Matahotra an-dry « Marc » ny zandary

DSC04020

DSC04020

Jean Marc Koumba : noterena tsy hiambina an’i Neny intsony

Niatrika ny fanadihadiana tetsy amin’ny Zandarimariam-pirenena misahana ny fikarohana ny heloka be vava  Fiadanana ny mpiambina manokana ny kandida Lalao Ravalomanana, Jean Marc Koumba, niaraka tamin’ny mpisolovava Me Bakoly Rakotomalala, androany. Tazana teny ihany koa ny avy ao amin’ny Ankolafy Ravalomanana nahitana  ny Cst Naika Eliane, ny Cst Ranaivoson Henri Roger. Fantatra fa efa  herinandro izay no niantsoana azy hiatrika izao fanadihadiana izao kanefa noho ny  tsy nahateto an-toerana azy dia izao vao afaka niatrika izany izy. Nambaran’ny lehiben ‘ny fari-piadidian’ny zandariamariam-pirenena Antananarivo (CIRGN)  Kolonely Rakotomahanina Florens fa antony roa lehibe no antony niantsoana azy.Voalohany dia ny fanaraha-maso ny atontan-taratasy fahazoana mipetra eto Madagasikara, ny faharoa kosa indray dia ny fahazoan-dalana manao ny asa fiambenana olo-manakaja.Voamarina anefa tamin’ity fanadihadiahana natao fa afaka mipetraka eto Madagasikara mandram-pahatonga ny taona 2017 i Jean Marc Koumba. Naharitra ora maromaro ny fanadihadiana azy ka rehefa vita izany dia noafahana izy ary narahana fepetra. Araka ny nambaran’ny mpisolovava azy dia voatery natsahatra amin’ny asa fiambenana izy aloha mba tsy hisian’ny savorovoro fa hanavao ny fangatahana vaovao. Misy ambadika politika ity raharaha ity ary tahotra ny tanjaky ny kandidà Lalao Ravalomanana, misy amin’ireo kandidà hafa anefa mampiasa vahiny amin’ny asa fiambenana azy tsy voaantso toa an’i Jean Marc Koumba.Mihevitra ny zandarimaria fa izy ireo irery no havanana amin’ny fiambenana sa ve rehefa esorina tsy misy mpiambina intsony ny kandidà iraydia ho mora ho azy ireo ny hanao ratsy?  Be no mahita fa matahotra mafy an’ny filoha Ravalomanana sy ny manodidina azy ny zandary . Andrasana araka izany ny tohin’ity raharaha mafana ity.

18 pensées sur “Matahotra an-dry « Marc » ny zandary”

  1. SAO LANY ANDRO @ RESAKA MANDANY ANDRO TOA IZAO NY MOUVANCE RAVALOMANANA,ny Egyptien mantsy dia nandray andaraikitra ary nidina teny andalambe .
    ary azo hatao ampilaminana io , Sao tsy ara dalana indray hoy ny sasany . Impiry moa i Rajoelina no nandika lalana.

  2. Hitantsika izao ny tetika hanakana an’i Neny ka mila valiny maranitra tsara ny ankolafy Ravalomanana. Hiasa mafy ireo mpisolo vava, hamaky batsilana an’izany @ aino aman-jery ny mpitarika. Mba jerena tsara izay adin’i Chissano hoe ahoana indray izany ?, ary ny vahoaka kosa tokony hampiseho hatrany ny fanohanana an’i JMK. Tsy maintsy atao izay handresena fa ilaintsika ny fandresena ary mila resy ireo fozaorana mpanogam-panjakana mpiasan’ny frantsay.
    Tokony tsy ho variana @ zavatra tsy misy fiantraikany mihitsy isika izao fa efa tena roso ny dia ka ny tolona tsy maintsy atao izay handresena.
    Hoantsika sisa kosa dia izay mahita na mahalala zavatra mikasika itony tantara maizina itony, dia tonga dia hamparitaho eto @ mydago, na ny tananews, na ny forum -TIM Madagasikara na ny netlog.com/tsimiamboholahy sy ireo sehatra mbola manome vaovao hoan’ny tolona ireo.
    ao @ ireo collectifs des candidats ireo dia misy andevon’ny frantsay maromaro ka ao no tadiaviny hapetraka, haraho tsara ny mpifaninana Pierrot Rajaonarivelo, na i Roland Ratsiraka , na i Ny Rado Rafalimanana…. fa ireo no itady hametraka ny frantsay aorianan’ny fifidianana..

  3. Mbola mamerina ihany woa izaho satria efa sangy mihoatra ny loha izao.Aiza vé rehefa ry zareo no manao zavatra dia voromanga fa rehefa i Ravalomanana dia vorondolo.Ka hietsika isika sa tsy hietsika sa hiaritra aminy TREFLA foana, mandeha mantsy ity ny andro volana ny taona fa eo isika no raisina.Manaraka izany jerevo ange ny zavatra miseho any EGYPTA sy BRESILA, mihetsika ny vahoaka satria tsy mety ny nataony ny mpitondra, isika volana vitsy dia hahavita MANDAT iray i Rajoelina, dia sanatriavina vé hitohy haotrizao foana.Ka anjarany ny tsirairay no mieritreritra.Ny any Ranjoelina ange dia satriny aza eo foana mandrakizay doria.

  4. ARY AIZA DAHOLO NY TAINALIKA REHETRA NO TSY MISY HITA EO KOA ANEFA
    SA MANKASITRAKA IZAO AGEGENA IZAO DAHOLO????MAHONENA OAH??????
    Tazomy ilay TSIKY NENY a!!!izao no asan’ny devoly!!!TAHOTRA NO BETSAKA moa ny mpamadika koa jereo tsara
    raha misy eo ry ilay mpitarika vilam-bava, fa miandry vava latsaka hoe:  » TSY HILATSAKA I NENY??? » MAILO NENY a!!!
    ZANAHARY IHANY HITOKISANA fa itony olona tena tssssss
    Tarito ilay ankolafy Neny fa tsy mamely ireo a!!
    NENY Ô!!TAZOMY ILAY TSIKY!!!fandemena koa tsy maintsy misy fa toa mitady HITRAKA indray ILAY GASY eeeeeeeeee
    Efa natao daholo izay ahafesona ny Gasy fa toa mbola ireo fa miha-mitraka tsikelikely atr’izay nahatongavan’i NENY izay.

  5. Dia tsy msy angah izao Andriamanitra izao ka ho « mandrakizay doria  »
    ity domelina no hijanona eo? misy fotoany ny zavtra rehetra ary TSY MAINTSY HO AVY IZANY,
    efa miandry azy ny valin’asany fa tsy nisy niseho ho nilay toa an’i Ben Laden fa …inona no niafarany e????
    koa izay taim-bodiana kely sarin-diky io , MBA ho aiza eo????izaho indray dia mahatoky tanteraka fa …….
    MBOLA HO AVY ILAY ANDRO ARY TSY HO ELA INTSONY.
    Aza mety ho rangitina toy izao daholo fa matanjà daholo ny saina , resy ianao raha vao rangitra @’izao ,
    mandamina dia mandray fepetra ohatra OVANA NY MPITARIKA FA TSY AZO ANTOKA INTSONY .
    Izay olona tena hita fa MADIO no tokony atao hitarika fa raha tsy izany dia volan-kakafotra e!!!andihizan’
    i foza fotsiny eto isika.
    Dia aiza dia tsy misy mba zavatra mba atao mba hanoherana ilay didi-jadona fa dia  » manaiky matoa tsy miteny e »
    Ry zareo aza moa tsy hita teny an-toerana akory fa zara raha nisy ireo mafana FO ireo …tssssssss TSY AZO ANTOKA

  6. LEETRE adressée

    -à MESIESIEURS LES REPRESENTANTS DE LA SADC -Bureau local Ankorondrano

    MESSIEURS ,

    NOUS EN AVONS MARRE , PLUS QUE MARRE ET QUE LES ELECTIONS AIENT LIEU LE PLUTOT POSSIBLE !
    Vous avez manqué à vos respnsabilités liées à votre mission de médiation dans la crise à Madagascar.
    En effet ,vos responsabilités consistent à facliter et à arbitrer la bonne mise enoeuvre de la feuille de route..cette éxigence incombant à votre mission n’ a pas été respectée et l’équipe de transition a fait ce qu’elle a voulu..
    Par contre votre acharnement à éxiger le retrait des trois candidatures que vous jugez illégitimes , alors que la cour électorale spéciale a jugées recevables et bonnes pour participer aux élections.
    Sur cette demande de retrait vous faites montre d’autoritarisme ,qui outrepasse votre rôle d’arbitre , en principe ,pointilleux.Au contraire vous avez fait preuve de laxisme et vous avez laissé faire ces putschistes !
    Vous voudriez bien m’excuser car si la situation à Madagascar est devenue inextricable c’est à cause de cette impossiblité de ne pouvoir distinguer si la SADC « réputée  » avoir été notre défenderesse face à nos agresseurs assume et assure ce rôle ou la SADC a -t-èelle admis l’ingérence de ce nos agresseurs qui délibérément freine et même veut détricoter les accords de MAPUTO..
    oui ,Messieurs de la SADC , nous en sommes réduits àcette méfiance..
    Il n’appartient qu’àvous de nous convaincre du contraire , de votre bonne volonté et de votre probité ,de votre éthique et pour nous rassurer ici et maintenant voudriez-vous mettre en oeuvre la feuille de route intégrale ,sans conditions et sans autres palabres et de faire appliqquer la transition consensuelle , inclusive !
    Voilà plus de qutre ans que la SADC , soit-disant représentant de la Communauté internationale , a trouvé le moyen de multiplier es centres de décision ( secrétarat éxécutif , cps , troika …et évidement l’assemblée générale ordinaire et ou extraordinaire qui vient en dernier lieu prendre connaissance de l’importance , de l’urgence …d’un dossier qui a été donc étudié ,par les différents échellons de décision :
    -en commençant par les visites d’estimatin de la situaton politique fe Madagascar.Ces émissaire se sont succédés et comme par hasard ,ont constaté les mêmes tableaux décrivant la misère de la Population , les partis politiques toujours engrande rivalté..Que de généralités ! Cette multiplicité des émissaires et ces hiérarchisation des centres de décision , donc la dispersion des autorités qui doivent décider en dernier lieu expliquent les tergiversations , les valse-hésitations et finalement l’impossibilité de décider sur la sortie de criseà MADAGASCAR.
    Et pour masquer cette incapacité à décider
    jamais ces émissaires n’ont cherché pourquoi la feuille de route est bloquée , jamais ils n’ont évoqué qur l’équipe de la transition applique la feuille de route de façon unilatérale , ne met en oeuvre que les dispositions des articles qui leur conviennent..
    jAMAYS LA SADC N’E S’EST OPPOSEE A CETTE PRATIQUE FRAUDULEUSE DE LA FEUILLE DE ROUTE…ET AINSI DE SUITE , LA SADC A LAISSE FAIREIPE DE LA TRANSITION..CE QUI FAIT QU’A LA LONGUE CES PUTSCHISTES SE SONT COMPORTES COMME SI LA SADC LEUR DONNAIT RAISON….
    CET TE NON -OPPOSITION DE LA SADC CONTRE TOUTES LES TURPITUDES COMMISES PAR LES PUTSCHISTES A ETE UN OCTROI DE BLANC SEING A CES PUTCHISTES QUI SE SONT BIEN APPUYES SUR L’ADAGE  » QUI NE DIT MOT CONSENT 3..COMME LA SADC N’ A RIEN EMPECHE ? LES PUTSCHISTES ONT POURSUIVI LEURS ACTIONS SANS SE PREOCCUPER S’ILS ETAIENT EN CONFORMITE AVEC LA ETTRE ET L’ESPRIT DE LA FEUILLE DE ROUTE..
    ET SUR CETTE INERTIE DE LA SADC ARRIVE LA DEMANDE DE RETRAIT DES TROIS CANDIDATURES ILLEGITIMES SELON LE RAPPORT DE CHISSANO..
    L’UA ET LA SADC ?AVEC LE SOUTIENT TIMIDE DE L4ue MAIS AVEC LE FORT APPUI DE LA FRANCE ?, QUI PAR CET APPUI CONFIRME SON INGERENCE DEFAVORABLE DANS LA RECHERCHE DE SORTIE DE CRISE..
    VOILA QUE DANS UNE SEMAINE LES GRANDES CAPITALES QUI MILITENT AU SEIN DE LA COMMUNAUTE INTERNATIONALE SE SONT LEVEES ET COMME UN SEUL HOMME ?CES PAYS RICHES ET PUISSANTS EXIGENT LA TENUE D’ELECTIONS EQUITABLES , DEMOCRATIQUES , LIBRES ET CREDIBLES POUR QUE LES MALGACHES ELISENT QUI ILS VEULENT COMME PRESIDENT(E) DE LA REPUBLIQUE , SANS QUE D’AUTRES LEUR IMPOSENT DES RETRAITS DE CANDIDATURES !
    Du côté de l’Union Africaine, Dlamini Zuma, présidente de la Commission de l’UA a déclaré que : « les élections devraient être selon les règles et la Constitution. Désormais, le code électoral n’a pas respecté la loi du pays. Nous espérons que la SADC et d’autres intervenants mettront la même pression pour que les lois soient suivies dès le début du processus électoral pour des élections crédibles « .
    Les Malgaches doivent jouir de leur droit plein et entier à l’autodétermination et eux seuls savent qui doivent se présenter ou pas à l’élection présidentielle, en tenant compte avec la Commuauté Internation de l’application des Accords de Cotonou !

  7. France est derrière à pousser ces gendarmes.

    Qui dit gendarmerie doit avoir le réflexe de penser à France étant donné que c’est un fruit de la structuration de l’état firantay (cf film cinéma avec acteur principal feu Louis de Funès)

    France elle est et demeure permanent tout en se faisant entendre haut et fort par son réprésentant Goldblatt à chaque que lui est nécessaire
    ELLE EST LA pour ordonner certaines directives à prendre par les putshistes relatives à la conduction du pays
    ELLE EST LA pour donner son coup de pousse au cas où ceux que nous portons chers au coeur : les Ra8 bougent et aillent mieux qu’elle

    Voyez comment elle France peut faire sortir d’antanimora ses citoyens
    et les nôtres y pourrissent jusqu’à ce jour

  8. Très dommage pour la France – La France s’enlise de plus en plus économiquement et pense dominer Madagascar – Nous allons bien voir car le peuple malgache voit mieux aujourd’hui.

    Nous peuple aussi, soyons solidaire et restons toujours ferme à nos décisions.
    QUE DIEU SOIT AVEC MADAGASCAR

  9. Ny zavatra tena manintika ny saina izao dia ny hoe inona no tokony ho ataontsika e! hihetsika , hetsika inona anefa e! ny hitako aloha dia ny miaramila no tokony atao izay handresena lahatra haraka izay tratra e! tsy mora izany a ! na dia miady an-trano aza izy mianakavy tsy maninona , tsy maintsy izay no tanjona , fa raha hoe hidina an-dalambe ho vonoina dia tsy vaha olana , aza adino fa ny miaramila misy amin’izao fotoana , na i rajoelina dia biby ka tsy mivaky loha na zato maty eo , na arivo , ka noho izany tsy dia tsara no tonga dia midina ,ny an’ny egypte anie efa miaraka amin’ny vahoaka ny miaramila e , fa ny antsika tsy izany ka mbola sarotra ny raharaha, ny eto amintsika koa moa vola no tena miady ka miandry mpanakarama ny miaramila vao mihetsika dia tsy mipetraka ny fitiavan-tanindrazana izany hoe raha misy olona manambola be eo ka afaka manakarama miaramila vola be dia efa hafaka maka fanjakana eto amintsika , izay fomba izay no tokony hitadiavantsika vaha olana raha te handresy isika malagasy

  10. 02.07.2013
    10:00 : Hanao valan-dresaka ho an’ny mpanao gazety anio Ramatoa Lalao Ravalomanana miaraka amin’ny Ankolafy Ravalomanana.

    [www.ravalomanana2013.com]

  11. Vaovao farany azo vao haingana teo

    20h30 –
    SOMMET: le sommet des trois anciens chefs d’Etat et du président de la transition initié par le FFKM débutera demain à Andohalo. Marc Ravalomanana est attendu au pays demain. Il aurait déjà son billet.

    Date : 02/07/13

  12. Efa reraka mihetsika ny olona e, firy amin’ny mpitafa @ internet moa no midina eny ankianja. mba manana ny hataony ny sasany fa tsy hoe voatery ho hitanareo eny daholo ny rehetra aza dia manome tsiny lava izao

  13. Izany ve midika fa MBOLA HAMETRAKA CONDITIONS indray i TGV ?
    Ary MBOLA HO IZY ihany koa no HITARIKA NY FIHAONANA ?
    Tssssssss ! et re-Tssssssssssss !
    Ny manatrika azony ho atao ihany fa
    ny handray fitenenana tsy TOKONY ! ilay antsoina hoe CONSULTATIF !

  14. Matoa tsy misy hetsika hatramin’izao dia :
    -Na ny vahoaka efa manaiky an’i TGV
    – Na MBOLA matahotra ny ho fatifaty foana ! nefa efa misy mihetsika hita maso toa an’i « Wake Up », ka tsy tokony hatahotra intsony .

  15. Marina ny anao ry mijoro.Ny tenako aloha dia mba efa nidina an-kianja tany ivelany ary koa tao an-toerana saingy mety tsy mitovy izany kanefa samy hetsika.Ilay mijanona eo anoloan’ny solosaina fotsiny angamba no ataoko fa tsy ampy ary indrindra koa angamba mila mahay manentana ny vahoaka.

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *