Tsy maintsy miverina eto ny filoha Ravalomanana fa izay no lakilen’ny krizy

IMG_0138

IMG_0138Maro amintsika no mitaraina aminay hoy ny Ct Brenda teny amin’ny Magro Behoririka androany hoe ahoana ireny namanareo ireny. Samy ho tsarain’ny tantarany daholo hoy izy na izahay mpitarika na ianareo ireo ary samy tompon’antoka amin’izay zavatra nataony tsirairay. Isika hoy Brenda dia tsy natao hitsara ny olona fa aleo Andriamanitra no hitsara zavatra nataony. Isika fotsiny no mahafantatra fa n’iza n’iza mamitaka ny filoha Ravalomanana mianakavy dia misy valiny. Misy ireny olona efa nania ireny ary atao sarika am-pandriana izy amin’izao fotoana izao satria mamahadalitra any dia midimidtra aty, ka hampoitr’Andriamanitra ny ratsy ataony. Ny ratsiny ataon’ireny olona ireny hoy izy dia mivaly any aminy fa isika miandry foana. Toy izany ireo sefo de region ireo fa tsy manjary ny zavatra ataony ary tsy isika no nametraka ireo teo. Matoa mbola ataon’Andriamanitra hoy ity
olomboantendry ity hihisatra ohatra izao ny fifidianana dia fantany fa mbola tsy manjary ireo mpikarakara fifidianana ireo.Aleo hiongana any daholo ireo sefo de region ireny dia amin’izay madio ny fifidianana. Isika hoy izy vonona foana amin’izany fifidianana izany.Tsy misy fantatr’olona afa-tsy i Neny Ravalomanana ihany. Tsy maintsy io no lany ary tsy maintsy azontsika ny fitondrana. Noho izany dia aza kivy isika. Ny Ct Hilarion kosa dia nanambara faanisan’ny
nanenjehan-dRajoelina tamin’ny 2009 ny filoha Ravalomanana dia io fampiasana ny fitondram-panjakana sy ny fiangonana.Ankehitriny hoy izy dia Rajoelina indray no mizara vola manerana ny fiangonana.Ho avy ny
14 Jolay,ampafantarinay ny ambasadin’i frantsa, hoy izy izay kandidà 41 ireo avoahy ny lisitra izay manana nationalité frantsay mba hahafantaranay hoe ity no miray tsikombakomba amin’ny frantsay.Rajoelina no mampihemotra io fifidianana io tao amin’ny carlton, niaraka tamin’ny csc, finoana,satria ny antony dia tsotra
tian-dRajoelina hitarina io tetezamita io mba hitokanany ny hopitaly manaram-penitra. Tsy nisy izany antony tsy azo hanoharana izany teto hoy Hilarion fa ny fahatahorana ny kandidà Lalao Ravalomanana no betsaka. Io hoy izy na tianao na tsy tianao dia 1eur tour dia vita ary i Neny dia tsy maintsy mitety an’i Madagasikara. Ny anay dia tsotra
hoy Hilarion raha tiana hisy fifidianana eto dia ny filoha Ravalomanana tsy maintsy averina eto Madagasikara fa izay ihany no lakilen’ny krizy. Miantso ny solontenan’ny Sadc tonga eto izahay hoe jereo tsara io andininy faha 20 io, ampodio dada aloha izay vao mihavana Rajoelina sy ny filoha Ravalomanana miaraka amin’ny Ratsiraka sy Zafy eo anatrehan’ny FFKM. Io no làlana farany hoy izy hialana amin’ny krizy. Mampalahelo ny mahita an’i Madagasikara amin’ny sehatra iraisam–pirenena fa firenena ratsy indrindra erantany vokatry ny fanonganam-panjakana nataon-dRajoelina sy ny forongony tamin’ny 2009.

12 pensées sur “Tsy maintsy miverina eto ny filoha Ravalomanana fa izay no lakilen’ny krizy”

  1. Andriamatoa Joachim Chissano dia tonga eto M/scar ary izao no tokony holazaina aminy satria namitaka olona maro io Rangahy io na Malagasy na Afrikana hafa:

    You are not allowed to do the following « 5S » before taking Mr Ravalomanana to home:

    – to smoke
    – to sip
    – to stake
    – to screw
    – to soca dance

  2. Misy miihhaaiinnoooo???fa inona moa no antony mbola hitazonana ireo mpamadika ao ee ????
    Misy ny tsikombakomba ao matoa mbola mijanona ao ireo, voalaza koa fa tsy manaiky i domelina???
    f’ angah moa i domelina no mibaiko ny ankolafy Ravalomanana???sao dia efa misy MIVIKA TSY AMPY AMPY AO @
    ankolafy ao fa tena tsy rariny mihintsy an!!Dia mihevitra olona tena paiso mihintsy.
    Dia aza dia mampihesona olona fa EFA MBA MISY VE NY EZAKA @’izany fahatongavan’I DADA IZANY SA MILA
    TEHAKA BE RY MPIKABARY Ô??????AZA DIA MAMAHAN-DALITRA LAVA IZAO FA MBA MAAHALALA MENATRA
    SY FO MIANTRA IRETO VAHOAKA EFA TROTRAKY NY LAINGA SY FITAKA IASANANDRONAREO TSY MATAHO-
    TODY IREO.

  3. Izany hoe raha azoko tsara dia manao izay tiany atao daholo ny mpitarika, dia isika hijery fotsiny fa Andriamanitra no hanao izay tokony atao ? Izany ve tsy efa fanambarana fa tsy afa-mihietsika intsony ny olona. Ity resaka A/tra dia miha mahasosotra ahy andro aman’alina mihitsy. tsy misy mihitsy resaka an’ilay teny TSITOHA fa resaka fivavahana kristiana sy fahamjambana no hamokisana ny olona. Aiza ka dia mamorika ry Raharinaivo, Yves aimes, Mamy Rakotoarivelo, Guy Maxime sns… dia A/tra no hitsara… Reha tsy hitarika politika ianareo dia miala ao fa betsaka ny Zanak’i Dada afaka mitondra. tsy resak fisehosehoana hoe hitarika izany fa izay hampadroso ny tolona no atao.
    Amiko dia mbola diso lalana koa ny hoe izany manana zo-pirenena frantsay dia mpamadika. izany ilay saina efa jamban’ny fivavahana ka tsy mahiratra intsony. Ny zom-pirenena tompoko dia tsy heloka. Ny anareo mantsy heloka dia ilay resaka kristianina ihany…. Tena mahkivy fa lasa mivilana be mihitsy ny toloba ao @ MAGRO raha izao no izy. Dia Aiza ry Jean-Louis Rakotoamboa? ry Constant Raveloson, ? Ry Manadafy Rakotoniriana ? Dia lasa olona mpiteniteny foana daholo ve no handray io micro io… mba aoka isika hisaina fa matoa koa misy ny miala ao @ ankolafy dia tokony handinika. Rah tsy misy sazy hampiarina @ ireo mpanondrana ireny dia hitohy foana io. Ary ireo mpamadika niverina tokony tsy omena toerana intsony fa atao mpanotrona fotsiny.

  4. Erantany anie ry Lazalazao ity fandomboina saim-bahoaka mba hihafina sy ho variana mivavavaka sy mampifangarongro resaka e!
    Ny mampihavaka ny malagasy anga dia ny hakanosana misosona @ vavaka, dia lasa « commentaires » foana izay 4 taona izay fa tsy nisy ezaka hitakatra ny fomba fijery sy fiasa nampiasainy filohantsika M Ravalomana, izay niasa irery hatrizay ka hatrizao.
    Dia izao tsy misy vaha-olana izao ka potehiny vahiny mpanjanaka miariary be izao ny hasiny filohantsika sy ny vahoaka mihesona be…

  5. Françafrique … Le Quai d’Orsay organise des Elections truquées à Madagascar …

    http://www.tananews.com/2013/07/groupe-international-de-contact-il-faut-en-finir/

    Groupe international de contact : il faut en finir
    10/07/2013

    La mission de la Communauté internationale, notamment des membres du GIC-M est lancée. Jean Claude de l’Estrac, Secrétaire général de la COI a affirmé qu’il faut en finir avec cette médiation qui n’a que trop duré.

    La médiation n’a que trop duré, un avis que les Malgaches partagent avec le SG de la COI. Il faut en finir, dit-il, et il faut aboutir à des résolutions qui répondent aux attentes du Peuple malgache.

    Jean Claude de l’Estrac connait parfaitement les aspirations du Peuple malgache, qui sont une sortie de crise et la tenue des élections sans les 3 candidats controversés. Ce diplomate explique que les élections à venir doivent être crédibles au niveau international, et surtout en phase avec les lois en vigueur à Madagascar.

    « Il est temps que les politiciens pensent à la population malgache et la laissent respirer. Les sanctions ne sont pas une priorité dans une médiation, mais si cette dernière échoue et que les politiciens refusent d’obtempérer, il faudra en venir aux sanctions », a-t-il martelé.

  6. http://www.zinfos974.com/Une-extension-du-cable-LION-debut-2012-pour-ameliorer-le-haut-debit-a-Madagascar_a34988.html

    Mardi 6 Décembre 2011

    Une extension du câble LION début 2012 pour améliorer le haut-débit à Madagascar

    LION 2, extension du câble sous-marin LION (Lower Indian Ocean Network) qui relie Madagascar à Maurice et la Réunion, devrait voir le jour début 2012.

    Il devrait permettre le « désenclavement numérique » de Madagascar selon une déclaration de Stéphane Richard, PDG de France Telecom-Orange, lors de son premier séjour sur la Grande-Ile.

    L’accès au haut-débit devrait s’en trouver fluidifié. En parallèle, le groupe ,bien décidé à s’implanter dans le paysage malgache « à long terme », prévoit de démocratiser la clé 3G en proposant des tarifs attractifs.

    Selon l’Express de Mada, la société de télécommunication compte maintenir son volume d’investissement à Madagascar, estimé à 150 milliards d’Ariary, soit plus de 50 millions d’euros, ces deux dernières années,
    et s’insérer davantage dans le pays pour les années à venir.

    Question :

    Le Projet  » Extension du Cable Lion  » du Groupe Orange … entre La Réunion , Ile Maurice ,

    Madagascar , était il en gestation avant le Coup d’Etat à Madagascar De Mars 2009 …??
    .

    Jean Claude de l’Estrac …

    http://www.lemauricien.com/article/jean-claude-l-estrac-pas-d-integration-regionale-sans-l-amelioration-la-connectivite-entre-n

    JEAN CLAUDE DE L’ESTRAC : « Pas d’intégration régionale sans l’amélioration de la connectivité entre nos îles »

    ARTICLE PARU DANS LE MAURICIEN | 1 JUILLET, 2013 –

    Voilà une année que Jean Claude de l’Estrac occupe les fonctions de secrétaire générale de la Commission de l’océan Indien. Il est le premier Mauricien à occuper ce poste depuis la création de la COI

  7. Révolution  » Orange  » …
    Quel Rôle a joué Jean Claude de l’Estrac et l’Ile Maurice … dans la préparation du Coup d’Etat 2009 à Madagascar …??

  8. http://www.midi-madagasikara.mg/

    Affaire Cable Lion Orange … Affaire Tapie – Stephane Richard – Christine Lagarde …

    Union africaine- SADC- COI : Les sanctions vont tomber en cas d’échec de leur médiation …??
    le mer, 10/07/2013

    SADC- COI ?? … Ils sont a la fois juges et partie

    Mais Quel Rôle ont ils joué dans la préparation du coup d’etat à Madagascar …??
    .

  9. Des Histoires de gros sous …

    Enjeux Très Importants …La Stratégie du Groupe Orange en Afrique …

    France Télécom lorgne de nouveaux marchés en Afrique
    13/01/2013

    http://www.capital.fr/bourse/actualites/france-telecom-lorgne-de-nouveaux-marches-en-afrique-802857

    Début décembre, le PDG Stéphane Richard avait jugé Maroc Telecom « stratégiquement intéressant » tout en notant qu’il disposait de moyens financiers limités pour réaliser des acquisitions.
    De surcroît, l’opération pourrait s’avérer complexe dans la mesure où France Télécom détient 40% du deuxième opérateur marocain, Meditel, qu’il pourrait devoir céder dans cette éventualité.

    CHIFFRE D’AFFAIRES DOUBLÉ D’ICI 2015
    France Télécom a pour objectif de doubler son chiffre d’affaires dans les marchés émergents à sept milliards d’euros d’ici 2015.

    Le groupe estime cet objectif en bonne voie après avoir réalisé des acquisitions au Maroc, en Tunisie et en Irak au cours des deux dernières années.
    A la fin 2011, il comptait 14 millions de clients en Afrique et au Proche-Orient, selon son rapport annuel.

  10. http://lexpansion.lexpress.fr/economie/arbitrage-tapie-stephane-richard-met-en-cause-christine-lagarde_391256.html

    Arbitrage Tapie: Stéphane Richard ( PDG Groupe Orange ) met en cause Christine Lagarde
    L’Expansion.com avec AFP – publié le 24/06/2013

    L’ex-directeur de cabinet de Christine Lagarde à Bercy affirme lundi qu’elle lui avait donné instruction de voter en faveur de l’arbitrage dans le litige opposant Bernard Tapie au Crédit Lyonnais.

  11. http://www.youtube.com/watch?feature=player_embedded&v=-3CWXc1EM34

    Bernard Tapie à Madagascar
    Rencontre Bernard Tapie Andry Rajoelina …

    19 janvier 2011. Point de presse à l’hôtel Colbert Antananarivo, au terme de la visite éclair de Bernard Tapie à Madagascar

    Appel Très Important :
    Quelqu’un peut il m’apporter la Preuve qu’il s’agissait bien de l’Affaire de l’ extension du câble LION du Groupe Orange , dont il a été question lors de l’entrevue Tapie – Rajoelina – Janvier 2011 – et pour lequel Tapie a été remercié par Sarkozy d’une maniere illégale …

  12. Ka isika malagasy koa anie no diso e!Mora hambakaina, minomino foana izay lainga rehetra izao, be « commentaires » fotsiny fa tsy mitondra fandalinana kely ary kanosa be mihintsy dia vao maika manampatra ny habibiny ny mpanjanaka e!
    Ary izao tsy vitany renindozatra fotsiny anie fa arabo, karana, sinoa, be kintana etsetra…estetra…!!!!!
    Mody manao resabe ity JC de L’Estrac fa efa misy paika mantsina indray izao ao ka raha izay vavaka lava reny tsy harahina hetsika matotra dia ….hiandry an’i Razaka sa Paoly .
    4 taona izao tokony nahitana hirika kely ka nadalinana ny paika tsy nety hatrizay ary mila ovana, fa dia izao mikatso an-davaka izao.
    Miandry olona mpitarika hametrahana fitokisana fotsiny angamba ny firenena afa izay tena tia hanaisotra any renindozatra koa tsy hidongy loatra intsony any M/scar fa isika tompontany tsy miodin-doha hijery raha efa misy tady hatsipy any ho any. Eo no mbola handairany dombontsaina mianjady @ « francophone ».

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *