3 pensées sur “Andian-tsary Ambohijatovo”

  1. Efa voavidin’i domelina ambongadiny anie Ambohijatovo e!
    Ny fangatahana hetsika ho eo Ambihijatovo dia fanomezana vahana ireo alika
    ireo hanamafy ny FANOMPOANY NY FOZA sy ny MPANJANAKA satria VOLA
    ny azy ireo, isaky ny misy hetsika eo dia vola ho an’ireo.
    Mila tondratondraha koa ilay zavaboribory nalevin’i domelina ao fa mitady ho lefy.

  2. Tsy misy manam-bola hoatr’ireo rajakom-bazaha (miaramila gasy io) tena mampiteny ny moana marina fa ohatrinona hoy ianareo ny vola homen’ny frantay an’ireo ? mety tsy hino ahy ianareo fa raha vao tsy manantanteraka ny asany izy ireo (mamono , mampigadra , misambotra)izay mihetsika dia votsotra ny 80 000 OOO isam-bolana

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *