10 pensées sur “Andian-tsary fampielezan-kevitra tao Soavinandriana 30 sept 13”

  1. TANDREMO ! mahatokitoky faona ,mila mihady mafy atramin ny farany vao tonga io fandresena io !

    HAPOTSAHY NY ASA RATSY NY FOZA SY NY MPANAJANAKA .nandritra izay dimy taoana izay .

  2. Grand merci à tous ! nous allons gagner !
    Grand merci aussi à Bodo et sa troupe et les autres artistes rehetra >>>
    soutenons  » Jean Louis Robinson NOTRE FAVORI  » = Dada sy Neny tsy avela lalaovin’ny mpanomgam-panjakana izany =( rajoelina sy ny forongony )!

    RESEN-TSIKA @ ALALAN’NY FOMBA DEMOKRATIKA IO rajoelina io DIA NY FIFIDIANANA !!!

    1er TOUR DIA VITA !!!!!!!!!!!!!!

    Ndehana mifidy daholo ê …tsy misy vato fotsy izany eo !
    Ary sanatriavo ny mifidy foza orana taranak’i rajoelina !

  3. Ary sanatriavo ny mifidy foza orana taranak’i rajoelina toa an’i :
    – hery rajaonarimampianina ( le grand escroc du siècle )
    – pierrot rajaonarivelo
    – camille vital
    – edgard razafindravahy
    – roland ratsiraka

    sy ireo madinika foza rehatra ê …………! hainaoreo ?

  4. Izao angamba no mety mora hanazavana azy:

    JL ROBINSON: ADIDY SADY SAFIDY
    VATO FOTSY: ADIDY FA TSY SAFIDY
    MIKOMY: TSY ADIDY FA SAFIDY
    HERY,EDGARD…FOZA: VOAVIDY FA TSY SAFIDY
    TSY FOZA FA TSY JLR: TSY VOAVIDY FA SAFIDY

  5. Ilaina isika rehetra hifidy raha tiantsika ny hatongavan’ny Filoha MARC RAVALOMANANA eto antanindrazana indray , mila antsika hanefa ny adidy ary tena hikiry mihitsy e! aza avela hisy raraka an-tany ny vatontsika fa taomy daholo ny olona rehetra hifidy an’i Dr JLR ary koa hanaraka ny vato nalatsaka , fotoana iray io entintsika mampiseho hery tsy misy bomba, tsy misy fisamborana ka andao e! omba antsika Andriamanitra

  6. Tadidio fa isika tsy manana television sy Radio ka tsy ampy izao na dia betsaka aza ny olona tonga. Ka anjarantsika reheetra no mameno ny banga. Tadidio fa na betsaka toy ny inona aza ny vitantsika @ fampielazan-kevitra dia mbola kely sy tsy ampy foana izany. Ka aza misalasala mihitsy manao izay tratra. Hampahafantaro ny navana, ny namana, sy ny manodidina ary koa ny any ambany ravi-kazo any. Eny na isika eto @ forum eto aza dia manana andraikitra be dia @ famparitahana sy ny famapahalala-mbaovao ary @ fandresen-dahatra.
    Dia mazotoa daholo ary mitohy ny tolona.

  7. Ireny karaborosy midina any amin’ny faritra ireny dia tokony mba omena an’ireny afisy kely ireny ho zarazaraina rehefa tonga any amin’izay alehany ry zareo.Dia avy eo amin’io janona farany ireo dia mitady izay fiara na sarety aza hitatitra sy hizara an’ireo afisy kely misy ny sarin’i JLR sy Lalao Ravalomanana any amin’ireny tanàna kely ireny.

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *