KOLIKOLY AVO LENTA AO AMIN’NY CES : MISY MANAMBY MILIARA HANALANA KANDIDA IRAY

Amin’izao hanoratanay izao dia mandeha be ny resaka kolikoly eo anivon’ny mpikambana ao amin’ny CES hanalana kandidà iray.Misy manamby amin’ny miliara mihitsy ny mpikambana iray ao amin’ny CES. Miandry ny ho tohin’izao resaka izao isika…

3 pensées sur “KOLIKOLY AVO LENTA AO AMIN’NY CES : MISY MANAMBY MILIARA HANALANA KANDIDA IRAY”

  1. Tsy mahagaga izany. Inona moa no tsy mitranga amin’izao fotoana izao ? Teo anelanelan’ny 2009 sy 2013 no nahitantsika ny zava-doza rehetra sy tsy fampiseho masoandro vitan’ireto mpanongam-panjakana ireto.

  2. Excusez-moi si je m’interpose
    Ecoutez-moi car je me propose
    De faire partie du haut comité
    Et d’œuvrer pour la légalité

    Je suis beau, intelligent et intègre
    J’ai déjà perçu des salaires maigres
    variant entre 15 et 22 millions FMG
    Je n’oublie pas que j’étais un DG

    Comme je suis déjà un affairiste
    Je traite même le gaz de schiste
    On dit que notre oseille sent l’ail
    Tant mieux car il faut que ça aille

    Je vous serai donc très reconnaissant
    De bien vouloir être si compatissant
    Car à part mes deux 4X4 et ma villa
    J’ai rien d’autre pour épater Bella

    Si notre collaboration se concrétise
    Vous verrez que tout sera mainmise
    Notre pays regorge tant de richesses
    Joliment assez pour assurer nos fesses.

  3. Ny harentsika sy ny fandrobana antsika ihany no hanajany antsika e!!
    « hamelezany « mantsy e! Tsy mahagaga izany , fa ireo mafia anie no mibaiko izany fa iza moa????
    Volamena efa firy KG no taomina isanandro eo ,ny sisa tsy ferana koa misy antony inona aminy moa izay
    miliara FMG???? izay no HAMAROTANA ilay fahaizana sy ny TANINDRAZANA ???dia MAMPALAHELO!

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *