LERIVA MANAHIRANA : Tsy misy fifidianana azo atao eto raha tsy vita aloha ny fifidianana

MyDago.com-23Aout13 (7)

MyDago.com-23Aout13 (7)Nilaza ingahy Chissano hoy ny Cst Leriva Manahirana teny amin’ny Magro Behoririka fa ny kandidà no nifampitory. Dikan’izany dia hoe ianareo gasy vendrana no nifampitory. Tsy misy fifidianana azo atao eto hoy izy raha tsy vita aloha ny fihavanana. Rehefa tsy misy ny fihavanana dia rombo no ady eto. Amboary ny fo sy saina fa matoa izahay tonga maro eto dia miova ny tolona. Tsy azo ekena hoy ity mpanao politika ity ny hisian’ny fifidianana tsy misy movansy Ravalomanana. Izay fomba rehetra dia ataontsika rehefa tsy ampidirina ao isika. Izay fomba rehetra hanakanana izay hoy ity olomboantendry avy any Brickaville ity no ataontsika. Noho izany dia mila miray hina isika.

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *