8 réflexions sur « Andian-tsary fampielezan-kevitra tao Miarinarivo 30 sept 13 »

  1. HATSARAO HATRANY FANOMANANA. TOKONY ZAO DE EFA HITAOE IZA NIO TSY MAMELY NY MPIKARAKARA AMIN IRENY DISTRIKA ?A KAOMININA TSIDIHANA IRENY LA MILA MAILO

  2. Turbo diesel ny môtera ry gasy aho â ! Aza taitra ianao fa efa niova ny vitesy !

    Hafatra kely ho anareo ê : Mba tokony kiraro marô no anaovana tsindraindray, fa dia simban’ny vovoka ny kiraro mainty tsara tarehy !

    Tsy misorona hoy ilay olona iray izay !

    Tokony hitoetra ao an-tsain’ny tsirairay hono izany hoe « Fair play » izany, hoy ny mpanongana !!

    Fair play ve ny zavatra hita sy nataon-dry zareo atramin’izao ? Tsia !!

    Noho izany, isika tsy handika fitsipika, fa rehefa mitakla, aza mitsitsy velively !
    Takleo ary aza avela mihetsika, indrindra fa ilay nimerao 10 !

  3. Ary toa sarotra ny mametraka liens tato ato ê ? Raha nijery sary koa omaly, dia fiara mena be no hita !

  4. Tena mahafinaritra fa ianareo mydago.com sy ny mpaka sary no mampiaina anay ny tena zava-misy marina any an-kianja any. Ho fanatsarana zavatra ary dia miangavy anareo mpaka sary mba hovaovaina ny angle de vue rehefa manao prise fa io ambony io zao dia 12/22 toerana iray daholo no nakana ny sary.
    Tsy fanakianana fa fanamarihana fotsiny tompoko.

  5. Manotrona isika rehetra ary dia tena tsara izany, fa mila ihany koa manaramaso, fa sy maintsy hangaltra ireo Taranak’i Gallieni Vaovao ireo. Ankoatry ny olona 3 afa-tsy i JLR dia olona mpanohana ny fanogamam-panjakana daholo ireo.
    JLR ihany no hofidiantsika ary premier tour de vita fa raha misy 2eme tour io dia na hangalatra ny foza na sakakan’y frantsay ny fihodinana faharoa. Ka noho izany mitsana mandeha mifidy daholo mba handresen’i JLR dieny @ fihodinana voalohany. Izay no digana voalohany @ tena vaha-olana

  6. Tandremo fa misy olona milaza ny tenany ho mahay no i Dynamo ao !!!

    Iza moa ity Dynamo ? Ho anareo izay tsy mahafantatra !

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *