5 pensées sur “Andian-tsary fampielezan-kevitra tao Manjakandriana 30 sept 13”

  1. Milay ny organisation ! Milay ny vahoaka ! Mankasitraka anareo avy ao Manjakadriana !

    Seon-javatra tahak’izao no hanidian’ny foza an’i Mahamasina, sns…… ! Fifidianana malalaka sy tsy miandany hono ê !!

  2. Zay zany fa dia miandry ny valiny isika zanaky i dada aminy faha 25 septembre ho avy izao, nefa aminizay dia efa tokony efa tonga eto aminy tanana koa i Ravalomanana satria izay no nifanarahana.

  3. ADY IO RASAMY A. NY FANILIHANA NY FOZA ORANA NO MAIKA AMIN NY MAIKA REHETRA. ENAO VE DE HIERITRRITRA FA AVELAN FOZA HIDITRA MORA FOANA EO DADA RA MBOLA IZY NO EO.
    TOKONY HO MATOTRA SY HANDINIKA TSARA ISIKA REHETRA

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *