RAZAFY Robert Jean : « ennemi du peuple »

DG ACM

DG ACM

 

Dear Sir,
Former head of State Marc Ravalomanana’s presence on your July 3th 2013 flight number SA8252 has triggered spot seeds of discords and potential violence judged beyond acceptable tolerance by the authorities in charge of public safety and material security.
It is therefore my duty to alert you of the serious and present danger that passengers of your flight are exposed to, as well as the undue threats to your aircraft and our airport facilities.
I hereby urge you to take all due measures to avoid any life threatening unrest and destruction that would occur.
Kindest Regards
RAZAFY Robert Jean
Director general
Aviation Civile de Madagascar
Cher monsieur
La présence de l’ancien président Marc Ravalomanana à bord de votre vol numéro SA8252 du 3 juillet 2013 suscite l’embrasement de foyers latents de discordes et de violences évaluées à un degré hors contrôle pour les autorités de l’Etat chargées de la sécurité publique.
En conséquence, j’estime de mon devoir de vous alerter du grave danger auquel sont exposés tous les passagers de ce vol, des risques de destructions de votre aéronef et de nos installations aéroportuaires.
Je vous demanderai instamment de bien vouloir prendre les dispositions nécessaires afin d’éviter les dommages funestes qui peuvent survenir.  
Cordialement,
RAZAFY Robert Jean
Directeur Général
Aviation Civile de Madagascar

 

From:
Sent: 03 July 2013 12:32
To: xxxxxx
Subject: Mr Ravalomanana

 

Dear gents,

 

We learn that once again Airlink has been the toys of the politicians this morning.

The summit in Madagascar was scheduled and many people were surprised about that situation.

The noise says now that this is an Airlink decision due to the pass events.

Could you confirm that you have taken that decision because the Malagasy Authorities request it from you due to no security in the country?

For your information, the ICAO USOP (security airport audit) shows 65% of non conformity.

Thanks a lot for your understanding.

 

16 pensées sur “RAZAFY Robert Jean : « ennemi du peuple »”

  1. fIRY NO MAHATSPA FA i
    Ratsiraka izay miara dia amin’i Rajoelina dia azo atao hoe NISOLO-TENA AN-DrAJOELINA TENY ANDOHALO ??????


    Mody tsy mamoaka fanambarànakory i Ratsiraka satria miandry ny fanohanan’iRajoelina azy amin’ny Fifidianana. Io dia vokartr’ilay hoe : »HIARAKA ISIKA ».

    Ny tena olana dia iBeriziky izay manaiky hatrany izay notapahin’i Rajoelina.
    Fa Lalàna avy aiza moa no ahafahan’i Rajoelina MANAPAKA hoe : Tsy an’i Ra8 amin’ny Fihaonan’ny Filoham-pirenena ?
    Ary
    NAHOANA no manaiky izany daholo ny mpanao POLITIKA ?
    Raha manapaka hevitra i Beriziky fa izy amin’izao fotoana no mitondra ny Lalàna dia efa maro ny zavatra niova : –
    Ny Famoahana ireo Mpigadra Poilitka sy Miaramila
    Ny Fodian’i Ra8
    Ny fahaozoan,’i Rajoelina manapaka na inona na inona intsony satria TSY Prezidan’ny Transition Intsony izy
    Ny tsy fahazoan’ireo miaramila manohana azy, hanakana ny fodian’i Ra8
    Ary @ maha PM azy, dia TOKONY ho afaka hanolo Minsitra ihany koa izy, toa an’i Razanamahasoa – Ny ministry ny Ati-Tany.
    Fa tsy manpaka na inona na inona mihitsy i Beriziky, any ka na i Abdou Douf aza dia afaka manakana ny tsy hanasaziana an’i Rajoelina.

    i Beriziky no fahavalon’ny Crise, FA TSY MANAO AFA TSY AFFAIRES COURANTES!

  2. Itony RAZAFY ROBERT itony, dia anjaran’i Beriziky no manolo azy , sy manenjika azy amin’ny Fanjakàna fa manohana an’i Rajoelina amin’ny Fomba tsy ara-dalàna fa manaraka firehana politika.

    TENA PM TSY MISY IL0NA AZY MIHITSY IO.

  3. Andry Rajoelina and Norbert L. Ratsirahonana were both seen at CCI Ivato
    and are – as we may doubt, surely the responsible for this matter.

    In the other hand: while watching yesterday’s evenening news on TV Plus d’onitiana Really, I heard the speakerin who turns the fault to the pm Berizy & Military staff!

    ???

    Razafy Robert Jean? a FrenchMan a pure RAJAKOM-BAZAHA

  4. Tsarovy koa ary aza mody idiana fanina fa raha tsy nisy ny SONIA tsy tonga teo Beriziky.
    Raha sy nisy ny Sonia tsy afaka NANDIDY SY NANARARAOTRA TOY IZAO ITY DOMELINA.
    Raha tsy nisy ny SONIA tsy nisy faty olona MIKARARANA toy izao satria OMENA FAHEFANA ILAY JIOLAHY
    efa fantatra tsara fa MPANAO SORONA NY VAHOAKA MBA HIPETRAHANY EO @ ‘IO SEZANY IO SATRIA TSY
    HITAKO MIHINTSY IZAY HATAOn’i DOMELINA EO RAHA TSY HANDRIPAKA NY GASY, HANDROBA !HIVAROTRA
    TANINDRAZANA nefa dia NEKENA ARY NOELAFINA NADIODIO IZANY ELOKA VITANY IZANY dia io izy io,manao
    izay tiany izay danin’i kibony.
    Tsy atao mahagaga raha i Beriziky satria izay azo hatao SARIBAKOLY ihany no tafapetraka eo koa io Beriziky SARIBAKOLY
    be ,misy toa izany indray???izay no tian’ny MPANAO SINOA ! MPITARI-BATO VILAM-BAVA! MPAMAHAN-DALITRA REHETRA.
    MPAMADIKA An’i DADA TSY TAHOTRA TSY HENATRA.
    Izao ilay sonia FR ampiasain’i domelina @’izay hilany azy, izay mahadiavolana ny fony.AFA-PO TSARA NY MPANAO KISONIA an!!
    TANTERAKA DAHOLO IZAY NOSINIAVINY AN!!!DIA IN ONA NO VOKATRA ! VAO OMALY???AIZA DADA???IZA NO TOMPON’
    ANDRAIKITRA TALOHAN’JEAN ROBERT SY BERIZIKY?????????MILA VALINY MAHAFA-PO TOMPOKO AZAFADY IZAY AFAKA
    MAMALY. DIA MISAOTRA MIALOHA!!!!

  5. Aza msy mifanilika fa samy Rajakon’i domelina daholo fa tsy rajakom-bazaha akory aza.
    Sady tsy any aintsony ny olona fa izay mba paik’ ady vao2 indray heverina fa RANO RARAKA INY.
    atao ihany ny tsy hiakatra fa voatery ihany e!!!fantatro fa tsy dia tsara koa ny mifandatsa zavatra efa vita nefa toa mba
    miandry fahatongavan-tsaina fa TSY MISY e!!volan-kakafotra .
    Dia miala tsiny raha voatery mamerimberina fa  » NY MARINA HONO TSY DIA MBA FILAZA LOATRA ».

  6. L’heure des règlements des comptes est plus proche qu’on le pense! Soyez assuré Mr Le Directeur Général qu’on ne vous oubliera pas.

  7. Mankasitraka ny voalazan’i Ranavalona. Isika malagasy manao ohatran’ny autruche, misitri-doha rehefa tonga ny loza. FR tsy alehany, mametraka eo amin’ny fitondrana jiolahy, no soniavina, dia rehefa tsy manaja ny soniany ilay jiolahy amin’ny maha jiolahy azy, dia mody gaga isika.
    Tsy homena tsiny loatra anefa fa mafia matanjaka no ao andamosin’izao, mahay miafina, mahay sy zatra « manipulation ». Fa matoa mbola mijanona eo ilay domelina dia mbola hilain’ny vazaha, modiany halany izy, fa raha tena halany tokoa efa ela no tsy hita, ampahafirin’ny namonoana ireo nanelingelina ny politikan’ny mafia de la Finance, toy ry Beregovoy, ry Robert Boulin, raha tsy tenenina ireo tia tanindrazana afrikana novonoina. Koa ny tsy mbola fahitana « collabo » hanoloan’ny mafia frantsay azy fotsiny no tsy hatongavan’izany. Ny collabos feno fa tsy handresy an’i Ravalomanana amin’ny fifidianana koa dia izao mitarazoka izao.
    Ny hetsiky ny vahoaka ihany no fanafodiny. Hetsika pasifika: boycott , fitokonana, ets.
    Mila « tonga saina ». Indrisy fa mbola tsy ao ny maro. Miandry, mivavaka, toa tsy mandeha. Mitomany aza, amin’ny teny fanjanahana. voazanaka ê!

  8. Razafy Robert Jean dia olon’ny frantsafrika hatramin’ny ela. Mivadika any ampasana angamba izay ny rainy izay fantatro tsara, mpampianatra nanana ny naha izy azy. Nanompo an’i Ratsiraka, nanakana ny helikopterand’Ravalomanana tsy hitatitra ny vatom-pifidianana marina tamin’ny 2002 i Razafy Robert Jean. Ny ankabeazan’ny olon’i Ratsiraka moa dia nanaraka an’i TGV daholo, ary raha tsy vendrana ny gasy dia ahatsiaro fa i Radidy no nanomboka nanakorotana ny firenena tamin’ny 2002, valifaty sy famerenana ny vazaha hambabo indray ny gasy. Dia ity izy natsofoky ny vazaha, tsy takatry ny gasy ilay fika, natsofony ato amin’ilay « fitadiavana ala-olana » fa « ancien president », mbola mangataka retraite amin’ny vahoaka, kanefa izy nitsoaka nangalatra ny volam-bahoaka tany Toamasina, niaraka tamin’dr’i Pierrot!.
    Mba mifohaza ry malagasy!

  9. Fantatry ny tsirairay tsara fa HIRAKA SY BIZINA ihany ny an’i Jean Robert koa tsy hitako
    izay hiasana loha @ izany???ohatra ilay ZANDARY NAMPIATSO An’i Ra Jean Marc ihany io,
    tsy ny zadary no inona na naninona fa HIRAKA NY AZY ary misy TOMPOn’ANDRAIKITRA MAVITRIKA AO,
    koa aza dia mandrebireby rė ray olona fa vao mandeha ny tantara dia efa hay ny fiafarany a!!aza MAPMĖ Oah!!
    Izay apoaka hapoaka fa tssssss

  10. Maromaroa ny kitapo latsaka toy izao Ra-jean Robert sa????
    Raha sanatria tonga teo dada dia very bizina ,na ry foloalin-dahy na ny
    zandary na Ra Jean Robert fa nareo ve mba mandinika e????dia aza gaga raha miady mafy izy fa
    sao very vapoaka.Samy miaro ny rambony e!!tsy hita izy ity ray olona!!!ny tanindrazana miandry, mbola
    tsy dia maika, mbola tsy tena potika araka ny hilan’i domelina azy sy ny mpanjanaka.

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *