Rtoa LALAO RAVALOMANANA TAO RAFATSIHO : FAHOMBIAZANA TANTERAKA

IMG_0914Tonga nitsidika ny distrikta Faratsiho Rtoa Lalao Ravalomanana  tamin’ity Alahady tolakandro ity. Vory vahoaka ny kianja malalakaky ny CAPJ Faratsiho hanotrona an’i Neny. Tamin’ny kabary rehetra nifandimby dia samy nanamafy fa tsy mbola manao fampielezan-kevitra akory no atao fa fihaonanana amin’ny vahoaka mangetaheta te hijery an’i Neny Ravalomanana. Nanamafy hatrany Ramatoa Lalao Ravalomanana fa vonona ny tenany hitondra anjara biriky ho an’ny firenena , vonona hanarina ny firenena.

 

 

 

 

IMG_0926

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

IMG_0887 IMG_0917

 

 

 

9 pensées sur “Rtoa LALAO RAVALOMANANA TAO RAFATSIHO : FAHOMBIAZANA TANTERAKA”

  1. Tsidiho ry NENY ny vahoaka de ampaherezo ny olona fa reraka ny fanhantrana sy ny asandahalo, ka na dia hifanatritava fotsiny aza de mapitraka sy mahavelombolao fa ho avy ilay maraina vaovao!!!!

  2. Misaotra Neny a!!dia hisaorantsika koa Andriamanitra
    Tsy hitako izay fampielezan-kevitra ho atao @’izao intsony fa
    TSY EFA MITENY HO AZY VE NY SARY RAY OLONA?????roso ny dia!!!homba antsika Andriamanitra !
    Marina tokoa fa na dia ny fahitany ilay TENA RENY MENDRIKA TOY IZAO AZA DIA EFA ZAVA-DEHIBE
    fa na ny mpisera aza dia tsy mahateny fa ny EFA MITENY HO AZY ILAY SARY e!!

  3. Io mitana ny micro-an’i Neny io , ireny no olona azo antoka sady tsy be safara.
    Dė mba ahoana dada ny fahitanao an’izao???mahatsiaro anao foana izahay dada a!!
    aza malahelo fa  » izaho no ham-pody anao » hoy Neny, tsy msy hantenaina eo koa aloha eo e!!aleo hazava !

  4. Misaoyra be dia be an’io Neny. Ary misa ôtera koa ny vahoaka izay manohana azy fa ireto irery ihany no lalana entiny miady ny mpanjanaka ary ny Fozaorana andevony. Miala tsiny aloha fa tsy mahita hafa ankoatr’ireo aho ka tsy hisaotra an’iza n’iza. Ny fahendrena ny fahranden’ny Malagasy ary ny fahatsapan’ny ny tsy fahombizan’ireo mpandroba fanjakana dia efa fampielazan-kevitra vita hoan’i Neny.
    Aoka,hita draina isika Malagasy tsy ho diso fijery @ fisainanam-pirenena. Tsy misy camionnera n’a avy an’iza n’a avy,hoan’i tsy tanindrazana tsika ity raha tsy avy @ vahoaka Malagasy IRERY ihany ka dia misikiana hery sy tanjaka fa tsy mandresy mandresy ny Tolom-bahoaka.

  5. DIA MBA AHOANA HOY NY FOZAORANA @ ZAO E ary i Mialy fozavavy kely mba mandehana hoe any dia mba hita eo e

  6. Fa inona ireto olona 300 mivorivory ireto nefa tsy misy tarika Rossy mampandihy akory. Tokony hiantsoana an’i Risara bomba ireo fa manakorontana !

    Fidio ny n°2, izay ihany no fantatray hatreto. Mahereza daholo fa mbola lavitra ny dia.
    http://www.gttsra.org

  7. ILAINA NY FIRAISANKINANTSIKA MANDALA NY FIHAVANANA MBA HANDRESY IREO TSY MATY VOALAVO AN-KIBO MAMOTIKA NY FIRENENA.

    HO ELA VELONA MADAGASIKARA!

    FANDRESENA HOAN’I NENY LALAO RAVALOMANANA MIVADY ARY FIANAKAVIANY MANONTOLO

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *