4 pensées sur “Andian-tsary fampielezan-kevitra tao Alatsinainy Bakaro 30 sept 13”

  1. Tsy hitako intsony izay tenenina fa dia miodina indray mandeha dia vita raha ny fahabetsany ny olona hiyako aminy sary.Teny mangoro vitsika.

  2. Fa iza foana ireo olona 300 manohana ny filoha ireo e ?
    Izahay moa tsy dia mahay manisa fa hatreo amin’ny 300 ihany no fantatray.
    Milay fa tohizo, maninona raha mba hatao 400 indray e!

    Mitohy ny tolona ary voizina handresy.

    Fidio ny laharana 33

    http://www.gttsra.org

  3. Gaga aho amin’izao ora izao fa raha te-hijery sary ngeza kokoa dia lasa 404 no hita… tahaka izany ve ny any aminareo any?

  4. HO AN NY MPANOMANA FAMPIELEZAN KEVITRA. TOKONY TSY HO ADINO NY AMIN NY HAINO AMANJERY SATRIA BETSAKA NY OLONA TSY TONGA AMIN IRENY FIHAONANA MIVANTANA IRENY

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *