Razakanirina Mahafaritsy Samuel : « Miovaova hevitra be loatra ny Sadc »

mahafaritsy

mahafaritsyMitondra soso-kevitra entina hanampiana ny Sadc sy ny fianakaviam-be iraisam-pirenena amin’ny famahana ny krizy eto Madagasikara , Razakanirina Mahafaritsy Samuel. Mifantoka indrindra indrindra amin’ny fanatanterahana ny fifidianana, sy ny tondrozotra ary ny diniky ny FFKM izany tolo-kevitra izany. Raha ny fahitan’ity filohan’ny antoko Malagasy –Iray ity dia tokony atsahatry ny Sadc ny fitsabahana amin’ny raharahan-tokantranon’ny Madagasikara. « Tsy mpitsara, tsy mpomba na mpanohana vondrona fa mpanelanelana fotsiny ihany ny Sadc eto Madagasikara » hoy izy. Aminy dia mila misokatra amin’ny lafin-kery hafa ny solon-tenan’ny Sadc rehefa tonga eto Madagasikara ahazoana vokatra mahomby. Hatramin’izay mantsy dia ankolafy voafaritra hatrany no henoina ary hakana vaovao, hany ka maro ireo tati-bilana tonga any amin’ny Troika. Io tati-bilana sy vaovao diso io no mahatonga ny fianakaviam-be iraisam-pirenena haka fanapahan-kevitra ny hanasazy Malagasy. Soso-kevitra ho an’ny Sadc hoy izy dia Làlana telo no tokony ataony  raha tiany hivaha ny krizy eto Madagasikara. « Tokony ataon’ny Sadc izay hahatanterahan’ny fifidianana amin’ny fomba mangarahara, eken’ny rehetra izany hoe avela malalaka ny Malagasy hisafidy izay tiany. Matoa ireo kandidà 41 no eo dia efa eken’ny vahoaka ireo » hoy ny tenany. Ny tsy fanekena ireo aminy dia krizy anatina krizy indray satria ireo telo ireo no tena tian’ny vahoaka hotsaraina amin’ny alalan’ny fifidianana, ary raha tsy avela hirotsaka ireo kandidà ireo dia « ho kandidà tsy tian’ny olona na « mal aimé » izay ho lany eo. Mazava ny fanazavan-kevitra. « Ny Sadc dia tokony hitondra vahaolana fa tsy olana ».  Ny Sadc ihany koa dia tokony hanao izay hampanantanterahana ny tondrozotra amin’ny ankapobeny. Anefa raha tena tsy manana ny hery ilaina hanatanterahana izany izy, dia tokony avelany malalaka ny Malagasy hitady vahaolana. Io farany io no idiran’ny FFKM izay vahaolana eken’ny Malagasy ary handraisan’ny samy Malagasy anjara. Hampahomby ny fanelanelanana ihany koa dia tokony mandefa vondrona manam-pahaizana amina resaka « focus groupe » ny Sadc ka ireo manam-pahaizana ireo no hanao fanadihadiana « sondage » hanangonana ny hevitry ny vahoaka sy ny zavatra tadiaviny. Krizy anaty krizy Nitondra fanazavan-kevitra momba ireo sazy mitatao amin’ireo kandidà telo ihany koa ity masoivoho tany Algérie teo aloha ity. Sazy izay heveriny fa « tsy hitondra vahaolana amin’ny krizy fa vao miha hiteraka fahasorenana amin’ireo voakasika ka hanakana azy ireo tsy hifampiresaka ». Nahitsy tanteraka ity solombavabahoaka voafidy tany Toliara II ity raha resaka sazy sy kandidatiora hatrany. « Miovaova hevitra be loatra ny Sadc » hoy izy. Aminy dia « tsy sahy manasazy mivantana an-dRajoelina ny Sadc ka izay no mahatonga azy manitatra ny sazy amin’ireo telo » izay lazaina fa samy tsy manara-dalàna. « Inona no antony tsy tonga dia nitsipahan’ny Sadc ny kandidatioran’i Neny Ravalomanana Lalao raha vao nilaza ny ankolafy fa hanolotra azy ary raha vao tafapetraka teny amin’ny fitsarana manokana misahana ny fifidianana ny antontan-taratasiny » hoy ny fanontaniana Razakanirina Mahafaritsy Samuel. Namarana ny fanehoan-keviny ity filohan’ny M-Iray ity tamin’ny hoe « tsy tokony ho « influencé »-na firenen-dehibe manana tombotsoa na « intérêt » eto Madagasikara ny Sadc.

10 pensées sur “Razakanirina Mahafaritsy Samuel : « Miovaova hevitra be loatra ny Sadc »”

  1. Ekena ny teninao ruy Mahafaritsy. Minisitry ny filoha Ravalomanana ianao teo aloha. Ka inona no azonao atao izao ? inona ny zavatra mivaingana na hita-maso ataonao ? Ireo GIC-M ireo izany dia jerena fotsinymandram-pihaingany ? Azonao atao ve ny mijery azy ireo dia milaza ireo voalzanao ireo any amin-dry zareo ? Tsy izany mantsy fa zara raha manakam-bara ny malagasy foa maniky lava ny tenry ataon’ny Frantsay. Ny olona manodidina an-dRavalomanana moa dia tsy hita daholo….

  2. Manamafy ny hevitrao aho ry lazalazao , ny GIC-M no tokony hiresahinao fa tsy ny vahoaka fa asio asa fa efa leo kabary eeeeeeeeeeeeeeeeeeeee !

  3. Ny firotsahan’i domelina sy ilay namany , dia natao hanapotehana ny firotsahan’i Ramatoa Ravalomanana !

    Médecin après la mort daholo, izay resaka be atao amin’izao fotoana !

    Efa lasa ve ireo olona vao be kabary daholo ? Fa nahoana no tsy nisy nihetsika tamin-dry zareo mbola tao an-toerana ?

    Tokony foanana mihintsy ny Ministeran’ny Fitsaràna, dia soloina hoe Ministeran’ny bisou-bisou na Ministeran’ny Fihavanana ! Tsy ilaina ny mitsara ny mpamono olona sy mpangalatra, fa ny fihavanana sy famelan-keloka no tokony atao loha-lahàrana !

    Olo-mendrika ny malagasy ary mpivavaka , mitandro mafy ny fiaraha-monina !

    Tokony tsy hisy intsony izany miaramila sy paolisy izany, satria efa mitovy haja, zo sy lenta izao, ny dahalo sy mpitandro filaminana ary ny miaramila ! Ny vahoaka kofehy manara-panjaitra eny ihany, toy ny tay enti-driaka !

  4. Mba mety misy vaovao tohiny ve momban’ilay fivoriana nokarakaraina tamin’ny asabotsy 29 jona 2013 tao amin’ny efitra lisbonne?Misaotra tompoko.
    Samihafa anie ry zareo ny dikan’ny FIHAVANANA SY NY FAMPIHAVANANA.

  5. Manao ahoana daholo!

    Mbola tsara é!!

    Inona no maresaka @ izao asa-raha-maimbo 14 juillet prise de la Bastille fahatsiarovana ny coup d’état nitranga tany France fahiny karakarain’i GoldBlatt eto Dago izao?

    Ils s’empiffrent les Chicano SADC esclaves de France « oui msé » sé ahôn?

  6. hoy ianao? ‘tati-bilana tonga any amin’ny Troika.’

    Devrions-nous repéter rouspéter
    qui peut dire pour combien d’années encore
    a ce que les jiolahim-boto représentés moralement par PT Andry Rajoelina,
    aient egard au droit d’expression de toute entite opposante aux feeling d’eux bel et bien Mpamotika Tanindrazana;
    a propos du libre acces de tout parti politique,

    AUX: PUBLICS Mass Media Audio Visuel locaux

    payes par l’Etat autrement venant de nos poches car preleves de nos gains ie la sueur de NOS fronts

    NOUS on paye le

    (RNM : ) Radio National Malagasy
    +
    (TVM : ) Télévision Malagasy

    Alors que ce dernier point fait partie integrante
    un prealable primordial
    stipulé en noir sur blanc
    surligné en fluo
    dans la dite feuille de choux TONDROZOTRA

  7. LA FRANCE » RESPONSABLE DE LA MISERE DU PEUPLE MALGACHE .

    Selon le rapport de la Banque mondiale le niveau de vie des malgaches a réculé pour atteindre son niveau de 2001 depuis que Rajoelina était installé président par la France .
    Installé par la France,ça peut sourire certain,,n’oublions pas un certain JOYANDET en debut 2009 ,appelle Rajoelina Andry Président ,
    N’oublions pas Le premier Ambassadeur reconnaissant RAJOELINA ,Mr CHATAIGNER mandaté par La France le premier jour de la prise de pouvoir par Rajoelina .Tout le monde savait la stratégie diplomatique de la France dés ces premiers jours du puchiste président,ce que la FRANCE » va essayer de représenter le monde à Madagascar ,ce que la France n’a pas reussi dans l’immédiat car les USA,l UE ,l ALLEMAGEN LUI ont tourné le dos ,
    Au bout de quatre ans de travail diplomatique ,aus depens de l’interet général des Malgaches a reussi a infiltré toutes les organisations internationales,l,ONU,SADEC,.OUA.L’UE…et elle a reussi à farie porter par ses organisations sa stratégie diplomatique.
    La France a reussi cet exploit diplomatique car en face d’elle ,il ya le peuple malgache affamé,et Mr Ravalomanana, qu’il a reussi à reléguer à r 1 ôle négligeable au niveau internnational.
    Le but de la france et de Rajoelina ,n est il pas d’éliminer Mr Ravlomanana,vont-ils reussir ?Dieu seul le sait.
    Sur l’affaire Madagascar ,la France a acquis la place primordiale qui la permet d’agir en puissance coloniale ou au moins le rôle de gendarme .
    La France le premier pays à réagir une fois que son poulain Rajoelina andry a déposé ,hors delai ,sa candidature à la présidentielle ,son ambassadeur est deçu de la candidature de Ravalomanana Lalao ,de Didier Ratsiraka et de Rajoelina andry .
    Faut il se rappeler que cette candidature de Rajoelina s’est produite juste à son retour de la France,et ,comme on sait que Rajoelina Andry ne manque pas de se faire coacher par Guéant et…. d’autres voyous dés qu il passe passe par Paris .Mais faire le rapprochement entre la candidature de Rajoelina et son coaching par Paris il ne reste qu’un pas à faire .

    Mais la France et sa puissance ont reussi à imposer sa position contre la candidature des trois personnes ,Ratsiraka,Lalao Ravalomanana et Ripolina au niveau de l’OUA ,COI,SADEC .

    Malgré cela La France et la Présidence de Rajoelina vivent toujours le grand amour.

    Le probléme qu’il faut exposer ,qu’ une élection loyale ne peut se faire sans le soutien financier et matériel international ,.C’est sur ce point que la France va agir pour écarter le candidat qui lui est indésirable .une idée qu’elle a reussi à faire triompher au niveau du Gic.
    CE QUI AURA COMME CONSEQUENCE ,ce que la France souhaite probablement ,car Elle ne veut pas reconnaitre l’election comprennant les 3 presonnes citées plus haut donc la personne qui sera élue si les Malgaches arrivent à financer une election sans les fonds de la France .
    Mais entre temps Rajoelina qui n a plus aucune légalité reste reconnue par la France comme toujours l’homme fort et le président de l’état Malgache ,ce que les Malgaches comprennent comme illogisme démocratique envers le Malgaches .
    On se demande pourquoi la France s’obstine sur cette voie ,Est-ce vraiment pour la paix,peu de Malgaches y croient ,POURQUOI LA FRANCE » NE LAISSE PAS MALGACHE CHOISIR LIBREMENT SES DIRIGEANTS ?
    Pourquoi cette infantilisation ,au parfum de colonisation à déterminer les futurs dirigeants ou candidats aux responsabilité de ce pays .
    Tout cela va faire REVEILLER LA FIERTE DE TOUT SANG MALGACHE que Madagascar r recouvre sa liberté et que les responsables de cette colonisation dans la misére doivent etre dennoncés.

  8. Voalaza iry ambony iry fa  » ny mpiara-dia @ dada tsisy hita  »
    Mazava ho azy fa miandry tataka fotsiny anie ireo HANGALANY NY TOERAN’i NENY e!!
    izay efa tetika nanerena an’i dada hatr@ voalohany hanaiky io fifidianana efa hita fa tsy hamokatra io mba
    hanaliana an’i dada fotsiny.
    Raha misy ny tokony hiadiana voalohany alohan’io fifidianana io ve , maninona no tsy mba TERENA KOA NY
    SADC HAMPIANTRA ILAY FR ALOHA???????????????
    ny tena mandreraka @’ilay toetsaina fialangalanana MIALA ANDRAIKITRA dia ilay faniliana any @ domelina
    foana ny TSY FAHOMBIAZAN’IREO.
    Izao dia TSY HENATRA TSY TAHOTRA DIA NA NY FFKM NA SADC NA NY sns dia mahasahy milaza fa »
     » ho OLANA ny fahatongavan’i dada noho i Domelina sy ny miaramila???? » fa voavidin’i domelina ve izao ttlo
    izao ka IZAY TIANY NO ATAO, satria badraodra azo GAMAINA HANDROBANA NY HARENTSIKA GASY
    KA AVELA HANJAKA @ RATSY EO FOANA?????
    Izay mba handrasana moa dia vao maika MAMPIVANDRAVANDRA.
    Voatery ihany ianao miteny satria volankakafotra e!!!ho avela ho toy ny valala samborim-boka eo izany dada??
    TSY MISY MAHASAHY MIJORO HIARO ARY MANOME TOKY FA TSY AZO KITIANA IZY FA TSY MELOKA.
    GISA LAHY OMAN-KETSA ity domelina, hanaronany ny ataony DIA MODY ny AZY NO ATAONY TONGA ALOHA
    DIA ny SISA MOA DIA MIESONA! DIA MIESONA!!!VOAFAHAN-DALITRA ISANANDRO sa VOAVIDY LAFO????
    TSY MBA MISY SAHY MIDRIKINA AKORY FA IZA NO TOKONY HO SAMBORINA SY AJEDAKA E????IZA A????

  9. Retrait des trois candidats

    Le GIC-M lance un ultimatum jusqu’au 31 juillet 2013
    lundi 15 juillet 2013
    Agrandir le texteDiminuer le texteVersion texte

    Après une réunion avec le corps diplomatique ou le groupe de contact international local, le Groupe international de contact (GIC-M) et la mission de la SADC conduite par Joachim Chissano ont fait leur compte rendu devant la presse malgache ce samedi 13 juillet à l’Hôtel Colbert avant qu’ils ne prennent le vol pour le continent africain. La communauté internationale représentée lors de cette rencontre avec la presse par Jocahim Chissano, Leonidas Tezapsidis et Fatma Samoura, a choisi de laisser une fenêtre entrouverte tout en maintenant la pression. « Le Gic-M a décidé de donner encore un peu de temps aux trois candidats de réfléchir ; ils ont jusqu’à la fin du mois de juillet (ndlr : le mercredi 31 juillet 2013) pour retirer leur candidature ; sinon, les sanctions vont malheureusement s’appliquer. Nous espérons que la situation sera réglée avant ce délai » a déclaré Joachim Chissano.

    Sur les trois candidats objets de remarques de la part du GIC-M, seul Andry Rajoelina, a accepté selon Joachim Chissano, de se retirer de la compétition si les deux autres en font de même ; or les deux autres – Lalao Ravalomanana et Didier Ratsiraka –, ne comptent pas du tout se soumettre aux injonctions et se plier devant les menaces de sanctions brandies par le GIC-M. Dès lors la proposition d’Andry Rajoelina vaut-elle quelque chose ?

  10. JE VOUDRAI insister sur ce que la France veut en venir à court terme dans cette crise ,si les Malgaches arrivent à organiser une une élection non rconnue par ce pays implique la NON reconnaissance de la personne élue .
    De 2 si la France ne reconnait pas une élection ,elle va pousser la communnauté internationale à ne pas financer l’election . DANS CE CAS RAJOELINA andry reste le président reconnue par la France ,m^me sicela dure des années voire 10 ans ,la France n a rien à cirer à ce qui s’oppose à son aspiration ,même le souhait d’un peuple de choisir librement SES DIRIGEANTS.

    J APPELLE LES MALGACHES A S OPPOSER A RAJOELINA SOURCE DU MAL MALGACHE.

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *