Liste définitive des candidats : Chissano est là…

CES 2

CES 2

Décision n° 11-CES/D du 21 août 2013 arrêtant la liste définitive des candidats à
l’élection du premier Président de la quatrième République
01. ANDRIANAINARIVELO Hajo Herivelona
02. LAHINIRIKO Jean
03. RATSIRAKA Iarovana Roland
04. RABEHARISON Roland Dieu Donné dit VAHÖMBEY
05. RAJAONARIVELO Pierrot Jocelyn
06. JEAN-LOUIS Robinson Richard
07. RABEHARISOA Saraha épouse GEORGET
08. RAKOTO Jean Pierre
09. RABETSAROANA Willy Sylvain
10. RABEMANANANTSOA Brigitte Ihantanirina
11. RAZAFIMANAZATO Julien
12. RAZAFIARISON Laza
13. MONJA Roindefo Zafitsimivalo
14. RANDRIAMAMPIONONA Joseph Martin
15. RAJEMISON RAKOTOMAHARO
16. VONINAHITSY Jean Eugène
17. RAVALISAONA Clément Zafisolo
18. TEHINDRAZANARIVELO Djacoba Alain
19. RAJAONARY Patrick Ratsimba
20. LEZAVA Fleury Rabarison
21. DOFO Mickaël Bréchard
22. RANDRIAMANANTSOA Tabera
23. NOELSON William
24. RATRIMOARIVONY Guy
25. FAHARO RATSIMBALSON
26. RAKOTO ANDRIANIRINA Fetison
27. RATREMA William
Décision n° 11-CES/D du 21 août 2013 arrêtant la liste définitive des candidats aux Présidentielles Page 5 / 5
28. RAHARIMANANA Venance Patrick
29. TINASOA Freddy
30. RADAVIDSON ANDRIAMPARANY Benjamin
31. RAZAFINDRAVAHY Edgard Marie Noé
32. VITAL Albert Camille
33. RAJAONARIMAMPIANINA RAKOTOARIMANANA Hery Martial.
Article 2.- La présente décision sera publiée au journal officiel de la République.
Ainsi délibéré en son audience privée tenue à Antananarivo, le mercredi vingt et un août
l’an deux mil treize, à quinze heures trente minutes, la Cour Electorale Spéciale étant
composée de :
Monsieur RAKOTOZAFY François, Président
Monsieur RAHARINARIVONIRINA Alisaona, Membre
Monsieur RAZAFINDRABE Josoa Jean Clément, Membre
Monsieur RAMANGASON Jean Marie, Membre
Madame PELIARIMANANA Augustine Elysée, Membre
Monsieur RASIVIARSON Félicien, Membre
Monsieur RAKOTONDRABAO ANDRIATSIHAFA Dieudonné, Membre
Monsieur RAJERISON Arsène, Membre
Monsieur MAHAZAKA Clermont Gervais, Membre
Madame RANAMPY Marie Gisèle, Membre
Monsieur BEFOUROUACK William, Membre
Monsieur RANDRIANTSOA Mong Wai-Tune Serge Lucky, Membre
Monsieur ANJARARISON Ken, Membre
Monsieur IMBIKI Herilaza, Membre
Monsieur RABARISOA Andrianaina, Membre
Monsieur RASOLO Nandrasana Georges Merlin, Membre
Madame RAHELIMANANTSOA Rondro Lucette, Membre
Monsieur ANDRIAMAMPIANDRA Mamy Jaona, Membre
et assistée de Maître RALISON Samuel Andriamorasoa, Greffier en Chef.

16 pensées sur “Liste définitive des candidats : Chissano est là…”

  1. Manahoana izany MIKIRAKIRA MILLIARA VIDIN’NY FAHAIZANA RY ZAREO
    VOAVIDY MORA??????MAHONENA!!!!
    IREO INDRAY IZANY NO RAJAKO VAO2 VOKY MILLIARA?????FALY MAHALALA !!!!
    IRETO INDRAY IZANY NY MAMBA RERAKA e

  2. Ranavalona ve sao de mba manana stratégie ambony kokoa hitondrana ny tolona ankoatry ny fijanonana ho mpanaratsy fotsiny hoe rajakombazaha sy voavidy miliara ? Efa hatramin’ny ela mantsy ny ankamaroantsika eto no mitanisa izao oha-pitenenana ratsy rehetra izao hilazàna fa mankahala mafy izay tsy mitovy fijery amintsika.

    Efa fantatra mazava hatrany amboalohany fa hery amim-basy no fahavalo, ary basy no nidirany nakana fitondrana, ka tsy vavabe fotsiny eto @ forum no hahatohitra izany. « Ny tranom-pody no vitan’ny vava » hoy Rajao malok’ila izay.

    Mila stratégie mazava tsara sy application conrète ny hevitra politika. Ny tora-po feno hatezerana mitatatata izao oha-pitenenana ratsy rehetra izao dia mijanona fotsiny eo aminao sy ny vondron’olona namanao izay voatery mihafy mihaino anao, fa tsy mipaka any @ fahavalo politika akory.

  3. Mila miroso amin’ny dingana HENJANA sady matotra amin’izay fa tsy mahavaha olana ny resa-be sy fanaratsiana sy fanenjehana nahazatra hatramin’izay 4 taona izay, tsy mila autorisation, tsy mila fifampiraharahana fa ny vahoaka mijaly , ny mpitarika be resaka fotsiny sady voky ihany, tsy mahasahy akory , ny vahoaka efa miandry top fotsiny, mila organisation maty paika, zavatra mavesa-danja no asetry ny mpanongam-panjakana fa tsy ilaozana mandany andro mifampiraharaha sy miera , izy angaha niera taminao raha nanongam-panjakana sa nifampiraharaha taminao izy rehefa mampijaly vahoaka tahaka izao? basy no nidirany teo dia izay mifandraika amin’izay tompoko no mila asetry azy fa tsy resa-be sy fanaratsiana mirefarefa amin’ny tany fotsiny.

  4. Tsara ny hezaka miankina @ « statégie » na paika na fomba fiady tena matotra fa tsy an-serasera toy ny 4 taona izay taritiny ireto donga isany mpiara miasa @ domelina.
    FA ragalasamy kanosa, kamo hisahirana ary tsy misy basy dia vaotery mikaroka firenena afa hanampy ankoatry renindozatra. Any anie ny fototry ny tolona e!
    Toy ny firenena rehetra voajanaka erantany: ry zareo firenen-dehibe no mifampiady tia hampiatra ny tanjany @ izay firenena tiany ho volosana. Ny vahoaka dombona saina hikatsaka ny lanitra ary ny tompon-tany voavidy no miasa ho any mpanjanaka.
    Aiza ny safidiny gasy ? Misy raha mba manokatra fijery kely ankoatry « andafy France »
    Hitarazoko foana anatiny « francophonie »? Ho taonjato firy indray no mbola handombona saina ny malagasy ?
    Mety tsy mahita olona intsony ve ny firenena afa dia avelany gasikara ho « 9-3″bis (93)ho tantanany renindozatra mandrakizay….(« couches taille XXXLLL)sisa no tsy misy aminy ireo donga isany mitonona ho mpitari-tolona sy ireo voavidy vaovao natao anty listra ho fidina.
    Dia hitsetsitra miadana,tsy mivantana ny vahiny afa: « stratégie » afa koa io an.Izany daholo no fahita erantany e.
    ONU sy didy maso ary ny firenena afa mialokaloka dia avela renindozatra hampiatra habibina sy famonoana (raha sendra ka misy masahy manohitra toa ao Afrika) dia ny vahoaka « merci m’sié » fotsiny sisa raha tsipazana sisan-tsakafo « pesticides ».

  5. Que Rajoelina soit écarté?
    IL S’Y ATTENDAIT ET, S’EN FOUT COMPLETEMENT.

    Du moment que Lalao Ravalomanana soit écartée,…… CE FUT LE BUT, pour qu’ en 2019, appuyé par la Francafrique (TOUJOURS), il puisse se representer sans adversaire qui pourrait lui barrer la route eventuellement.
    Et voilà !…..Le tour est joué !!!!

  6. Ka io koa ange ry zareo miankina amintsika vahoaka mihintsy.Ohatra roa fotsiny no singaniko eto:

    1./ Efa nilaza izahay fa raha tsy mividy vokatra frantsay intsony ny malagasy eran’ny nosy mandritra ny iray volana dia miala ireo mpanohana ny mpanongam-panjakana ireo.Iray volana ihany no angatahina amintsika.Ry zareo alzeriana tsy nanjifa savony frantsay dia nody ny mpanjanaka mpananararaotra.Io TOTAL io mihintsy no tokony hialana pà.

    2./ Dia misy toe-tsaina ohatran’izao:malaza mihintsy fa ny frantsay lahy na antitra na sembana na nigadra rehefa migadona ao Tana dia hifandrobahan’ny ampela isany ary ny fianakaviana aza dia sahala mamporisika ny zanany vavy hihevitra toy izany na ireo nahavita fianarana aza dia voasarika amin’izany.Dia ireo ampela ireo no mipoerapoera rehefa tonga andafy sy miaina ao dia avy eo manao vacances ny anao vavy fa manao matavy resaka fotsiny sy mihinana elle&vire e dia matilolo ny ampela hafa dia mampitady lehilahy vozongo foana na misy malagasy bogany izao ary avy any Alemàna na Canada dia aleo ihany tagila vazaha.Izaho akory tsy mandrara ny fanambadiana safiotra fa raha ao ilay fitiavana mifamaly dia vao maika tena tsara mba hampiroboroboina ny soatoavina ny firenena roa.

  7. Tsy hay ihany izay hitondrana ity raharaha ity fa dia izao ary e!!
    Kenakenao eo ihany dia avelao ny manampahefana hanao izay danin’i kibony dia
    ohatry ny dinta dia izay voky dia mikodiadia miala, dia izay NOANA indray MITSENTSITRA izay AZONY NA TSIA AZA e!!!

    Ratsimilaho
    Izany  » malagasy Bogany » izany anie ka HIFANDROMBAHANA ry da e!tena rotidrotika mihintsy ny sipa @’izany.
    Aiza no misy izany ry sė???za mantsy manana zanaka vavy beu dia beu gasy daholo, zaza hendry mianatra tsara , tsara
    taiza masika mantsy rafotsy hihihiiii Vazivazy!!!

  8. ….de gaga elah!!!!

    Nary !efa mba manimpi2 eny antsefatsefany eny za fa saingy  » miiissy miiiihhaaaaiinnoo ????
    dia aleo aloha atao mafi2 fa izao koa no tsy ampy amintsika anie e! sady efa tara anie ilay zavatra e!!
    tsy tokony ve vao hanolo ilay CES izay efa fanatra ny ANTONY sy ny TETIKA RATSINY dia tsy efa TOKONY VE NITADY
    HEVITRA ARAKY NY LALÀNA FA TSY AZO NATAO NY FANOLOANA IREO TEO ALOHA ????nefa dia toa MANAIKY
    AMIKO MATOA TSY MITENY, dia izao VAO MODY MMMMBAAAAA…….. MANOME LITIKA ???
    Raha mbola toy izao ilay fomba fiasa aloha dia AVELAO IHANY AHO MBA HITENY, dia voatwry koa anie indraindray e!
    Eny fa kosa hiezaka aho fa misaotra tsy misorona miteny.

  9. Mba diniho @ saina tsy miangatra kosa nge e, na manohitra hatramin’ny farany sy mivoaka ny efitra tsy handany tolo-dalàna iray aza ny ekipa mouvance anaty fitondràna, dia tsy maintsy lany foana iny satria mandray toerana fotsiny ny vice président dia mitohy ihany asam-baomiera.
    De toy izany any anaty institution rehetra: CST sy conseil de gouvernement, conseil de ministre, hatrany @ CENIT sy CES misy représentant mouvance ra8 daholo ireny, ary na manao non catégorique aza izy ireny tsy manova n’inoninona.Ka tokony enjehina ve izy ireny ?

    Raha ndeha atao hoe tsy niditra tao, niditra kely aza tsy mahavita mampikatso raharaha ka vao maika ety ivelany ? Vahoaka nge ireny teny Ambohijatovo depuis 2009 nidina an’Analakely noravan-dry Charles ireny fa dia ravany tokoa e. Ao anaty magro sisa mamitsaka.

    Tsy nisy stratégie hafa nitarihana ny grand corps sy ny sisa ve nanerena ireo naka fitondràna ankeriny hanaraka ny feuille de route ? Raha eny ny valiny dia tokony handini-tena ihany raha izany sao de tena minorité tokoa isika ao anaty foto-kevitra.

  10. Samy mahalala daholo isika malagasy ny rariny sy ny hitsiny, ny marina ary mahita fa misy ny tsy mety ao saingy ny fahitako azy dia mila mpanentana sy mpitarika matianina sahala ao amin’ny MFM.Tsy manandafy fa mba hafa indray.

  11. Izao no izy rehefa tsy mahay mifanaraka re é ! Ny politika eto Madagasikara dia politikan’ny fangalarana sy mampatahotra – Tsarovy ny tenin’ny Baiboly hoe : Izay managon-karena ho an’ny tenany dia ……an’ny tsirairay no mameno azy.

    Aleoko re tompoko mipetraka tsy moramora fa toa hita taratra sahady ny tenin’ny Baiboly fa tsy manaiky satana raha tsy tody eo amin’izay toerana tiany aleha – dia eo izy no ho rava hitan’ny be sy ny maro – Ho avy izany andro izany ka mampahatsiahy fotsiny aho mba tsy ho tara loatra re é !

    Tokony tsy hisy fahatahorana akory ho antsika malagasy mahita ny fandehan-javatra izao raha mino isika – Asanao ary é!

  12. « Le Quai d’ Orsay organise des Elections Truquées à Madagascar … »

    MDM : Andry Rajoelina a 8 acolytes qui roulent pour lui , en course à la Présidentielle
    20/08/2013

    Le MDM demande à Andry Rajoelina de se retirer avec dignité de la course à la Magistrature suprême et de désigner un de ses 8 acolytes politiques qui figurent déjà dans la liste des 32.

  13. http://www.midi-madagasikara.mg/

     » Election présidentielle : 1er tour le 25 octobre 2013

    Comme il fallait s’y attendre, la CENI-T a publié hier le nouveau calendrier électoral après une impasse suite aux candidatures surprises de Andry Rajoelina, de Lalao Ravalomanana et de Didier Ratsiraka.

    Le processus électoral semble être irréversible. Hier, après la publication de la liste définitive des candidats, la CENI-T a déterminé le nouveau calendrier électoral. En effet, le 1er tour de l’élection présidentielle aura lieu le vendredi 25 octobre 2013, tandis que le second tour couplé aux Législatives se tiendra le 20 décembre de l’année. « Les Malgaches auront leur premier président de la Quatrième République en janvier 2014 », a fait remarquer Fatma Samoura des Nations Unies…  »

    Ils sont préssés de Conclure l’Affaire …
    Certains ont participé au Coup d’Etat Sanglant
    Un Crime contre l’Humanité n’est jamais amnistié
    Dénoncer cette Liste et
    Réclamer un Nouvel Appel à Candidature
    ils ne pourront plus empêcher Lalao de se représenter
    Sinon La seule façon de leur couper l’ herbe sous les pieds est de quitter la Feuille de route
    Fin du Consensus
    La Feuille de Route au Tapis …
    ils seront bien obligés de négocier

  14. Parmi les 33 candidats, personne n’est intéressée par les grands changements d’éthique appelés les « 5H »:

    – Honoraires raisonnables
    – Honneur de servir le pays et non de se servir
    – Hisser le niveau de vie des ses compatriotes
    – Halter la corruption qui gangrène l’économie
    – Harmoniser les relations entre les forces de l’ordre, la population et le monde politique.

    Si vous êtes intéressé(e), quittez le navire des marionnettes et changez de cap.Ainsi, veuillez soumettre votre dossier auprès de l’Espace des citoyens responsables et aimant Madagascar.
    Qualités requises (les 5P):

    – Patriote(mettre l’intérêt du pays avant le sien)
    – Professionnel de la communication(savoir écouter le peuple,savoir parler)
    – Passionné de droits(constitutionnel,public,privé…)
    – Pragmatique(traiter équitablement les partenaires de Mada)
    – Pur d’esprit(incorruptible,intègre et humaniste)

    si ne remplissant pas les conditions, veuillez s’abstenir.Toute personne de citoyenneté Malgache ayant au moins 40 ans peut se porter candidat.

    Les épreuves se déroulent de la manière suivante:
    – Test psycho-technique:Aptitude de gérer des situations(vision,résistance,perspicacité);état d’esprit(ouverture d’esprit,intégrité,éthique);niveau de patriotisme.Si admis(e), passe au test suivant:

    – Test de connaissances personnelles/professionnelles:
    épreuve écrite et/ou orale:selon sa profession,questions sur les notions acquises dans d’autres domaines et culture générale ainsi que linguistique.Si admis(e),passe à l’étape suivante:

    – Entretien d’admission avec une équipe pluridisciplinaire:
    discuter sur ses centres d’intérêts et ses passions afin dévaluer sa volonté d’engagement,d’apprendre et de fédérer.Si admis(e),passe au test suivant:

    – Exposé sur ses manières d’améliorer le niveau de vie des Malgaches et de défendre la souveraineté nationale:Si convaincant(e), invité(e) à se présenter au Conseil d’État(constitué uniquement par le peuple).

    – Entretien de confirmation pour le ou la pressenti(e). Et enfin, un referendum pour une élection finale.

  15. Indrisy mantsy ry Ratsimilaho fa ny lalàm-panorenana ny firenena malagasy anie ka « copier coller » @ any renindozatra lafrantsa e!
    Dia sarotra na ho atao mihintsy aza hoe sao nofy ihany ireo hevitra soa harosonao.
    Fa mety azo atao dieny izao angamba ny manaparitaka ireo hevitra mba hanabehazana olona maro indrindra any ambanivohitra mora vidin’ireo mpanao politika mila isambato fotsiny.
    Any no azahoan antoka hampandroso ny fanovana toe-tsaina sy fomba fijery ary fomba fiasa vaovao ka hanondrotana ny haja sy hasiny firenena nopotehiny « colons » izay taon-jato roa mahery izay ka hatrizao.

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *