RAKOTOARIVONY JEAN PIERRE : Ny antoko Zanak’i Dada tsy manaiky lembenana

RAKOTOARIVONY JEAN PIERRENitondra fanazavana tamin’ny vahoaka teny amin’ny Magro Behoririka androany mahakasika ny antoko Zanak’i Dada ny filohany Rakotoarivony Jean Pierre. Ny antoko Zanak’i Dada hoy izy dia taloha dia samy zanak’i dada avokoa isika rehetra. Noho ny baiko avy amin’i Dada hoy izy hoe atsangano amin’ny fomba ofisialy dia natsangana ho antoko. Efa miparitaka manerana ny kaominina manerana ny nosy izany. Nisy fifanekena hoy izy fa alohan’ny 31 Jolay dia efa miorina daholo ny birao rehetra any amin’ny fokontany sy kaominina. Tsy fitia te hanangana rafitra hoy izy etsy sy eroa fa te hampafantatra amin’ny Malagasy rehetra sy izao tontolo izao fa ilay Zanak’i Dada tsy manaiky lembenana, tsy manaiky ny tsy ara-dalàna, sy fanonaganam-panjakana. Aoka ho fantantsika hoy Jean Pierre fa n’aiza n’aiza eto Madagasikara dia misy ny zanak’i Dada daholo anisan’ny rantsamangaika lehibe ao
amin’ny movansy Ravalomanana.  Tsy manana kandidà afa-tsy i Neny isika. Momba ny fifidianana dia nambarany fa ity gidragidra, fahoriana tsy roa manatany , tsy ho vita raha tsy eo ny fifidianana. Isika hoy izy tsy maintsy manao fifidianana nefa aoka tsy fifidianana petatoko fa tena ara-drariny, arahamaso tena izy.  Noho izany dia mivonona isika isam-baravarana. Ahoana hoy izy no hahafahan’ny Malagasy fa maty aika ny fifidianana raha tsy avela hiteny ny olona amin’ny radiom-panjakana, raha tsy misakotra daholo ny radio nakatona. Rehefa tsy mialmina hoy ity filohan’ny antoko Zanak’i Dada ity eo dia aza manaiky. Momba ny GIC-M dia nilaza izy fa ireo olona toa an-dry  Chissano, sns dia mpitondra vondrona kely ao anatin’ny fikambananairaisam-pirenena izay nomena fahefana hanao fanelanelanana. Tsy voatery ho marina na  diso fona izay zavatra lazainy Tao anatin’ity krizy ity hoy izy dia nisy fahadisoana sy tsy fandraisana andraikitra nataon’izyireo. Mato tsy milamina dia satria tsy nandray ny toerana araka ny tokony ho izy izy ireo. Fanelanelanana no andraikitriny fa tsy mpitsara.

19 pensées sur “RAKOTOARIVONY JEAN PIERRE : Ny antoko Zanak’i Dada tsy manaiky lembenana”

  1. FA MANINONA ILAY RESAKA RAHA TONGA DIA AHITSY E
    TENA TSY METY MIHINTSY VE RAHA TSY MIOLAKOLAKA TOY IZAO E
    RY SAKAMALAO ISANY DIA EO HIARO NY TOMBOTSOAN’I LA FRANTSA FA TSY HANELANELANA KA
    MILA HETSIKA MAHERY VAIKA HANOHERANA IZANY RAHA TSY MANAIKY LEMBENANA ARY TOMPOKO Ô
    HETSIKA FA TSY KABARY E! NY KABARY LAVA EO AZA EFA TSY HITA NY HANILIANA NY SASANY IZAY
    MANAO RONONO AN-TAVY SY MAMPIESONA LAVA EO,TSY LAVINA KOA NY MPITARI-BATO VILAM- BAVA.
    Tsy maintsy misy tetika RATSY ambadik’io antoko vao2 mody hoe …….. fa aza mody fanina oah!!!avoay ny marina..
    tsy maintsy ho henonay eo ihany anie e!!!!tsy maintsy hiariary eo ihany ny marina, ny mpiketrika mody tsisy NIDITRA
    ao annnnnnnnn

  2. Fa maninona Ingahy Fanomeza no navela nosamborin’ny foza, kanefa dia tsy nanao na inona na inona ankaotry ny fanakianana ny zavatra tsy rariny amin’izao fotoana izao tahaky ny olona rehetra ?
    Sa manembatsembana ny fikafikan’ny sasany ny ataony ?

  3. TSY HARAKO FA IZA ITY FANOMEZANA LESY??
    Misy raharaha maloto mihintsy ao fa avelao fa tsy maintsy hiariary eo ihany ny marina e!

  4. TOKONY HIERA ANY AMIN’TY RANAVALONA ‘ty NY OLONA TE -HANORATRA ETO ,FA IZY IO DIA MAHAY TSARA NY FOMBA -FITENENA MALAGASY ARY TENA MAFONJA NY HEVTRA TAINGINTAINGINA AROSONY..KA TSY HO ELA DIA HO VITA NY TOLONA, RAHA TOA KA AZO RAISINA HO FEON 4NY TOLONA NY FIVOVOHANY ETO !
    MARO IREO ZAVA-MANAHIRANA FA ITONY RESAKY CONCIERGE ITONY TSY ILAINA RESAHINA ETOANA !
    HASANDRATO NY FISAINANA !
    REHEFA TSY MANAN-KOLAZAINA DIA MANGINA !

  5. Mbola hamafisinay etoana, fa ANAY koa dia Zanak’i Dada tena izy, fa tsa anatin’ANTOKO velively !!!
    Mba ampiavaka anay amin’ny antoko dia ampianay hoe: « Zanak’i Dada pro-Ravalomanana » …

    Tsy nety mihintsy aloha ilay anaran’ilay antoko, satria mampifangaro ny akoho sy ny vorona !!!

    Raha atao amin’ny teny tsotra dia MITATY rà-kena !!!!

  6. NY PRO-ravalomanana DIA NY mALGASY rEHETRA NIARAKA NITRONGO SY NAMADIKA BAINGA TAMIN4NY filoha RAVALOMANANA MARC ? ARY NAMPY AZY NAMPANDROSO NY FIRENENA SY NANANTSARA NY FARIM-PIANAN’NY malagasy tamin’NY FAMPIASANA NY MAP !
    I FANOMEZA DIA TOA NY LOLO NILALAO TAMIN’NY AFO , TSY NAHAY NITANDRINA NY TENY NOVOLANINY…IZY NO NANDORO TENA…

  7. MAHONENA ITY LAZAINA FA DOKOTERA
    EFA HAINAY FA NY MARINA TSY DIA MBA FILAZA ARY NY ATY DIA
    TSY MAHAY MISOLELAKA RADOKO A!NY MARINA! NY MARINA HATRANY! ARY MIADY @ RARINY !
    REHEFA TSY FALY DIA HILAZAO I MY DAGO HANALA AHY ETO, SOA FA TSY MITOVY FIJERY VILANA
    TOA ANAO DAHOLO NY MPISERA ETO. TSY VAO IZAO IANAO NO NANENJIKA AHY FA TSSSSSS TSY
    ASIKO SIRA FA MAIVANA BE, MPISOLELAKA NO FAHAFANTARANA ANAO ETO ARY TSISY MAMAKY AKORY
    NY SORATRAO FA TSISY AZO RAISINA, MANDANY KAHIER FOTSINY SADY MIBAHAN- TOERANA.MAHONENA!!!

  8. So dia adinontsika fa ady @ foza orana mameno tanety no atao. Ny zavamisy dia tena latsaka ny firenena ary sahirana tanteraka ny malagasy. Ny foza orana apian’ireo miaramila voky tsy mety miala. Vahaolana no tokony aroso. Faizina tanteraka lo reo miaramila polisy zandary reo. Ndao samy mamely ny miaramila ao @ Fokontaniny na ao @ tananany. Olona 1 na 2. Samy mahita ny hanaovana azy. Na izy na ny vady aman-janany. Fa ra vo vo reo dia mahay mipetraka tsara @ tena iraka ataony. Avy eo miongana fotsiny Radomelina. Amboarina @ zay ko raysirahonana sy Lantosns. Reo ve dia avela hampijaly ny malagasy toa zao e.

  9. tsyvendrana!ny tena mahagaga anie dia betsaka ny miaramila manohana ny ara-dalàna kanefa tsy hita mihintsy izy ireo na te-hijoro aza.
    Dia ankoatran’izany dia asa ireo miaramila an-daharana mampiasa hery setra amin’ny vahoaka ireo raha mahazo majony kely amin’izany rehetra izany satria izy jeneraly 6 dia miosanosana ao amin’ny filibana.
    Ny hevitro dia asiana tract mandehandeha ary atsipy amin’ny lakazerina sy apetaka ho afisy mba hahatonga saina ireo miaramila ireo.

  10. Ratsimilaho,
    Efa tsy misy intsony izany miaramila mpandàla ny ara-dalàna sy TENA TIA TANINDRAZANA IZANY, fa aza dia manantena tsy misy ê !

    Tsy mahafantatra an’izany Tanindrazana izany intsony ireo, Vola ao am-paosy sy voninahitra no maha-maika an’ireo na dia vola maloto sy voninahitra tsy mendrik’azy aza !

    Rehefa tsy nihetsika nandritr’izay efa-taona sy tapany izay, dia efa naman’ny mpanongam-panjakàna, fa tsy mpiaro ny hoavin’ny tanindrazana sy ny mponina !

    Kool ranavalona, ny andro aza ity efa mafàna !

  11. Aux légalistes et à tous ceux qui soutiennent la candidature de madame Ravalomanana, une belle chanson avec un petit clin d’oeil de Leslie !
    Passage 2:50 !

  12.  » Aux légalistes et à tous ceux qui soutiennent la candidature
    de madame Ravalomanana … » ??

    La Candidature de Lalao a toutes les chances d’être rejettée par la Nouvelle CES
    Comment comptez vous vous y opposer …??
    Il devient clair maintenant que les Elections sont fichues
    Et qu’il n’est pas question pour eux de quitter le Pouvoir
    Même si Madagascar devait sombrer dans le Chaos
    Le Tim a dénoncé La Manifestation du 27 Juillet :

     » Vendredi 26 juillet 2013*19h00->Les organisateurs de manifestations à Ambohijatovo s’étant rétractés, les forces de l’ordre annoncent que tout le monde peut circuler à leur guise demain d’autant plus que deux présumés fauteurs de troubles issus même des armées ont été arrêtés./Consigne a été donnée à tous les légalistes de ne pas se rendre ni à Antsahamanitra, ni à Ambohijatovo et de ne porter ni tee-shirt, ni casquettes, etc.. à l’effigie du Président Ravalomanana ou de Neny Lalao Ravalomanana ou encore un signe distinctif de la Mouvance Ravalomanana demain samedi. Ceci pour éviter aux autres de mettre sur le dos des Zanak’i Dada leur méfait. »

    Pourtant les Manifestations Pacifiques dans toute l’Ile sont le seul moyen pour s’opposer à l’eviction de Lalao de la Course à La Présidentielle

  13. Vendredi 26 juillet 2013*18h00->Intimidation : le domicile de l’Inspecteur Fanomeza a été perquisitionné. Il en a été de même pour ceux qui s’occupent de la sécurité de Neny Lalao Ravalomanana./Les membres du CT et les nouveaux membres de la Ces pro-Rajoelina concocteraient un plan pour rejeter la candidature de Neny Ravalomanana selon le CT Mamisoa./ Ratsirahonana serait le représentant de la Mouvance Rajoelina au sein de la Ces. Il briguerait la présidence de cette Cour./

  14. Il n’y aura jamais d’Elections Démocratiques avec cette Transition
    Il faut la faire chuter
    Le Peuple est prêt maintenant
    Manifestations Pacifiques
    Jusqu’à la Chute du Régime
    Il n’y a pas d’autres alterna

  15. HOA N’NY MALAGASY SARO-PIARO NY FIANDRIANM-PIRENENA KA TSY MANAIKY NY FAMIRAVIRANA IZANY HHIAROVANA NY TOMBON-TSOA AZON ‘IREO JIOLAHY TAMIN’NY FANONGAM-PANJAKANA TAMIN’NY 17 MARS 2009..
    TSY AMPY VE IZAY FANAOVANA ANTSIKA HO TSINONTSINONA IZAY ?
    KOA RAISO NY AMPINGA, NY VATOKILONJY ARY NY PILIKA SY NY VOVO-TSAKAY !!
    Ao anatin’izao safotofoto tsofon’ireto mpanongam-panjakana ,dia tsapantsika fa ny tahotra , ny tebiteby ary ny ahiahi’n’izy ireo no manosika azy ireo azy ireo satria manafotra azy :
    –ny tsy fahavitana tanteraka sy mazava ny fanonganam-panjakana tsy mitombona satria efa ef-taona mahery izao no nandiha tsy hafa tavony izy ireo..
    Ny filoha RAVALOMANNA MARC izay nofofoina ny aina dia mbola velona soa aman-tsara ,tsy manan-drofy , izay Filoaha-pirenena voafidy indroa teto Antanindrazana ary mbola Filoha-pirenena ho an’ny Malagasy sy hoan’ireo Firen-dehibe manala sy manja ny fahafahana mifidy ,ny démocratie toa ny USA ,ny Japon , ny Allemagne , Angletrre, na ireo Firenena toa ny Cine Populaire , Russie , Inde , Brésil izay vao nanaiky ny démocratie…
    Ankasitrahan’ny Firenena maro ny maha Filoham-pirenena ny Filoha RAVALOMANANA MARC
    -modiana tsy resahina ny fampondiana ny Filoha eto An-tanindrazana fa fa ny tsy fanenkena ny fandraisan’i NENY amin’ny fifidianana izay ho filoha-pirenena no misarika ny kirin’ny SADC , UA , France andro aman’alina..
    Vaky ny loha ny mpanongam-panjana s ny mpanohitra ny candidaturen’i NENY fa ireo firenen-dehibe voalaza etsy amony dia tsy manaiky ny fanakanana an’i NENY RAVALOMANANA MARC tsy hilatsaka ho fidiana..
    Iretsy mino sy manaraka ary manohana ny SADC ,dia Firenena matanjakana ary manan-karena ary tsy izy ieo no handa hanampy ny Malagasy amin’ny saran’ny fifidianana..Isika koa diana dia ory aza mana-karena hanoherana ny vola mety haroson’izy ireo..
    Fantatr’ireo putschistes izany ,nefa mody mitady vola amin’ny fivarotana bois de rose izy ireo !
    Mitady izay fomba , izay diy aman-dalana hisakanana ny fandraisan’i NENY anjara sy andraktraamin’ny fifidianana..
    FANTATR’IZY IREO FA TSY MANAN-KERY IZY IREO NA EO ATREHAN’NY LALANA NA EO ATREHAN’NY HERIN ‘NY VAHOAKA MIRAY SY MIARA-MIRONA, NA EO ANATREHAN’IZAO TONTOLO IZAO MISAINA SY MANKASITRAKA NY MALAGASY !
    KOA AOKA ISIKA HISEHO ,HITRANGA , HIJORO ARY HIFANOME TANANA KA HAMPISEHO AMIN’IREO JIOLAHIBOTO IREO FA TSY MATAHOTRA AZY ISIKA..
    POHY IREO MIARAMILA MIRANGO BASY SY MIAFINA AO ANATY TANK !
    HAINAREO NY MAMOTIKA IRENY FIARA IRENY ARY NY MANDRATRA IREO MIARAMILA MANAIKY HO BAIKON’IRETO TOTANKELY IREO..
     » HO TIAVINAY MANDRANKIZAY MADAGASIKARA
    …ARY HIRINAY HO SAMBATRA TOKOA ! »
    « AZA MITOMANY RY TANY MAMIKO,
    FA NY TOMPO HOMBANAO LALANDAVA ! »

  16. Manohy ny asaratsiny ny DEVOLYloha/DAHALOtongotra, efa zatra ny vahoaka ary tsy gaga fa mbola hohitan’ireo mpanendaka taxi brousse iero ny valin’ny alahelon’ny voyageurs nangalarany sy ni violeny.
    Andriananahary tsy andriny andrintsika nama a ! Efa naharitra hatrizay ve tsy hahandry ?

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *