Cst Naika Eliane : aleo ny samy Malagasy no hiresaka

naika

naikaNivoaka ny fanapahankevitry ny CES hoy ny Cst Naika Eliane andoany teny amin’ny Magro Behoririka. Izahay tsy manaiky iny satria « unilateral » iny. Raha jerena hoy izy ny ireo mpilatsaka dia manongam-panjakana no maro an’isa ao ka raha misy fifidianana amin’ity dia fanonganam-panjakana indray. Tsy matahotra sazy izahay hoy izy satria izahay dia zatra azy nandritra ny efataona.Tsy nivoaka ny gadra politika, tsy niverina ny filoha Ravalomanana, tsy nilatsaka i Neny. Tsy misy fifidianana mandeha eto hoy izy raha tsy madray anjara ny movansy Ravalomanana. Efa sahirana izy ireo amin’izao fotoana izao ary miantso ireo hoe andao handray anjara. Izahay hoy izy vonona fa andao aloha hanao fifanarahana vaovao. Ny kandidanay i Neny madio, fa ny olana amin’ny iraisam-pirenena dia ny mitondra ny anaran-dRavlomanana, nefa ny kandidà dia misy mpangalatra, nanao vola sandoka. Izay hoy izy no hitan’ny iraisam-pirenena fa hitondra firenena. Momba ny miala na tsy miala dia nambarany fa izaho dia vonona na dia izao dia izao ihany aza. Antso avo hoy ity olomboantendry ity no atao amin’ny iraisam-pirenena, izahay ireto dia tsy nisy tsy nanao izay nampihatra ny tondrozotra. Tsy tafavoaka ny andininy fa 20, noho izany dia tsy misy ilana azy intsony ny tondrozotra fa andao ny tondrozatran’ny samy malagasy no atao ny tondrozotra iraisam-pirenena tsy mety amintsika. Rehefa miresaka hoy izy ianao andriamato afiloha dia ny FFKM ihany no alefa fa isika samy malagasy afaka miresaka ihany. Rehefa tsy miresaka Andry dia isika malagasy no miresaka. Miangavy an’andriamato a filoha hoy izy fa tsy misy ataonay intsony ny tondrozotra, tena nanao izahay fa tsy tafavoaka ka miala.

11 pensées sur “Cst Naika Eliane : aleo ny samy Malagasy no hiresaka”

  1. Iza moa no nahazo tombon-tsoa dia iza no VOA raha hialana io FR io???
    Efa azon’i foza daholo anie izay rehetra nilainy ,toa NIÔTRA LAVITRA AZA Fa tena nanaparany ny fahefany
    rehetra mihintsy io FR io e!!!reniakoho notsipazana kalalao mihintsy domelina t@ nanekena azy ho filoha sady VOASONIA,
    Raha ZA manokana aloha dia SANATRIA raha hanaiky teo raha SANATRIA KA MBA NISY DINIKA ALOHA E!
    olona efa hita ary efa niaraha-nahalala teo ny HARATSIANY ka mbola ho HINDRAINDRAIKO HO FILOHA?????
    Tsy ny faha-20 ihany no tsy TANTERAKA fa ny HAINO AMAN-JERY , NY GADRA Ramatoa Naika ô!!dia misaotra anao
    @’ ilay hoe: » na izao dia izao aza » » MANKASITRAKA !
    Tsy efa TAPITRA VE NY OMBY SY NY MPONINA ANY ATSIMO SY NY HAREM-PIRENENA VAO HADABOKA ITY FR
    satria nomena fahefana ILAY LEHIBEN ‘ i JIOLAHY HANATANTERAKA IZANY???ilay satana velona io.

  2. vao niketrika ny hanolo ireo CES ry zareo dia efa fantatra fa KANDRA IZAY MAHASAHY
    MANILIKA AN’i NENY, koa tsy hitako izay ahagaga fa fotsiny Ingahy Ranjeva dia nilaza mazava fa
    « ny fanoloana ireo CES ireo aza dia efa MANDIKA ILAY LALÀ NA VELONA »koa tsy musy azo hanarahana azy ireo ve ny @’izany???
    ATAOKO FA MISY MPAHAY LALÁNA MIARAKA AMINTSIKA AO, dia i dada koa hitady lalana any ivelany any ny @’izay.

  3. Hamonjy fivoriana IANAO @ herinandro ,mety hihemotra io fivoriana tahaka ny maha zatra .ary ny resaka ao Atoa Dia fit stérant @nao ny zavabità´ i Chissano sy ny Frantsay izay tsy hazo hivalozana

  4. Fanitsina: io fivoriana io Atoa Ravalomana dia fitaterana @ nao ny zavabitan iChissano sy ny Frantsay , ary tsy hazo hivalozana izany.

  5. ** Efa paikany renindozatra lafrantsa ny namoronana ity CT,CST mba hanapotheina ny ankolafy M.Ravalomanana fa tsy naharakatra izany hevitra mantsina izany ireo « nahay niditra » ka tsy « ahay hivoaka » ve hoy ny filoha izay tany ho any sa?
    ** Toy izany koa ny fividianana ny FKM sy sasany ao FFKM : lafrantsa sy ny katolika foana no tia hanjaka erany Madagasikara ka tsy tantin-dry zareo ny nijoroany filohantsika sy ny FJKM, dia nampiasaina izay mafy ery Pedro, sy ilay damompra norohahiny filoha dia iny « coup d’état » iny….Jereo fotsiny aty ao aorian ny fasahian’io Pedro sy ireny fampitsangatsanganana  » reliques-Bosco sa iza moa « .
    ** Ary isika malagasy samy isika irery, mety hevitra fa toa nofy raha hisy fiara-miresaka izany, dia tena tsy ahavita n’inoninona e!Tsy fahaizana miray hina eo, hakanosana eo, ary basy na fitaovam-piadina afa tsy an-tanana, dia inona no atao ankoatry ny « pli vava » sy vavaka?
    Misy paika any ho any tokony nampiasaina ary mbola azo dinihana fa raha mbola izao fomba « à la franco-française » nandomboina ny gasy taon-jato maro izao, no mbola tohizana dia Magadascar 4 na 5, indray no heso ho havaokan’ny mpano oronona-tsary!

  6. je ne garantie pas l’Authenticité mais …

    http://www.finances.net/infos/actions/Communiqu%C3%A9-par-Business-Wire—La-Mouvance-Ravalomanana-588962

    Communiqué par Business Wire : La Mouvance Ravalomanana

    ANTANANARIVO, (BSW) -: La Mouvance Ravalomanana a commissionne un sondage d’opinion nationale pour determiner les vues du peuple malgache sur la crise politique actuelle….

    Les resultats cles ont maintenant été publiés dans l’espoir que les malgaches auront la chance de faire la décision sur leur prochain Président au cours d’une élection libre et transparente. Les décisions récentes de la CES empêcheront des millions de gens de voter pour leur candidat de leur choix.
    Le sondage a montré que:

    — 47% des gens pensent que le problème majeur existant à Madagascar actuellement est la crise politique.

    — 91% des gens pensent que le pays se dirige dans la mauvaise direction.

    — 88% des gens pensent que la situation économique s’est aggravée pendant les quatre dernières années.

    — 72% des gens pensent que la situation économique de leur famille s’est aggravée pendant les quatre dernières années.

    — Seulement 15% des gens pensent que la situation économique nationale va s’améliorer l’année prochaine.

    — 81% des gens ont exprimé leur intention de voter dans les prochaines élections.

    — 77% des gens pensent que la communauté internationale a trop interféré.

    L’opinion publique sur les succès des gouvernements deMarc RavalomananaetAndry Rajoelina:

    -0- *T — Création d’emploi 57% 17% — Attraction des investissements étrangers 57% 14% — Services de santé 23% 54% — Protection des droits civils 38% 33% — Amélioration de la situation de vie 46% 21% — Lutte contre la corruption 47% 16% — Réduction de la pauvreté 52% 16% *T

    L’opinion publique sur Neny Lalao Ravalomanana:

    — 52% croient qu’elle saura restaurer la confiance avec la communauté internationale.

    — 58% croient qu’elle pourra mieux attirer des investissements étrangers.

    — 62% croient qu’elle pourra créer des emplois et réduire le chômage.

    En plus, 61% de gens pensent qu’on ne peut pas faire confiance à Andry Rajoelina parce qu’il n’a pas tenu sa promesse de ne pas se présenter à la Présidentielle. 64% des gens croient que la position de Madagascar sur la scène internationale s’est affaiblie sous la gouvernance de Rajoelina.

    Le sondage a aussi révélé que les candidats les plus populaires sont Andry Rajoelina et Mme Neny Ravalomanana, et que le candidat le plus populaire en 3ieme place n’a reçu que 7% de support.

    Pour que les prochaines élections soient crédibles, l’électorat malgache doit pouvoir choisir son prochain Président d’une liste de candidats qui est vraiment représentative.

  7. 81% ont exprimé leur intention de voter aux prochaines élections.Il faudra arriver à les persuader à ne pas voter.Ce sera notre campagne.A moins que Marc Ravalomanana nous sorte sa dernière carte…

  8. iza koa no ifampiresaka intsony amin’ny for,gondravalo e! olona tsisy fotony ireo daholo! efa resy ianareo fa mangina amin’izay ô!

  9. Ianareo anie ry Denise no nisitrika ka tsy nisy nanontany.Faly izany isika satria mivoavoa ny alika nanalika ny razambenareo.Tsy teo amin’ny toerana ny fianakavianao aho.

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *