Nesorin’ny CES tsy ho kandidà i Neny Lalao Ravalomanana : mitohy ny tolona…

lalao

lalaoNamoaka ny didy ny CES vaovao ka nalana tsy ho kandidà i Neny Lalao Ravalomanana sy ny kandidà isany,  Andry Rajoelina, Didier Ratsiraka, RAFALIMANANA Ny Rado, KOLO Christophe Rolland Roger, JULES ETIENNE Rolland, RASOLOVOAHANGY Roseline Emma, RAKOTOMALALA Marcel Fleury.

Mazava ho azy fa dia ny paika hanalana ny Neny no tena anton’izao. Mitohy ny tolona ho an’ny tia tanindrazana…

Ireto ny kandidà mahazo milatsaka hono :

1. Hajo Herivelona ANDRIANAINARIVELO
2. LAHINIRIKO Jean
3. RATSIRAKA Iarovana Roland
4. RABEHARISON Roland Dieu Donné dit VAHÖMBEY
5. RAJAONARIVELO Pierrot Jocelyn
6. JEAN-LOUIS Robinson Richard
7. RABEHARISOA Saraha épouse GEORGET
8. RAKOTO Jean Pierre
9. RABETSAROANA Willy Sylvain
10. RABEMANANANTSOA Brigitte Ihantanirina
11. RAZAFIMANAZATO Julien
12. RAZAFIARISON Laza
13. MONJA Roindefo Zafitsimivalo
14. RANDRIAMAMPIONONA Joseph Martin
15. RAJEMISON RAKOTOMAHARO
16. VONINAHITSY Jean Eugène
17. RAVALISAONA Clément Zafisolo
18. TEHINDRAZANARIVELO Djacoba Alain
19. RAJAONARY Patrick Ratsimba
20. LEZAVA Fleury Rabarison
21. DOFO Mickaël Bréchard
22. RANDRIAMANANTSOA Tabera
23. NOELSON William
24. RATRIMOARIVONY Guy
25. FAHARO RATSIMBALSON
26. RAKOTO ANDRIANIRINA Fetison
27. RATREMA William
28. RAHARIMANANA Venance Patrick
29. TINASOA Freddy
30. RADAVIDSON ANDRIAMPARANY Benjamin
31. RAZAFINDRAVAHY Edgard Marie Noé.

37 pensées sur “Nesorin’ny CES tsy ho kandidà i Neny Lalao Ravalomanana : mitohy ny tolona…”

  1. Izao no alehany rehefa niara-niasa tamin’ny mpanongam-panjakana. Izao koa no alehany rehefa tsy nahasahy nidina an-dalambe niatrika basy, aiza ny fitiava-tanindrazana e! Izao koa no alehany rehefa ny olon-kafa no nomena vahana sy nandrasana hamaha ny olan’ny tena. Aiza ny mpitarika? sa voky izy dia natory? manao kabary ambony vavahady fotsiny?

  2. Iza ny mpitarika tena sahy ny vahoaka efa vonona hisotro ny haleko maty nohon’ny fahoriana ka dia izay havoakan’ireo mpitarika feno fahalalana izahay hitarika ny vahoaka hitaky ny zohany fa mba aoka izay ny resabe ary raha tsy mahavita ianareo homeo olona hafa ny toerana fa maro ny tia tanindrazana!!

  3. Isika ve dia hanaiky izao sangy mihaotra ny loha izao..
    Baiko avy any ivelany (sadc ,union africaine , frantsay) dia iny teraka ny hitsivolana mamafa ny ces teo alona izay nanaiky ny filatsahan’ireo mpifanina 41 ,dia nametraka ces vaovao nanao fanihana fa hanaraka atsakany sy andavany ny lesona tsy maintsy hataony amin’ny fifidianana ireo mpifaninana mifanaraka tsara amin’ny fisainan’ny mpanongam-panjakana..izay mihevitra ny voankazo lo latsaka any an-kady no tsara noho ny voankazo eny ambony hazo !
    Tapitra eo ny fanalikana ny Malagasy , ary hijoro izy ireo fa tsy hanaiky lembenana ,koa izay olona tondroina na tendreny ho mpitsara dia ampy ho an’ireto andevom-bazaha ireto..
    TSY HISY MALAGASY VANONA HANAIKY IZAO FANITSAKITSAHANA NY ZON’OLOMBELONA IZAO !
    DIA MBA RAY SY RENY MALAGASY VE NO NITERAKA ,NITAIZA IREO MPITSARA TSY VALAHARA IREO ?

    Mihevitra ve ireto mpanao petatoko ireto fa fia misaina na dondrona nt Malagasy..,

  4. IREO MPITSARA PETATOKO IREO NO MILA FAHAIZINA SATRIA TSY VOATERY NANAIKY NY FANENDRENA AZY IZY IREO ARY TSY VOATERY NAMAFA NY DIDI-PITSARA IZAO NAVOKAN’IREO CES TEO ALOHANA..
    SA MIHEVITRA IZY IREO FA TENA MPITSARA MANARA-PENITRA ?
    HAZAO ,HENJEO IREO ARY FAHAIZO MAFY FA TSY MENATRA MANAKENDA NY MALAGASY !

  5. Jereo tsara anie fa tsy hisy hihetsika eo é. Izany hoe hanaiky ambokony fotsiny. Efa ela no nilaina ny rombo faééééééé
    Misy mibitabitaka ery izao ao, tsy iza izany fa i mangidy rakotoarivelo sy ny forongony

  6. LETTRE OUVERTE

    A LA SADC ET SES COMPLICES DANS LA DESTRUCTION DE LA SOCIETE MALGACHE ET SURTOUT SUR LA PROMOTION DE DE L’INSECURITE ET DU DESRDE A MADAGASCAR…

    APPLICATION AVEC URGENCE DE L’ARTICLE 21 DU DRIT DE L’HOMME ET DU CITOYEN
    NOUS DEMANDONS AVEC RESPECT ET INTRANSIGEANCE LES GRANDS PAYS DE LA COMMUNAUTE INTERNATIONALE QUI CONTESTENT PUBLIQUEMENT LES DECISIONS DE LA SADC ET DE L’UNION AFRICAINE …DE FERMEMENT EXIGER A CES DEX ORGANISMES DE RESPECTER LE DROIT DE L’HOMME DANS ARTICLE 21 SURTOUT DANS LE TRAITEMENT DE LA CRISE A MADAGASCAR..
    Devant les tâtonnements , les hésitatons , les tergiversations , L’dACHARNEMENT POUR LE RETRAIT DES TROIS CADIDATUES AUX PR2SIDENTIELLES , FACE A L’AUTORITARISME , AU DIRIGISME QUI CARACTERISENT LA PSYCHO-RIGIDITE DE LA SADC ET DE L’UNION AFRICAINE , A QUI LA COMMUNAUTE INTERNATION ENCORE UNINAMINE ET AYANT CRU A L’INTEGRITE FIABLE ET MORALE ET A L’HONNETETE INTELLECTUELE DE CES DEUX ORGANISMES ,NOUS DEMANDOND AVEC RESPECT ET UNE GRANDE INTRANSIGEANCE QUE LES GRANDS PAYS -USA, CHINE, JAPON, ALLEMAGNE , LES PAYS COMPOSANT LE BRIC’S ET D’AUTRES QUI S’OPPOSENT OSTENSIBLEMENT CONTRE CETTE DECISION LIBERTICIDE DE LA SADC ET DE L’UNION AFRICAINE DE FERMEMENT EXIGER A CES DEUX ORGANISMES DE METTRE EN OEUVRE RAPIDEMENT LA FEUILLE DE ROUTE ET DE METTRE IMMEDIATEMNT EN PLACE LA TRANSITIPN CONSENSUELLE ET INCLUSIVE POUR ORGANISER LES ELECTIONS PRESIDENTIELLES AFIN QUE LES MALGACHES GRANDES VICTIMES DE CE COUP D’ETAT S4EXPRIMER? DONNER LEUR AVIS ET CHOISIE LE OU LA CANDIDAT(E) CREDIBLE , CAPABLE DE CONDUIRE ET DE GERER LA RENOVATION SOCIO-ECONOMIQUE DU PAYS ET FIABLE POUR LA PROMOTION DU BIEN6ETRE PHYSIQUE ET MENTAL DES 20 MILLIONS DE MALGACHES !
    TEL A ETE LE BUT DE LA MISSION DE L’EQUIPE DE MEDIATION CONFIEE A LA SADC PAR LA COMMUNAUTE INTERNATIONALE QUI A REFUSE LA RECONAISSANCE DU POUVOIR NE DU COUP D’ETAT DU 17 MARS 2009 !
    MAIS A FORCE d’INGERENCE DE LA FRANçAFRIQUE ET AU FUR ET A MESURE DU JURIDSME ET DE L’AUTORITAISME , ET DISONS DES NEGLIGENCES DES RESPONSABLES DE CETTE MISSION ,LA MISE EN EN OEUVRE DE LA FEUILLE DE ROUTE S’EST SUBREPTICEMENT TRANSFORMEE EN PROBLEME ELECTORAL , , QUI COINCE CAR LE PRINCIPAL ACTEUR DES ELECTIONS , LE PEUPLE EST ABSENT DU EBAT..NON SEULEMENT IL EST ABSENT ,MAIS LES PUTSCHISTES ET LEURS CONSEILLERS FONT TOUT POUR QUE CE PEUPLE NE PARTICIPE PAS AU DEBAT…
    RIEN ,SUR LE PLAN ELECTORAL , NE PEUT SE FAIRE SANS LA LA PARTICIPATION DU PEUPLE !
    ET TOUS CES AGISSEMENTS ,TOUS CES PASSE-DROITS LIBETICIDES ( SUPPRESSION D’UNE JURIDICTION SANS RAISON , MONTAGE D’UNE AUTRE JURIDICTION SANS RAISON -TOUT CECI PAR LE BON VOULOIR DE CE PETIT CON QUI SE PREND POUR HITLER…
    LA RESPONSABILITE DE LA SADC ET SA CULPABILITE SONT PREPONDERANTES DANS LA DECOMPOSITION DE LA CRISE A MADAGASCAR !
    LA SADC ,COMPTE ETANT TENU DE SES ECHECS , DE SES PRISES DE RISQUE INUTILE EN VOULANT INVALIDER DES CANDIDATURES AUX PRESIDENTIELLES , EN ARGUANT LE FAIT QUE LE PRESIDENT ELU N’OBTIENDRA PAS LA RECONNAISSANCE INTERNATIONALE ET N’AURA PAS LES AIDES FINANCIERES ET TECHNIQUES…
    CES ARGUMENTS SONT INFANTILES ET NE SONT DGNES D’UN ORGANISME RSPONSABLE DE LA RECHERCHE DE SORTIE DE CRISE ..L
    LA SADC N’ A PAS MISSION A FAIRE DU CHANTAGE CAR LES PAYS QUI VEULENT AIDER MADAGASCAR NE VONT DEMANDONS L’AUTORISATION A LA SADC !
    LA SADC ,PAR SES MANOEUVRES ET SES COMBINACIONE , A TRANFORME NOTRE PAYS EN MERDIER AVEC LA COMPLICITE DES PUTCHISTES…
    NOUS VOULONS DES ELECTIONS SANS L’ENCADREMENT DE LA SADC
    ET NOUS VOUDRONS QUE LA COMMUNAUTE INTERNATIONALE DES GRANDS PAYS QUI ONT CONTESTE LES DECISIONS DE LA SADC NOUS GARANTISSENT AVEC LES NATIONS UNIES L’APPLICATION STRICTO SENSU DE L’ARTICLE 21 DU DRPIT DE L’HOMME ET DU CITOYEN LORS DE TOUTES LES ELECTIONS A MADAGASCAR C’EST-A-DIRE QUE :
    –1-CHAQUE CITOYEN, CHAQUE CITOYENNE MALGACHE ,JOUISSANT DE SON DROIT CIVIQUE PEUT SE PRESENTER AUX ELECTIONS…SANS AUCUNE CONDITION !
    –2-CHAQUE CITOYEN , CHAQUE CITYENNE MALGACHE PEUT VOTER QUI IL OU ELLE VEUT !
    NOUS SOMMES JALOUX DE NOTRE CULTURE , DE NOTRE DEMOCRATIE ET DE NOTRE BON SENS !
    LE COLONIALISME S’ACHARNE A DETRUIRE TOUT CELE..!
    MAIS NOUS AVONS RESISTE ET CONTINUONS A NOUS RESISTER ET A PROTESTER !

  7. Aminay dia tsy vita ny tolona na fantatra aza ny didi-pitsaran’ny CES.
    Hisaorana daholo isika rehetra nitondra ny anjara biriky hatramin’izao ary hotronona aza hanohy izany satria mbola tsy ny rariny sy ny hitsiny no eo,satria tsy ny fahamarinana no manjaka ao Mada fa fahalotoana amin’ny lafim-piainana rehetra ary noho izany dia any amin’ireo 92% foana ny eritreritra satria koa io firenena iombonana nahitana ny fy sy ny soa na tsy tonga lafatra daholo aza ny lafiny rehetra.

    Tsy manome tsiny an’ireo 92% izahay raha ohatra tsy sahy niatrika vava-basy satria efa niaina ny baomba lakrimozena.Zara raha misy telo tapitrisa ny mponin’Antananarivo izay tsy mitovy amin’ny mponin’i Caire mahatratra 16 tapitrisa ka manahirana ny tafika ny mamehy aza indrindra fa raha tafika mizarazara no misy tsy sahala amin’ny eto Tana izay lasa mpanara-drenirano fotsiny.

    Fantatray koa fa tsy nahomby ny paikady nataon’ireo milaza azy ho mpitarika.Mbola hiseho masoandro ny marina rehetra fa eto isika hahita azy.
    Mbola manohana ny ezaka ataon’ny FFKM koa izahay.
    Ny tenanay dia efa nanohy ny tolona izao alina izao.
    I Vohipivoriana no lasany fa mbola antsika i Valamparihy

  8. Tena mitohy tokoa ny tolona ary tokony hihamafy. Mila manova famindra ny ankolafy . Voalohany dia tokony hiasa ao @ io tetezamite sadasada io. Avy eo Miara-miasa sy misokatra @ hafa na tafita izany na hery politika . Manao Fanamboarana eo @ ankolafy , tokony soloina ny mpitarika, i Mamy Rakotoarivelo tokony miala, ary ny TEZA sy ny MFM tokony handray anjara misimisy kokoa. Ary farany dia ny hanafoanana ity fifidianana baikon’y frantsay ity .

  9. Izaho aloha ry zareo dia TSY MANAIKY an’io.

    Tena manahy aho, miaraka @ hoe « tsy hinohino foana ny angano sy arira »,
    fa efa ATAMBO no manepotra ny tontola aty Dago

    EFA VERY SAINA DAHOLO
    f’inona tsy arakay ny tena fandehany: NOVAINA ve ny éléments composants an’ity CES?!

    ohatran tsy mety ny tena raha tsy homehy kel amin’itony anaran’ny faha iray amby telopolo itony an: zafin-dra-(mi)vaha … Marie (vavy bé) No(y)é
    ___

    Mila aringana tanteraka amin’ny fomba rehetra izay mety hahatafa azy i Rajoelina Andry Naniry TGV SY+& Ratsirahonana L. Noribera

  10. NY fanafodsy dia mametra-pialana ianareo rehetra ao amin’io tetezamitatra io (Minisitra, CT, CST, sns) izay ny fanafodiny, dia maro dia maro ny olona hanohitra an’izao didi-jadon’ny CI, SADC fa indrindra FRantsa rafozan-doza ny malagasy sady mpamosavy

  11. Io efa tetika vita hatr@ voalohany fa mody mba amboari2 e!!!
    Amiko dia ilay MPITARIKA VILAM-BAVA MIHINTSY NO TOKONY HIALA fa tsy NENY.
    May atsy may aroa!!MPITARI-BATO VILAM-BAVA!!ZANA-BARATRA!!!

    KITAPO LATSAKA NY AN’ i CES fa tsisy mifanome tsiny e!!!dia ho nosoloina ho hatao inona ireo raha tsy
    hanatanteraka izao HAGEGENA izao moa???izay voky dia lasa!!! AIZA INDRAY NO HISY VOLA BE HIKARARANA
    TOY IZAO????MAMBA RERAKA TSISY ATE-DOHA !!!MAHONENA!!!MATIM-BOLA nefa dia mba olona NIANATRA.

    VONJEO ANDRIAMANITRA NY TANIKO!!!!!IANAO SISA HERINAY!!ARIPAO IZAY MANOSIHOSY NY TANIMASINAO. AMEN!!

    TSY HITONDRA RAVINY IRAY ETY ANIE RY ZAREO MAIVAN-DOHA, TSISY HAZON-DAMOSINA e!!!MBA NIANATRA IHANY e!
    MBA JAREO NY TARANAKA TOMPOKO ISANY FA TSY ANIO VOKY DIA RAPITSO MISARONA a!!!MAHONENA!!!!!

  12. Na ny fanovana io CES io aza efa sady TSY ARA-DALANA no efa fantatra mialoha ny antony FA…..
    TSISY NIETSIKA e!!!! » isika anie mandefitra foana  » hoy kotovelo nefa izy no mahazo TOMBON-TSOA any an!!
    MANDEFITRA FOANA e!!!!HO AN’IZA ?????ho an’i FOZA!!!!!

  13. Dia ho lazaina foana hoe izay maharitra vadin’andriana!!!
    Ampy izay fa midina an-dalambe amin’izay izao:
    – mitaky ny fodian’i dada
    – mamtraka an’i Lalao ho présidente
    – mandroaka ny firantay
    – memarina ny hasin’ny tanindrazana
    Ny ankoatr’ireo blabla sy fampandriana adrisa.

    Raha tsy manaiky an’ireo hevitra volaza ireo i dada dia avelao izy no hilaza azy fa tsy ireo milaza azy ho mahay miteny.

    Mitohy ny tolona.
    http://www.gttsra.org

  14. Sitrak’Andriamanitra re izao ê ! Aza mbola misy taitra aloha, fa Andriamanitra mbola sahirana mafy, manisa ny mety sy ny tsy mety nataon’ny vahoaka malagasy !
    Mety ho taona maromaro mihintsy, asa zato na telon-jato taona vao ho vitany izany asany izany, satria tsy ny vahoaka malagasy irery no nivadi-kondana sy nivaralila !!!
    Na izany na tsy izany, hisaorana ve ireo nihiditra systema indrindra fa ireo milaza an’ny tenany fa mpahay lalàna gaigy lahy sy gaigy vavy ?
    Ny hoe gaigy aloha, dia toa tena marina !

  15. Andriamanitra ranavalona mahafantatra ny mety sy tsy mety â ! Mety aminy izao matoa tonga amin’izao tanjona izao Madagasikara ! Mba anontanio anie ry zareo ao amin’ny FFKM ê !

  16. Fa maninona i KMD no manomboka kivy be toy izao ? Fotoana tsy tokony hahakiviana izao satria @ izao indrindra no mila olona mijoro ny tanindrazana.
    Mijoroa ary aza kivy fa ny marina tsy maty izany.

  17. Roa ny safidy mipetraka: Na hanao boycotte na hanolotra remplaçant

    Raha hanao boycotte dia mino ve fa tsy hisy reconnaissance ny fifidianana ho avy eo ???? Dia hitondra inona hoan’ny vahoaka sy ny firenena izany non reconnaissance izany raha toa ka sendra mbola tanteraka ???

    Raha manolotra remplaçant dia mety Botozaza angamba no ho voatendry eo dia tandem Botozaza président- Lalao PM no atao avy eo

    Tena mba fampihavanana sy dingana goavana @ fifampitokisana sy fanarenana firenena malagasy marina izany raha tena tanteraka!!!!

  18. La feuille de route ne comporte aucune disposition permettant à la SADC d’intervenir sur le plan politiqque en général et la question électorale en particulier..
    Il revient aux citoyen(nes)Malgaches ,selon l’article 21 du Droit de l’Homme et du citoyen..
    La SADC ,ayant échoué lamentablement la mise en œuvre de la feuille de route qui doitinstaurer la transition consensuelle et inclusive..
    Cette transition a vocation de préparer les élections , c’à-dire- de permettre aux Malgaches de s’exprimer , de particier dans le c&dre de cette transition à la conduite des affaires de Madagascar soit en se présentant librement aux élections ,soit en votant la personne qu’iks jugent capable , méeritant(e),digne de diriger le Pays…
    es choix appartiennent aux Malgaches et aucun organisme , aucun pays , n’a aucune prérogative à s’ingérer dans ce problème strictement malgache..
    Comment accepter cet ordre non fondé que la SADC a donné aux autorités putschistes de mettre en place une nouvelle ces pour invalider le verdict rendu par la première ces. ?
    Là ,la SADC une fois de plus régularisé le pouvir issu du coup d’état , à tel point que la situation est inversée : les putschistes ne sont ni coupables , ni comptables des conséquences socio-économiques du coup d’état et ni responsables des dégradatations politiques dupays , qui est dans un merdier avec la complicité de la SADC et de tous les intervenants et conseillers de ce pouvoir..
    Et maintenant la SADC croit-elle que cette décision de cette nouvelle ces qui ne maîtrise pas les débats diplomatiques des grands pays opposés à la SADC , à l’UA ,àl’UE et à la France contre la décision de vouloir invalider le jugement rendu par la première ces !

    Et ce chantage infantile et liberticide de la SADC et ses complices sur le fait que :
    -si l’un(e) de ces candidats invalidés était élu(e), la Communauté Internationale ne reconnaitra pas le Ched de l’éat élu !
    Ceci est une affirmation de ceux qui n’ont plus d’argument..

    MAIS DE QUELLE COMMUNAUTE INTERNATIONALE PARLE ET SE REFERE NT LA SADC ET CONSORTS ?

    Je ne opense pas qu’il s’agit de la Communauté Internationale quia refusé la reconnaissance internationale au pouvoir putscchiste , qui est devenu complice de la SADC ET CONSORTS contre le DROIT A L’AUTODETRMINATION DES MALGACHES !
    ET QUI DIT A LA SADC ET CONSORTS que cette décision irréfléchie et précipitée et anti-malgache va apporter l’apaisement dans le Pays et assure des élections calmes , démocratiques et respectueuse de l’état de droit..?
    Passez votre chemin et laissez-Nous Nous débrouiller sans votre assistance , qui a est néfaste pour Nous !

  19. IL Y AVAIT EXIGENCE DE CREARTION D’1 CES ECARTANT LA CANDIDATURE DE MmE RAVALOMANANA DONC IL FAUT CREER UN AUTRE CES POUR LA RETABLIR .

    QUE LA MOUVANCE TIENT A SON EXIGENCE A PARTIR DE MAINTENANT.

  20. LA FRANCE » RESPONSABLE DE LA MISERE DU PEUPLE MALGACHE .

    Selon le rapport de la Banque mondiale le niveau de vie des malgaches a réculé pour atteindre son niveau de 2001 depuis que Rajoelina était installé président par la France .
    Installé par la France,ça peut sourire certain,,n’oublions pas un certain JOYANDET en debut 2009 ,appelle Rajoelina Andry Président ,
    N’oublions pas Le premier Ambassadeur reconnaissant RAJOELINA ,Mr CHATAIGNER mandaté par La France le premier jour de la prise de pouvoir par Rajoelina .Tout le monde savait la stratégie diplomatique de la France dés ces premiers jours du puchiste président,ce que la FRANCE » va essayer de représenter le monde à Madagascar ,ce que la France n’a pas reussi dans l’immédiat car les USA,l UE ,l ALLEMAGEN LUI ont tourné le dos ,
    Au bout de quatre ans de travail diplomatique ,aus depens de l’interet général des Malgaches a reussi a infiltré toutes les organisations internationales,l,ONU,SADEC,.OUA.L’UE…et elle a reussi à farie porter par ses organisations sa stratégie diplomatique.
    La France a reussi cet exploit diplomatique car en face d’elle ,il ya le peuple malgache affamé,et Mr Ravalomanana, qu’il a reussi à reléguer à r 1 ôle négligeable au niveau internnational.
    Le but de la france et de Rajoelina ,n est il pas d’éliminer Mr Ravlomanana,vont-ils reussir ?Dieu seul le sait.
    Sur l’affaire Madagascar ,la France a acquis la place primordiale qui la permet d’agir en puissance coloniale ou au moins le rôle de gendarme .
    La France le premier pays à réagir une fois que son poulain Rajoelina andry a déposé ,hors delai ,sa candidature à la présidentielle ,son ambassadeur est deçu de la candidature de Ravalomanana Lalao ,de Didier Ratsiraka et de Rajoelina andry .
    Faut il se rappeler que cette candidature de Rajoelina s’est produite juste à son retour de la France,et ,comme on sait que Rajoelina Andry ne manque pas de se faire coacher par Guéant et…. d’autres voyous dés qu il passe passe par Paris .Mais faire le rapprochement entre la candidature de Rajoelina et son coaching par Paris il ne reste qu’un pas à faire .

    Mais la France et sa puissance ont reussi à imposer sa position contre la candidature des trois personnes ,Ratsiraka,Lalao Ravalomanana et Ripolina au niveau de l’OUA ,COI,SADEC .

    Malgré cela La France et la Présidence de Rajoelina vivent toujours le grand amour.

    Le probléme qu’il faut exposer ,qu’ une élection loyale ne peut se faire sans le soutien financier et matériel international ,.C’est sur ce point que la France va agir pour écarter le candidat qui lui est indésirable .une idée qu’elle a reussi à faire triompher au niveau du Gic.
    CE QUI AURA COMME CONSEQUENCE ,ce que la France souhaite probablement ,car Elle ne veut pas reconnaitre l’election comprennant les 3 presonnes citées plus haut donc la personne qui sera élue si les Malgaches arrivent à financer une election sans les fonds de la France .
    Mais entre temps Rajoelina qui n a plus aucune légalité reste reconnue par la France comme toujours l’homme fort et le président de l’état Malgache ,ce que les Malgaches comprennent comme illogisme démocratique envers le Malgaches .
    On se demande pourquoi la France s’obstine sur cette voie ,Est-ce vraiment pour la paix,peu de Malgaches y croient ,POURQUOI LA FRANCE » NE LAISSE PAS MALGACHE CHOISIR LIBREMENT SES DIRIGEANTS ?
    Pourquoi cette infantilisation ,au parfum de colonisation à déterminer les futurs dirigeants ou candidats aux responsabilité de ce pays .
    Tout cela va faire REVEILLER LA FIERTE DE TOUT SANG MALGACHE que Madagascar r recouvre sa liberté et que les responsables de cette colonisation dans la misére doivent etre dennoncés.

  21. tsy nahavit’inona izany ity ffkm?

    radio iray teny an-dalana mody ny zoma teo no nahenoko hoe « mihidy an-trano mivory » …

    izany no mahatonga anay miteny hoe: raha mbola i Andry Nirahany RAJOELINA no filohan’ny Transition dia izay tiany ihany io (Haute Autorite sous commandement des colons)

    hy sy izay olona mpiara-mitolona sendra mifanakalo hevitra hoe:

  22. tsy nahavit’inona izany ity ffkm?

    radio iray teny an-dalana mody ny zoma teo no nahenoko hoe « mihidy an-trano mivory » …

    izany no mahatonga anay miteny hoe: raha mbola i Andry Nirahany RAJOELINA no filohan’ny Transition dia izay tiany ihany io (Haute Autorite sous commandement des colons)

  23. Au fait, le sort que nous subissons actuellement est le fruit de l’accord passé entre le premier ministre de Ranavalona III Rasanjy et les FM de reny malala.Ces derniers relèguent déjà les portugais et les grecs au dernier rang des européens incapables alors on imagine ce qu’elle penserait des malgaches qui auraient éternellement besoin d’assistance d’autant plus qu’elle a acquis de nouveau sa place de gendarme de l’Afrique après l’opération libyenne.Bien sûr,elle nous aide à travers différents clubs de charité, mais elle attend aussi un certain retour qui serait disproportionné et programmé à l’avance depuis l’ère de Gaulle ou plus précisément Focart.Il est notre devoir de clarifier les choses à ces sociétés obscures

  24. Dė mba manome litika koa fa efa MIPELIPELI-DRAMBO sahady ny alika fa HISOLO an’i NENY???
    ÔDÔYĖ!!!!!rehefa tsy dada tsy Neny dia TSISY Ô!!!!!
    Aza manantena taitsokona ………………..mody hoe BOTOZAZA angah ????TOHIZO IHANY FA MBOLA MISY ,
    dia IZA KOA NY MANARAKA?????ZANA-BARATRA !!!!

    REHEFA TSY DADA TSY NENY TSY NY ZANANY DIA =========== TSISY !!!!

  25. C’est sur que la comunauté internationale ne cherche que son interet :quand il s’agit de creer un climat d’apaisement (selon la feuille de route ) et changer un vulgaire jugement de tribunal condammant Ravalomanana par coutumace ,dans ce cas rien ne se passe et la justice Malgache est independante et souveraine ;mais quand il s’agit de modifier une decision d’une haute cour speciale de tres haut niveau la justice malagche s’execute meme dans les points virgules . Pauvre de nous !

  26. Satria olombelona ihany ny tena fa tsy anjely, dia tena maniry ny mangidy sy ratsy indrindra, ho an’ireo nampitondra fahoriana ho an’ny vahoaka malagasy aho ; ary ao anatin’izany ireo CES vaovao izay nifampizara 15 miliara, araky ny resaka mandeha etsy sy eroa !

    Izy, tsy kivy ny aty fa sorena mafy dia mafy, mahita ny fandehan’ny raharaha sy ny mahazo ny vahoaka !

    Fanalikàna sy fanaovana tsinotsinona ataon’ny sasany amin’ny vahoaka malagasy izao zavatra mitranga izao, noho izany tsy tokony hiantehatra amin’Andriamanitra lava izao !
    Tsy mihiditra amin’ny resaka paolitika ataon’ny sasany i Andriamanitra, ary efa ela no nandrosoana an’izany hevitra izany !

    Raha mbola manantena fahaleovan-tena, fandrosoana ary fiainana mirary sy milamina ny vahoaka malagasy, dia tokony hiova famindra sy paik’ady ! Ao anatin’izany ady izany isika izao satria efa ela no miady amin’ny olona tsy valahara, tsy vanona !

    Resaka fandrebirebena fotsiny io resaka fampihavanana aroson’ny sasany atramin’izay io !

    Kiriko ny tena mahita an’ireto malagasy toloran’ny sasany tay iray lovia, dia miosanosana toy ireny olona mosarena sy tsy nahita sakafo nandritry ny taona maro ireny !

    TSY VAHA-OLANA INTSONY IZANY FIFIDIANANA IZANY ! HAHIRATO NY MASO SY NY SAINA !!!

    Ho an’ireo izay mihevitra fa ny tsy fandehanana mifidy sisa no zavatra tsara atao rahatoa ka tsy tafiditra ao anatin’ilay lisitra ny anaran’izy mivady, dia azoko lazaina fa fanohanana an’ireo mpanongam-panjakàna izany ! Torak’izany ihany koa ny fanendrena olon-kafa, hanoloana an-dRamatoa Lalao Ravalomanana !!

    Tonga izao ny fotoana hitakiana ny fiverenan’ny ara-dalàna, amin’ny fomba rehetra !

    Aza miantehatra amin’ireo mpamitaka intsony !

  27. Raha hangina ah dia hiteny ny vato hi hi hi.
    Tadidio koa fa ny mangina tsy resy.
    Aleo tsy miteny vonona toy izay be vava tsy sahy.
    Koa manentana anareo ah ! miomana fotsiny.

  28. Kintana ô!!!bedy elah an!!!inona ary ity????
    Jereo anie Neny e!!!MIRAMIRANA FOANA , tsy hitako izay mampitahotra???
    sanatria aho tsy manamaivana ilay zavamisy fa KOSA MBA MANDINIKA fa ny AFON-JOZORO dia
    MIREDAREDA HAINGANA FA TSY MAHARITRA ARY HO LEVONA VETIVETY.
    Asa raha aazonao ny tiako hambara ????ny ahy arakaraka ny maha-mafy ilay toe-javatra no TSY MAINTSY
    KOA IANAO MAFY. Azonao ve ???tsy mila kivikivy izany fa ady ity dia mila hatrehana koa MAHEREZA fa izao
    aloha no misy dia HATREHANA lesy a!!!!!
    MANDAMINA IANAO FA TSY LASA LAVITRA IO e!!!!

    Ilay MILLIARA indray BIZZINA iny e!!! Kitapo LATSAKA aza asiana sira, Jean Robert aza nahazo ny anjarana kosa
    nanao ilay NOTAM ta@ Neny koh , NEFA AIZA IZAO NENY lesy?????izay no hataoko hoe « MANDAMINA »!!!!!!!

    Aingana misotso rano kely dia maka saina dia mampiakatra ny MORALY!!!
    rehefa kivy ianao dia RESY izay koa aza mety resy zany!!!!!! izay fa MAHEREZA RY AKAMA ISANY FA ENJANA NY
    LALAO NEFA TSY ATAO HAMPILEFITRA MIHINTSY IZANY SSSSSAAHHHHNATRIA!!!!!!!!!

  29. Misy ahitsy kely tsy 15 milliara ilay izy fa mbola nisy 500 millions
    jereo tsara fa 31 no isan’ireo HO FILOHA HONO hihihihihiiiiiiiii
    ho hatao toy ilay CT sy CST koa e!!!AVAGONGO ao daholo toy ny PARASY hihihiiii latsaka za!!!!!MDR

  30. Fa inona ary ‘ty lazainao ranavalona ?
    15 miliara, 500 millions na 1 million fotsiny aza, mila omena an’izany vola izany ve ny MPAHAY LALÀNA VAO HANAO NY ASANY, ary amin’izay koa mbola olona nofidiana handatsaka an’i madagasikara any anaty lavaka kokoa ?
    Mbola tsy ampy ve izay dimy taona izay ?
    Tsara ho fantatr’ireo olona tsy mendrika ireo fa na ny rindrina hoy ny fiteny dia manan-tsofina !
    Mbola ho lazaina eto daholo ny fikafika nataon’ireo mihevitra ny vahoaka ho dondrom-poza ireo !
    Bizina bizina !

  31. On change une decision d’une haute cour et on subit un arret de basse cour .Pauvre de nous .
    -Pendant la premiere republique on peut dire que la corruption etait une prime à la justice ,soit comme une taxe complementaire pour faire beneficier les « indigenes » de leur droits civiques .
    -Ensuite la corruption est devenue comme une prime à la victoire de la lutte revolutionaire;malheureusement cette lutte revolutionnaire est devenue un fiasco !
    -Apres la corruption est devenue comme une prime à l’eloge de la colonisation ,ou plutot de la recolonisation,malheureeusement la recolonisation a fait des degats ;avec l’ampleur de la corruption .
    Ravalo a voulu reinstaurer l’Etat de droit c’est vrai à sa maniere ,mais on ne peut pas le nier (Bianco,etc )
    Le mouvement de recolonisation a été plus fort et a fait des degats moraux et materiels aux Malagches et au pays ;la preuve la destitution de Ravalo et l’appauvrissement .
    L’autre visage de la corruption sera de vouloir servir le diable (bientot) ,ce ne sera plus Madagasikara o hany Jesoa Kristy ,mais Madagasikara o ahany devoly aty .
    Chacun recevra son jugement .

  32. Jipo TM 19/08/13

    Le père margerie président du groupe total , ne représentera jamais la France , même si le groupe l’ est .
    Total est présent comme tous prédateurs ou il y a de la matière première , donc normal qu’ il reluque dans l’ Océan Indien .
    Je ne cherche pas à jouer sur les « maux » , ces individus comme des messier ou sirven, sont des mafieux franc maçons , dont le seul interet est la spéculation., ils se fichent totalement des pays et de leurs gouvernements de gauche comme de droite , avec une préference pour ceux qui les représentent & protègent le mieux .
    Je ne doute pas d’ une partie de vérité dégurgité par cette dame , mais accorder crédibilité à autant d’ animosité et xénophobie à l’ égard de ceux qui l’ hébergent, me gene et discrédite toutes ses affirmations , qui ne sont ( pour moi ) que vociférations d’ un complexe d’ infériorité mu par une mythomanie compulsive .
    A croire que la France est suspendue au subsides de Madagascar , il ne faut pas attiger .
    Si la France a abandonné Madagascar , c ’est qu’ elle lui coutait trop cher , car s’ il était aussi rentable , elle ne l’ aurait jamais abandonné , kon peut etre mais pas fou .
    Que chacun négocie équitablement et tout ira pour le mieux , du moins le devrait .
    Quant à bolloré sans l’ accord des Malgaches , du moins ceux qui prétendent les représenter il ne peut rien faire .
    Le problème ( comme au poker ce n’ est pas les cartes l’ important , c’est ce que vous en faites ) n’est pas du coté des bailleurs mais biens des interlocuteurs , dit l’ élite , qui au lieu d’ investir pour le Pays se mettent tout dans les poches , et de continuer de les accuser de ne pas donner assez …
    Qu ’il n’ y ait rien sans rien , la palisse ne dirait pas mieux .

  33. Tsy arako loatra ny composition n’ny CES fa ny tena moa nyjapy train. T@ artikla teo aloha toa ny sarin’i Me Hanta no nivoaka, sa ? Aleo manontantanitany foana e !!
    Momba ireto listan’ny kisoa voavary reto dia kely iany ny anarana fantatro : Roland Ratsy Iraka…. Rou Ndefo… Fetison… (??), Lahiniriko… Voninahitsy. On a tout compris quoi !
    Le reste, figurants n’a cinéma fotsiny hampandriana adrisa !
    Tena tsy ho avotra intsony ny firenena k’ty ! Mampiteny ratsy marina mafy

  34. Ny ahy indray ry sė dia toa milay ny hijery ny hagegena rehetra HIZARA VOA ETSY SY EROA
    mba ho handaniana ireto  » alika tsisy fehivozona  » indray ny ahy no fahitako azy ireto.
    tena mba tery saina an!!!
    Hita mihariary tsara izao ilay FITIAVAN-TENA satria raha tena tia ny tanindrazana MARINA ny iray amin’ireo dia
    EFA MBA NISY NIJORO NANOHITRA IZAO TSY FANARAHAN-DALANA SAHADY hataon’i CES izao na ny
    NANOLOANA IRETO ALIKA CES ireo aza efa TSY IZY nefa noho ilay SEZA sy VONINAHITRA na dia efa
    latsaka an-katerena mafy aza ny FIRENENA dia tohizana ihany ilay lalana izay efa hita fa MANDEHA ANY @
    FAHAVEREZANA.POTIKA NY FIRENENA RY MATY HERITRERITRE ISANY A!!!!
    toy izany koa ireo CES raha tena mba olom-banona izy ireo na ireo teo aloha aza dia ho NITSIPAKA ny FOMBA
    tsy mety tsy araka ilay lalana NIANARANY fa saingy efa niara-petsapetsa efa voajonony tao dia tsy misy HENA-
    MASO intsony, efa tafiditra tao anaty VOVOM-POZA daholo e!!!MIDANADANA NY VARAVARAN’ NY FAHAVEREZANA!!!!

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *