ASEHOY AMIN’NY FOZA FA HORAISINTSIKA NY FAHEFANA

mydago.com-magro 17 sep 13 (3)

mydago.com-magro 17 sep 13 (3)Tamin’ny taona 2001 hoy ny Ct Tsianihy androany teny amin’ny Magro Behoririka, raha nanomana ny hilatsaka filohampirenena Ravalomanana, tsy avy hatrany izy dia nanao filohampirenena fa noptsaina tamin’ny ben’ny tanana. Nandritra izany hoy izy dia natao ny fanasoketana rehetra, kanefa nahita irika ihany ilay mpitarika tolona mahery.Antananarivo no nahazo tombony. Rehefa nilatsaka izy dia nisy nilaza fa aiza kosa dia hifanatrika amin’ny Amiraly , 21 taona teo amin’ny fitondrana. Tsy nikosomaso tamin’izany izy fa 1eur tour dia vita. Raha ny tanjaky ny Amiraly hoy Tsianihy dia resy, izay rehetra nifanehatra taminy dia resiny avokoa fa ny filoha Ravalomanana no tsy resiny. Ny jeneraly Richard baomba hoy izy dia miteny fa raha tonga eto Ravalomanana dia samborinay. Raha mbola Camille vital no praiminisitra , ary nilaza tamin’izany fa alainay any afrika atsimo izy. firy andro taty aoriana nitenenany izay anefa dia nodidiana tany LaReunion I baomba. Asiana fetrany ihany zavatra tenenina hoy izy. Tamin’ny fotoana nilatsahan’ny filoha Ravalomanana hoy izy dia 1eur tour dia vita, tsy nisy magro, tsy nisy zanak’i dada fa ny Tim no nisy. Ampiana mahery , tsy ampiana mahery ny movansy Ravalomanana ary lasa avo 4 heny ny heriny amin’izao fotoana izao. Dikan’izany hoy Tsianihy dia mantajaka isika, ary efa sahirana ny Tgv ankehitriny ka manangana vondrona ikambanana. Aza kivi hoy izy na ketraka fa asehoy amin’ny foza fa horaisintsika ny fahefana. Nanomboka hatramin’ny nitenenan’I dada fa ho kandida hotohanantsika Robinson dia nanomboka nipararetra ny Tgv. Ny Ct Lova dia nanambara fa mila miomana foana isika na misy na tsy misy io fifidianana io. Rehefa mandeha io fifidianana io dia samy manamasaka any amin’ny faritra ny parlemantera.

10 pensées sur “ASEHOY AMIN’NY FOZA FA HORAISINTSIKA NY FAHEFANA”

  1. tanteraho aloha ny vava latsaka de 1 tour koa io de vitan’i DOKOTERA (mody alohan’ny fifidianana i DADA) efa leo fampanatenanapokaty zahay DADA MODY = DOKOTERA 1er TOUR

  2. Tena mafy loha mihitsy ireto mpitarika ao @ magro ireto hoe aoka izay ny kabary sy ny vono lolo fa tena efa reraka loatra ilay vahoaka niharitra ny mafy 5 taona teo, aza mampadry adrisa intsony fa mahereza miara-mitantana sy mihinana @ foza ao @ tetezamitatra ao, mapiesona loatra raha ianareo kah! AOKA IZAY

  3. inona moa no mbola hametrahana fanontaniana :
    -mikasika ny fifidianana na hisy na tsia ,tsy efa vonona ve Isika sa mbola mitady tandroky ny moka ,mbola mila voa tsy ary ve sa mbola manonofy atoandro na mody fanina ?
    efa ny fandraisana anjara min’ny fifidianana no nifanarahan’i Filoha RAVALOMANANA MARC
    tamin’ny Troika vaovao , miampy ny fanohanana an’i Dr Robinson Jean Louis amin’izany fifidianana izany .
    Koa aoka isika tsy handany andro amin’ny fametrahana fanontaniana intsony fa efa zavatra tapaka izany..
    _mpiksika ny fodian’ny filoha eto Antanindrazana dia setrin’ny faneken’ny Filoha amin’ny fandraisana anjara amin’io fifidianana io.
    Mandefa feo ny frantsay amin’ny alalan’ny ambasadaorina fa tratry ny frantsay ny tanjona nokendreny dia ny faharesen’ny Filoha RAVALOMANANA MARC : mihevitra izy ireo fa resy rehefa tsy afaka milatsaka ho fidiana..
    Samy manana ny famakafakany satria y fisian’ny fifidianana ,na atao tery vozona aza ,dia tsy lehibe ny antoka mamela antsika hino fa ho tanteraka amin’ny octobre 20013
    io fifidianana io…Dia hiara mahita eo ny tohiny..,fa isika tsy hihemotra ary hanohy ny tolona !

  4. Déclaration du porte-parole de Catherine Ashton, Haute Représentante de l’UE, sur la situation politique à Madagascar

    Le porte-parole de Catherine Ashton, Haute Représentante de l’Union pour les affaires étrangères et la politique de sécurité et vice-présidente de la Commission, a fait ce jour la déclaration suivante le 06 août 2013

    « La Haute Représentante se déclare profondément préoccupée par l’absence de progrès dans la mise en œuvre de la feuille de route qui remet sérieusement en cause la transition consensuelle et inclusive, appuyé par la communauté internationale, qui devait amener à la restauration de l’ordre constitutionnel à Madagascar.

    Elle salue les derniers efforts réalisés par le médiateur Chissano et le Commissaire Lamamra, lors de leur récente mission à Antananarivo, et l’ouverture dont ont fait preuve les acteurs politiques malgaches. Elle les exhorte à mettre en œuvre dans les deux prochaines semaines, la totalité du plan en sept points afin de permettre la tenue d’élections présidentielles et législatives encore cette année. Si tel était le cas, l’UE relancerait ses actions de soutien aux processus électoraux et apporterait son plein soutien à la CENI-T pour l’organisation et le déroulement effectifs des élections avant la fin du mois de novembre.

    Dans le cas contraire, l’UE serait déterminée à adopter, en concertation avec d’autres partenaires internationaux et en ligne avec les recommandations du GIC-M, des mesures restrictives ciblées exclusivement sur les personnes faisant obstacle au processus électoral et à la mise en œuvre de la feuille de route.

    La Haute Représentante rappelle que suite à l’interruption du processus électoral, l’UE a été amenée à geler temporairement sa contribution financière au Projet d’Appui au Cycle Electoral à Madagascar (PACEM) ainsi que le déploiement de la Mission d’Observation Electorale.

    L’UE, qui reste solidaire avec le peuple malgache pris en otage, ne remet aucunement en cause son appui aux programmes bénéficiant directement à la population et aux actions menées par la société civile visant la démocratisation. »
    Cette déclaration n’ a pas empêché l’Union Européenne et Madame Ashton d’accepter la manœuvre anti-démocratique de chissano , contraire au Droit de l’homme et du Citoyen dans son article 21(liberté de se présenter aux élections et liberté de voter pour un(e) candidat(e) de son choix lors d’une élection )( à suivre )

  5. ho an’i Dr Celestin tsy hoe akory mila voa tsy hary fa ry zareo ireo efa be lotra ny fampanantenana nataondry zareo tao fa tsisy tanteraka ka izay le mahakivy raha toa ka voa tsy hary le izy de tsy tokony kabariana ao,Jerevo N ELIANE tsy vitako hoy izy ny adidiko hapody an’i DADA ,niala izy tena olo-kendry Ramatoa iny.Izaho akory tsy manome tsiny anao an, fa mifanazava fotsiny ,fantako ianao fa anisany tena nitolona teto satria tsy nisy andro irayb tsy nanortanao teto,manaiky aho rahalahy tena manaiky anao aho ,ianao dia anisany olona tsy mba nety kivy tato.Tadidinao michel iny zao de hoe arodany io fitondrana io na @ fomba ahoana na @ fomba ahoana ,ireny zao ny ahy no ohatrny tiako na tsy manao io fifidianana io ,nefa moa refa izay no tsy maintsy hizorana hoy ianao de hieritreritra aho ,mitsidika eto foana aho fa tsy de mahavita manoratra nohon’ny antony maha siantifika ahy angamba refa izao de izao.
    fehiny mankahery anao ry rahalahy fa raha sanatria mbola tsy tafody DADA de ahoana tsy mbola hidina andalambe ihany ve ,tena marary ny Malagasy e indrindra fa ny any ambany tanana mila MPANAFAKA dia tsy iza fa RA8MAN (SUPERHERO).

  6. Fa toa tsy misy hita daholo ilay sary nalefako, fa inona ny antony? Izaho anefa anisany mpiara-mitolona aminy rehetra.Ka mba miangavy kely izaho woe, fa maninona no nesorina ireo sary rehetra nalefako tato.Gaga ihany izaho.Ka mba mangataka any Talé anity MY DAGO.COM ity izaho hamaly ny antony.Misaotra tompoko.Sanatriavina vé izaho niteny ratsy, ary ataoko an,gamba fa ny sary nalefako dia tsara indrindra hampiseho aminireo mpitolona rehetra.

  7. Mba sokafy ny saina ry Rama a. Araho ny zavamisy. Tsy mora ny miady @ FOZA ORANA. Manambola izy ireo ary vitany tanteraka ny nanilika ny mouvance 3 tsy handray anjara @ fifidianana. Mbola ady goavana no atrehina fa tsy azo amaivanina.

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *