TSY VERY FANANTENANA NY TOLONA ATAONTSIKA

va1

va1Nitondra ny hafatry ny filoha Ravalomanana izay niditra mivantana tao Bel’air ny maraina, ny Cst Leriva Manahirana androany teny amin’ny Magro Behoririka. Nilaza ny filoha Ravalomanana hoy Leriva, fa nisavoritaka isika noho ny fanapahan-kevitra navoakan’ny CES. Vokatry izany dia be dia be ny hevitra tsy mitovy ato amintsika, ka niteraka savoritaka tanteraka. Mihavana ianareo rehetra hoy ny fahatry ny filoha Ravalomanana, manomboka androany, tsy aminay mpitarika ihany izany fa amintsika vahoaka ihany koa. Na ilay olona nandefasanareo trakita teto amin’ny kianja aza hoy Leriva dia ny kely indrindra any aminy no ilain’ny filoha Ravalomanana. Tsy misy olona mahavita tena izany eto hoy izy ka hahavita ny tolona, fa ny hery rehetra no mitambatra. Ajanony any manomboka izao ny fifanenjehana. Iny olona nenjehinareo teto tamin’ny Alarobia hoy izy dia nataon’ny filoha Ravalomanana, ho filohan’ny delegasiona namonjy olona iray. Dikan’izany dia ny filoha Ravalomanana dia tsy manao tsinontsinona aminao, amintsiaka , aoka iska mba hihavana. Miasa mafy ny Filoha Ravalomanana hoy ity mpanao politika ity ary nilaza fa tsy azo resahina amin’ny maro ny zavatra sasany nolazainy anay tamin’ny maraina. Tsy mbolavery fanantenana ny tolona ataontsika fa mandeha amin’ny làlana tokony hoy izy. Omaly hoy Leriva dia somary hafahafa ny fahenoana ny filoha Ravalomananan fa androany kosa dia ambony ny moraly. Ho hitanareo ato ato hoy izy ny tohiny fa mety hisy zavabaovao hitranga. Hitanareo fa manao zavatra tsara ny filoha Ravalomanana, ka tokony hiray saina sy hifankatia isika.

2 pensées sur “TSY VERY FANANTENANA NY TOLONA ATAONTSIKA”

  1. La vie dispose de la volonté
    La vie suppose de la liberté
    La vie nous propose aussi l’amour
    La vie s’oppose aux mauvais tours
    La vie s’impose avec peu de contrainte
    La vie repose toute forme de feinte
    La vie appose initialement son dessein
    La vie s’interpose sans être un saint
    La vie nous expose la réalité
    La vie nous compose la vérité
    La vie entrepose nos souvenirs
    La vie nous dépose sans revenir

    La survie ne possède que la volonté
    La survie ne s’obsède qu’à la liberté

    La survie provient en vraie de l’amour
    La survie prévient les mauvais tours

    La survie enfreint toutes les contraintes
    La survie ne craint aucune sorte de feinte

    La survie daigne infirmer le dit dessein
    La survie croit s’exprimer à ses Saints

    La survie nous évalue la réalité
    La survie nous statue la vérité

    La survie pense matérialiser nos souvenirs
    La survie ose concrétiser et faire revenir

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *