ny lalàna ihany no arahina fa ny fivoriana miarka amin’i Ramenabila dia efa fantatra fa tsy hitondra mankaiza fa amin’ny fandorana orin’asa sy famonoana olona no fivoahany.

    http://www.gttsra.org

  2. Fa manantena inona? hoy ilay mpihira iray izay. Tsy misy antenaina eo raha mbola misy sokajin’olona tsy avela hiteny eto na ankolafy aiza na ankolafy aiza, fa matahotra ny rahom-bava ny vahiny é! Fa i Chavez anie tsy matin’ny firaisam-pirenena rehetra fa matin’ny homamiadana. Rehefa mankambo dia midrikina ô! Na mahantra aza mila mampiseho fa misy é!. Adi-gasy atao fa tsy maka tahaka ny fomba famahan’olan’ny vahiny toa io fa tsy hisy vokany. Adin’ny kirijavola ka ny voamasony potserina é , aza saromana ilay fery fa manoitra é!
     » Io ilay tendrombohitra namoaka totozy é « 

  3. Nandamoaka ny konklavy hoe ???
    Raha ny voalazan’ny loharanom-baovao azonay, dia hoe efa talohan’ny 6 ora hariva no vita ny fivoriana, fa niandry ny fanapahin-kevitr’i BDN no naha ela azy !

    Nisy fanaovan-tsonia, kanefa « tsy nisy » fanapahin-kevitra ???

    Dia handray fanapahin-kevitra avy amin’ny inona ( bases de la recommandation, pour ne pas dire injonction ) ny CES ??

    Resaka be daholo izany fa nisy dia nisy mihintsy fanapahin-kevitra noraisin’ny foza !
    Averiko kely eto ny atao hoe foza. Ny foza dia ireo nanongam-panjakàna sy ireo rehetra mpanohan’azy ; ireo izay tsy mijery na tsy tia-hahalala an’izay hanjoa an’io firenena io, fa dia izay hamenoana paosy ihany no masaka ao an-doha !
    Raha atao bango tokana izany dia misy miseho azy ho legalista fa ny ny tena ao an-doha sy ao am-po dia fihetsim-poza hiringiriny !

    Ny tapaka tao izany dia hoe :

    LISITRA VAOVAO NO ANGATAHANAY, ARY LISITRA TSY MISY NY ANARAN’I RAMATOA LALAO RAVALOMANANA !!

    Na ao anatin’io lisitra io ny an’i domelina sy Ratsiraka na tsy ao, tsy izany no olana amin’ny vahoaka.
    Efa fantatry ny CES io fanapahin-kevitra azon-dry zareo io, ary raha ny tena marina tsy mitombona akory ny hoe mila mieritreritra ry zareo ( tsy ferana koa ny fivoahan’ny tranga tao amin’ilay toerana nanaovana an’ilay konklavy ) !!

    Ny mahavaky ny lohan-dry zareo CES dia ny hoe : HANÀJA NY SAFIDIM-BAHOAKA, SY HIARO NY LALÀNA AMIN’IZAY, SA MBOLA HANOY NY ADALÀNA ???

    Fanontaniana ho antsika rehetra : AZO EKENA VE IZANY FANESORANA ANARANA, SY TSY FAMELANA NY VAHOAKA HISAFIDY IZAY OLONA TIANY HITONDRA NY FIRENENA IZANY ???

    Amiko dia TSIA hatry ny ela !!!!!

    Averiko kely eto ihany koa : Ny fanatrehan’ny Movansa Ravalomanana an’io konklavy io dia fahadisoana ! Hevitro manokana izany, ary tsy voatery hitovy hevitra amiko ianareo !

    Handeha indray mantsy ny resaka avy any amin’ny CI ary indrindra ny menasofina, dia hilaza hoe nisy konklavy, ary  » tout le monde avait participé, l’Armée, les partis politiques, ainsi que la société civile » !!!

    Raha misy manana hevitra mifanohitra amin’ny ahy moa, dia tsara mba manazàva ny azy izy !

  4. Tsy nisy fanapahan-kevitra fa….
    Fehinkevitra, résolutions, propositions,……,.

    http//www.madagascar-tribune.com/Marathon-sous-forte-garde,18802.html

    Pas de téléphone, etc…Que du bla bla bla, puisque 5 portables « auraient sonné » !

  5. Ny AFP dia efa namaoka araky ny nolazain’i KM hoe ni-participer t@’io konklavy io daholo ny société civile,partis politiques, armée, …ets….Tsy mahagaga izany fa entina hanohizany ny médiamensonges-ny izany.
    Ny tiako fantarina ary mila fanazavana avy amin’ireo ao @ ankolafy Ravalomanana dia:
    – I JOB no nikasa hanao an’io konklavy io ary ny fiheverako azy dia ny hikarakarana ny fanoloana an’I Dolin no anton-draharaha ary hampijoro ny fahefana tetezamita vaovao tsy misy an’I lavanify satria I JOB dia efa nilaza ampahibemaso fa tsy mi-reconnaitre an’ity farany ho PT intsony izy!!!!!Mety ho cinema daholo koa anefa izany satria I JOB dia naman’ireo hatrany am-boalohany.Ka izany indrindra no tokony hanomezan’ny ankolafy Ravalomanana fanazavana hoe inona marina no nahatongavany tany ary iza no nampiantso azy?????Hevitro manokana ihany koa io.
    Ny anton’io konklavy io dia mazava tsara fa ny analàna ny anaran’I Ramatoa Lalao RAvalomanana araky ny nolazain’I KM, ary nihevitra mihitsy ireo nanomana an’io konklavy io ny hanao tery vai-manta hoan’ny CES ny tsy maintsy hanesorana ny anaran’ny Ramatoa Lalao Ravalomanana.Kanjo moa izany tsy nahazo ny sonian’ny rehetra koa dia miandry ny fika-ratsiny manaraka indray.
    Valin’ny fanontanian’i KM:Tsy azo ekena mihitsy ny fanesorana anarana tadiavin’ireo atao izao.Anjaran’ny vahaoka aninkoa ny mampiseho an’izany.
    Fanontaniana mba apetrako: @ ny fomba ahaona no ahafahan’ny vahoaka maneho ny tsy fankasitrahan’ireto botom-bazaha ireto?????

  6. Misaotra anao ry Olom-baovao, namaky ary koa namaly ny fanontaniako.

    Nisy olona « nitazona » téléphone portable hono tao. Ny télephone amin’izao fotoana moa, « toa » ankaotry ny fankàna sary, efa ahafahana manao enregistrement video (sy feo) !
    Ny mpamosavy mandeha alina aza misy mahita, ka tsara tokoa manao fanambaràna mazàva ireo solotenan’ny Movansa Ravalomanana ireo, satria nandre zavatra somary hafahafa ihany izahay !

    Ho valin’ny fanontanianao, dia tsara angamba ny hamakianao an’ilay lahan-tsoratra ao amin’ny gazety Basyvava androany, mahakasika ny HMF ihany koa ary mitondra ny lohan-teny hoe :

    « Vonona hitarika ny olona hidina an-dalambe, hanohitra izany izahay » hoy ny HMF !!

    Voarakotra ao amin’io lohan-teny io angamba ny valim-panontanianao ?

  7. Réunion d’Ivato
    Le retrait des trois candidats requis ( ou comment arriver à une véritable réconciliation nationale, selon la recette foza ) !!!

    ….
    « Après la rencontre d’hier, il ( Sylvain Rabotoarison ) s’est félicité DU CONSENTEMENT « DE LA MAJORITE » POUR LEGITIMER LES RESULTATS OBTENUS au cours d’un débat-marathon, avec une FORTE PRESENCE MILIATIRE ARMEE, jusque dans les couloirs de la salle de réunion. Il ( Sylvain Rabotoarison ) soutient qu’il n’est pas nécessaire d’avoir un accord total ».
    ….

    http://www.lexpressmada.com/reunion-d-ivato-madagascar/43770-le-retrait-des-trois-candidats-requis.html

  8. Misaotra amin’ireo valiny nomenao ry KM.
    Handeha hijery ny gazety Basyvava indray aloha.
    Aza taitra amin’izay avaokan’io expressmada io isika fa fantatra hoe mirona aiza ny fijerin’ireo.
    Tsy misy miala izany eo!!!

  9. Botozaza, Mamy, Hanitra demandent au conclave le remplacement des candidats. C’est accepté mais ils refusent de signer. Peur de Ra8 ou hypocrisies ?

  10. Eny,naninona no naroso tao @ konklavy ny hanova kandidà raha tsy hanao sonia ilay izy akory avy eo rehefa raikitra ?

  11. Olom-baovao,
    Ilay izy tsy dia hoe resaka Express Mada na inona, azoko tsara ny tianao lazaina, fa fanaovana « recoupement d’infos » ary infos izay efa fantatra na « novinaniana » hatry ny ela !
    Raha fintinina :
    – Ratsiraka efa nahafantatra hatry ny ela fa tsy rarahin’ny vahoaka intsony, mba tsy hitenenana hoe « halam-bahoaka » ! Fantany tsara izany, tamin’izy tonga teny Ivato voalohany ireny ! Ny pro-Ravalomanana no tena betsaka nitsen’azy, ary tany dia efa nisy fahadisoana goavana, nataon’ny mpitarika ny movansa Ravalomanana (firaisan-kina hono).
    – Ny candidature-n’i Ratsiraka sy Domelina dia iray lasitra ! natao hi-saboter-na ny an’i Ramatoa Ravalomanana !

    Raha ny an’ilay potsista no tsy azo ekena dia mazava ho azy ; dia tsy maintsy notadiavana antony « ara-dalàna » na tsia, ny fandàvana ny firotsahan’ny vadin’ny Filoha Ravalomanana. Eo ny hoe amin’ny maha vadin’Ingahy Ravalomanana an’ny tenany, ary eo koa ilay resaka hoe sesi-tany.
    Raha tsy mitombona ilay resaka hoe maha-madama, dia nampidirina ilay resaka « exil » ary tsy maintsy natao izay (n)hisian’ny « cas mitovitovy » amin’ny azy, mba tsy hisy hilaza hoe « fanapahan-kevitra mitanila » !! Eo isika izao !!

    Ratsiraka anie efa ela no niverina, ary tsy nisy NA OLONA IRAY AZA NANERY AZY hiverina any Frantsa ê !

    Tsy vahiny amin’io resaka faniliana io ilay io, fa mody paiso fotsiny ! Anjaran’ny rehetra ny mandinika lalina sy mandray ny andraikiny, satria TANINDRAZANA HIOMBONANA IO MADAGASIKARA IO !!

  12. En quatre ans de pouvoir usurpé ,ces putschistes ont fait table rasetout anéanti dans notre Pays tant sur la plan financier que sur le plan moral ,que la confiance ,que du respect de la Loi ,que du respect des citoyens et des citoyennes ..!
    Pour se donner un semblant fait en communication ces putschistes inventent des commissions diverses appelées bidule , théodule, bidon …!
    Ces pieds nickelés , apprentis sorciers vont e réunir pour soit-disant chercher la bonne solution magache sur les problèmes posés par les trois candidatures qu’ils n’ont constatées mais soulevées comme par hasard par chissano ,qui a répété comme un perroquet un rapprt plein de mensonges , d’affabulations et de désinformations ,qui lui a été confié par la france à fric !
    Les putschistes ,à la recherche de notoriéré ,ont choisi d’emprunter le nom de la réunion des cardinaux qui votent le nouveau pape : le conclave !
    !es putschistes n’ a même pas accouché d’une souris !
    Que faire , que tenter ou faut-il se contenter des turpititudes de ces quatre ansprises pour des certitudes ?
    En tout cas la vacance du pouvir n »est pas proche de sa fin !

    VACANCE DU POUVOIR NE VEUT PAS DIRE PRISE D’INITIATIVE OUVERTE AUX PETITS CONS !

    En cette période d’incertitude ,les commissions bidon prétendant reconcilier les Malgacches de je ne sis ourquoi (crn, ffm etcs’attribuent le droit d’interpeler la CES d’ajourner dans un premier temps et de la maintenir dans un deuxième temps la date du scrutin présidentiel ,au nom de quelle fonction et de quel droit ?
    Voilà une des raisons de conflits patents :la crn n’a aucun droit à s’adjuger le rôle de s’occuper des élzlection ,encore moins de s’ingérer dans les prérogatives de la CES,qui n’ a pas le droit de se déjuger !
    Nous voulons ,après ces quatre années de voyourisme , de sans foi ni loi , respecter l’état de droit , le droit et la droiture des comportements des hommes et des femmes , même et surtout que nous sommes en pleine vacance du pouvor !
    Personne n’ a le droit de profiter de cette vacance pour s’ériger en petit potentat pour dicter telle ou telle directive à suivre..
    Je persiste et signe à dire haut et fort que seule l’Assemblée Natinale élue peut désgner ou élire les membres d’une mission de reconciliation , si cela eest nécessaire..au développement du Pays et à l’amélioration du niveau de vie des Malgaches…..!
    N’est MENDELA qui veut !Personne n’ a le droit de faire èpouser par les Malgaches le triste sort qu’ont vécu les Africains du Sud !La reconciliation a été utile au pays où l’apartheid a sévi et où plusieurs catégories de citoyens ont été traités différemment :blancs ,gris métis ,noirs…
    IL A FALLU ARASER , METTRE AU MEME NIVEAU POUR TOUS LES DROITS ET LES DEVOIRS..
    Arrêtez de culpabiliser les Malgaches ,qui n’ont pas partcipé à aucun activisme des auteurs du coup d’état , qui au contraire ,ont été les victimes innocentes de ces putschistes qui se croient être  » des tsy maty manota « !
    /es élections présidentielles et législative constituent des occasions démcratiques données aux Malgaches de prendre la parole , et d’xprimer leur verdict..qui n’est ni discutable , niéfutable,ni monnayble VACANCE DU POUVOIR NE VEUT PAS DIRE PRISE D’INITIATIVE OUVERTE AUX PETITS CONS !
    En cette période d’incertitude ,les commissions bidon prétendant reconcilier les Malgacches de je ne sis ourquoi (crn, ffm etcs’attribuent le droit d’interpeler la CES d’ajourner dans un premier temps et de la maintenir dans un deuxième temps la date du scrutin présidentiel ,au nom de quelle fonction et de quel droit ?
    Voilà une des raisons de conflits patents :la crn n’a aucun droit à s’adjuger le rôle de s’occuper des élzlection ,encore moins de s’ingérer dans les prérogatives de la CES,qui n’ a pas le droit de se déjuger !
    Nous voulons ,après ces quatre années de voyourisme , de sans foi ni loi , respecter l’état de droit , le droit et la droiture des comportements des hommes et des femmes , même et surtout que nous sommes en pleine vacance du pouvor !
    Personne n’ a le droit de profiter de cette vacance pour s’ériger en petit potentat pour dicter telle ou telle directive à suivre..
    Je persiste et signe à dire haut et fort que seule l’Assemblée Natinale élue peut désgner ou élire les membres d’une mission de reconciliation , si cela eest nécessaire..au développement du Pays et à l’amélioration du niveau de vie des Malgaches…..!
    N’est MENDELA qui veut !Personne n’ a le droit de faire èpouser par les Malgaches le triste sort qu’ont vécu les Africains du Sud !La reconciliation a été utile au pays où l’apartheid a sévi et où plusieurs catégories de citoyens ont été traités différemment :blancs ,gris métis ,noirs…
    IL A FALLU ARASER , METTRE AU MEME NIVEAU POUR TOUS LES DROITS ET LES DEVOIRS..
    Arrêtez de culpabiliser les Malgaches ,qui n’ont pas partcipé à aucun activisme des auteurs du coup d’état , qui au contraire ,ont été les victimes innocentes de ces putschistes qui se croient être  » des tsy maty manota « !
    /es élections présidentielles et législative constituent des occasions démcratiques données aux Malgaches de prendre la parole , et d’xprimer leur verdict..qui n’est ni discutable , niéfutable,ni monnayble ,,!
    Les résultats de ces élections représentent des actes de reconciliation : la majorité qui s’en dégage ne cherche pas une quelconque vengeance mais s’efforce à faire fonctionner l’Etat par le respect de la Loi , de l’état de droit , par le respect et par l’acceptation de La justice indépendante ( ce qui sera une tâche rude ,étant donné les défaillances morales et éthiques commises par ceux-là qui se réclament d’être juges , magistrats , prcureurs et autres agents de service de la Fustice ! ).
    Les Malgaches , après ces élections , reconstruisons leur cadre de vivre ensemble , reprendre l » fiaraha-monina tony sy milamina ary mirindra sy voadidina fahafahana

  13. Réponse :

    Les putschistes ont peur…de leur ombre !!! Au-delà de toutes formes de bienséance et respect des autres, il était formellement interdit de faire « péter » quoique ce soit !!
    Ces hommes en armes, avaient la gâchette facile !
    Ceci-dit, ce qui s’était déroulé hier n’est rien d’autre qu’un remake des évènements qui avaient eu lieu à l’Episcopat d’Antanimena, un jour de mars 2009.
    L’autre Boto s’était dévoué, pour jouer le rôle du Commandant Charles !

  14. Mailo sahady ny mena sofina nefa ry zareo no ambadikizao.Arakilay fiteny manao woe: mahamahina ny mpanao ratsy.

    INSECURITE : dans un message adressé aux ressortissants français résidant ou se rendant à Madagascar, le ministère français des affaires étrangères indique que « les incertitudes sur l’évolution du processus électoral destiné à sortir Madagascar de la situation de crise politique qu’elle connaît, sont susceptibles d’avoir une incidence sur le niveau d’insécurité. Rassemblements et manifestations sont à prévoir, des risques de débordements ne sont pas exclus ».

    Date : 04/06/13

  15. 16:40
    Le HMF est prêt à descendre dans la rue, la mouvance Ravalomanana est prête à descendre dans la rue, le peuple est prêt à descendre dans la rue 04/06/2013

    Io no hevitro tena tsara, tsy misy afa tsy izay sisa.Tairo ny vy dieny mahamay.Tapi-dala kaleha aminizay ireo.Kely sisa.Ny mita be tsy laniny ny mamba.Ampy izay.Ela izay.Ny vahoaka no tompon-teny farany fa tsy ry Rajoelina.

  16. Dė gaga elah!!!!ankona mihintsy aho @’ity vao2 mamoehitra ity ray olona!!
    Ny @’ilay fangoronana phone aloha dia fantatra fa mba tsy hiantso i dada hoe:
     » mivoaha ianareo tao  » fa misy tena TSY MAZAVA MIHINTSY @’ireto ankolafy Ravalo ireto an????
    Fa maninona ireo raha mandeha any @ foza any raha any no mahafatifaty azy e???MAHONENA an!!
    Mbola tsy ampy ve izao fahavoazana izao ray olona a?????

  17. Nahazoaazo aina indray ny Gasy dia ireo rahonana @ Basy mirangaranga ireo.
    Na nisy na tsy nisy sonia tao dia efa NILITIKA tany daholo, izay ihany no ilainy
    MANKASITRAKA AZY MATOA MILINGITRA MAKANY !MANAIKY AZY SATRIA EFA VOAVIDINY.
    Ataon’i foza miohaka @ devoliny daholo dia MIRIOTRA MANAO TSY OMBY ALOHA DAHOLO NEFA
    EFA FANTATRA FA TAOLANA NY ANY raha vao RAMENABILA NO MANAO FIHAONANA.
    MODY ADALA SA VOAVIDY TANTERAKA RY ZAREO MPITARIKA VILAM-BAVA a?????na ny fomba
    famoriany olona eo aza tsy tokony intsony fa efa TAPITRA NY FE-POTOAN’io FITONDRAM-POZA IO.
    FA DIA INONA LOATRA E?????
    MILA TATITRA MAZAVA FA TENA BE LOATRA IZAY RY ZAREO A!!inona no tena hevitr’ areo e??

  18. Rasamy,
    Raha ny hevitro manokana, dia tsy tokony hitarika an’io hetsika io ny Movansa Ravalomanana.
    Ny hetsika tarihin’ny HMF no tokony tohanana, dia ny VAHOAKA NO TOKONY HANEHO NY HEVINY SY HANAMBARA IZAY TAKIANY MAZAVA.

    Vahoaka miaraka amin’ny fikambanana sy vondrona, miaro ny ara-dalàna sy ny zo-n’ny malagasy, no tokony miaraka amin’ny HMF.

    Tsy dia tsara ny mampiditra ny anaran’ny Fianakaviana Ravalomanana amin’izay hetsika ho atao, satria tsy kely lalana ny mpanao ratsy !!!

    MORA AMIN’NY FOZA NY HANDOTO HETSIKA MAZÀVA SY MILAMINA !!

    Tamin’ny vadin’ny Filoha sy ny vinantony nanaovan’ny foza toetra tsy zaka ireny, no tokony nanao sy nitarika hetsika ny movansa Ravalomanana, fa dia tsy nisy nihetsika.
    Na ry zareo tonga nitsena teny Ivato aza, toa nitazam-potsiny !

    Kandidà hitondra fiovàna sy fandrosoana ary filaminana i Ramatoa, ka izay amiko no antony hilazako hoe, tsy tokony ampidirina amin’izay hetsika TSY MAINTSY HO ATAO NY ANARANY !

  19. Itony no atao hoe « désinformation » manarapenitra ! Aza mba manaraka ny hevitr’itony !
    Maivana be ilay fika !

    Forum TIM
    john connor dit :
    « Peu importe la personne soutenue par Ravalomanana la majorité de la population la soutiendra. C’est ce que les foza et la francafrique n’ont pas compris ».

    http://www.tim-madagascar.org/forum/read.php?1,787484

    Ce que cette personne n’a pas compris ou feint de ne pas comprendre, c’est que plus de 80 % des électeurs ont décidé de ne pas voter, si Madame Ravalomanana se trouve contrainte de retirer sa candidature pour toutes les raisons que l’on connaît !

    Une manière pour le peuple de vomir (sur) tous les politiciens et la CI !!!

    La non-participation de Madame Lalao Ravalomanana est une validation et un soutien sans équivoque du putsch perpétré par BDN, mais initié et organisé par d’autres, avec l’aide de Voussavez !

  20. Sao sanatria ka tetika hanamborana andry Neny io hampidirana ny anarana Ravalo @’ilay hetsika
    dia karamaina ny foza2 HANDROBA MBA azahoan’izireo manatitra andr’i Neny any ATSIMO??.
    HANAMBORANA IZAY TIANY HO SAMBORINA satria raha tsy izay dia tsy hitako mihinsy izay fomba ahafahan’ireo
    hanatitra andry Neny any Atsimo, ilay teti-poza miaraka @’ireo miaramila mantsy hoe:  » alefa mody Neny « ?????
    Ao @ ANKOLAFY AO NO MISY VOAVIDY dia HIJABAKA ao daholo ny rehetra, TĖ HANAMBOTRA OLONA INDRAY
    IREO FA MAILO DAHOLO . HISY NY FANDROBANA IZAY EFA VOAKARAMA TSARA DIA HO AVY INDRAY BOMBA
    sy ny tariny HANDROBA SY HANAMBOTRA ARY METY HIAFARA @ FANATERANA AN’i NENY ANY ATSIMO IO DIA
    HO AVY @’IZAY IREO MPITARIKA VOAVIDY HAKA NY TOERAN’i NENY. MAILO! MAILO TOMPOKO !!!sady ny rehetra
    no tokony handray anjara @’ilay hetsika eto fa tsy tokony ho fe-perana toy izany velively.
    FA MANINONA ILAY ANARAN’i DADA NO AMPIASAINA @ RATSY FOANA e????

  21. Hadino sahady angaha ilay nahazo andr’i Fetison teny @ MALACAM ???
    Fetison no tena nokendaina t@’iny mba nazahoan’i Kotovelo ilay toerany izay anaovan’i
    foza azy ho saribakoly io dia NOGADRAINA RAFETISON, dia naninona koa i Kotovelo no tsy nahiditra tany
    am-ponja fa mody nanaovana CINEMA fotsiny nefa ny sasany izay natahorana rehetra aza tonga dia tany TSIAFAHY???
    MISY RAH DONC AO eeeeeeeee TSY MATIKILOLO ô!!!!!
    TANDREMO FA KOTOFATSORA ANIE KA FETSY eeeeeeeeeee MAILO Ô……….

  22. Tsy maintsy avoaka ny marina koa miala tsiny raha misy ny tafintohina
    ny hanongotsongoana ny maty hono…………..
    Izay mahery tsy maody tsy ela velona
    Saonjo iray lohasaha ka tsy hilaozan’izay maharara eeeeeeee

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *