TONGA ETO MADAGASIKARA NY MPAMPIHOROHORO

Fitaovam-piadiana mahery vaika ( armes  de precision) tsy ananan’ny miaramila gasy no tafiditra eto !                 mpampihorohoro                                 Hanaovana inona   ? mpampihorohoro2

 

…..Efa eto Madagasikara ity sary ity ary any ambanivohitr’Antananarivo

mpampihorohoro3

Alehibeazo ny sary dia jereo ny nomeraon’ny fiara fa :….….TAN     mpampihorohoro4

41 pensées sur “TONGA ETO MADAGASIKARA NY MPAMPIHOROHORO”

  1. Tsy fantatra intsony iza no manamboninahitra malagasy tokony antsoina amin’izao tranga izao satria efa fanjakan’ny baroa ny amin’izao fotoana izao.Any amin’ny Zandary angamba mety afaka manao zavatra.

  2. raha ho faty ihany dia matesa rahaako.
    Tsisy mifanome tsiny e! iza no nitady izao nefa hono e?
    Izao no alehany rehefa leom-piadanana e! izao aza mbola misy misolelaka tsra ihany ‘taokh!
    Ny antsika raharaha tadiavina koh!! miantso alika hanaikitra.

  3. Tsy te hiala i rajoelina ka aleony hamon malagasy toy iazy izy miala teo, Iazo no vokatry ny fivarotana tanindrazana, ka manjaka ny vahiny, mety matahotra koa rajoelina ka mitady olona hiaro azy. Tsy hay intsony fa tena nitondra zava-doza ho an´ny firenena sy ny taranaka ilay rajoleina, marina mafy : LOZA BE FANETRY BE HO AN´I MADAGASIKARA mihitsy. Tena zana-baratra ilay andry rajoelina. Izao anisan´ny hanakanana ny fitokonanana izay mety hitranga ato ho ato, ho vonoina izay mitokona sy mmitarika izany.
    Toa israeliana no fahitana azy ireo, ireo izany ilay naleha tany Israely, hanakaramana mercenera haninona ?… hamonoina ny mpiray tanondrazana hitazomana ny toerana nagalarina . LOZA

  4. Israely manana taratasy vozongo ireo ary mbola frantsay no ambadika .
    ny vola vidina ràn’ny Gasy sy ny harena koa moa efa tsy hita intsony izay asiana azy
    dia hividianana zavatra MAMOEHITRA TOY ITONY fa efa tsy hita izay asuana ilay vola e!!sady tsy nanasatra koa.
    MAHONENA eeeeeeeeee izao no tonga dia ISIKA IHANY IO e!!!!KA MANAIKY AZY KOH!!!izao no izy ary dia ZAKAO.

  5. Marina fa tena mampieritreritra ilay izy satria tsy natao noir sur blanc ny fidirany teto Mada; Intérêt public ve sa politique?

  6. ouaiee tena ohatr’ny lé bandy @ transportéra mihitsy ah!.téna cinéma gasy io sady inona dry film vao2 .sa atao hoe malokila transportéra1 hahahaha.sady TAN ko lé vam.Navadika HUMMER ndray zao atao pub fa tsy AUDI ntsony.Mba asehoy free style hoé ry zalahy…Lé vam manidina ohatra …hihi milay kosa pozin-dry zalahy .Andao hantsoina hanao MAtrix eh….hahahahahahaha oO )

  7. dé misy jiro manga ko lé vam zan .nefa ts azo ataony ol privée manao jiro manga zany…sao ry zalahy dia manao suicide nareo ah…dia mieritreretany ihany eh.Mba taovy jiro mainty ohatra..hahahahahahahhahaha oO)

  8. Dia maninona anefa ireo raha eo e?
    Inona no olana?
    Raha nisy dikany t@tsika izany hoe Madagasikara izany dia tsy resy isika t@ 1895, tsy resy isika t@ 1947, tsy voafitaka isika t@ 1958, 1972, 1975,1991, 1995-2001, 2009.
    Ny amintsika dia efa lany daty ny andro taloha.
    Hoy ny Itpkl Profesora Ramangalahy L. tamiko fony fahavelony hoe izay miteny ny marina dia maty² fahatany. Midika izany fa tsy zakantsika ny marina. Efa nilaza fanontaniana vitsy² aho teto ny amin’ny hoe inona no atao hoe tia tanindrazana? moa tsy lazaina be fialonana aho?
    Afaka be resaka eto foana ihany isika fa ny marina marina ihany!

  9. lainga be tsy misy otran’izany reo vaovao nalefany Mydago reo Tompony le six Arnaud ary ex légionnaire; lay mandefa intox otrany zao kosa tsy mey he manpiorohoro vahoka !

  10. @’izao kosa angamba miaiky ny rehetra fa tsy mahazo mody dada????
    Avelao fa ho hita eo ihany ny marina e!!ny marina tsy mba maty!!
    Mbola tsy afaka manaporofo tsara isika na marina io na diso, fa misy ny antony nanaovana izao na
    MARINA IO NA TSIA, tsy maintsy ao foana ny antony ka ny ahy ny antony no tiako ho fantatra fa tsy
    dia mampiasa loha ahy loatra izay HAGEGENA Miaro TSY FIHEVERANA TOY IZAO.

  11. J’ai lu qque part que la coopération militaire franco-malagasy n’a pas été renouvelée?!

    aza mampmé
    Combien d’années ça exige à vos troupes de plier bagages – munitions artillerie
    et joindre renimalalan’ny mpanongam-panjakana??

    Retirer tout ce qui vous vient à la tête
    ==> n’espériez point que nous pro-dada8 même une minute penseraient à retirer la candidature de Neny!!

    mot à retenir: retirer (que nous a-t-on fait savoir) Voilà le mot d’ordre qui fait bel et bien partie des « Stratégies de manipulation »

    Même la revue continentale Jeune-Afrique est tantôt françAfrique tantôt relate les faits qui se sont déroulés depuis 2009 avec un peu plus d’objectivité – appuyés par des statistiques crédibles à nos sens, NOUS qui vivent au pays

    _______

    MADAGASCAR : SILENCE, ON COOOOUUUUUUULLLLLLE…

    1°) Désastre politique et diplomatique

    2°) Exode quasi suicidaire de femmes

    3°) République confisquée
    […Même la terre, si sacrée dans ce pays, fait l’objet de transactions illégales chiffrées à plusieurs millions d’euros.]

  12. Iza no mahalala
    f’i Monja anie 2009 – 2010 praiminisitra t@izany, niteny ampiditra Arabo eto hitandro ny filaminana eny ambanivohiTRAY

    ny morontsiraka rehetra (frontière costale) tsisy blema @ ireo ny hanavatsava na forêt vierge az

    Maffia ireo : i Andry Rajoelina sy ny miaramilany (na tohanan’ny hafa antsokosoko)
    tsy mahalany an’ireo

    De nilaza ry Alain Ramarosaona (si une mouche vient nous piquer) – Toa mangataka ny fodian’i dada8 koa io…

    Ratsirahonana (raval ihany zalahy no tsy tantiko fa tafakatra teo @ toerana ho filoha izay notsiriritiko fatratra nandritra quart-siècle an)

    reboza moa mihinana ny anganiny: FOU à LIER

    (ireo raha araky ny hevitro dia maffia nationaly gasy ihany koa: mivezika etsy sy eroa, mibizina eto sy any ivelany, sura aho fa manao détention d’armes)

    I TABERA minisitry ny population – toa an-dry feue Nadine
    mametraka ho mafy ny fanondranana … VEHIVAVY MALAGASY ho viravirain’ny any @ tany ARABO

  13. iza toko no manam-boninahitra gasy hoantsoinao @ tena famadihana tanindrazana izao. Jereo fotsiny ny halatra ampahibemaso ataon’ny zandary sy polisy manotra eny andalambe. Ny olontsotra anefa akoho aza angalarinamety hampigatra mandrapahafaty ra mahitahita ny tompony.ny otra ataon’ny lehibe any anty camp miaramila any. manao cotisation hoan’ny lehibe. ny vola alo ra te hitafiditra miaramila na zandary na polisy.NY AHY NY OLONA HAMPANDROSO ITY MADAGASIKARA ITY DE OLONA ZE VONONA HANAFOANA NY ECOLES MIARAMILA SY ZANDARY ARY TAFIKA NA HANDRINDRA AZY IO FA TSY SYSTEMATIQUE ISAN-TAONA. EFA TSY MAHAFATATRA NY MISSION TSONY REO MPITANDRO FILAMINANA REO. JEREO NY ATAON RICHARD BAOMBA SY NY FORONGONY. MANOHANA BONTOLO ANI ANDRY FOZA ORANA. Tsy misy miraharaha izay tena tanindrazana tsony reo. Miasa izy ra misy tombontsoany ao anatiny ao. Reo mpitandro filaminana reo en ra misy manome volabe fotsiny de mahavita mivadika e. Zao ny vokany. Mba hampivaha ny krizy dia tsara mitsy lo faizina kely reo mpitandro filaminana re. Rappel à l’ordre. Samy manafay ze miaramila any @ Fokontaniny any fotsiny fa mifitsaka ireo. Lasantsy 1 bidon de efa ampy.

  14. Ho anareo mipetraka any Mahajanga,
    fa tany moa no vao henoko farany araky ny filazan’ny olona navoakan’ny TV

    na koa izay misy fiantson-tsambo

    Fakafakao hadiadio
    fa mitondra razana vehivavy gasy en décomposition ny ankabeazany avy any Arabie
    ny containers sasany an

    I Tabebera mi-titiller @ oe 400Euro/mois ny karama
    ny havan’ireo monina aty hono sitrany hahay mandefa vola kely
    atao tsindrin-tsakafo

    AMPITAPITAO
    ALEFASO mivantana any @ mon e-mail
    izay mahalala vaovao
    mikasika ny ASA ratsin’ireo
    mitana basy avec précisions ireo

    (i Ratsiraka – sa i NyHasina?
    aza hono TOA EFA ni-contacter
    miaramila soviets
    hiandry ny morontsiraka fa tsy hahatafody an’i dada8
    fony 2009 ireny)

    @’izao fotoana dia nomen-dry zalahy ny
    vazaha indo-pakistanais karana FRANCAIS
    ny fiambenana ny Côtes de Mada
    ARY : dia De ny kitapom-bola
    vola alaina @ hatsemboan’ny gasy mpiasa eto antoerana
    imposé par l’état
    HETRA
    ihany no avadika mankany an-tanan’ny firenena hafa
    !!!!

    F’aiza ny zokiolona manana fahendrena
    i SOATOAVINA isany

    misy fiantraikany @ honneur ho an’ny zanaka aman-jafy MALAGASY
    any aoriana any – zHISTOIRE tsy hay fafana an!

  15. Efa eo ihany !
    Tsy ity kala ity ihany no voa, fa maromaro no nitaraina no ny zavatra nihàtra tamin-dry zareo !

    Karazan’olona tahaky ny ahoana ireto arabo ireto, izay hivavahan’ity hoe Ny Rado ity ?
    Ny vadin-dry zalahy tsy mahazo mivaoka ny trano, tsy azo kitihina, fa izay apela hafa kosa dia mandraingiraingy izay azony !

    Faly ery ireto malagasy tsy valahara sy dondrona, manondrana (tsy midegany) na manao exportation bétail humain ( tsy be t.. akory satria tsy ampy sakafo, mdr ) !

    http://www.metronews.fr/info/dubai-marte-valev-une-touriste-norvegienne-en-prison-apres-avoir-ete-violee/mmgu!DVs83sXVJS2/

  16. Toa nisy association nitsangana il y a environ 2 ans hi-contrer an’io fanondranana tanora gasy any @ tanin’ny arabo io nefa angamba tsy tody fa mila tosika. Ny olana dia ny fahantràn’ny gasy « aleo mihinan-kely toy izay mandry fotsy » ! Mahonena.
    Raha mbola eo i Joelina sy ny forongony dia tsy ho tafavoaka mihitsy fa vao maika aza hiditra @ tena kizo ny gasy.
    Coucou HoAiza
    (Toa nifoha marainabe RaKintana zany) ! Tsy rerakin’ny vary be menaka t@ WE angaha ? Mdr

  17. Efa zatr’ady ê ! Tsy reraka izany satria fahafinaretana azo ary ny adidy vita !
    Toa izany angamba, izany hoe devoir conjugal izany ? MDR !

  18. Sallyy daholo ry akama!!faly aho fa ato daholo ny akama
    Izao mbola msy mampihomehy ny sasany ihany iry ambony iry anie e!!
    dė gaga elah!!!!avoay daholo zareo a!!!tena tsivalahara daholo !!!

  19. coucou Babyfoot

    Ny vavoniko izao no tsy metimety, fa nampiasa itony huile importée à un prix plus que le double de TIKO
    Dia lasa ihany ny eritreritra hoe « sao afangaron-dry zalahy gasoil » toa ny t@ fisian’ny marché noir taloha ela be – sa produit composté chinois?

    Aiza ny menaka cacheté de qualité à 12.500fmg/litre nodradradradrain’ilay zazalahy atao hoe Andry Rajoelina teny @ place 13 Mai tamin’ny 2008/2009?

    Nandalo teny Ambohijatovo aho mbola nilamina t@ 10ora
    Atsasak’adiny taty aoriana lasa miodina any Antsahavola ny bibilina sasany
    fa mampiasa BOMBE LACRY ireo miaramilam-potaka manaparitaka ny olona mitangorina eny @ avenue!

  20. Toa foza ihany no hoe voadaroka teny amin’ny kianjan’ny Fitiavana ! Tsy nitondra kapaoty angaha, sa inona hono no nataon’ireo teny ?
    Mody natao sorona teny indray ny tarak’izany Laza, malaza ho foza izany ! Fampitandremana ankolaka ho an’ny mpiaro ny ara-dalàna, fa an-dry zareo foza mandrak’izay, izany atao hoe Kianjan’ny Fitiavan’olo-maro miaraka !

  21. Misy adino kely ry HoAiza !
    Sanatria tsy maneso, fa ianao anie mbola manam-bitana ê !
    Nisy rafozam-poza nimenomenona tamin’ny andron’ny prezidà, fa jabora hono sisa no mba azony atao menaka !
    Izao izy angamba, efa ny vatan-tenany indray no feno jabora !

  22. Ny trondro eny anaty dobo tsy tonga nanatitra toa ny isan-taona ny havana eny ambanivohitra, mety lanin’ny kary = mpanao dabok’andro na hala-botry anga fa tsy misy explication hatreto hoe nankaiza lanin’ny foza orana anga ny trondro gasy vaventy be sy tilapia 2 koveta fanatitra

    Ho avy hananika an’Antananarivo hono ny andiam-balala: de nanao appro 2gony vary sao de… lozitra toa ny varyMora na importé sisam-pidy any ivelany sisa hita eny rehetra eny (hihihi)

    Fombako ny manao appro en ppn isaky ny tonga ny faran’ny volana,
    dia aodina im-polo ambony ambany ny étiquette misy ety @ fonosan’ny huile cachetée,
    tsy hay koa fa aleo mividy ny lafolafo kokoa (miakatra kely ny vidiny ohatran’ireny misongadina any @ tany mandroso hoe 90% cholesterol free moa?)

    Nitady ilay marque ihany teny an-tanana fa tsisy ê
    k’izay hita no novidiana

    Jabora?
    hahaha
    mba lard hahay
    azo atao karatou sns

    na trafon-kena (bonne graisse)

    fa hoe JABORA?!

    vao mieritra izany aho
    dia toa mananika ny fofony
    de salebolebo be niany

    LOL

  23. Ouadray ! tapaka ny tsinaiko @ le karatou…
    Kou tsy hizy rupture na savony indray ve zany atsy ho atsy satria ny jaboran’ny trafo-kena hohanin’ny olona ?
    Ny andiam-balala raha ho tonga dia mety haondran’i Joelykely sy ny akolitany ! Lafobe ireny any Asia ary efa nisy eraopeanina nanao ekperiantsy sy nanokatra restorà « spécialité valala » ! Hanankare-tapoka ndray ny Foza ry ‘reto. Ils sont prêts à tout ngé e !
    Coucou Ranavalona

  24. oh baby oh babybaby blue oh baby blue: jabora dia TSIA trafony velively an

    « Trafon-kena home-mahery, am-bava homana am-po miherotra »

    F’angaha nareo tsy mahavoa ny taste: masikita mielana trafony

    Fa : aoka fotsiny miammmm

  25. HoAiza o ! Ka io le trafony io mihintsy no tena dadany, atao tsakiPy ! Masikita mielana trafony sy sakay vaventy…. miaraka @ sôsy voatabia.
    Nisy hadinoko tetsy ambony, ilay restorà betska spesialité : valala, vaongory, jorery, menav…y, hala (veuve noire), skarabe, bora sns.
    Misy eto Dago daoly ireo rehetra ireo ka izany mantsy no tena atahorako fa hofongoran’ny Foza hatra@ ny fotony ny faona sy flaoron-tsika.

  26. Latsaka ny hiviko tanisainao ireo

    Voangory, valala
    fahiny feno ireny manidina eny an-tokotany
    dia misambotra ny ankizy
    atono endasina
    miam

    Misaotra manolotra ny zava-misy etsy sy eroa: jorery & araignée koa izany dia arapaka avokoa?

    Raha mba misy solution durable mba tsy ho lany tamingana moa anie
    fa mampalahelo ny manjo ny faune & flore
    ny lolo papillon moa tsy hita firy intsony ny karazany

  27. Jorery be hivy !
    Ariary zato ny valala iray kapoaka ! 25000 litres hono ny pesticides efa nampiasaina, ka sao dia ho lasa « femmicides sy hommicides » izany ?
    Tsy ny valala intsony no matimaty foana toy ny…, fa ny olona mihinan’azy !

  28. Ary mba lasa aiza indray ity ranavalona ?
    Lasa titra hira ity ny ataon-dry zareo : Baby comes back , (ranavalona ) she’s gone !

  29. Lasa kely ny eritreritra mibanjina akaiky ireto sary. Ohatran’ny Montage beu nataon’ny Richard Bomba ilay izy hampihorohorohana ny gasy tsy hirotsaka andalam-be.

    Analyse

    Photo n° 1 – Indepandatista Korsa nitaky fahafahana ;
    – Bartez (coupe du monde 1998)
    – Militera nalefan’i Hollande tany Mali

    Photo n° 2 – Film James Bond

    Photo n° 3 – Reportage, Nicolas Hulot en jean, (les 2 autres napetaka)

    Photo n° 4 – Film « Agence tout risque », voiture n’i Barakodà nasiana ny sarin’i garde du corps n’i Shakira (coupe du monde foot Afrique du Sud)hi hi hi hi !

    Aza mety akivin’ireo biby ireo isika malagasy, tompony tsy hangataka ny atiny tompoko o !
    (Aiza ianao Ranavalona ? Sa lasa nanao vacances ?

  30. Nisy adino : Sary n°4 – Olona hanao entrainement any ambanivohitra ve dia hanao Kostara, chemise blanche, chaussures noires mamirapiratra beu ?

    Tohizo ny tolona fa aza mety hadalain’ireo amboadia mitafy odin-janak’ondry ireo isika.

  31. à zaza: il est utile d’anticiper, faire des rapprochements, que sais-je AVEC LE TEMPS QUI COURT cyclone ravageur apporté TGV révolution orange depuis 2009!

  32. HoAiza, vous êtes de mon avis n’est-ce pas ? (MDR)
    Alefaso ny tosta sy ny maskita fa mandrerakabe reto alikadia kagole reto. Tsy adino ny lasary manga manta an ! Soloana ranon’a voamadilo ny vinaigre miammmm !

  33. voahangy ala izao no vokatra

    sakoamanga aza hadino na somary manahirana az ny manetika azy

    régal be no fantatro raha isik’izao no tafahaona

  34. Eo ihany fa aza matahatsa e!!manao tsy salama2 kely , tena bedy fa tsy maintsy mitony tsara bavy.
    Kely aina e!!hihihi. vava fotsiny no betsaka MDR
    Marina fa saika nanambaka ny aina ity fisehon-javatra ity .Nefa ho an’i tanindrazana tsa manahy e
    Mahereza daholo fa za eo ihany .( mangalatra aho io fa aleo aloha hitsaitsaika ) bizou bue daoly !

  35. Teneno ny marina ! Manao bain de soleil, dia « mody » miteny hoe mila vitamine D sy camomille ! Kamo, ka mila vital mine De any zenevy ??????

  36. HoAiza, Voahangy ala zany no desera sy atao jus, ovy ala atao frity hanindriana ny maskita sy ny tosta de vita ny ady.

    Ranavalona, mangatsiatsia e ! Asio Juvamine kely de tafatsangana haingaina sé. Zà kou io raplapla, manao kira kalsioma sy voankazo.

    Kintana, aza de velezina mafy bavy fa mety rerakin’ny tolona efa-taona ngarangidina izay.

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *