kardinaly Gaetan Razafindratandra : notokanana androany ny tsangam-batony tao Besalampy.

100_0741

100_0749Androany Alahady 28 Jolay 2013, tany Besalampy, dia nisy ny fanokanana ny tsangam-batoben’ny Kardinaly Armand Gaetan Razafindratandra. Nanatrika izany fanokanana izany Ramatoa Lalao Ravalomanana, ny VPM Botozaza Pierrot, ny Ministry ny Varotra, Ramatoa Olga Ramalason, ny Ministry ny Fambolena, Andriamatoa Roland Ravatomanga .

“Baba” moa no fiantson’ny mponina any Besalampy an’ny Kardinaly Razafindratandra.  Na ny kristianina, na ny silamo, na ny fivavahana nenti-paharazana dia nifandray tamin’i Baba daholo, nampiraisin’i Baba daholo, ary nahatsiaro an’i Baba avokoa tamin’ny fitokanana io tsangam-bato io. Mariky ny “Unité nationale “ na firsaisakinam-pirenena i Baba, ary misy mihitsy aza ny teny filamatra hoe :  » Koa mba ho iray ihany izy ireo » teny filamatra amin’izao fitaonan’ny finoana izao.

Tsy nataon’ny Ankolafy Ravalomanana ambanin-javatra ny fankalazana ny taonan’ny finoana tany Besalampy ka  nisy ny kabary nifandimiasana ,  nandray fitenenana teo alohan’ny Evekan’i Mahajanga ny VPM Botozaza Pierrot. I Neny Ravalomanana kosa nandray fitenenana  amin’ny maha olon’ny finoana azy.  Ny Eveka Roger Victor Rakondrazao, Diosezin’i Mahajanga no nanokana ny tsangambato lehibe  tsaratarehy manana ny endrik’i Baba tao Besalampy izany.

Toerana tsy dia tongan’ny fiara i Besalampy, ny fiaramanidina sy ny sambo no fitanterana azo hianteherana indrindra any. Na dia tsy tongan’ny lalam-pirenena matanjaka aza ny tanànan’i Besalampy dia mahavokatra rofia farak’izay tsara indrindra, ary tena ankafizin’ny tsena iraisam-pirenena tokoa.

 

 

 

4 pensées sur “kardinaly Gaetan Razafindratandra : notokanana androany ny tsangam-batony tao Besalampy.”

  1. Navorin’i BABA aby na Kato na Protestà, Islamo mbakan’ny taranak’i Adamalandy. Izany mihitsy no filamatra handresena ny DEVOLY, mety ny ataon »i NENY.

  2. VAKIO-VAKIO -AELEZO-AELEZO-ZARAO 6ZARAO -AMPITAPITAO – RESAHO OMBIENY OMBIENY !

    RY MPIRAY TANINDRAZANA HAVANA ,

    NY HAMISAVISAINA NY RATSY…MBA HIAVIAN’NY SOA (HISY TOHINY)
    « ARY NY TOMPO SY NY HERINY ARY NY FITIAVANY HOMBA ANTSIKA LALANDAVA ! »
    Dia avy eo dia hiandry ny fihaonan’ny solontenan’ireto solonttenan’ireto solontena sy ny sns , s ny sns,,,mandra-paharahoviana ?
    Isika Malagasy na nahita fianarana na tsia dia manana fahendrena voajanahary ( bon sens )dia tsy hanaiky ny fandrebirebena hitohy ,fa very fotoana Isika no very izay tokony nanambina atrizay efa-taona izay ( manque à gagner ) na isam-batan’olona na ny Firenena,izay itantarana atsanga tsy aman’orana toa ny zaza ampatoriana amin’ny angano sy arira ary manetsikelika ary tsy ny fanaLana ny candidature-n’ i neny no mamaky ny lohany ny fiarovana ny rambon’izy ireo tsy ho tapahina..

    HELOKA BE VAVA ANIE IZANY FANONGANAM-PANJANKANA IZANY E !ARY NA ISIKA MPITOLONA AZA TOA TSY MIRAIKA NY MOMBA IO
    IO NO LAHARAN-KAMEHANA AVO INDRINDRA TOKONY HO SAHANINTSIKA VOALOHANY..
    Norebireben’ny médiation Isikasy miray heloka amin4ireto tontakely ireto Isika ka tsy tokpNY HAMISAVISAINA NY RATSY…MBA HIAVIAN’NY SOA (HISY TOHINY)
    « ARY NY TOMPO SY NY HERINY ARY NY FITIAVANY HOMBA ANTSIKA LALANDAVA ! »
    Dia avy eo dia hiandry ny fihaonan’ny solontenan’ireto solonttenan’ireto solontena sy ny sns , s ny sns,,,mandra-paharahoviana ?
    Isika Malagasy na nahita fianarana na tsia dia manana fahendrena voajanahary ( bon sens )dia tsy hanaiky ny fandrebirebena hitohy ,fa very fotoana Isika no very izay tokony nanambina atrizay efa-taona izay ( manque à gagner ) na isam-batan’olona na ny Firenena,izay iitantarana atsanga tsy aman’orana toa ny zaza ampatoriana amin’ny angano sy arira !
    Ny fitondra eto amintsika ankehitriny dia nangalarina na ity miseho azy ho filohan’ny tetezamita , na ny governementa ,na ny andrim-pirenena rehetra..
    Mitafy halatra daholo ireo olona notendrena ireo..
    Ary ,satria mbola eo amin’ny fitondrana sandoka ireo mpangalatra ireo dia mampiasa sy mampiantra ny » lalana ,didy , ordonnances , decrets ,directives , snss , izay tsy mitombona satria tsy miankina amin’ny lalam-panorenena avy amin’ny FAHEFANA vokatry ny fifidianan’ NY VAHOAKA TAMIN-KALALAHANA…!
    MISY IZANY LALAM-PANORENANA IZANY ARY VELONA (ENCORE EN VIGUEUR)
    Koa RAHA ESORINA EO IREO MPANGALATRA AMIN’NY FAMPIHARANA IO LALAM-PANORENANA IO ( POURSUITES , ARRESTATIONS , MANADATS D’ARRET ,INCUPATIONS OU MISES EN EXAMENT , INSTRUCTIONS , QUALIFICATIONS DES MOTIFS D’ACCUSATION ( COUP D’ETAT, MEURTRES , ASSASSINATs , VIOLS ET VOLS A MAINS ARMEES… ENRICHISSEMENS RAPIDES ET SANS CAUSES , E TC, ETC….
    CE SONT CES REALITES INEVITABLES , INCONTOURNABLES QUE VEULENT EVITER PAR TOUS LES MOYENS ABRACADABRANTESQUES ,ILLICITES ,MAFIEUX CES PUTSCHISTES ESCROCS , QUI SE CROIENT ETERNELS ET IMPUNIS A JAMAIS !
    IL NOUS REVIENT , A NOUS MALGACHES , EN DROIT ET EN RSPONSABILITES CITOYENS , D4ARRETER CES CRIMINELS
    ET COMMENT ?
    – SOIT EN NEUTRALISANT UN PAR UN CEUX QUI SE CROIENT DIRIGEANTS ,CIVILS OU MILITAIRES…
    -SOIT EN BLOQUANT TOTALEMENT LE PAYS EN ATTAQUANT TOUS LES CAMPS LES BRIGADES , LES COMMISSARIATS…
    CETTE ATTAQUE GENERALE DEBUTE LE MEME JOUR A LA MEME HEURE COMME AVAIENT USE LES FRAN9AIS LE 229 MARS 1947 SUR LA LIGNE DES CHEMINS DE FER TANANARIVE COTE EST ET FIANARANTSOA COTE EST FACILITEE PAR L4EXISTENCE DU RESEAU TELEPHONIQUE DES CHEMINS DE FER…
    ACTUELLEMENT TOUS LES MALGACHES SOUCIEUX DE LA SITUATION ET DE L’AVENIR DU PAYS ET DE NOS ENFANTS ONT LE TELEPHONE PORTABLE POUR DONNER ET RECEVOIR L’ORDRE UNIQUE A LA MEME DATE ET A LA MEME HEURE ,PRECISE ?PREVOIR AU MOINS CINQ PORTABLES , DONC AUTANT D’OPERAREURS..!ony nanaiky ity fanelanelanana ity , izay MAMAFA AVY ATRANY NY HELOKA BEVAVA VITAN’IERETO OLONA TOKONY NOTSARAINAN’NY COUR PENALE INTERNATIONALE TOA AN ‘IREO MPITONDRA MITOVY HELOKA AMINIREO TOTANKELY IRETO
    NY MPITONDRA NY TETEZAMITA ANKEHITRINY ,IZAY RANGORY FOTOTRY NY AFO DIA TOKONY HO SAMBORINA MANU MILITARI ATRIN’NY ELA ! O RE OLONA E ! ANY AMIN’NY TOERAN-KAFA DIA EFA NIGADRA NA TAPA-DOHA IO MPINDINGI-DRAMBO IO…
    Ary ,satria mbola eo amin’ny fitondrana sandoka ireo mpangalatra ireo dia mampiasa sy mampiantra ny » lalana ,didy , ordonnances , decrets ,directives , snss RAFETINY SY TEFITEFENA, izay tsy mitombona satria tsy miankina amin’ny lalam-panorenena avy amin’ny FAHEFANA vokatry ny fifidianan’ NY VAHOAKA TAMIN-KALALAHANA…!
    MISY IZANY LALAM-PANORENANA IZANY ARY VELONA (ENCORE EN VIGUEUR)
    Koa RAHA ESORINA EO IREO MPANGALATRA AMIN’NY ALALAN’NYFAMPIHARANA IO LALAM-PANORENANA IO ( POURSUITES , ARRESTATIONS , MANADATS D’ARRET ,INCULPATIONS OU MISES EN EXAMENT , INSTRUCTIONS , QUALIFICATIONS DES MOTIFS D’ACCUSATION – COUP D’ETAT, MEURTRES , ASSASSINATs , VIOLS ET VOLS A MAINS ARMEES… ENRICHISSEMENS RAPIDES ET SANS CAUSES , E TC, ETC….)
    CE SONT CES REALITES INEVITABLES , INCONTOURNABLES QUE VEULENT EVITER PAR TOUS LES MOYENS ABRACADABRANTESQUES ,ILLICITES ,MAFIEUX CES PUTSCHISTES ESCROCS , QUI SE CROIENT ETERNELS ET IMPUNIS A JAMAIS !
    IL NOUS REVIENT , A NOUS MALGACHES , EN DROIT ET EN RESPONSABILITES CITOYENS , D’ARRETER CES CRIMINELS
    ET COMMENT ?
    D’ABORD LE PLUTOT SERA LE MIEUX !
    – SOIT EN NEUTRALISANT UN PAR UN CEUX QUI SE CROIENT DIRIGEANTS ,CIVILS OU MILITAIRES…
    -SOIT EN BLOQUANT TOTALEMENT LE PAYS EN ATTAQUANT TOUS LES CAMPS LES BRIGADES , LES COMMISSARIATS…
    CETTE ATTAQUE GENERALE DEBUTE LE MEME JOUR A LA MEME HEURE COMME AVAIENT USE LES FRAN9AIS LE 229 MARS 1947 SUR LA LIGNE DES CHEMINS DE FER TANANARIVE COTE EST ET FIANARANTSOA COTE EST FACILITEE PAR L4EXISTENCE DU RESEAU TELEPHONIQUE DES CHEMINS DE FER…
    ACTUELLEMENT TOUS LES MALGACHES SOUCIEUX DE LA SITUATION ET DE L’AVENIR DU PAYS ET DE NOS ENFANTS ONT LE TELEPHONE PORTABLE POUR DONNER ET RECEVOIR L’ORDRE UNIQUE A LA MEME DATE ET A LA MEME HEURE PRECISE 5PREVOIR AU MOINS CINQ PORTABLES , DONC AUTANT D’OPERAREURS..!
    ARRETONS DE BLABLATER !PRENONS NOTRE COURAGE A DEUX MAINS ! CETTE LUTTE CONTRE LES MALFAITEURS EST DE NOTRE DEVOIR ?, A NOUS MALGACHES D’ABORD
    LA MISE HORS D’ETAT DE NUIRE TOUS LES AUTEURS DE PRES OU DE LOIN DU COUP D’ETAT DU 17 MARS 2009 DOIT ENTRAINER IPSO FACTO LA MISE APPLICATION TOUTES LES DISPOSITIONS DE LA CONSTITUTION DE LA IIIè REPUBLIQUE EN GENERAL ET LES MESURES CONCERENANT LE COUP D’ETAT EN PARTICULIER ET SURTOUT DE…L’OUVERTURE DES PARENTHESES AYANT SUSPENDU CETTE CONSTITUTION AVEC L’ASSISTANCE DE PACIFICATION DES NATIONS UNIES, DES GRANDS PAYS DE LA COMMUNAUTE INTERNATIONALE QUI ONT CONTESTE LA DEMANDE DE RETRAIT DE LA CANDIDATURE DE MADAME RAVALOMANANA LALAO EXIGEE ,CONTRE L’SPRIT ET LA LETTRE DE L’ARTICLE 21 DU DROIT DE L’HOMME ET DU CITOYEN ? PAR LA SADC ET L’UNION AFRICAINE , LA FRANCE ET L’UNION EUROPEENNE !
    TOUS LES MALGACHES DEMANDENT ICI ET MAINTENANT ET RESPECTUEUSEMENT
    A MONSIEUR L’ENCORE PRESIDENT DE LA REPUBLIQUE DE MADAGASCAR RAVALOMANANA MARC DE RENTRER AU PAYS ET DE REPRENDRE SA FONCTION ET DE PROCEDER A LA RENOVATION DU PAYS ET LA MISE EN ROUTE D’URGENCE DES MESURES POUR L’AMELIORATION DE LA VIE QUOTIDIENNE DES MALGACHES..
    CHERS MALGACHES ,
    DURANT PLUS DE QUATRE ANS , NOUS SOMMES EN GUERRE CONTRE DES MAFIEUX , DES ESCROCS ? DES CRIMINELS AU VU ET AU SU DE CETTE EQUIPE DE MEDIATION , QUI EST VENUESIEURS FOIS A MADAGASCAR POUR NE CONSTATER QUE CE QUI LES ONT ARRANGE !
    » QUE DIEU NOUS GARDE ET NOUS PROTEGES ! »

    Docteur CELESTIN Robin
    Paris

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *