7 pensées sur “Projet de loi ?”

  1. Bla ! bla ! bla!
    chefa d´eat taiza koa ilay rajoelina ? efa hoe tsy voafidim-bahoaka no jiolahi-boto mpandainga mpanao bodongerona.

    Hainareo tsara ny milaza hoe izao no voalazan´ny Art de la feuille de route …blá , blá ,blá.

    ary ilay article 16 ilay milaza ny famodiana ny sesitany politika, …… aiza ?

    Io lalána io hay ka hampiasana @ ahazahoana seza, sy tombontsoanareo fotsiny.

  2. za mbô gaga! aiza moa ny alika no tsy vao maika hidingin-drambo?.
    jereo ity fanindraindrana azy.ny sasanY aza moa dia tsy menatra ny mintso an’ity
    domelina hoe:  » prėsident  » toy itony ry Kotovelo f ny sis mba lefitro ihany.

  3. Tena nisy tokoa ireo betetika tao @ ankolafy Ravalomanana fa ny maha mpilatsaka ho fiadiana an’io Neny dia nilamina izany. Tsara y mandrakariva fa ny frantsay no mampiasa ny fozaorana éto amintsika ka Samia mitodika Any @n-dry zareo avokoa hitifitra sy handavo azy ireo. Fa mpamono olona sy mpangalatra ireo.

  4. Raha mamaky tsara isika dia mahita tsara ny tena ao anatin’ny atidohan’ireo olona ireo, ny toy izao no ahitana taratra izay rehetra hafenina sy tiankatao eto; dia tanteraka hatrany ny SORATRA MASINA manao hoe : »tsy misy takona izay tsy ho hita… »

  5. Force majeure ou farce majeure ? Kaondrâneries hoy ilay olona izay !

    Tssssssssssss !!

    Tsy hisy hoy aho ny vahaolana, satria betsaka loatra ireto lazaina fa « cas de farce majeure » !!

    Peuple malgache, le dernier des imbéciles !! Tena tantara, azo hanaovana sary-mihetsika !

    Raiketo io resaka io, mba hiomehezan’izao tontolo izao bebe kokoa ry zareo â ! Hiaran’ny krizy goavana be ny firenena rehetra, any ka mijaly ny mponina ary mazàna tsy miomehy intsony !

    Raha mba mahita vaovao tahak’izao ry zareo dia mba hiomehy na dia hitsiky kely fotsiny aza ; mimenomenona ry zareo fa tsy mahay mitantana fanjakàna ireo mpitondrany, fa raha mahita an’io vaovao be io ry zareo dia mba afaka hiteny ihany hoe : HAY VE MBA MISY OLONA DONDRONA SY MIJALY NOHO ISIKA ANY HO ANY !!!

    Mifamoky KOA ve ny mpanao gazety sy ny mpanao paolitika ? Efa ela no nandrenesana fa tsy misy vaovao mivoaka raha tsy mahazo felaka (vola io fa tsy teha-maina akory) ry zareo !
    Iza no tena diso ? Ireo mpanao paolitika manome vola mba hivoahan’ny vaovao tian-dry zareo ho hita sy vakian’ny olona, sa ireo mahazo vola dia tsy manadiady fa dia avoaka izay tian’ny sasany ho avoaka, na resaka tsy mitombona aza ?

    Mba lasa ihany ny saiko mahita an’itony tao amin’ny gazety itony, toa Malaza izy izay !

    Le Triumvirat laissé de côté

    « Le Triumvirat censé prendre la tête de l’Etat après la démission du président de la Transition, a été mis de côté, dans ce projet même si l’article 166 de la Constitution stipule que « En cas de vacance de mla Présidence, pour quelque cause que ce soit, les fonctions de Chef de l’Etat sont exercées collégialement par le Premier ministre, le président du Conseil supérieur de la Transition, et le Président du Congrès de la Transition.

    Cette nouvelle gymnastique laisse supposer que la Constitution de la Quatrième République votée en 2010 sous la Transition, a de nouveau été mise à l’écart sinon bafouée ».

    Raha ny tokony ho izy, mba hahafahan’ny rehetra mandalina izay voasoratra, dia tokony ho tohizin’ilay mpanoratra ny resaka, ary koa fakafakàna tsara !

    Io « phrase » farany io fotsiny dia efa feno adalàna ; tsy dia fahadisoan’ilay mpanoratra, fa izay rehetra nolazaina fa vahaolana, dia nandetika ny Firenena any amin’ny haizina kokoa.

    Dia mbola tohizana izany amin’izao fotoana, satria nihiniana tsy hita ny lesoka be vokatry ny fitiavatan’ireto miseho azy ho katraka amin’ny fanaovana paolitika ireto !

    « Constitution de la Quatrième République, votée en 2010 sous la Transition » ?

    Quelle connerie !

    Dia izao indray dia re, fa misy avy ao amin’ny Ankolafy Ravalomanana milaza hono fa azo atao amin’ny « video-conférence » ny zavatra kasain’ny FFKM ho tontosaina !!
    Tsy mahagaga rahatoa ka nilaza ilay Ambasadera frantsay, fa na ao amin’ny Ankolafy Ravalomanana aza, dia misy tsy mbola manaiky ny hiverenan’ny Filoha teo aloha !

  6. Ny tena mbola mahatamana ahy eto dia misy mpitolona MAHIRATRA ary
    MITOVY FIJERY @ MARINA eto,koa mahereza fa antsika io Tany io , antsika no POTIKA,
    antsika no VOAROBA, ny zo sy ny fananantsika no VOAHOSIOSY.

    Dia ity mody CINEMA , hatsofoka ao ireo FAKO 2 hamafana an’i Neny MIARAKA aminy,mba haniliana fa
    Neny dia MITOVY KILASY @’ireto olona efa fatam-poko sy fanta-bahoaka ny nataony tao @ tany sy ny
    FANJAKANA. Dia mba misy fanoherana ve avy @’ireto mba MPITARIKA hatr@’izao dia bla bla no hita aloha??

  7. Lany izany io volavolan-dalàna io, ary dia miandry ny hevitr’ireto parlemantera tsy safidim-bahoaka ireto sisa !
    Tsy hanaiky ihany koa ireo, ary dia hangataka statut manokana ihany koa, satria « notendrena » fa tsy « nofidiana » !
    Ny azo eritreretina dia hanaiky an’io ry zareo, satria ny « hevitry ny maro mahataka-davitra sy marina » ka tokony ekena !!
    Ny feon’ny vahoaka sy ny hetahetany ihany no tsy azo ekena, satria vitsy an’isa ny vahoaka !

    Ka ndao re hifaly, hihira sy hitotorebika satria hahazo rekaoro vaovao isika malagasy, ho alefa any amin’ny Ginesy derekaoro !

    Ndao re hisari-adala fa samy adala ê !

    53 taona fotsiny no nahaleotena, dia efa ho 40 mahery ny sefo detà ! Na gotry aza ny firenena, dia tsy maintsy mahazo 4×4 daholo ireo rehefa rahatr’izay voafidy ilay handimby azireo !

    Ny indro kely, toa rehefa mahazo tsirony amin’ny zavatra iray hono, toa sarotra be ny miala amin’ilay izy !
    Mba hanontanio anie ny mpifoka rongony ê ! Manahy mafy aho, fa toa hiraikitra amin’ny toerany, toy ny alika lahy sy vavy mifankatia ireo !

    Iza ilay handimby ary rahoviana ??? Tena mitady an’io olona io marina ve ramalagasy ??

    Tena marina ny anao ry F. Samoura ; amin’ny volana janoary 2014 ramalagasy dia mbola hitady mafy an’izato atao hoe halaolana !

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *