LERIVA MANAHIRANA : Mitombo andro aman’alina ny olona mankasitraka ny kandidà Lalao Ravalomanana

LERIVA

LERIVAMisaotra sy mankahery antsika hoy ny Cst Leriva Manahirana tonga eto amin’ny kianjan’ny Magro Behoririka androany. Ny any amin’ny disitrika
misy anay hoy izy dia alao mitombo andro aman’alina ny olona mankasitraka ny kandidà Lalao Ravalomanana. Izahay na tsy eto aza hoy ity oomboantendry ity dia manenjika any amin’ny faritra. Handeha ho any izahay amin’ny Sabotsy sy Alahady izao. Sahiko hoy Leriva ny mirehareha aminareo eto an-kianja fa mitombo ny olona mankasitra an’I Neny. Isika hoy izy dia aza variana eto fa hetsiketseho ny any amin’ny fokontany sy ny faritra misy anao fa mety ho tampotampoka io fifidianana io. Ny ao an-tsaintsika hoy ity mpanao politika ity dia I Neny ihany nokandidà. Ny zavatra kendrentsika dia mody I Dada, mivoaka ny gadra politika, misokatra ny ardio nakatona. Rehefa izay no misy dia ran any tolona far aha tsy izay dia mbola tsy mifarana. Mila miasa isika hoy Leriva fa nyfifidianana tsy maintsy handeha ary Neny tsy maintsy kandidà. Tsy maintsy miasa isika vao mandresy fa tsy mandeha irery ny fandresena. Noho izany mila miraysaina sy fo isika. Mahereza hoy izy ary aza kivy.

 

6 pensées sur “LERIVA MANAHIRANA : Mitombo andro aman’alina ny olona mankasitraka ny kandidà Lalao Ravalomanana”

  1. Pro Legaliste atrany ambohalohany ny tenananay ,fa tena leo ny Resaka Magro rediredy tsy misy fandrosoana toan dr i Mamay sy Hanitra dia manao tsy akietsika lava.

  2. Ny ahy kosa aloha dia ekeko raha ohatra ka toy ny fitombon’ny
    TAKOLAKA sy ny SAOKA FAHAROAN’ilay mpikabary io ny fitombon’ny
    olona HIFIDY an’i Neny e!!!mba jereo tsara Zalah fa aza tonga dia bla, bla kosa a!!
    Masiaka ratsy !!!vazi2 ny ahy sao misy avi2 eto an!!!aza tezitra fa somonga ny ahy e!!

  3. tsara jerena iany fa misy mitady hanimba ny seraserantsika. 4 taona izay vitako sy vitantsika. tsy maintsy mandresy ny foza orana @ endriny rehetra na domelina na hajo na udrc hafa rehefa nanongam-panjakana ka fototry ny fahasahiranana @ zao fotoana. Nandalo tany @ faritra andramasina sy antanifotsy iny za fa tsy matory antrano tsony ny zaza sy vehivavy @ alina fa any antsaha; ny lehilahy no miandry tanana; tena mampalahelo no niafaran’ny firenena no ny asan ‘ny foza orana mitarika miverina; fongory fa manimba ny tany

  4. Ka tsy vitan’ny omby sy ny fananana intsony izao no hangalarina fa
    ny ZAZA AMAM-BEHIVAVY, noho ny antony samihafa ………MILA SORONA e!!
    ………..mila sorona hazahoana ilay » SEZA « eeeeee
    atao daholo izay HABIBIANA tsy roa aman-tany fa MILA ILAY » SEZA « eeeeee
    Ny RATSY izao no FIANATRA fa tsy soa intsony.
    Raha mba ahavita moa maninona fa dia faly mandroba sy miliba ary maika hivarotra tanindrazana fotsiny anie e!!
    tsy misy fitiavana ilay tanindrazana akory fa TIA KELY ! NY ANIO IHANY!!EFA VOAHOZONA eeeeeeeee

  5. Efa voaozona oà ny vahoaka, manaiky lembenana, miaritra ny famoretana ka inona ary no hantenaina eo ?? Ny eo iany no eo, tsy misy fiovàna nefa efa 4 taona izao.

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *