HENRI ROGER RANAIVOSON : EFA NITSANGANA NY KOMITY MAMPANDRESY AN’I NENY RAVALOMANANA (KMNR)

IMG_0143

IMG_0143Efa nitsangana hoy  Henri Roger Ranaivoson androany teny amin’ny Magro Behoririka ny Komity Mampandrey an’i Neny  Ravalomanana (KMNR). Izy no mpandrindra nasioanaly izany. Noho izany dia manentana antsika vahoaka hoy izy iditra amin’izany. Ho an’ny Toliary dia ny mpandrindra izany dia Mamy Rakotoarivelo manampy azy Mahafaritsy Samuel. Ho an’ny Fianarantsoa dia ny minisitry ny fambolena Roland Ravatomanga. Ny faritra Atsiranana sy Toamasina dia Botozaza Pierrot , Mahajanga dia ny minisitry ny varotra Olga Ramalason sy ny vadiny. Antananarivo dia ny Me Hanitra Razafimanantsoa, Guy Rivo Andrianarisoa. Ny firenena tsy manana vina hoy izy dia tsy manana ny ho avy arysahirana. Isika hoy izy dia manana kandidà tohanantsika dia i Neny. Noho izany dia manentana antsika rehetra hanangana ny KMNR any amin’ny fokontany misy antsika any.

3 pensées sur “HENRI ROGER RANAIVOSON : EFA NITSANGANA NY KOMITY MAMPANDRESY AN’I NENY RAVALOMANANA (KMNR)”

  1. Ny ahy eto @’ilay hoe  » mampandresy « …tsy dia hitako ny tianndry zareo hatongavana????
    Hangala-bato ohatry ny sany ve sa hanery an’iza???ohatry ny mirefarefa be ilay hevitra eto.

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *