5 pensées sur “ALIKAin-dRAJOELINA Andry ny Malagasy”

  1. Qu’il aboie,la caravane de Lalao Ravalomanana passe toujours!

    Maninona isika no manaiky alikainy.Mba alikao koa izy e!ohatra akatso ny « machine administrative ».

  2. MAHONENA……….
    malahelo anao aho ry tanindrazako!!!!sendra izay fakon-drah toy itony!!
    Misy inona Antsirabe sy Fianarantsoa???azonareo tsara ve ny tiany ho lazaina?????
    @’ilay ANTSIRABE SY FIANARANTSOA?????hhhnnnnnnnnnn ……….

  3. Zava-dratsy amin´ny malagasy ny manohatra olona amin´ny alika, satria dia tena maro amin´ny malagasy no fady alika, dia mbola manaiky ihany ve isika, efa ela no nalikain´i rajoelina izao izy vavany mihitsy no milaza fa alika ny Malagasy

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *