FFKM : Nampivory ireo solontena telo avy amin’ny movansy efatra

ffkmMiroso tsikelikely ny dinika fampihavanana tanterahan’ny FFKM. Androany Alarobia 14 Aogositra 2013 teo dia nanomboka nampivory ireo solontena telo avy amin’ny movansy efatra izy ireo teny amin’ny Vohipiraisana. Nambaran’ny filohan’ny FFKM ny Mgr Razanakolona Odon fa teknisiana ireo aminay hametraka ny hoe  inona no azo hametrahana rafitra, hivoahana amin’izao krizy izao, alohan’ny anolorana izany ho an’ireo filohampirenena sy ny filoham-piangonana miaraka. Nanokatra fotsiny izahay hoy ireto filoham-piangonana ireto fa tsy maintsy mitady ny hevitra iraisana isika. Mbola atolotra ireo tomponandraikitra tsirairay ny hevitra mivoaka mandritra izany. Anisan’ny andrandrain’ny vahoaka Malagasy ity dinika fampihavanana tontosain’ny FFKM ity amin’izao fotoana izao. Heverin’ny maro fa io no làlan-tokana ahafahan’ny firenena mivoaka amin’ny krizy rehefa tsy vitan’ny fikambanana iraisam-pirenena ny nampifanatona ny mpifanandrina politika nitadiavana vahaolana.

6 pensées sur “FFKM : Nampivory ireo solontena telo avy amin’ny movansy efatra”


  1. Nahoana no i Rajoelina no EKENA HANONDRO NY OLONA HISOLO AZY ?

    Ny olona TOKONY ho enjehina (BERIZIKY )tsy enjehina, fa ny ao an-trano ihany !
    INY ANGAMBA NO MORAMORA KOKOA NY MANENJIKA AZY. Dridran’ny Ngilo.
    Raha misy mahavita ny vitany , dia ataovy ho jerena e !

    Misaraka sy miparitaka tsara izao ny mpanohana an’i Rtoa Lalao Ravalomanana noho io dridran’i Ngilo io.

  2. AOKA ISIKA TSY HANAIKY HO VINGANGAIN’NY OLONA IZAY MIHEVITRA MANAN-JO LEHIBE NO ISIKA !
    FIERY SY HAMBO DISO TOERANA IZANY !

    Mbola misy aNy seho-javatra mikaska ny famahana ny krizy eto Madagasikara dia ahatsapana fa latsaka an-davaka ny ezaka nataon’ny SADC atramin’ny 09 août 2009..
    Niedinedina sy nampiseho hambo fa voafehiny tsara ny ny « option négociations  »
    roa erin’andro avy eo diatsy nanaja ny soniany i rajoelina , ary efa maro no nilaza fa baikon’ny frantsay io hetsik’i rajoelina io
    dia nisy tovana a amendement nanampiana ny accords de MAPUTO..mbola hevitra avy amin’ny mpnolon-tsainan-drajoelina..
    Mro ireo fomba sy faminganana nataon’ny frantsay fa tsy nihontsona ny SADC na dia teo aza ny fanoherana naseho’ny Ankolafy RAVALOMANANA MARC amin’ny fanekena lembenana na noho ny fanarahan-drenirano asehon’ny SADC..
    Iarahantsika mahafantatra ny tohiny izay mihafara amin’ny tsy fahamenaran’ny SADC manaiky ny toro-hevtry ny frantsay ,izay nangataka ny hanovana ny CES , izay hanova ny listr’ireo mpifaninana..Io fanaken’ny SADC io dia « acte de trahison » ho an’ny Malagasy izay nino sy niompana tanteraka amin’ny accords de MAPUTO ,izay nosoloina tamin’ny feuille de route..
    Menatra ve ny SADC fa tsy nahatanteraka ny fametrahana ny tondrozotra ,sa misy deal vaovao mahasarika azy sy hahazoany tombony noho ny fanantaterahana ny tondrozotra ,koa dia nampanao an-drajoelina hitsivolana hanovana ny CES ,izay hanova zavatra maro mikasika ny fifidianana , izay tsy ho heken’ny communauté internationale ,raha toa ka tsy hesorina amin’ny listry mpifaninana ratsira Mame RAVALOMANANA LALAO ary rajoelina!!
    FA IZA MOA NY COMMUNAUTE INTERNATIONALE ITY E? MBLA ILAY COMMUNAUTE INTERNAIONALE TSY NANKASITRAKA NY FANONGANAM-PANJAKA VE ?
    SATRIA ANKEHITRINY DIA MISY FIRENEN-DEHIBE AO ANATIN’NY COMMUNAUTE INTERNATIONALE NO MANDA ARYTSY MANAKY IO BAIKO NOMEN’NY SADC NY FITONDRAN ‘NY MPANONGAmM-PANJAKANA HANOVA NY CES !
    NY FILOHA RAVALOMANANA MARC TAMIN’NY RESAKA AN-TELEPHONE NATAONY NY 03 AOUT TENY MAGRO BEHORIRIKA DIA NANKAHERY NY MALAGASY IZY TSY HATAHOTRAFAMISY FIRENENA MANTANJAKA VONONA NY HANAMPY ANTSIKA MALAGASY !
    Valinteny ho an’ny SADC sy ny UNION AFRICAINE ,HOAN’NY UNION EUROPEENNE , SY HO AN’NY FRANCE ,izay milaza fa raha tsy hesorina ireo mpifanina telo ireo , dia tsy hisy vola avy amin’ny Communauté internationala hanaovana izany fifdianana izany ary tahiana fa lany ho Filohan’ny Firenena ny iray amin’ireo telo ireo dia tsy hahazo ny fankasitrahan’ny Communauté internationale !
    DIA AVERIKO NY FANONTANIAKO ETSY AMBONY :
    « COMMUNAUTE INTERNATIONALE INONA ?
    Tsy tadidino ve tamin’ny26 juin 2002 ,fa tsy nankastraka ny fandresen’ny Malagasy izay nividy ny Filoha RAVALOMANA MARC ,izay nandresy an-dratsika ,nefa dia nampihazakazaka ny ministry ny raharaham-bahiny frantsyerin’andro avy eo ,satria natahotra ny tsy hahzo anjara eo amin’ny fampandrosoana ny Malagasy !
    LA SADC ET CONSORTS AGISSENT COMME LES SINGES ,PLUS ILS GRIMPENT DANS UN ARBRE PLUS ILS VONT DECOUVRIR AUX AUTRES QU’ILS ONT LE CUL NU !
    DANS CETTE CRISE MALGACHE ,ILS N’ONT BESOIN DE GRIMPER DANS UN ARBRE , LES AUTRES SAVENT QU4ILS TOUT NUS ,SANS LE SOU ET ILS OSENT PRETENDRE BLOQUER LES ELECTIONS PRESIDENTIELLES POUR DES QUESTIONS FINANCIERES ?
    ALONS DONC ! PARLONS PEU ET ARLONS VRAI ! ET JUSTE ! VOUS NE REPRESENTEZ PLUS LA COMMUNAUTE INTERNATIONALE QUI A REFUSE LA RECONNAISSANCE INTERNATIONALE AUX AUTEURS DU COUP D’ETAT A MADAGACAR LE 17 MARS 2009 ,CAR VOUS ETES CUL ET CHEMISE AVEC EUX ACTUELLEMENT CONTRE LE DROIT ET LA SOUVERAINETE DES MALGACHES !

  3. Un homme décède et va au paradis.
    Il arrive dans le bureau de St-Pierre, et remarque que les murs sont ornés d’une multitude d’horloges. Intrigué, il lui demande :
    – Dites-moi, à quoi servent ces horloges accrochées contre vos murs ?
    -St-Pierre: Ce sont les horloges du mensonge, lorsqu’une personne dit un mensonge, son… horloge personnelle avance d’une heure. Voici par exemple celle de mère Teresa, elle est bloquée sur midi, donc elle n’a jamais dit de mensonge. Voici celle de Martin Luther King, elle marque deux heures, donc il a prononcé deux mensonges dans sa vie.
    – Je ne vois pas celle de Rajoelina ?
    – Elle se trouve dans le bureau de Jésus, il l’utilise comme ventilateur

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *