Fanambarana

nenyy

nenyyNy kandida RAVALOMANANA RAKOTONIRAINY Lalao dia manao izao fanambarana izao :

– Aoka isika rehetra hilamina, ka lao ny ankizy hanao fanadinana bakalorea am-pitoniana

– Aoka isika rehetra ho tony sy hiray hina hatrany

– Aoka hiandry ny toromarika rehetra avy aty amiko momba ny fanohizana ny tolona

– Misaotra ny fahatsiarovan-tenantsika rehetra

Antananarivo faha-20 Aogositra 2013

Neny Lalao Ravalomanana

IMG_0003

5 pensées sur “Fanambarana”

  1. Inona daholo hono ireto kisarisary sa tena izy @ plafond io ô ?
    Ny mpamadika, vongan’olona samihafa efa tsy ferana ka sao efa feno fitsikilovana samihafa manodidina an’i Neny an!
    Alika anie ireto mpanjanka ireto e: mivovoha kely sisa tsy toy ny alika..raha ohatra masahy manohitra ny malagasy….
    fa hisy hitraotra ve e? Sa manaiky fakofakom-panampina izay tsy inona fa fandambon-tsaina mitohy ny vahoaka tsy ahay hisaina afa tsy ny hivavaka, hangataka sy hisaotra « oui m’sié » …

  2. Izany ka AZO LAZAINA FA TENA OLONA! RENY !mitsinjo ny ho avin’ ny ankizy.
    TIA TANINDRAZANA!!!!MANKASITRAKA NENY a!!!
    Sitony kely ny sofin’ireo tsisy atėdoha ireo ry Neny fa mandreraka be a!!
    Hatr’izay tsy hita fa hetsean’ny devoly indray HANAKOTABA IRETO MPIANATRA MBA HANALA FANADINANA
    dia MIRONGATRA e!!!dia ho FATY NY HERIN-TAONA mba niaretan’ireo ray aman-dreny sy ireo ankizy.
    Hita mihintsy hoe: ENTIN-JAVATRA FOTSINY FA TSY MISY FISAINANA NA DIA KELY AZA.
    HO HITANAY EO ARY IZAY MBA HO VOKATRA SAO MANAO ALASAFAY EO dia hoe: » vita tompoko ».

    VOKATRA NO ANDRASANAY ô!!!mba matahorà izay tokony hatahorana tompoko ô!!

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *